Vous êtes sur la page 1sur 11

Ordonnance 23

Ordonnance n° 90-001 du 9 mars 1990 Hitsivolana n° 90-001 tamin’ny 9


portant régime général des partis marsa 1990
ou organisations politiques anaovana ny satam-pitondrana
(J.O. n° 1985. Edition spéciale du ankapobe ny antoko na fikambanana
19.03.90, p. 473) politika
  (idem)
EXPOSE DES MOTIFS  
  FAMELABELARANA NY
La Constitution stipule en son article ANTONANTONY
8 nouveau que :  
  Voalazan’ny andininy faha-8 (vaovao)
« Les citoyens jouissant pleinement de ao amin’ny Lalàmpanorenana fa :
leurs droits civiques, peuvent se « Ireo taratasy mizaka tanteraka ny
constituer librement selon les règles zon’olom-pirenena dia mahazo niforona
démocratiques, en parti ou organisation an-kalalahana ho antoko na
politiques. fikambanana politika araka ny fitsipika
Aucun parti ni organisation politique ne demokratika.
peut continuer à exister si son objectif Tsy misy na iray aza antoko na
tend directement ou indirectement à fikambanana politika mahazo manohy ny
mettre en cause l’unité de la Nation ou fijoroany raha tahiny ka mety
procède d’une plate-forme hanohintohina ny firaisam-pirenena ny
ségrégationniste à caractère ethnique, tigetriny, ary izany dia na amin’ny fomba
tribal ou confessionnel ». mivantna na ankolaka, na koa manao ho
  toy ny karazan-tsehatra iray manana
C’est en application de ces endrika fanavakavahana ara-bolon-
dispositions qu’a été élaborée la koditra, ara-poko, ara-pirazanana, na
présente ordonnance qui définit le ara-pinoana ».
régime général des partis, organisations Mba ho fampiharana ireo fepetra ireo
ou regroupements politiques. no namolavolana izao hitsivolana izao
  izay manoritra ny satam-pitondrana
La constitution des partis, ankapobe ny antoko, na ny fikambanana
organisations ou regroupements na ny fitambaran’antoko na fikambanana
politiques est libre qu’ils se réclament de politika.
la Révolution et de l’édification du Malalaka ny fanorenana ny antoko, na
socialisme conforme aux valeurs, ny fikambanana na ny fitambaran’antoko
traditions et aspirations du peuple na fikambanana politika na izy mitonona
malgache ou qu’ils proposent un autre ho amin’ny fanohanana ny Revolisiona
choix de société à la condition qu’il ne sy ny fananganana ny sosialisma
soit pas porté atteinte à l’unité de la mifanaraka amin’ny hasina, ny fomban-
Nation, à la souveraineté nationale, à drazana ary ny hetahetan’ny vahoaka
l’intégration territoriale ni que leur malagasy, na izy manana safidy hafa
démarche ne procède de motivations momba ny fiaraha-monina raha toa ka
ségrégationnistes (tribale, ethnique ou tsy voatohintohina ny firaisam-pirenena,
confessionnelle). ny fandrianam-pirenena, ny maha-iray
  tsy mivaky ny tany sy ny Fanjakana, na
Ainsi le principe de la liberté de ny asany tsy hikendry fanavakavahana
création et d’adhésion à un parti politique (ara-poko, ara-pirazanana, ara-pinoana).
ou à une organisation politique est mis Araka izany, dia amin’ny alalan’izao
en œuvre par la présente ordonnance. hitsivolana izao no ampiharina ny foto-
A la place du multipartisme rationalisé kevitra mikasika ny fahalalahana
de l’ordonnancement constitutionnel hanorina na hiditra amin’antoko na
antérieur, le multipartisme intégral est fikambanana politika iray.
institué. Ho solon’ny hamaroan’antoko
Il ne connaît d’autres limites que les voasivana araka ny firafi-dalàna teo
prohibitions énoncées par la Constitution aloha noraiketin’ny Lalàmpanorenana,
elle-même et les dispositions légales dia ajoro ny hamaroan’antoko malalaka.
