Vous êtes sur la page 1sur 4

Fijerin’ny tanora 15 ka hatramin’ny 24 taona Nahoana no ilaina ny manopana ezaka

ny herisetra atao amin’ny vehivavy amin’ny tanora?


Miisa 5,7 tapitrisa ireo zatovo sy tanora 10 ka hatramin’ny
Tahan’ny tanora 15 ka hatramin’ny 24 taona manaiky ny sa-
sany amin’ireo endrika herisetra atao amin’ny vehivavy 24 taona eto Madagasikara amin’izao fotoana izao ary
heverina fa hitombo avo roa heny izany isa izany man-
Tanora drapahatongan’ny 2025 (ODEROI 2008). Maro ireo olana
vavy goavana izay atrehan’ny tanora eo amin’ny fivelarany sy
Tanora fanomanany ny ho aviny :
15-19 taona lahy
Voafetra ny fikarakarana ara-tsosialy mety ho
azon’izy ireo ;
Marefo ny rafi-panabeazana ka maro ireo miala an
-daharana alohan’ny havitany ny fianarany ;
Tsy ampy ny fahalalana sy ny raki-kevitra momba
ny tanora sy ny zatovo ;
20-24 taona Mandringa na tsy ampy ireo lalàna miaro ny zon’ny
zatovo ;
Maro ireo fomba amam-panao mety miteraka ola-
na eo amin’ny zatovovavy (ohatra: fitondrahana
vohoka tsy niriana, herisetra atao amin’’izy ireo) ;
Nalaina avy tamin’ny EDSMD IV Madagascar 2008-2009 Tsy ampy ny fifampikasoahan’ny tanora amin’ny
loharanom-baovao ;
Zara raha mandray anjara amin’ny fanapahan-
Fanatonana toeram-pitsaboana
kevitra eo anivon’ny fiaraha-monina ny tanora. Ny Tanora eto
Tokony ho ezahina ny hametraka tontolo izay mamela ny
Sakana mahatonga ny tanora vavy 15 ka hatramin’ny 19 taona
tsy mahazo fitsaboana sahaza azy
tanora Malagasy hiandraikitra ireo lafiny maro eo amin’ny
fiainany, ho tonga mahaleo tena eo amin’ny fihariana,
Madagasikara
hiaro tena amin’ny fanararaotana isan-karazany, hisoroka
Mila alalana hitsabo tena ny fihetsika mety mampidi-doza ary handray anjara feno
eo amin’ny fiainan’ny fiaraha-monina, araka izay voala-
Mila vola ho an’ny fitsaboana
zan’ny Fifanarahana momba ny Zon’ny Ankizy sy ny Sata
Fahalaviran’ny toeram-pitsaboana Afrikana ho an’ny Tanora. Ny tanora mantsy dia heri-
Mila fitaterana manova lehibe izay afaka mitondra anjara biriky goavana
eo amin’ny fampandrosoana ny mpiara-monina.
Tsy tia mandeha irery
Manahy sao tsy ho vehivavy ny
mpiasan’ny fahasalamana handray « Ny fanopanana ezaka amin’ny tanora dia midika ho Raki-kevitra sy antontan’isa
Manahy sao tsy hisy mpiasan’ny fanokafana ny lalana ho amin’ny fanatratrarana ireo Tan-
fahasalamana afaka handray azy jon’ny Taonarivo ho an’ny Fampandrosoana mandrapa-
Manahy sao tsy hisy fanafody
vonona ho azy hatongan’ny 2015 ! »
Manana ny iray amin’ireo olana
ireo raha kely indrindra

Nalaina avy tamin’ny EDSMD IV Madagascar 2008-2009 unissons-nous


pour les enfants
Fari-pahalalan’ny tanora 15 hatramin’ny 19 taona Fitondran-tena sy fananahana Fiainana ara-pananahana

Tahan’ny tanora vavy sy lahy 15 ka hatramin’- Tahan’ny tanora vavy 15 ka hatramin’ny 19


ny 19 taona araky ny fianarana vitany taona efa nanan’anaka (efa nisy zaza nitsaika
Tahan’ny tanora vavy efa nanao na/sy nitondra vohoka na/sy niteraka)
firaisana ara-nofo alohan’ny
Tanora faha-15 taonany
Tsy nandia sekoly 15 taona
vavy
Tanora 16 taona
Tsy nahavita fana- lahy
beazana fototra
17 taona
Nahavita fanabea-
zana fototra 18 taona

Tsy nahavita amba- 19 taona


ratonga faharoa
An-tanan-
Nahavita ambara- dehibe
tonga faharoa
Ambanivo
Nianatra teny -hitra
amin’ny ambara-
tonga ambony
Nalaina avy tamin’ny EDSMD IV Madagascar 2008-2009
Nalaina avy tamin’ny EDSMD IV Madagascar 2008-2009

