Devenir Acteur Et Createur de Sa Vie

Vous aimerez peut-être aussi

Vous êtes sur la page 1sur 12

DEVENIR ACTEUR ET

CREATEUR DE SA VIE
PAR COACH HYACINTHE BASILE RAZAFINDRANONY
IZA MOA AHO ?

 RAZAFINDRANONY Hyacinthe Basile no Ananarako, Mpampianatra,


mpampiofana momba ny Fampivoarana ny maha izy azy ny tena sy ny
tontolo Arak’Asa ary ny Ara-panahy
IRETO AVY IREO MODULES HARAHINTSIKA MANDRITRA NY
FIOFANANA IZAY HARAHINTSIKA ATO AMIN’NY
VONDRONA

 Module 1: Telozoro hanatsarana fiainana araka ny tokony ho izy( Les 03


angles pour construire une vie sur mesure)
 Module 2: Famadihana ny hevitra ho valiny azo tsapain-tanana (
Concrétisation des Idées vers le Résultat)
 Module 3: Hery ny Fisintomana ( La loi d’attraction)
 Module 4 : Teknika famoronana kisarisary an-tsaina( Technique de la
Visualisation créatrice)
 Module 5: Mindset Money
 Module 6: Art de la Communication
 Module 7: Bonus
Module 1 : Les 03 angles pour construire une vie sur
mesure

VISION

IMPORTANT

RELATION ENERGIE
VISION

 Mila manana vina isika amin’ny fiaianana mba hisy lanja ny antom-
pisiantsika eto ambonin’ny tany
 Ilaina manana vina goavana , izay harahin’ny vina fohy ezaka.
 Manaova dingana isan’andro
IMPORTANT

 Na inona na inona ny zavatra mitranga ety amin’ny tontolo ivelany, dia


manana ny manan-danja kokoa ianao ao anatinao.
 Mila ataonao izay hanasongadinana ny ao anatinao mba hisy
fiantraikany tsara ety amin’ny tontolo hita maso
 Aza manaiky hidiran’ny akon’ny tontolo ivelany mba hanimbana ny
manan-danja ny ao anatinao
RELATION

 Miankina amin’ny kalitaon’ny olona mifandray aminao ety amin’ny


tontolo ivelany no mety hahatanteraka sy ny tsy hahatanteraka ny vision
anao
 Mila namana tsara afaka manampy anao hanatanteraka ny nofinofinao
 Halaviro ny namana ratsy ,
ENERGIE NA ANGOVO

Io energie io no hafahantsika mamelona ny ao anatintsika, izany hoe ny


energie no miteraka vibration ambony. Rehefa matanjaka tsara ny energie
dia mitombo ny frequence vibratoire ao anatinao. Rehefa mitombo ny
frequence vobratoire dia manomboka mifantoka hatrany mankany amin’ny
vina lavitrezaka na fohy ezaka ianao.
FEHINY

Ianao ihany no Lead-ny fiainanao , ianao ihany no chef, Directeur ny


fiainanao. Misy zavatra azonao fehezina ary misy zavatra tsy azonao
fehezina. Ny azonao fehezina dia ny manan-danja ao anatinao. Ny Univers
no mameno ny ambiny izay tsy hainao fehezina. Izany hoe ny tontolo ivelany
izay tsy miainga avy aminao.
Fehiny

Ity Session voalohany ity mifandraika amin’ny video manaraka dia ny hoe
« Famadihana ny hevitra mifandraika amin’ny valiny tena izy » na
« Concrétisation des idées vers le Résultat »
QUESTION

Soraty ao amin’ny Commentaire ny fanontaniana tianantsika habetraka !


Misaotra betsaka antsika rehetra nanaraka hatramin’ny farany, ho alefa ao
amin’ny fichier ny Groupe ity Resumé ity
Amin’ny Session manaraka indray
Mandrosoa hasina tompoko!

Vous aimerez peut-être aussi