Vous êtes sur la page 1sur 30
Neen aaa i NY FITSIPIKA AMAN-PLTONDRATENA MANOLOANA NY LALANAN’NY FIFAMOIVOIZANA Ny lalina mifehy ny fifamoivoizana no mametraka ny fihetsika amam-pitondratena.tokony haschen’ny olona. - Ny fahaiza mitandrina ‘ny laldna niifehy ny fifamoivoizana dia mitoryfananaia fahendrena satria fahaizana manaja ny fifanarahana natao Ny fahaizan'ny tsirairay manaja ny lakina mifehy ny fifamoivoizana dia taratry ny toetsaina sy ny toe-panahy anianany no sady toctra mendrika manandratra no manondrotra ny maha-olona, Ny lalina mifehy ny fifamoivoizana no fefy, aro-fanina mamacitra no sehatry ny azo atao sy ny tsy azo atao Ny fihevitry ny Malagasy ireo olona tsy Mankato na tsy manaja ny jalana: * Olona tsy manana fahendrena % = Sokajiana ho olona tsy manam-panahy na tsy mataho-tody T- NY FAHAZOANA MAMILY FIARAKODIA Diplorta na mari-pahaizana midika ho mari-pahavononana ka mitaky fitondrantena mendrika sy fahatsiarovana ny adidy sy ny andraikitra . Diploma azo tamin’ny fahamarinana ka hitondra soa ho an‘ny tompony sy ny fiarahamonina, Ny fahazoana mamily fiarakodia dia midika ho fananana andraikitra amin’nyfitandroana ny ain’olona sy ny fananany ao anatin’ny fanajana ny falana Noho izany dia andraikitra ifandrimbonan’ny maro ny fahazoana mamily fiarakodia I ANDRAIKITRY NY MPIANATRA Fanekena ny vokatry ny fanadinana na dia ny tsy fahafahana aza Fahamalinana lalandava: alohan’ny hiditra ao anaty fiara, eny am- pandehanana Fanajana ny mpiara-belona:ny samy mpampiasa lalana,; fianarana lesona Toetsaina mahay mandefitra. ana aa. a NY FAHALALANA NY LALANA a- Fampahafatarana ny lalana mifehy ny fifamoivoizana (code de la route) Tsy ny olona rehetra no mahalala ny lalana mifehy ny fifamoivoizana na dia ambara fa « tsy misy olona azo heverina ho tsy mahafantatra ny fisian’ny lalana » ; ilaina ny fampahafantarana ny vahoaka sy ny fampiclezna ny lalana mifehy ny fifamoivoizana b- Teny mifandraika hevitra amin’ny latina ny fantatra andavanandro Fepetra Samy manambara hevitra tsy azo ialana. Fitsipika ‘Tsy miankina amin’ny safidy na sitrapo avokoa Fitsipi-pipehezana ireo | i i i c* Fanasokajiana ny lalana mifehy ny fifamohivoizana I - — Lalan’ny fiaraha-monina Tsy voasoratra fa miara~dia amin’ny fomba amam-panao sy ny kolotsaina: I Fifanajana eo amin’ ny mpampiasa lalana Anjaran’ny zoky no mametraka ny zaza aty ankavanana-dalana rehefa mandeha [ - Lalam-panjakana Ny fitondram-panjakan no mandrafitra sy mamoaka ary mampiatra azy. i irenyamin’ny faritra iadidiany d- Lanjan’ny lalana mifehy ny fifamoivoizana Hevitra iombonan’ny maro ary heverina fa miaro ny tombentsoan‘ny i besinimaro no voarakitra ao amin'ny lalan’ny fifamoivoizana, Fepetra miantoka ny tombontsoan’ny mpiara monina sy ny fiaraha-monina i ny fiasan‘ny lalana mifehy ny fifamoivozana : f g NY MPANDAMINA NY FIFAMOIVOIZANA /SIGNALISATION ROUTIERE \-Agent de circulation 1-S R VERTICALE 3-Feuttricolor MPANDAMINA MUQRO — [~3-Pannéau router | 4Balise 5-Marquage au sol I-S R HORIZONTALE DN a ! i i I i [ I [ [ [ [ [ sILLUSTRATION et EXPLICATION CODE DE LA ROUTE 1- DEFINITION DU CODE DE LA ROUTE : Vensemble des régles et dispositions applicables tous les usagers de la route a fin d’avoir une circulation réguliére, fluide, ordonnée et sans accident W’- INONA NO ATAO HOE CODE DE LA ROUTE Fitambarana fitsipika sy lamina ho an’ny mpampiasa ny lalana rehetra mba hahazoana fifamoivozana milamina ,mirindra ary tsisy loza 2- DEFINITION DU PERMIS B t C'est-une attestation délivrée par le centre immatriculateur pour pouvoir conduire un véhicule de moins de 3,5 t charge comprise ; ayant 9 places maximum, on peut atteler une remorque de moins de 750kg; a une personne de 18 ans révolue et c’est un permis permanant 2'- INONA NO ATAO HOE PERMIS 8 «Ny permis 8 dia fahazon-dalana omen’ny centre immatriculateur ahafahana mitondra fiara latsaky ny 3,5t miaraka amin’ny entana; misy seza 9 raha be indrindra, ary azo itarihana kalesy latsaky ny 750kg, ho an’ny olona feno 18 taona ; maharitra ny permis B 3- SORTES DES VOITURES QU'ON PEUT CONDUIRE AVEC LE PERMIS B Véhicule particulier : permis B + 18 an Transport de marchandises -3,5t : permis B+1an + certificat médical +18an Transport d’enfants : permis B + lan + certificat médical +21an Ambulance : permis B an + certificat médical +21an+certificat communal! Auto école ; permis B + lan + certificat médical +21an+certificat d’aptitude Professionnel a l’enseignement des véhicules 4 moteur Taxi; permis B + Lan + certificat médical +21an+certificat de capacité 3’-KARAZANA FIARA AZO HO ENTINA AMIN’NY PERMIS B Véhicule particulier : permis B + 18 an - Transport de marchandises -3,5t : permis B+ lan + certificat médical +18an Transport d’enfants : permis B + lan + certificat médical +21an Ambulance : permis B + lan + certificat médical +2 lan+certificat communal Auto école : permis B + lan + certificat médical +21an+certificat d’aptitude Professionnel 4 lenseignement des véhicules 4 moteur Taxi: permis B + lan + certificat médical +2 Lan+certificat de capacité 4-VEHICULE PRIORITAIRE Des que ses vehicules avertissent : Police, gendarme, Pompier, Ambulance, Intervention JIRAMA Cortége présidentiel q Convoi militaire Tout véhicule escorté = Cortége funébre Cortége nuptial (SE RALENTIR . SE SERRER A DROITE ET S'ARRETER SI BESOIN) 4-IREO FIARA MANAMPAHEFANA Raha mandefa famatarana ireto Police gendarme, Pompier, Ambulance, Intervention JIRAMA Cortége présidentiel Convoi militaire Tout véhicule escorté Cortége funébre Cortége nuptial (MANDEHA MORA, MAKA SISINY ANKAVANANA ARY MUANONA) 5- FEUX OBLIGATOIRES D'UN VEHICULE AVANT 2 veilleuses ou feux de position visible jusqu’ a 150m. 2 clignotants visible jusqu’a 150m 2 codes ou feux de croisement éclaire jusqu’d 30m 2 phares na feu de route éclaire jusqu’a 100m Antibrouillard (facultatif) ARRIERE 2 Feux rouges 2 feux de stop 2catadioptes Ou cataphote rouge (brille 4 la lumiére ct visible jusqu’a 100m), i 2clignotants Feu d’immatriculation ou feu de police (éclaire, N° 20m) Feu de recul (fagultatif) i. Nees i 5- IREO KARAZANA JIRO TSY MAINTSY MISY AMIN’NY FIARA ALOHA 2 veilleuses ou feux de position tazana 150m 2 clignotants havia sy havanana tazana 150m 2 codes ou feux de croisement manazava 30m 2 phares na feu.de route manazava 100m Antibrouillard (mety misy) 7 AORIANA 2 Feux rouges (feu de position) 2 feux de stop (frein) 2catadioptres ou cataphote rouge (manjelatra dia hita hatrany amin’ny 100m rehefa taratry ny jiro) 2clignotants Feu d'immatriculation ou feu de police (jiro manazava ny N° mba ho hita hatreny amin’ny 20m _) Fou de recul (mety misy) 6- UTILISATION DES FEUX DE CROISEMENTS OU CODE ee En croisement En ville ou agglomeration ait Pour suivre un autre Dans un endroit dangereux : virage, tunnel, sommet d’une céte, pont, intersection, passage a niveau passage pour piéton , aérodromes Mauvaise visibilité (brouillard, pluie, poussiére, fumé) 6’ = FAMPIASANA JIRO CODE NA FEU DE CROISEMENT An tanana Mifanena Manaraka fiara Eny amin‘ny toerana mampididoza rehetra :fiholanana, tunnel, tapom- piakarana, sampanana, lalam-by, passage pour piéton, seranam-piaramanidina Rehefa ratsy ny fahitana 7- UTILISATION DES FEUX DE ROUTE OU PHARE En dehors de la ville sans véhicule venant d’en face ni suivre un autre, en dehors des endroits dangereux ct. en cas de bonne visibilité 7 FAMPIASANA JIRO PHARE Any ivelanny tanana ka tsy misy mifanena na arahana , any ivelan’ny tocrana mampidi-doza, rehefa tsara ny fahitana 8- PRECAUTION POUR CHANGER LE FEU PHARE EN CODE Ralentir et serrer 4 droit S"assurer que le témoin bleu (pour le phare) sur le tableau de bord s’éteint 8’- FITANDREMANA RAHA MANOVA JIRO PHARE HO CODE Mandeha mora sy maka sisiny an-kavanana Ary maty ny témoin manga co amin’ny tableau de bord 9- COMMENT SUIVRE UN AUTRE VEHICULE Se ralentir ou se rétrogrador de vitesse Laisser un écart suffisant pour s‘arréter si besoin On suit ses mouyements a l'aide de ses feux arriére Utilisation du feu code la nuit: 9’- AHQANA NY FOMBA FANARAHANA FIARA Mandeha mora Mametraka elanelana mba ahafahana mijanona raha ilaina Manaraka ny fibetsiny amin’ny alalan’ny jiro aorianany Jiro code no ampiasaina amin’ ny alina 10- SORTIR D'UN GARAGE Micux de sortir cn marche avant Ralentir Mettre le clignotant a lendroit voulu, mais de préférence a droit Respeetér les pictons (sur le trottoir) S'arréter, respecter les véhicules de gauche ct-de droit Sans oublier d’éteindre fe clignotant en marche normale 10’°- NY FOMBA FIVOAHANA GARAGE, Tsara raha mandroso Mandeha mora Mandefa ny clignotant any amin’igay alcha fa tsara raha a droit Manaja ny olona eny amin’ ny trottoir Mijanona , manajany ny fiara eff eny amin’ny arabe Tsy adino ny mamono ny clignotant rehefa tafa 11-COMMENT ABORDER UNE I Ralentir et Serrer a droit Voir les signalisations Ne pas dépasser ni stationner Avertir par klaxon fe jour et code-phare alterné la nuit Mettre le clignotant a | endroit choisie Respecter les pigtons Respecter ordre de priorité Si aucune signalisation la priorité n’est a droite Eteindre le clignotant en marche normale 11’- NY TOKONY ATAO RAHA HIDITRA SAPANANA. Mandeha mora : Maka sisiny ankavanania Mijery mpandamina ‘Tsy azo atao. ny fisongonana na ny stationnement Mampiomana amin ny klaxon ny atoandro ary code-phare amin’ ny alina Mandefa cligniotant any amin’izay alcha Manaja olona miampita Manaja izay