Académique Documents
Professionnel Documents
Culture Documents
foana Tsinjoko ihany 'lay tsiky anoloana 'Lay endrikao tsotra, tsy be haitraitra Mandondona foana no sady manaitra Tsoriko etoana, tsy haiko ho hadinoina 'Lay endrikao iny, tsy foiko soloina 'Lay endrikao kanto sy mirana lava Ny dindon'izany ato am-poko tsy rava Manohana alahelo ny fahitako azy Raha saraka kosa, toa olom-boasazy