Vous êtes sur la page 1sur 5

Sorbet de fruits et glace vanille

Manao sirop kely amin'ny sucre 170g +rano kely dia rehefa mangatsiaka io dia asina jus
de citron kely.
Mixena ny fruits 500g ( eto manga na fraise fa mety daholo ny hakamaroany fruits )
Dia afangaro amin'ilay sirop dia atao anaty moule cake na forme hafa zay tiana, dia
apidirina congelateur mandritra ny 2h eo mivaingana.
Dia atao ny glace la vanille: kapoina tsara ny tamenak atody sy siramamy 110g sy
graines de vanille. Avy eo kapoina kely koa ny creme fraiche na creme liquide 240g dia
afangaro amin'ilay vialohany.
Alaina amin'izay ilay sorbet de fruits anaty congelateur dia arotsaka eo amboniny io
preparation la vanille io dia averina anaty congelateur. Tsara kokoa ra ohatra ka la veille
no manao azy dia amin'izay mivaingana tsara.
Rehefa hi-servir azy dia akasoka kely anaty rano mafana ny vodin"ilay moule dia mora
miala izy.

Souffl au chocolat
chocolat noir 200g (tsara raha ilay 70 cacao
no ampiasaina 3000ar mahery kely ao @
shoprite maitso ny fonony)
Blanc d'oeuf 165g (eo @ 30gr ny blanc d'oeuf
iray)
Lait 20cl
Jaune d'oeuf 40gr (eo @ 20gr ny jaune ray)
Maizena na PCP 60g.
Sucre 60 g
Mila beurre kely sy siramamy hosorana @
moule
ETAPE 1 : Atsonika ny chocolat
ETAPE 2 : Manaova crme ptissire @ lait / ny
pcp na mazena /ny jaune d'uf sy sucre
Ato ny fanaovana azy raha tsy tadidy
https://m.facebook.com/groups/1422481904706
102?view=permalink&id=1564824990471792
Tsy atao matevina be fa vao matevina dia vita
(ataovy mito y @ consistance bchamel toy ny
t@ ilay souffl aux fromages e)
Rehefa vita avelao hangatsiaka
ETAPE 3 : Monteo en neige ny atody
ETAPE 4 : Afangaro crme ptissire + chocolat
fondu
ETAPE 5 : Arotsaho @ io fangaro io ny blanc
d'uf en neige.ATAO INDROA MANDROTSAKA.
alefa aloha ny 1/3 dia afangaro moramora @
spatule zay vao alefa ny ambiny
ETAPE 6 : Atao @ moule souffl efa nosorana
beurre sy sucre dia atsofoka four eo @ 7mn
200 jerijero de rehefa mibontsina de esory de
arosoy manjary mitroatra.De toute faon efa

ingrdient lasa ka no ampiasaina ka aza


matahotra hoe manta

MILLE FEUILLE DE BETTERAVE

Betterave @ ilay vaventy


Fromage de chvre (Eny @ grande surface na @ admin Ta kosiky misy) NA
mayonnaise Na fromage fondu tsotra izay hitanao e
ETAPE 1 : Andrahoina ny betterave tsy atao modaka
ETAPE 2 : Mixna ny fromage, asina epice kely
ETAPE 3 : Voasana ny betterave, tapatapahina @ emporte pice avy eo apetraka
Izy aloha avy eo fromage na mayonnaise avy eo betterave de toy zay hatrany
Raha hanitatra dia azonao atao betterave,zavoka , ovy,sakoa masaka mbola
henjakenjana, manga (@ fotoany manga sinon misy eny @ grande surface) ny eny
anelanelany tsy miova
Rehefa vita anaty emporte pice dia trobahina @ cure dent dia atsofoka eo ny
tongolo maitso
Mazotoa retsy a !! :)

BEIGNET DE CREVETTES

1 kg de crevettes
2 oeufs
1 pince de sel
200 g de farine
1 sachet de levure chimique
15 cl deau ou de lait
Pour la marinade :
2 c. soupe de sauce soja
1 c. caf de gingembre en poudre
1 c. caf dhuile de ssame si vous en avez.
Du poivre
Prparation :
Prparez la pte beignets: battez les oeufs en omelette avec le sel et le poivre puis ajoutez la
farine, la levure et leau ou le lait jusqu lobtention dune pte homogne et fluide mais
encore assez paisse puis laissez reposer 30 min.
Prparez la marinade: dans un plat, mlangez la sauce soja, le gingembre et lhuile.
Dcortiquez les crevettes en laissant la queue. laide dun petit couteau pointu, pratiquez
une incision le long du dos et tez lintestin en forme de veine noire. Rincez les crevettes,
schez-les avec du papier absorbant et mettez-les dans la marinade. Mlangez, filmez le plat
et placez-le 30 min au frais.
Pass ce temps, gouttez les crevettes. Mlangez de nouveau la pte beignets au fouet.
Faites chauffer lhuile .
Lorsque lhuile est bonne temprature, trempez les crevettes dans la pte beignets en les
tenant par la queue et plongez-les dans la friture Un a un.
Lorsque les beignets sont bien gonfls et dors retirez-les avec une cumoire et posez-les sur
du papier absorbant pour les goutter.
Servez-les chauds avec de la sauce!