Maro ireo tanora Malagasy no tsy mahavita ny ambaraton-


ga fototra na ny ambaratonga faharoa. Hita ihany koa tao
Tahan’ny tanora vavy 15 ka hatramin’ny
amin’ny Fanadihadiana momba ny Mponina sy ny Fahasa- 19 taona izay efa niteraka zaza velona
lamana IV (EDS IV) fa maro amin’ireo tanora 15 ka hatra- araky ny fari-pahalalany
min’ny 24 taona no tsy mihaino radio, na mijery fahitalavitra
na mamaky gazety. Miovaova araka ny faritra fonenana sy Ambaratonga faharoa na mihoatra
ny fari-pahalalana anefa izany.
12,1%
Fifampikasohan’ny tanora 15 ka hatramin’ny 24 taona amin’ny
haino aman-jery
Fanabeazana
Mamaky gazety Mijery fahita Mihaino radio Tsy mamaky na
indray mande- lavitra indray indray mandeha mihaino na fototra/ niana- 52,7% Tsy nianatra
ha isan-
kerinandro
mandeha isan-
kerinandro
isan-kerinandro
raha kely indrin-
mijery haino
aman-jery mi-
tra mamaky 31,2% an-tsekoly
raha kely in- raha kely in- dra hinstsy ao ana- teny sy manora-
drindra drindra tin’ny herinandro 2,1% - 10,3% tra
iray

V L V L V L V L 10,4% - 21,7%

15-19 taona 13,9 11,7 21,5 18,2 55,3 57,1 39,7 39 21,8% - 34,0% Nalaina avy tamin’ny EDSMD IV Madagascar 2008-2009
20-24 taona 11,2 13,9 18,3 20,6 52,1 58,6 44 38
34,1% - 54,0%
Nalaina avy tamin’ny EDSMD IV Madagascar 2008-2009
Nalaina avy tamin’ny EDSMD IV Madagascar 2008-2009
Isan-jaton’ny tanora Isan-jaton’ny tanora Isan-jaton’ny tanora Isan-jaton’ny tanora Isan-jaton’ny tanora Isan- Isan’ny ta-
jaton’ny nora vavy
manana fahalalana fe- nanao fitiliana VIH ka nanao firaisana ara- nanao firaisana ara- nampiasa fimailo tamin’- isaky ny
tanora vavy
no momba ny sida nandray ny valiny tao nofo talohan’ny faha- nofo tao anatin’ny 12 ny nanaovany firaisana 15-19 taona tanora lahy
anatin’ny 12 volana 15 taonany volana lasa ara-nofo farany efa niteraka iray miana-
lasa zaza velo- tra any
na amin’ny
ambaraton-
ga faharoa
1

Ankizivavy Ankizilahy Ankizivavy Ankizilahy Ankizivavy Ankizilahy Ankizivavy Ankizilahy Ankizivavy Ankizilahy - -

15-19 taona 23 25,6 6 3,9 17,2 8,4 20,5 31,9 4,8 8,3 26 0,81
20-24 taona 21,7 26,4 5,7 5,3 18,1 10 50,7 69,4 6,1 11,2 - -

Renivohitra 39,7 45,9 17 12,2 7,7 7,6 28,3 50,7 14,3 22,7 12,8 -
Ambanivohitra 18,5 22 3,6 3,1 19,9 9,4 24,4 49,6 2 6,1 28,9 -

Alaotra Mangoro 20,9 24 4,3 7,7 10,3 3 31,2 36,3 1,4 8,8 22 1,03
Amoron’i Mania 14,3 24,9 5,8 0,7 15,6 7,1 12,1 34,3 * 13 22,1 1,06
Analamanga 35,1 46,9 15,8 7 4,8 4 11,8 33,9 11,6 24,4 13,7 1,03
Analanjirofo 12,4 14,2 5 4,7 21,7 14,2 40,6 56,6 2,4 13,7 30,7 0,87
Androy 15,4 5,3 1,5 0 39,5 11,8 38,1 51,8 3,1 1,9 38,9 0,99
Anosy 7,3 6,1 5,1 1,8 24,4 12,4 41 39,5 7 2,7 36,2 0,87
Atsimo Andrefana 15,2 19,6 1,8 1,8 39,2 6,9 10,2 * * 48,1 0,92
Atsimo Atsinanana 7,5 11,9 2,1 0,8 35,5 22,6 43,1 59 1,5 5,8 36 0,64
Atsinanana 42,3 38,3 7,1 6,4 11,6 1,9 38,4 50,9 7,9 13,8 19,8 1,02
Betsiboka 25,4 23,2 9,1 2,7 14,1 4,4 28,1 46,4 5,2 9,9 36 0,85
Boeny 27,1 25 10,9 10,9 19,7 13 37,4 65,9 11,1 3,3 24,2 0,93
Bongolava 22,7 38,9 4,9 1,5 2,1 0,6 26,7 26,9 1,2 3 17 0,96
Diana 25,8 36,8 2,4 1,2 22,2 6,2 54,2 66 3,2 4,8 38,3 1,06
Haute Matsiatra 29,3 26,4 7,9 10,2 10 10,5 19,1 39,5 * 14,1 23 1,14
Ihorombe 16,2 15 2,8 2,6 52,4 23,3 53,3 75,1 3,4 0,9 45,4 0,88
Itasy 18,4 27,3 6,3 3,9 5,2 12,8 6,5 31,9 * 6,8 12 1,07
Melaky 6,1 8,2 1,5 0 29,2 10,3 39,1 50,2 0 0 30,4 0,84
Menabe 14,1 24,1 8,4 6,7 27,6 3,8 24,5 45,9 18,2 14,9 44,7 0,92
Sava 11,5 17,5 1,7 8 34 26,1 51,5 68,9 10,1 3,3 45,2 0,77
Sofia 18,4 7,9 2,1 2,2 19,8 15,7 24,8 39,9 4,7 0 28,4 0,64
Vakinankaratra 27,3 32,5 7,1 3,9 6,4 1,9 12,2 31,2 * 5 15,2 1
Vatovavy 9,1 13,6 1,5 3 27,6 16,2 34,2 51,4 1,5 6,9 30,3 0,73
Madagasikara 22,5 26 5,8 4,7 17,6 9,1 25,3 42,4 5,2 9,7 - 0,95