tokony andcha mialoha Raha tsisy mpandamina mihintsy dia priorité a droite Yonojna ny clignotant amin’ny marche normale “12- COMMENT TOURNER A GAUCHE, Verifier les interdictions Ralentir Mettre le clignotant uche Voir par le rétroviseur si la partic gauche est libre Serrer progressivement 4 gauche sans dépasser la ligne continue Respecter les piétons Respecter l’ordre de priorité Ii faut respecter le cond point ou le centre d’intersection Eteindre le clignotant en marche normale 12’. NY TOKONY ATAO RAHA HIVILY ANKAVIA Mijery fandrarana Mandcha mora Mandefa clignotant ankavia Mijery sao misy misongona (am retroviseur) Manery ankayia miandalana fa tsy mihoatra ny tsipika mitohy Manaja olona miampita Manaja izay tokony andeha mialoha Manaja ny rond point n any centre ny sapanana Vonoina ny clignotant amin’ny marche normale 13- STATIONNEMENT SUR UNE ROUTE A SENS UNIQUE * Voir ies interdictions Voir s’il y a un panneau « Stationnement de ce cété » Mettre le clignotant & gauche. Voir le rétroviscur si on n'est pas sur le point d’étre dépassé Se stationner sur la partie gauche de la chaussée pour libérer la marche normale 13'- FIANONANA ENY AMIN'NY LALANA SENS UNIQUE (azo androsoana fa tsy azo ivercnana) Mijery sao misy fandrarana ry ay takelaby manondro ny tocrana fijanonana (stationnement de ce c6té) Mandefa clig votant miankavia Mijery amin’ étroviseur sao misy misongona, Mamonijy ny fijanonana ankavia mba ahafahana manome lalana malalaka an- kavanana 14. EN PANNE SUR UN PASSAGE A NIVEAU, 1° cas : Engager la vitesse 1° ou marche arriére, débloquer le frein & main et démarrer sans débrayer (sans appuyer la pédale d'embrayage) 2° cas : Engager la vitesse 1" ou marche anriére, débloquer le frein & main et tourper la manivelle 3°™ cas : Mettre la vitesse point mort, débloquer le frein 4 main et,poussér sila 2 voiture ne peut pas bouger, i! faut implanter & gauche et & droite’& 500m sur la voie ferrer un fanion rouge de chaque cété le jour-et du feu la nuit, 14°RAHA MATY ENY AMIN’NY LALAM-BY I cas: Atao I na marche arriére ny vitesy , vahana ny frein & main ary velomina ny fiara fa tsy manitsaka embrayage 2" cas; Atao L“° na marche arriére ny vitesy , vahana.ny frein & main ary dia ahodina ny manivelle 3°" cas : Atao point mort ny vitesy, vahana ny freind main ary atosika ny fiara hiala ny tocrana mampidi-doza raha (sy afa mibetsika mihintsy, dia mametraka saina mena 500m havia sy havanan” ny fiara (co amin"ny lalam-by) amin’ny atoandro ary afo amin’ ny alina 15- DISTANCE DE SECURITE£ LORS D'UN DEPASSEMENT Les véhicules en marche : 50cm Véhicule en arrét : im Pistons, bicyclette, moto : im Les véhicules 4 traction soit animal soitshumaine :Lm © Changement du feu phare en code 15’- ELANELANA AZG ANTOKA RAH MISONGONA. Fiara mandcha 50cm Fiara mijanona . tm Mpandeha tongotra , bicyclette, motos: It Fiara tarihina biby na oloma : in 16- OU ET QUAND LA VITESSE DOIT-ETRE REDUITE Agent 4 bras levé/ Feu jaune / jaune clignotant Tous les panncaux teiangulaires * Les endroits dangereux comme : virage intersection tunnel sommet de céte Panneau imitation de vitesse Chantier/ En ville Au point.d’étre dépassé Mauvaise visibilité (pluie, brouillard ...) z 16°. RAHOVIANA NO TOKONY AHENA NY HAFAINGAM-PANDEHA. Polisy mananga tanana Feu jaune / jaune clignotant ireo takelaby telozoro rehetra tovrana mampidicoza rehetra : virage intersection tunnel somumet de céte .. takelaby mametra ay hafainganam-pandcha ~ imisy miasa an-tanana rehefa misy misongona ratsy ny fahitana (orana. , zavona setroka, vovoka ...) rehefa manova ny jiro phare ho code 17- COMMENT EFFECTUER UN DEPASSEMENT? Vérifier les interdictions Verifier s'il y a une place libre devant fe véhicule A dépasser ‘Verifier qu'on a une réserve d’accdlération Avertir par klaxon le jour et code-phare alterté la uit Ctignotant 4 gauche Svassurer que ta partie gauche est libre par rétroviseur et sans voiture en face Se rétrograder de vitesse Quand Ie véhicule devant se ratenti et sc serre a droit : on le dépasse en gardant une distance de 50 em Clignotant a droit Lorsque image entidre du véhicule & étre dépassé apparaisse dans le rétroviscur interme on se serre progressivement a droit Etcindre le clignotant en marche normale 17-AHOANA NO ATAO RAHA HISONGONA Mijery fandrarana Mijery raha misy matalaka eo alohany Mijery raha matanjaka ny fiara Mampiomana amin'ny Klaxon ny atoandro ary cade-phare mifandimby amin’ny ¢ alina Mandefa clignotant a gauche Mijery retroviseur raha tsy misy misongona Na koa tsy misy mifanena ‘Mampiditra vitesy matanjaka Rehefa mandeha mora sy maka sisiny a droite ny eo aloha dia mahazo misongona : fa mamaela elanelana SO cm Ctignotant 4 drait