relatives à l’ordre public. Ny hany fandraràna hampiharina
L’exercice de cette liberté publique ou aminy dia ireo izay toherin’ny
démocratique fondamentale est soumis Lalàmpanorenana sy ny fepetran-dalàna
au régime de la déclaration de mikasika ny filaminam-bahoaka.
préférence à celui de l’autorisation Ny safidy hampiasana izany
préalable. fahalalahana fototra na demokratika
La présente ordonnance reconnaît par izany, dia napetraka ho fehezin’ny sata
ailleurs l’égalité en droit des partis et fanaovana fanambarana fa tsy ny
organisations politiques et permet satan’ny fanomezan-dàlana mialoha.
également la création de sections locales Ankoatr’izany, izao hitsivolana izao dia
ou spécialisées ainsi que le manaiky ny fitovian’ny antoko sy
rassemblement de deux ou plusieurs fikambanana politika eo amin’ny zo
partis ou organisations politiques en ananany sady ahazoana ihany koa
regroupement politique, en raison des manangana sampana isam-paritra na
affinités et/ou autour d’objectifs qui leur manokana, ary ny fiarahan’ny antoko na
sont communs. fikambanana politika roa na maromaro
  ho fitambaran’antoko na fikambanana
Telles sont les principales innovations politika noho izy ireo mitovy firehan-
apportées à l’exercice des activités tsaina sy/na koa manana tanjona
politiques. iombonana.
  Izany no vaindohan’nireo fanavaozana
* * * * entina amin’ny fisahanana ny asa ara-
  politika.
ORDONNANCE N° 90-001 DU 9 MARS  
1990 * * * *
portant régime général des partis ou  
organisations politiques HITSIVOLANA N° 90-001 TAMIN’NY 9
  MARSA 1990
DISPOSITIONS GENERALES anaovana ny satam-pitondrana
  ankapobe ny antoko
Article premier - L’article 8 de la na fikambanana politika
Constitution dispose que les citoyens  
jouissant pleinement de leurs droits FEPETRA ANKAPOBE
civiques peuvent se constituer librement,  
selon les règles démocratiques, en parti Andininy voalohany - Voafantina ao
ou organisation politique. amin’ny andininy faha-8 amin’ny
La présente ordonnance détermine le Lalàmpanorenana fa ireo teratany
régime général des partis ou mizaka tanteraka ny zon’olom-pirenena,
organisations politiques et de leur dia mahazo miforona an-kalalahana ho
regroupement éventuel. antoko na fikambanana politika araka ny
  fitsipika demokratika.
Art. 2 - Le parti ou organisation Izao hitsivolana izao no manondro ny
politique est le rassemblement de satam-pitondrana ankapobe ny antoko
plusieurs personnes qui, ayant un na fikambanana na fitambaran’antoko sy
objectif commun, oeuvrent à participer à ny mety ho fitambarany.
la vie politique par des moyens  
démocratiques et pacifiques. And. 2 - Ny antoko na fikambanana
  politika dia fivondronan’olona maromaro
La formation affiliée est une izay manana tanjona iraisana ka miara-
organisation ou association à caractère miasa ho fandraisana anjara amin’ny
économique, social ou culturel qui décide fiainana ara-politika amin’ny fomba
de s’affilier à un parti ou organisation demokratika sy mitandro ny
politique. Elle doit se conformer aux fandriampahalemana.
dispositions des statuts de ce parti ou Ny fikambanana miray dia, vondrona
organisation politique. na fikambanana manana endrika ara-
  toekarena, ara-tsosialy na ara-
Le regroupement politique est le kolontsaina izay manapakevitra hiray dia
rassemblement de deux ou plusieurs amin’ny antoko na fikambanana politika
partis ou organisations politiques iray. Tsy maintsy manaraka ny fepetra
régulièrement constitués et ayant des voafaritry ny fitsipi-pitondrana io antoko
affinités et des objectifs communs. na fikambanana politika io izy.
