Vous êtes sur la page 1sur 2

ISTENDAELE OWLADYS FRANCINE

Lot K 53 CD , fokontany ,p/celle 31/11


Tanambao 2 / Toamasina
_______________ Toamasina, faha 04 aprily 2018

Ho aN-dRtoa FILOHAN’NY FITSARANA


AMBARATONGA VOALOHANY

TOAMASINA

ANTONY : fangatahana fanitsiana ny


daty nanoratana ny « Kopia »
laharana 476 fa nisy fahadisoana .

Tompoko,

Araky ny taratasy nalefan’ny Consulat de France aty


amiko mitondra laharana 2018-1033971/EC/VRC tamin’ ny 17 Janoary 2018 izay
alefako aty aminao.
Dia, voninahitra ho ahy no ahazoako mangataka ny fahazoan-dalana aty amin’ny
Fitsarana, hitondra ny fanitsiana ( rectification) ao amin’nyArrondissement Morarano Toamasina-1,
izay nisy fahadisoana ny daty nanoratana (declaration) ny Kopia :
- Kopia lah 476 fahaterahana sy fanjanahana an’i ISTENDAELE Owladys Francine,
teraka tamin’ny 31 Mai 1982 teto Toamasina.
- Tsy eken’ny Consulat de France ny datin’ny «declaration» le 16 Juin 1982, satria
nihoatra ny fe-potoana ara-dàlana 12 andro izay tsy maintsy hanaovana ny fanambarana ny zaza
teraka sy hanaovana Kopia eto Madagasikara.
Koa, ilaiko maika ny fahazoana ny sora-piankohonana voahitsy (rectifié) ho
famenon’ny «dossiers» izay karakaraina ao amin’ny Consulat de France .

Mila valiny tompoko, raiso ny haja amam-boninahitra atolotro anao.

NY MPANAO FANGATAHANA
Fanomezan-dalàna
( procuration )

Izaho, ISTENDAELE Owladys Francine, mitondra ny karapanondro laharana 301.012.010.244


nomena tamin’ny 08 Aogositra 2000 teto toamasina, monina lot K53 CD, Fokontany Tanambao-2,
pcelle 31/11 Toamasina-I.

Dia manome fahefana an’i Atoa LEMANIRY François d’Assises, mitondra ny karapanondro
laharana 301 991 045 098 nomena teto Toamasina tamin’ny 16 Aprily 1975, mipetraka lot K 53
CD,Fokontany pcelle 31/11 Tanambao II- Toamasina hisolotena ahy hiatrika ny fitsarana mikasika
ny fanamboarana sora-piankohonako izay nisy fahadisoana ny daty nanaovana ny fanambarana
(déclaration) voasoratra anaty boky mirakitra ny sora-piankohonana ao amin’ny Arrondissement
morarano Toamasina I .

Natao ary omeko azy ity fanomezam-pahefana ity ho fanamarinana sy azo haseho amin’izay
rehetra hilàna azy.

Toamasina faha 05 Aprily 2018

ISTENDAELE Owladys Francine

Vous aimerez peut-être aussi