Vous êtes sur la page 1sur 1

Veloma izany havako izany Veloma masina findray andro any Dia mbola hihaona ny fo mitomany Izay tafasaraka,

hiombona, hifaly ary samy hifandray Ho tonga ho mamy zay voankazo handratra Izay tafasaraka, tonga ho iray Ary samy hifamoaka izay ranomaso Veloma ! dia mandra-pihaona ampiako masina Veloma masina ! ambara-piveriko hoe mba mangina Ny foko tsy aiza fa eo anilanao Ho mandrakizay, manomboka izao

Vous aimerez peut-être aussi