Vous êtes sur la page 1sur 2

1 - Miditra explorateur windows (windows + E na click droit

sur menu dmarrer dia explorer)


2 - Miditra ao @ menu Outils > Option Dossier > Oglet Affichage
dia ao @ fichier et dossier cach cocho "affich les fichiers et
dossiers cachs.
3 - Miditra ao @ ity chemin ity nareo raha disque C no misy ny
system dia(sinon raha disque hafa dia soloy fotsiny ny c lettre
voalohany):
c:windowssystem32
raha disque d:
d:windowssystem32
Rehefa tafiditra ao dia tadiavo ity fichier ity "foza_orana.vbe"
tonga dia supprimo.
Raha tsy mety supprimna ilay izy dia manaova ctrl+alt+suprr dia
miditra processus ary terminer le processus "winscript.exe" dia
avereno supprimna ilay fichier.
4 - Clique menu dmarrer dia executer. Soraty eo hoe "regedit"
dia Entre ou Valider. Miditra edition> dia recherche na tonga dia
Ctrl F.
Soraty eo hoe "foza". Cocho daholo "cl, valeurs, donnes" dia
recherche @ zay.
Isaky ny mahita valeurs izy dia supprimo dia tsindrio ny F3 mba
hanohy ny recherche. Dia suprimo foana izay hitany mandrapahatapitra ny recherche (misy message @ farany hoe recherche
termin) dia OK.
Fanamarihana:
Mety hahita ary mety tsy hahita n'inn n'inn nareo @ ireo dingana
etsy ambony ireo. Mety possible mantsy hoe matin'ilay anti-virus
ilay izy fa kosa tsy hain'ilay anti-virus ny mamerina ny valeur par
dfaut an'i windows. Ny manipulation manaraka ity dia mamerina
ny valeur par dfaut an'i windows izany hoe mamerina ny bureau,
clique droit bureau, menu arreter sns ...
5 - Miverina any @ regedit ihany aloha isika.
Menu dmarrer > Executer > regedit > Valider ou Entre
HKEY_CURRENT_USERSoftwareMicrosoftWindowsCurrentVersionPo
liciesExplorer
Supprimo daholo ny valeur rehefa afa-tsy ireto 2 ambany ireto
Par dfaut
NoDriveTypeAutoRun
6 - Farany ( A ou B )
A - Manaova ctrl+alt+suprr > Processus > dia terminer le

processus "explorer"
avy eo miditra Fichier > Nouvelle tche (Executer..) dia soraty eto
"explorer" dia Valider ou Entre.
B - Na koa tonga redemarrer ny machine.
Tokony hiverina @ lohany daholo ny rehetra avy eo.

Vous aimerez peut-être aussi