La loi garantit l’égalité en droit des Ny fitambaran’antoko dia ny
partis, organisations ou regroupements fivondronan’antoko na fikambanana
politiques. politika roa na maromaro miorina ara-
  dalàna ary mitovy firehantsaina sy
Art. 3 - Tout citoyen malgache des manana tanjona iraisana.
deux sexes, jouissant de ces droits  
civiques et âgés au moins de 18 ans, Iantohan’ny lalàna ny fitovian-jon’ny
peut adhérer librement à un parti ou à antoko na fikambanana na
une organisation politique selon les fitambaran’antoko politika.
dispositions de la présente ordonnance.  
Les jeunes de moins de 18 ans And. 3 - Ny teratany Malagasy rehetra,
peuvent faire partie d’une structure na lahy na vavy, mizaka ny zon’olom-
interne spécialisée d’un parti ou d’une pirenena sy feno 18 taona raha kely
organisation politique en vue de leur indrindra, dia mahazo milatsaka an-
éducation civique et idéologique. kalalahana amin’ny antoko na
  fikambanana politika iray araka nyf
CONDITIONS DE CREATION ET epetra voalazan’izao hitsivolana izao.
ORGANISATION Ny tanora latsaka ny 18 taona dia
  mahazo miditra amin’ny rafitra anankiray
  manokana anatin’ny antoko na
Art. 4 - La création d’un parti ou d’une fikambanana politika mba hitaizana azy
organisation politique ne doit pas porter ireo ho olom-pirenena sy hijoro ara-poto-
atteinte à l’unité nationale, à la kevitra.
souveraineté nationale, à l’intégrité  
territoriale et ne doit en aucune manière FEPETRA MOMBA NY FANORENANA
procéder d’une motivation SY FANDAMINANA
ségrégationniste à caractère ethnique,  
tribal ou confessionnel. And. 4 - Ny fanorenana antoko na
  fikambanana politika, dia tsy entina
Art. 5 - Tout parti ou organisation hanohintohina ny firaisam-pirenena, ny
politique est constitué par un organisme fiandrianam-pirenena, ny maha iray tsy
central et des sections locales ou mivaky ny tany sy ny fanjakana ary tsy
spécialisées. Les sièges doivent être ho antony mahatonga velively
situés sur le territoire national. fanavakavahana ara-poko, na ara-
Il peut organiser des congrès, des pirazanana na ara-pinoana.
assemblées ou des réunions  
conformément à la législation en vigueur And. 5 - Ny antoko na fikambanana
et dans les conditions prévues par les politika rehetra dia ahitana ny rantsa-
statuts. mangaika foibe sy sampana isam-paritra
Il peut se livrer à des activités na manokana. Ny foiben-toerana dia tsy
économiques sociales ou culturelles par maintsy eto amin’ny tanim-pirenena.
ses formations affiliées. Afaka manao kongresy na fivoriambe
  na fivoriana mifanaraka amin’ny didy
  aman-dalàna manna-kery sy ny fepetra
Art. 6 - La création d’un parti ou d’une voarakitra ao amin’ny fitsipi-pitondrana
organisation politique doit faire izy.
obligatoirement l’objet d’une déclaration Amin’ny alàlan’ireo fikambanana miray
écrite par ses fondateurs à déposer ou à dia aminy, dia afaka misahana asa ara-
adresser : toekarena, na ara-tsosialy na ara-
      au ministère chargé de l’Intérieur, en kolontsaina izy.
ce qui concerne l’organisme central  
et les formations affiliées ; And. 6 - Ny fananganana antoko na
      au président du comité exécutif du fikambanana politika iray dia tsy maintsy
Fivondronampokontany, en ce qui anaovana fanambarana an-tsoratra
concerne les sections. ataon’ny mpanorina azy, apetraka na
Cette déclaration doit être déposée ou alefa any amin’ny :
adressée à l’autorité compétente dans       minisitera miandraikitra ny Atitany,
un délai de 15 jours à compter de la date raha miksika ny rantsamangaika foibe
de clôture de la réunion au cours de na ireo fikambanana miray dia ;
laquelle la constitution de l’organisme  
central ou de la formation affiliée a été       filohan’ny komity mpanatanteraky ny
décidée. Ce délai est de trente jours pour Fivondronampokontany, mba
les sections. mikasika ireo sampana.