Nalaina avy tamin’ny : EDSMD IV Madagascar 2008- 2009 MEN-FPE 2008-09


Firaisana ara-nofo natakalo vola sy fahalalana VIH/SIDA sy aretina azo avy amin’ny firaisana Olona vaovao lasa mitondra ny tsimokaretina
ireo aretina azo avy amin’ny firaisana ara-nofo ara-nofo: fahalalana, fihetsika, fomba fijery VIH
Tahan’ny ankizilahy sy ankizivavy nanao firaisana ara-nofo natakalo Tahan’ny tanora vavy 15 ka hatramin’ny 24 taona Isan’ny olona vaovao lasa mitondra ny tsimokareti-
vola, araky ny fari-pahalalany mahalala ireo fomba fisorohana ny VIH na VIH araka ny sokajin-taonany

Tanora 15-19
Tsy niandia sekoly lahy taona
Lehilahy
Tanora 10-15
vavy Milaza fa efa nandre
taona Vehivavy
Fanabeazana momba ny SIDA
fototra
Ambaratonga
faharoa Dingana 1

Milaza fa nampiasa
Ambaratonga
faharoa Dingana 2 fimailo tamin’ny
sy mihoatra nanao firaisana ara-
nofo farany
Nalaina avy tamin’ny ESC 2008

Miovaova araky ny faritra fonenana sy ny fari-pahalalana ny ta- Nalaina avy tamin’ny EDSMD IV Madagascar 2008-2009
han’ny tanora nanao firaisana ara-nofo natakalo vola. Ireo tanora

na
a

na
na
a

na

na

na

na

na
na

na

mi na no
n
n

tra
tao
tao

tao
tao
tsy nahavita fianarana firy no tena alaim-panahy hanao firaisana

tao

tao

tao

tao

tao
tao

tao

tao

aka
tao
-14
5-9
ara-nofo natakalo vola. Ankavitsiana anefa ireo tanora izay mila-

-24
-19
0-4

-35

-44

-49

-54

-60
-29

-39
10

20
15

60
za fa mampiasa fimailo ary amin’ireo izay nanao firaisana ara-

30

40

45

50

55
25

35
nofo natakalo vola dia 11.9 isan-jato monja no nilaza fa nampiasa Tahan’ny tanora lahy 15 ka hatramin’ny 24 taona
Nalaina avy tamin’ny PSN 2007-2012—Revue à mi parcours
fimailo. mahalala ireo fomba fisorohana ny VIH Ao amin’ny sokajin-taona 20 ka hatramin’ny 29 taona no tena
maro ireo olona vaovao lasa mitondra ny tsimokaretina VIH ka
15-19
avo roa na telo heny ny isan’ny vehivavy raha oharina amin’ny
Tahan’ny tanora 15 ka hatramin’ny 24 taona tsy mahafanta- taona lehilahy. Tokony ho marihina fa amin’ireo tanora nilaza fa nanao
tra ny fambara ny aretina azo avy amin’ny firaisana ara-nofo firaisana ara-nofo tao anatin’ny 12 volana lasa dia 6 isan-jato
10-15
Milaza fa efa nandre monja ho an’ny vehivavy ary 5 isan-jato monja ho an’ny lehilahy
taona
momba ny SIDA no nilaza fa efa nanao fitiliana VIH.
Tanora
Tsy nandia sekoly lahy Fitsinjaran’ny mpivaro-tena araka ny sokajin-taonany
Tanora
vavy
Fanabeazana Latsaky ny 19 taona
fototra Milaza fa nampiasa 18,6%
fimailo tamin’ny
Ambaratonga nanao firaisana ara-
faharoa Dingana 1 nofo farany

Ambaratonga
faharoa Dingana 2
81.4%
sy mihoatra 20 taona no miakatra
Nalaina avy tamin’ny EDSMD IV Madagascar 2008-2009
Nalaina avy tamin’ny ESC 2008
Nalaina avy tamin’ny ESC 2008

Vous aimerez peut-être aussi