MOFO ANANA
Farine 250g - Carotte rap 200g - Anandrano kely - Atody 1 - Voatabia voatetika 1 - Levure
chimique antsasany sachet - Sira 1 cc - Rano 1 pot yaourt
Miaraka afangaro dia alona kely antsasakadiny vao endasina, azo asiana poivre sy carry na
sakay

PORC LAQUE "


ZAVATRA ILAINA :
nofon-kisoa 500 g "chine" na "filet mignon de porc"
Fangarony :
saosy soja matsora 5 sotro fihinanana
tantely 5 sotro fihinanana
vinaigitra tsotra na balsamika 1sotro fihinanana
dipoavatra 1tsongo
sakamalaho vovony 1 sotrokely (tsy voatery)
FIKARAKARANA :
- Afangaro anaty "bol" ny saosy soja, ny tantely, ny vinaigitra, ny dipoavatra, ny sakamalaho.
Aroroana tsara. Vonona.
- Apetraka afovoan'ny "lasitra" fanatsofoka anaty lafaoro ny hena, dia tondrahana amin'ilay
fangaro teo.
- Avela hilona ora maromaro na indray alina ny hena.
- Afanaina 10 minitra mialoha ny lafaoro 200C
- Rehefa mafana dia apetraka amin'ny faritra ambony amin'ny lafaoro ilay lasitra nisy ny hena.
- Avela ho mendy 10 hatramin'ny 15minitra ny ilany, sady tondratondrahana matetika amin'ilay
saosy nandomana azy ihany. Avadika amin'ny lafiny iray dia atao toy izay koa.
- Vita ny nahandro, didiana amin'ny habeny itiavanao azy, fa mba atao mitovy avokoa. Tsara raha
aroso mafana.
Torohevitra :
- Afaka soloina vinaigitra balsamika ny vinaigitra fotsy, sady miaraka tsara amin'ilay saosy soja io.
- Ny fe-potoana ahandroina azy dia miovaova araky ny tanjaky ny lafaoro sy ny hatevin'ny hena.
Tsy tokony ho may izy raha voatondratondrakao matetika.

Choux farcis:
Zavatra ilaina:
Laisoa 1, toto-kena 400g, kotomila, karoty, celeri, tongolo be, voatabia, sakamalaho, atody 1, sauce soya1
sotro, menaka, sira

Fikarakarana azy:
nampangotrahina 10mn tao anaty rano mangotraka nasiana sira ny laisoa rehefa voadio (tsy tetehina a),
rehefa izay dia avy dia atsoboka anaty rano mangatsiaka mba hampalemy azy. Esorina tsirairay ny raviny,
ny majinika atokana.
Endasina ny zavamanitra voatetika majinika: tongolo be, celeri, sakamalaho ary ny karoty koa.
Maka bol iray dia afangaro ao daholo ny toto-kena, kotomila, atody, sauce soja.
Raisina ny raviny dia asiana ilay totokena io atao sesika toy ny manao nem, dia fonosina tsara toy ny
manorona tsihy ary fatorana rofia tsy hiboraka raha ilaina.
Alahatra anaty vilany efa misy ilay saosy natao voalohany sy asiana rano 1 vera dia tanehana amin'ny afo
malefaka mandritra ny 1h 30
Mazotoa homana daholo
NB: azo asiana vary izy ity sy ny ambin'ny laisoa ao anaty farce ary azo andrahoina anaty lafaoro koa.

TSASIOU
ingredients
1kg henakisoa
1 sachet 5 epices
1sachet kely poivre
sira ZAY QUANTITE TINAO
sauce huitre ou sauce soja ZAY QUANTITE TINAO
sucre ZAY QUANTITE TINAO
1gousse d'ail
preparation
afangaro @ ingredients rehetra ny henakisoa sauf ny gousse d'ail.Alona 4h minimum;30 mn ts
andrahoana anazy vao asina anilay gousse d'ail.andrahoana amzay d atao afo
malefadefaka.mazotoa homana