z Rehefa hita amin’ny rétroviseur anatiny ny sarin’ny fiara iray manontolo dia manery miandalana miankavanana Vonaina ny clignotant amin‘ny marche normale 18-CAS D'INTERDICTION DE STATIONNER Proximité d’un agent de circulation ‘Proximité d'un feu tricolore Panneau de stationnement interdit ‘Tous les panneaux de danger ou endroit dangereux (Virage , tunel, sommet de céte , Passage a niveau intersection ,toutes les balises ...) devant : garage / portail/ bac a ordures bande de cérame doubie stationnements Mauvaise visibilite 18’- TSY AZO HIIANONANA akaiky agent de circulation akaiky feu tricolore misy takelaby stationnement interdit takelaby telozoro rehetra na toerana mampidi doza rehetra (Virage , tunnel, sommet de céte , Passage a niveau intersection ,toutes les balises ...) €o alohan‘ny : garage /vavahady/ bac a ordures bande de cérame double stationnements ratsy ny fahitana é 19- CAS D’INTERDICTION DE DEPASSER Proximité d'un agent de circulation Proximité d’un feu tricolore Panneau de dépassement interdit Tous les panneaux de danger ou endroit dangereux (Virage, tunnel, sommet de céte, Passage a niveau intersection...) Cas de 3°” position ; au point d’étre dépassé Présence d’un.véhicule en face Depasse plus d’une voiture Dépassement a droite Mauvaise visibilité 19’- TSY AZO HISONGONANA Akaiky agent de circulation akaiky feu tricolor takelaby tsy azo hisongonana ireo takelaby mampididoza rehetra sy toerana mampididoza rehetra (Virage, tunnel, sommet de céte, Passage a niveau intersection...) Cas de3"” position :Efa misy misongona Misy mifanena Misongona fiara maro 20-DEPASSEMENT TOLERES a) Virage , tunnel, sommet de céte Si aucune interdiction A 4voies matérialisées Respecter la ligne continue b) Passage a niveau Si sans interdiction Le passage a niveau est gardé Etla barriere est ouverte c) Intersection Si sans interdiction Intersection a priorité absolue b) b) 20- FISONGONANA AZO LEFERINA fiholanana , tunnel, tapom-piakarana Tsisy fandrarana Lalana 4 voies matérialisées Tsy mihoatra tsipika mitohy Passage a niveau Tsisy fandrarana Le passage a niveau misy mpiambina Miakatra ny barrigre intersection Tsisy fandrarana Sapanana mahazo mandeha aloha 21-DEPASSEMENT A DROITE TOLERE (interdit mais toléré) Sur une route a sens unique : si fa voiture devant est prét 4 tourner ou stationner & gauche et que la partie droite est bien libre Sur une route & voies matérialisées : sila file de gauche se ralenti ou s‘arréte et que la partie droite est bien libre 21'- FISONGONANA AN-KAVANANA AZG LEFERINA (tsy azo atao fa azo leferiria) Eo amin’ny sens unique : raha vonane hivily na hijanona amin’ny sisiny ankavia ny eo aloha ka malalaka tsara ny ankavanana Any amin‘ny lalana a voles matérialisées : raha mandeha mora na.mijanona mihintsy ny sisiny ankavia ka malalaka tsara ny ankavanana 22- LETTRE A-O-D Lettre A : portée par un camion munis d’un appareil Acoustique ” Pour le dépasser : avertir par klaxon le jour mais code-phare alterné la nuit Lettre © : portée par un camion munis d'un appareif Optique Pour le dépasser : avertir par code-phare alterné le jaur comme de nuit Lettre D : portée par un camion dont ta largeur dépasse de 2,5m Pour le dépasser : attendre que la voie soit bien libre Pour le croiser : se ralentir, se serrer & droite, s‘arréter si besoin 22'- LETTRE A-O-D litera A : hoentin‘ny camion mitondra milina fandraisam-peo raha hisongona : mampiomana @ny klaxon ny atoandro fa code-phare ny alina Litera O : hoentin‘ny camion mitondra milina fandraisana hazavana taha hisongona : mampiomana amin’ny code-phare foana na alina na atoandro Litera D : hoentin’ny camion mihoatran’ny.2,5m ny sakany raha hisongona : miandry malataka tsara i raha hifanena : mandeha mora , maka sisiny ankavanana, ary mijanona raha ilaina 2 late ala a ae RE ee 23-DISTANCE POUR STATIONNER APRES UN ENDROIT DANGEREUX ou Aprés 10 m, en ville, d'une intersection Aprés 50 m, hors ville, d’une intersection 23-ELANELANA TOKONY AVELA RAHA HANONA AFAKA NY LOZA , SAPANANA Afaka 10m an-tanana Afaka SO m ivelan’ny tanana 24-PAPIER REGLEMENTAIRE D'UN VEHICULE/TARATASIN’NY FIARA Permis. carte grise Attestation d’assurance Carte de visite technique 25-QUAND EST-CE QU’ON DOIT SERRER A DROITE Présence de panneau serrez a droite En ville ou agglomération Pour'suivre un autre Dans un endroit dangereux : virage, tunnel, sommet d’une cate, pont, intersection,, passage a niveau passage pour piéton , aérodromes Au point d’étre dépasser Mauvaise visibilité (brouillard, pluie, poussiére, fumée) “(25'- RAOVIANA NO MANERY ANKAVANANA Takelaby serrez a droite An tanana Mifanena Manaraka fiara Eny amin’ny toerana mampididoza rehetra :fiholanana, tunnel, tabom- piakarana, sampanana, lalam-by, passage pour piéton, seranam-piaramanidina Misy misongona Rehefa ratsy ny fahitana 26- VISITE TECHNIQUE PERMIS 8 Véhicule particulier : sans visite pour les ~ Sans tous les ans pour les + 5 ans Transport de marchandise -3,5t : dés sa sortie, tous les ans pour les—de 5 ans et 6mois les + de Sans Transport d'enfants : Dés sa sortie et tous les 6mois Ambulance : Auto école : Das sa sortie, Tous les 6 mois pour les - de 10ans ET tous les 3mois pour les + de 10 ans Taxi: Das sa sortie et tous les 4 mois 26- VISITE TECHNIQUE : PERMIS B Fiara tsotra : Tsy atao ny ~ Staona ary isa taona ny + 5 taona Fiara mpitatitr’etana (- 3,St) :vao mivoaka, isa taona ny ~ Staona ary isaky ny 6 volana ny + § taona Fiara mpitatitra ankizy : Vao mivoaka ary isaky ny 6 volana Ambulance : Auto école : vao mivoaka, isa 6volana ny ~ 1Otaona ary isaky ny 3 volana ny + 10 taona Taxt : vao mivoaka, isaky ny 4 volana 27- LES DIFFERENTES LIGNES DISCONTINUES/KARAZANA TSIPIKA MITAPATAPAKE Tgne ENN VILLE (AN-TANANA) HORS VILLE (IVELAN'NY TANANA] discontinue | PLEINE /FENO _| VIDE/TSYFENO | PLEINE /FENO | VIDE /TSY FENO en générate 3m 3m 3m [0m Mane 3m 15m 3m am s avertisseur ei Ligne mixte ou ligne 3m 3m 3m 10m accolée Dans Uo asm 15m sit ism intersection. 28- SIGNIFICATION DU FEU JAUNE CLIGNOTANT Le feu jaune clignote quand le feu principatine fonctionne plus (rouge, vert) Et demande la prudence (ralentir, serrer a droit, avertir par klaxon le jour et code- phare alterné la nuit, feu d’éclairage : code ta nuit } ll faut aussi vérifier les autre signalisatigns si aucune la PRIORITE EST A DROITE a». amesnnetenna nana 28- DIKAN’NY IRO MAVO MIPIPIKA Ny jiro mavo mipipika dia manambara fa maty ny jiro telosoratra(maty ny mena, maintso) ka mila mitandrina ( mandeha mora , maka sisiny ankavanana, miklaxonne ny atcandro ary code-phare mifandimby @’alina , + code no jiro (alina) Mijery mpandamina hafa ka raha tsy misy.mihintsy dia PRIORITE A DROITE 29-PRIORITE A DROITE (manaja:ny fiara avy any an-kavanana) Sapanana tsisy mpandamina Jiro mavo mipipika tsisy mpandamina, : Lalana kely roa mifanapaka mitovy hery mampididoza Lalana kely roa mifanapaka mitovy hery tena mampididoza Lalana lehibe roa mifanapaka mitovy hery tena mampididoza Balise d'intersection Bande blanche de 408 15cm tsisy mpandamina 29'-PRIORITE A DROITE (respecter le véhicule venant de droite) Intersection sans signalisation Fey jaune clignotant sans signalisation Intersection de deux routes secondaires dangereuses Intersection de deux routes secondaires trés dangereuses si ~ Intersection de deux grandes routes dangereuses Balise d’intersection Bande blanche de 10 a 15 cm sans signalisation 30-PRIORITE A GAUCHE (=respecter les véhicules venant de gauche) 4°” feu Panneau CEDEZ avec mention priorité a gauche Panneau CEDEZ avec sens giratoire Panneau CEDEZ dans toute !’intersection Bande blanche 25cm dans toute I’intersection 30’-PRIORITE A GAUCHE (manaja ny fiara avy any ankavia ) a" feu - Takela-by Cédez misy soratra priorité 8 gauche Takela-by Cédez + sens giratoire ‘Takela-by Cédez manerana ny sapanana Bande blanche 25cm manerana ny sapanana 34- PRIORITE ABSOLUE (= priorité de passage) Agent de circulation vue de profil Feu vert Grande route coupée par une route secondaire Passage protégé par stop ATE eet tt tt Début d’une route prioritaire Balise de priorité vue de profile 31’- PRIORITE ABSOLUE (=Mahazo mandeha avy hatrany) Manampahefana miorirana Jiro maitso Lalana ichine tapahana lalana kely Lalana voaharon’ny stop Fiatombohan’ny lalana manampahefana Balise de priorité miorirana 32-PRIORITE GAUCHE-DROITE (= respecter les véhicules de gauche et de droit) = Agent face (ou yue de dos) Feu rouge 2 Panneau stop Bande blanche 50 cm Panneau cédez Bande blanche 25em ct bande blanche 50cm discontinue Balise de priorité face 32-PRIORITE GAUCHE-DROITE (=Mangja ny fiara ankavia sy avanana ) Manampahefana manatrika (ou vue de dos) Jiro mena Panneau stop Bande blanche 50 cm Panneass cédez Bande blanche 25cm ct bande blanche 50cm mitapatapiaka Balise de priorité manatrika 33-SIGNIFICATION FEU SECONDAIRE®: 4°"° FEU Fléche verte indique a droite et qui s‘allume-avec le fou rouge. Malgré ce feu rouge ‘on peut tourner a droit mais on doit respecter les piétons de gauche et de droit et les véhicules de gauche PRIORITE A GAUCHE 33’-SIGNIFICATION FEU SECONDAIRE :JIRO FAHA EFATRA Flesy maintso manondro.ankavanana ,miaraka mirchatra amin ‘ny jiro mena ka na co azo ilay jiro mena dia mahazo mandeha fa tsy maintsy mivily ankavanana ary = manaja ny olona miampita havia sy havanatia , sy manaja ny flara avy any an-kavia PRIORITE A GAUCHE 34-POUQUGI