Vous êtes sur la page 1sur 2

Fort-Dauphin.

Fifidianana ho depiot, manohitra 100% ny vokam-pifidianana ireo 22 aminny kandida-24 (26-12-2013) - Manohitra marin-drano ny voakam-pifidianana ho solombavahoaka natao ny 20desambra teo ireo kandida 22 mianadahy aminireo 24 mianadahy nirotsaka hofidina.

Andry Andriamahasoro n19, kandida natolotry ny fikambanana VoromaherignAnsy, niala ny maro. Antony (05) no nahatonga izany fanambarana sy fanehoan-kevitra ka nahatonga ny valan-dresaka taminireo mpanao gazety tany Fort-Dauphin ka nisianny fanapahan-kevitra. Nambaraningahy RAKOTOARISON Yves Aim (Mem) nitondra ny fanazavana fa aminireo antony dimy hoy izy no tsy ekenizy ireo, ka anisanizany ny fizaranny kandida Jerry HATREFINDRAZA sy ireo mpiara-dia aminy vola taminireo mambranny birao fandatsaham-bato, sefo fokontany anjatony, sy benny tanna ampolony maro, ny alakamisy faha-19 ny volana desambra sy nandritra ny fotoam-pifidianana, ny fitokanana asa vita aminny maha-mpandraharaha azy (Jerry) taminny fotoanny fampielezankevitra, ny fisianny PV noforoninanandianolona ka narafitra tany ivelanny birao fandatsaham-bato, ny namoronana vokam-pifidianana taminny toerana tsy misy mpifidy, ny fidanganny isanny olona tonga nanefa ny adidiny zay tsy mifanaraka velively aminny ao anatinny lisim-pifidianana. Izany rehetra izany no nahatonga ny kandidanny fikambanana Fiharoa Mahenika anAnsy Jerry HATREFINDRAZA hanao poa-droa taminny ampaham-bato 23%, raha 9% kosa ny nanaraka azy. Lavinizy kandida 22 nanao ity valan-dresaka taminny mpanao gazety ity tao aminny Restaurant LEtoile ao Esokaka io vokatra io. Noho ireo sehon-javatra, midika ho fanitsakitsahana an-kitsirano ny lalnny fifidianana misy ato anatinny fitondrana tetezamita, nanapan-kevitra izy roambiroapolo mianadahy fa hitondra ny raharaha eo anivonny CES. "Tsy rediredy akory ireo voatanisa teo ireo fa misy porofo ary raha ilaina , misy olona afaka hijoro ho vavolombelona raha ilaina hoy ny mpitondran-teny", hoy ihany ny mpitondra-tenin'izy ireo. Noho izany angatahinizy ireo, ny hanafoanana manontolo ny vokam-pifidianana tany Fort-Dauphin ary averina manontolo, ary takianizy ireo ny hanalana an-daharana aningahy Jerry H. tsy hoanisanny mpilatsaka intsony, ary hampiharina aminy ny lalna velona. Efa eo am-pelantananireo mpitory ny antotataratasy mahakasika izany. Nohamafisin ireto kandida 22 ireto fa hiditra aminny dingana manaraka zay heverina fa ho ambonimbony kokoa raha tsy misy ny valin-teny mahafam-po avy aminny CES tomponny teny farany. Mbola tantra mitohy.Fa raha ny any amininy distrikanAmboasary Atsimo iny indray,nikatra ny tambaviningahy KALETA. Resy taminny ampajham-bato betsaka ity senatera teo aloha ity.Efa nanao valan-dresaka taminny mpanao gazety tany an-toerana ny ano lahy ary nilaza fa tsy afam-po taminny fifidianana ny tenany noho fanereterena nataonny sefo cisco ireo mpampianatra an-toerana ary mihevitra ny hitondra ny raharaha eny anivonny manam-pahefana tandrify izany ny tenany zay efa eto an-drenivohitra aminizao fotoana izao. Fa ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa tany Fort-dauphin kosa ihany koa dia tsy mifanalavitra aminizay nitranga taminny fifidianana ho depiote ny zava-nisy. "Nanjakan'ny tsy fanarahan-dalna", hoy ny solotenan'ny kandid JLR. "Iray aminizany ny tatitra diso no azonny tomponandraikitra ao aminny CENI-t, tsy ilay tena vokatra marina avy any aminireo birao fandatsaham-bato. Zany hoe hafa ny tena PV, ary hafa ihany koa ny (PV)adika aminny (PV) nalefa

tetsy Alarobia. Raha zohina, ahatarafana tsikombakomba" hoy ireo solontenanny kandida ny Dr ROBINSON Jean Louis. "Ny fividianana olona,sy ny maro zay mbola ahitana porofo mivaingana azo, atolotra ny CES".

Vous aimerez peut-être aussi