Vous êtes sur la page 1sur 1

Noely : Nisy matinny toaka sy voatsindrona antsy (26-12-2013) - Iray no namoy ny ainy noho ny fibobohana toaka.

Iray kosa no naratra mafy rehefa voatsindrona antsy. Io farany dia avotra soa aman-tsara ihany ny ainy rehefa nahazo ny fitsaboana sahaza azy tao aminny hopitaly. Ankoatra ireo dia mbola nisy ihany koa ny tapa-kevitra namono tena ka niandry ny andronny krismasy. Olona roa izany, raha araka ny fanazavana azo tao aminny sampana famelomana aina tao aminny Hjra. Ny iray dia vehivavy, manodidina ny 20 taona, nihinana fanafody marobe rehefa tratranny aretim-pitiavana. Ny iray kosa dia lehilahy, tsy mbola tena fantatra izay nahatonga azy nandray io fanapahan-kevitra io. Olona roa hafa safotry ny toaka ary mbola mitohy tsaboina ao aminny hopitaly omaly. Ny adiady an-dalambe no tena betsaka raha araka ny fanazavanny mpitsabo. Maro ireo olona nentinny toaka dia niadiady tetsy sy teroa. Toe-javatra mateti-pitranga ihany rehefa andro fety toa izao. Nisy ihany koa ireo nararinny sakafo nohanin y, manodidina ny 10 eo ny tarehimarika azo omaly hatraminny dimy ora. Ny kalitaonny menaka ampiasaina sy ny karazanatody nanaovana mayonnaise no tena isanny nitarika ny aretina sy tsy zakanny vavony ka nitarika fivalanana. Na izany aza dia mba nihena ny isanny maty raha oharina taminny noely maro nifanesy, raha araka ny fanazavana azo hatrany.

Vous aimerez peut-être aussi

  • Fort
    Fort
    Document2 pages
    Fort
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • 67 Ha
    67 Ha
    Document1 page
    67 Ha
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Ny Endrikao
    Ny Endrikao
    Document1 page
    Ny Endrikao
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Torohevitra Momba Ny Fahasalamana
    Torohevitra Momba Ny Fahasalamana
    Document1 page
    Torohevitra Momba Ny Fahasalamana
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Nafoiko Noho Ianao
    Nafoiko Noho Ianao
    Document1 page
    Nafoiko Noho Ianao
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Lalam Piainana
    Lalam Piainana
    Document1 page
    Lalam Piainana
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Vavaka Ho An'i Neny
    Vavaka Ho An'i Neny
    Document1 page
    Vavaka Ho An'i Neny
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Tribonaly
    Tribonaly
    Document3 pages
    Tribonaly
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Madagasikara Iray
    Madagasikara Iray
    Document1 page
    Madagasikara Iray
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Techniques
    Techniques
    Document1 page
    Techniques
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Raha Tonga Ny Fety
    Raha Tonga Ny Fety
    Document1 page
    Raha Tonga Ny Fety
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Vavaka Ho An'i Neny
    Vavaka Ho An'i Neny
    Document1 page
    Vavaka Ho An'i Neny
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Lalam Piainana
    Lalam Piainana
    Document1 page
    Lalam Piainana
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Tribonaly
    Tribonaly
    Document3 pages
    Tribonaly
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Eto Am-Pitandrano Eto Aho
    Eto Am-Pitandrano Eto Aho
    Document1 page
    Eto Am-Pitandrano Eto Aho
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Nitady Anao Aho
    Nitady Anao Aho
    Document1 page
    Nitady Anao Aho
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Ny Hirako
    Ny Hirako
    Document1 page
    Ny Hirako
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Isaky Ny Vao Maraina
    Isaky Ny Vao Maraina
    Document1 page
    Isaky Ny Vao Maraina
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Siokan
    Siokan
    Document1 page
    Siokan
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Tadidinao Ve
    Tadidinao Ve
    Document1 page
    Tadidinao Ve
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Handao Anao
    Handao Anao
    Document1 page
    Handao Anao
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Bao
    Bao
    Document1 page
    Bao
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Siokan
    Siokan
    Document1 page
    Siokan
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Volan'Ny Kamboty
    Volan'Ny Kamboty
    Document1 page
    Volan'Ny Kamboty
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Nahoana Ianao No Tomany
    Nahoana Ianao No Tomany
    Document1 page
    Nahoana Ianao No Tomany
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Hisy Hatsiarovanao Ny Anarako
    Hisy Hatsiarovanao Ny Anarako
    Document1 page
    Hisy Hatsiarovanao Ny Anarako
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Lanitr'i Gasikara
    Lanitr'i Gasikara
    Document1 page
    Lanitr'i Gasikara
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Mihazoazo
    Mihazoazo
    Document1 page
    Mihazoazo
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation
  • Gaga Anao Aho Raolombelona
    Gaga Anao Aho Raolombelona
    Document1 page
    Gaga Anao Aho Raolombelona
    Tantely Ramaromiantso
    Pas encore d'évaluation