LA PRIORITE EST A GAUCHE AU FEU SECONDAIRE ? Sion est au feu secondaire, on est au feu rouge et la route transversale est au vert puisqu’on doit tourner a droit, seul, les véhicules de gauche entrent en conflit avec soi (jamais les véhicules de droit) d’ou la PRIORITE EST A GAUCHE 34’- NAHOANA NY ANKAVIA NO MANDEHA MIALOMA AMIN’NY JIRO FAHAG Rehefa mahita feu secondaire dia mena ny jiro ary ny lalana mifanapaka dia mahita jiro maitso ,satria tsy maintsy mivily ankavanana dia ny fiara avy any ankavia ihany no mety mifanapaka amiko (tsy mifanapaka amiko mihintsy ny ankavanana ) noho izany dia PRIORITE A GAUCHE eto 35 LA DIFFERENCE ENTRE LA BALISE DE PRIORITE PROFILE ET BALISE D'INTERSICTION la balise de priorité profile est visible de la route principale coupée parla route secondaire et on a la PRIORITE ABSOLUE ta balise d’intersection est sur une intersection de 2 routes de méme valeur d’ois 1a PRIORITE EST A DROITE 35’-INONA NO MAHASAMIHAFA NY BALISE DE PRIORITE MIORIRANA SY BALISED’INTERSECTION Ny ‘balise de priorité miorirana dia hita avy eny amin’ny lalana lehibe tapahana lalana keiy ka mahazo mandeha avy hatrany (PRIORITE ABSOLUE) ny balise d’intersection kosa dia eny amin’‘ny lalana roa mitovy hery mifanapaka ka izay manana ankavanana malalaka no mandeha aloha { PRIORITE EST A DROITE) 36-DISPOSITION A PRENDRE LORS D’UN ACCIDENT CORPOREL » Arrét immédiat Tracer I'emplacement du blessé (phatographier) Uévacué a l'urgence Interdit de déplacer la voiture Appeler les agents de constatations (police : ville ~ gendarmes : hors ville) Régler fa circulation si besoin 36'- INONA NO ATAO RAHA SENDRA MANDONA OLONA Mijanoa avy hatrany Faritana ny misy ny maratra (alaina sary) Alefa any amin’ny hopitaly Tsy azo ahetsika ny fiara Miantso mpanao constat (police : ville- gendarmes : hors ville) Alamina ny fifamoivozana 37- COMMENT RECONNAIT-ON QU’ON PEUT CONDUIRE UNE VOITURE AVEC LE PERMIS B? On peut conduire une voiture avec Ie:permis B:sidans sa CARTEGRISE elle — pése : moins de et 9 places maximum : 37'~ AHOANA NO AHAFANTARANA FA AZO HOENTINA AMIN’NY PERMIS _ B NY FIARA IRAY ? j Azo hoentina amin’ ay permis B ny fiara iray raha toa ka ny ao amin’ny “CARTE GRISE-ny * ny lanjany dia latsaky ny 3,5t ary 9 ny toorana ao aminy raha betsaka indrindra | 38- A QUI DELIVRE T-ON LE PERMIS ? Le permis est délivré a toute personne apte aux conditions exigées ct réussi a Vexamen code et conduite 38". IZA IREO OLONA AZO OMENA PERMIS ? Ny permis dia omena irco olona mahafeno ny fepetra takiana ary afaka fanadinana | code sy conduite 39- CAS DE SUSPENSION DE PERMIS : © “Non respect d’un agent de circulation (face) ¢ Non respect d’un feu tricolore (rouge) e Non respect d’un panineau stop ou bande blanche de 50 cm © Non respect des régles de priorités ® Abus de priorité x 4] ¢ Non respect d’un véhicule prioritaire qui avertisse ah : Véhicule sans fou la nuit oY " ® Utilisation du feu phare ou anti brouillard en croisement “hed © Changemont de direction sans signalisation (clignotant) ¢ Dépassement dangereux °, ° . ° ° ° ° ° ° Stationnement dangereux Sans ralentir ni serrez a droit au point d’étre dépassé Ivresse Vitesse excessive Franchir une ligne continue Circulation a gauche Surcharge Non payement d’amende dans 48 b Fuite en cas d’accident | 39-IREG ANTONY HISINTONANA PERMIS : i « Tsy manaja agent de circulation (manajanona) * Tsy manaja d’un feu tricolote (mena) _Tsy manaja_takelaby stop ou bande blanche de 50 cm ij sed aera aera ¢ Tsy manaja régles de priorité * —Manararo-pahefana Abus de priorité * Tsy manaja_véhicule prioritaire ¢ Fiara tsisy jiro amin’alina Fampiasana jiro phare na anti brouillard raha mifanena © Tsisy clignotant rehefa mivily. ¢ Fisongonana mampidi-doza * Fijanonana mampidi-doza ‘Tsy mandcha mora sy tsy manery ankavanana raha misy misongona e Mame mitondra fiara @ _ Fandchanana mafy loatra & Manitsaka tsipika mitohy (ligne continue) « Fandchanana amin’ ny ankavia tsy misy antony , Entana na olona be loatra (Surcharge) « *Tsy mandoa lamandy alohan’ny 48h ¢ Mitsoaka amin’ny accident 40- LES BANDES BLANCHES ET SIGNIFICATIONS bande blanche de 10 al5 cm = Limite d’arrét bande blanche de 25em = CEDEZ bande blanche de 50cm discontinue = CEDEZ bande blanche de 50 om = STOP 40’- [REO BANDES BLANCHES SY NY DIKANY bande blanche de 16 415 em = Fetra fijanonana_ bande blanche de 25¢m CEDEZ bande blanche de 50cm discontinue bande blanche de 50 cm Et © Tsy manaja régles de priorité * Manararo-pahefana Abus de priorité * Tsy manaja véhicule prioritaire ¢ Fiara tsisy jiro amin’alina © Fampiasana jiro phare na anti brouillard raha mifanena e Tsisy clignotant rehefa mivily ¢ Fisongonana mampidi-doza © Fijanonana mampidi-doza © Tsy mandcha mora sy tsy manery Shiavadend |e rminy misongoun e Mamo mitondra fiara ¢ _ Fandchanana mafy loatra * Manitsaka tsipika mitohy (ligne continue) s Fandchanana amin’ny ankavia tsy misy antony ¢.-Entana na olona be loatra (Surcharge) © © Tsy mandoa lamandy alohan’ny 48 h _ © Mitsoaka amin’ny accident '40- LES BANDES BLANCHES ET SIGNIFICATIONS bande blanche de 10 415 cm = Limite d’arrét bande blanche de 25¢1 = CEDEZ bande blanche de 50cm discontinue = CEDEZ bande blanche de 50 cm = STOP 40°. IREO BANDES BLANCHES SY NY DIKANY bande blanche de 10 415 cm = Fetra fijanonana bande blanche de 25cm = CEDEZ bande blanche de 50cm discontinue bande blanche de 50 em LES VOYANTS = TEMOINS AUX TABLEAU DE BORD %* LES VOVANTS ROUGES alertent le conducteur d’un probleme urgent : - Quand on roule, aucun voyant rouge ne doit étre allumé freina Niveau de | Charge de Pression Alerte de main liquide de | la batterie dhuile | température freins Signal de * LES VOYANTS JAUNES servent d’aide-mémoire 4 o Cy i) | ae | Starter Préchauffage | Usuredes | Dégivrage | Alertede (Essence) {diésel) plaquettes | delunette | carburant de freins arriére minimum Feu de brouillard arriére %* LES VOYANTS VERTS OU BLEUS indiquent les feux qui sont allumés a 7 ree es | fy | 81 Feux de Feu de feude feude CLIGNOTANT position croisement route brouillard VEILLEUSE ‘CODE PHARE avant et FEU ROUGE Balise de virage Balise de rétrécissement Balizy eo amin’ny Balizy eo amin’ny lalana fiholanana miatery (tetezana) Balise de priorité face : cédez, Balise de priorité profile priorité gauche-droite ] priorité absolue Balise de priorité manatrika Balise de priorité miorirana ‘mandefitra manaja ankavia sy mahazo mandeha avy hatrany avanana Piqué de chantier ‘Tsatoka mamaritra ny asa CHANTIER BARRAGE AZO AHETSIKA FIATOMBOHAN’NY ASA FANION ROUGE pai eae E CONE DE CHANTIER SAINA MENA ead 300m FIN DE CHANTIER FIAFARAN'NY ASA PLAQUE DE DEVIATION FIOVAN-DALANA FILAZANA SAMIHAFA SIGNAUX DIVERS caravane Vers ville camping-car et POUR LES PASSAGES A NIVEAU LALAMBY Passage a niveau unique avec feu aérodrome a 200m rouge clignotant seranam-piara manidina afaka 200m Lalam-by tokana +jira mena mipipika Passage 4 niveau multiple Lalam-by maromaro LES BALISES Balise de passage a niveau : Balise d’intersection 3traits 8150m (du passage A niveau) priorité a droite 2traits 8100m Atrait 450m PANNEAUX A SIMPLE INDIQUATION/TAKELABY MILAZA ZAVATRA TSOTRA Vitesse conseiliée Parking 30km/h Tokony andeha 30 Poste d’appel d’urgence Parking & 500m Fiantsoana vonji-taitra Panneau portatif 450m Hépital devant et derriére le troupeau sur la Forét facilement cares inflammable Takelaby entina tanana Faritra mora may ‘50 m aloha sy aoriana ny andian-omby Postes de secours Sens unique Fitsaboana Azo androsoana fa tsy vonjimaika azo iverenana Camping autorisé i Voie sans issue Toerana azo llasiana ‘Lalana tsy misy tohiny ‘SIGNAUX DE DIRECTIONS/TAKELABY MANONDRO LALANA Lalanam-pirenena faha 2 afaka 6km | Lalanam-pirenena faha 28 afaka S7km Tamatavy ifanadiana ary 117 km | Mananjary Route nationale 2 ,Tamatave a 6km Route nationale 28 ,lfanadiana 2 57km et 2117km Manajary ‘SIGNAUX DE LOCALISATIONS /TAKELABY MANONDRO TOERANA Route nationale 34 zone Route nationale 34 sortie d’agglomeration deBetafo d’agglomeration deBetafo Lalam-pirenena faha 34 miditra ny Lalam-pirenena faha 34 mivoka ny tanana’ny Betafo tanana’ny Betafo PANNEAUX D’OBLIGATION / TAKELABY TSY MAINTSY ATAO 160 QSOS Fin de limitation de vitesse aGDkm/h efa afaka mandeha mihoatra 60km/h Fin de dépassement Interdit Efa azo isongonan’ ny fiara kely @ e |e Obligation de rouler Piste obligatoire plus de 30 km/h ; pour les cycles Tsy maintsy ; Lalana voatokana ho mihoatran’ny 30km/h a an’ny bicyclette Obligation de tourner Tsy maintsy manery a droite ankavanana Tsy maintsy mivily ia Obligation de serrez ankavanana a droite Tsy maintsy mivily Sens giratoire ankavia na ankavanana obligatoire obligation de tourner @ Fihodonana tsy & gauche ou a droite maintsy arahana TOUTE LES PRESCRIPTIONS ABSOLUES/ FIAFARAN’NY FEPETRA Tapitra ny fandrarana Fin de toutes les rehetra teo aloha obligations Fin de toutes les Tapitra ny fanerena interdictions rehetra Tapitra ny fepetra Fin de rouler plus de rehetra teo aloha 30km/h Fin de toutes les Efa mahazo prescriptions mandeha latsaky ny 30km/h Zone de stationnement & durée limitée Azo ijanonana amin’ny fotoana voafetra Fin de Zone de stationnement & durée limitée Tapitra ny toerana Azo ijanonana amin’ny fotoana voafetra Tsy azo alehan'ny fiara taritin’olona Accs interdit au véhicule & traction humaine Tsy azo alehan’ny fiara taritim-bibyAcces. Interdit au véhicule & traction animale Tsy azo alehan’ny flara mihoatra ny 2m ny sakany Interdit pour les plus de 2m de large Tsy azo alehan’ny fiara mihoatra ny 3,5m ny ahavony Interdit pour les plus de3,5m de haut Tsy azo alehan’ny fiara mihoatra ny 5,5t Interdit pour tout véhicule plus de 5,5t Tsy mahazo mihoatra ny 50 km/h Vitesse limité & 50 km/h Tsy azo alehan’ny fiara misy entana mora mirehitra / mipoaka Interdit aux transports de marchandises Inflammables / explosives © @® 02 OW Tsy azo alehan’ny fiara misy kodiarana roa Interdit au véhicule & deux roves Tsy azo aleha rehefa avy ny orana Interdit pendant la saison de pluie Tsy mahazo miklaxon Interdit de klaxonner ‘sy azo alehan‘ny fiara mpitatitr’olona Interdit au transport en commun ‘Tsy mandeha mihoa- ‘tran’ny S0km/h ny fiara kely ary 30 km/h ny fiara lehibe Vitesse limité & 50 km/h pour les— de 3,5t et 30 pour les +de3, St Circulation alternée, priorité au véhicute venant d’en face Circulation alternée ka ny mifanena no mandeha aloha Double sens, mahazo mandeha avy hatrany TAKELABY MILAZA FANDRARANA/PANNEAU D’INTERDICTION Circulation interdite Sady tsy azo androsoana no tsy azo iverenana Sens interdit Tsy azo androsoana fa azo iverenana Interdit de tourner & gauche Tsy mahazo mivily ankavia Défense de tourner & droite Tsy mahazo mivily ankavanana Demi-tour interdit Tsy mahazo miverin- dalana Interdit de dépasser pour tout véhicule Tsy azo isongonan’ ny fiara rehatra Interdit au transport de marchandise +de 55 Tsy azo alehan’ny fiara mpitatitrentana +505 © bua" au 35 DU Mois © © Halte contréle de police ou gendarmerie Mijanona fa fisavan’ny polisy Arrét interdit Tsy azo ijanonana na isaza Stationnement interdit Tsy azo ijanonana maharitra Statlonnement interdit du 1° au 15 du mois Tsy azo ijanonana ny 1 a 15 ny volana Interdit aux véhicules motorisés Tsy azo alehan’ny fiara misy motera Défense de dépasser pour les + de 3,5t ‘Tsy azo isongonan’ ny fiara lehibe Interdit 3 la bicyclette Tsy azo alehan’y bicyclette Halte péage Mijanona mandoa péage +I PBK b> TAKELABY MILAZA SAPANAN-DALANA PANNEAUX DINTERSECTION Latana kely roa mifanapaka mitovy hery mampididoza priorité & droite Intersection de deux routes secondaires dangereuses priorité & droite Mandefitra afaka2S0m Annonce de CEDEZ & 150m Lalana lehibe roa mifanapaka mitovy hery tena mampididoza priorité & droite Intersection de deux grandes routes dangereuses priorité & droite lalana voaharon'ny stop priorité absolue passage protégé par stop et priorité absolu Panneau CEDEZ priorité gauche-droite Mandefitra manaja ankavia sy avanana Miatomboka ny lalana manampahefana Début d’une route prioritaire \Z A © A f Lalana kely roa mifanapaka mitovy hery tena mampididoza priorité & droite Intersection de deux routes secondalres trés dangereuses priorité & droite Mijanona afakai150m Annonce de STOP & 150m Lalana lehibe tapahana lalana kely mampididoza PA Grande route coupée Par une route secondaire PA Tsy maintsy mijanona manaja ankavia sy ankavanana STOP priorité gauche- droite ‘Carrefour sens giratoire priorité & gauche Tapitra ny talana manampahefana Fin d'une route prioritaire mampididoza Voies double sens dangereux Auto route A de A Lalana tapahan’ny bisikileta mampidi- doza Traversant des cycles dangereux Misy tany mihotsa- ka na vato mianjera .. mampidi-doza Eboulement ou chute de pierre dangereux Lalana miafara @"ny rano na antsana PPPPE PPP PANNEAUX DE DANGER TAKELABY MANAMBARA TOERANA MAMPIDI-DOZA Fiholanana ankavanana mampidi-doza Virage & droit dangereux Fiholanana ankavia mampidi-doza Virage & gauche dangereux Fiholanana mara mampidi-doza ka ny 1 ankavanana Virage successif dangereux, le premier est a droit Tetezana afaka mihetsika na bac mampidi-doza Pont mobile ou bac dangereux Lalana mikitastaona mampidi-doza Cassis ou dos d’anes dangereux Lalana miatery ny sisiny roa mampidi-doza Chaussée rétrécie de deux cétés dangereux Lalana mia tery ny sisiny ankavanana mampidi- doza Chaussée rétrécie par la droite dangereuse Lalana miatery ny ankavia mampid!-doza ‘Chaussée rétrécie parla gauche dangereux >> Pe >e Lalana malama mandava- taona ‘Chaussée glissante Lalona maiama noho ny fotake Glissante couse de la boue Fiholalala maro 6km. mampidi-doza ka ny voalchany miankavia Virage successif sur 6 km dangereux dont le premier est @ Gauche Misy miasa mampidi-doza Proximité d’un chantier dangereux Lalamby misy miambina mampidi-doza Passage a niveau gerdé dangereux Lalamby tsy misy miambina mampidl-doza Passage 4 niveau non gardé dangereux Fiholanana miakkavia tena mampidi-doza Super signalisation de virage agauche dangereux Fidinam-be 10% mampidi- doza Pente de 10% dangereux

Vous aimerez peut-être aussi