En cas d’envoi postal, le cachet de la Io fanambarana io dia tsy maintsy
poste fait foi. apetraka na alefa tsy amin’ny
  manampahefana tompon’andraikitra ao
  anatin’ny fe-potoana 15 andro
Art. 7 - Les documents suivants manomboka amin’ny vaninandro
doivent être annexés à la déclaration de nifaranan’ny fivoriana fananganana ny
création de l’organisme central ou rantsa-mangaika foibe na ny
d’adhésion de la formation affiliée, et fikambanana miray dia 30 andro io fe-
produits en original en cinq copies. potoana io ho an’ny sampana.
a.          Les statuts qui doivent préciser : Raha alefa amin’ny paositra, dia ny
  fitomboky ny paositra no manamarina
      la dénomination du parti ou de izany.
l’organisation politique, ou de la  
formation affiliée ; And. 7 - Tsy maintsy atao tovana
      son objet ; amin’ny fanambarana fanorenana ny
      son siège ; rantsa-mangaika na ny fanambarana
      les règles de constitution et de firisan’ny fikambanana miray dia ireto
fonctionnement de ses organes de antontan-taratasy ireto ary anaovana
direction et d’administration ; matoan-tsoratra sy sosony dimy :
  a.           Ny fitsipi-pitondrana izay tsy
       les conditions d’admission et de maintsy manondro mazava :
radiation de ses membres ;       ny anarana entin’ilay antoko na
      les modalités de réunion des congrès fikambanana politika na fikambanana
ou des assemblées ; miray dia ;
      les conditions de modification des       ny anton-javatra kendreny ;
statuts.       ny toerana misy ny foibeny ;
b.          Le procès-verbal de l’assemblée       ny fitsipi-panorenana sy fomba
constitutive. fiasan’ireo rantsa-mangaika azy eo
  amin’ny fitondrana sy ny fitantanana
c.           La liste des membres chargés de ny raharahany ;
la direction et de l’administration du parti       ny fepetra ahazoana mandray ny
ou de l’organisation politique au niveau mpikambana sy mandroaka azy ;
de l’organisme central, ou de la       ny fombafomba amoriana ny
formation affiliée, avec leurs : kongresy na ny fivoriambe ;
      nom, prénoms ;       ny fepetra ahazoana manova ny
      date et lieu de naissance (Fokontany, fitsipi-pitondrana.
Firaisana, Fivondronana ; b.           Ny fitanana an-tsoratra ny
      filiation ; fivoriambe nanorenana ny fikambanana.
      profession ; d. Ny lisitr’ireo mambra miandraikitra
      domicile ; ny fitondrana sy ny fitantarana ny
      numéro, date et lieu de délivrance de raharahan’ilay antoko na fikambanana
la carte nationale d’identité ; politika, any amin’ny ambaratongan’ny
      fonction au sein du parti ou rantsa-maingaika foibe na ny an’ny
organisation politique, ou formation fikambanana miray dia, miaraka amin’ny:
affiliée ;       anarany sy ny fanampin’anarany ;
        ny vaninandro sy ny toerana
      signature légalisée. nahaterahany (Fokontany, Firaisana,
Pour la formation affiliée, ces Fivondronana) ;
documents sont complétés par :       ny fiankohonany ;
d.          La copie de l’acte portant       ny asa aman-draharaha ataony ;
autorisation de création de l’organisation       ny fonenany ;
ou de la formation à caractère       ny laharana sy ny vaninandro ary ny
économique, social ou culturel. toerana nanomezana ny kara-
c. Le certificat d’affiliation délivré par panondrom-pireneny ;
l’organisme central dirigeant du parti ou       ny raharaha ataony ao amin’ilay
organisation politique. antoko na fikambanana politika, na
  ao amin’ilay fikambanana miray dia ;
        ny sonia voamarina eo anatrehan’ny
Art. 8 - A la déclaration de création lalàna.
d’une section, devront être annexés : Ho an’ny fikambanana miray dia, dia
a.          Les statuts du parti ou ampiana ireto taratasy manaraka ireto :
organisation politique d’appartenance. e. Ny kopian’ny fanomezan-dalàna
b.          La copie du récépissé de hanorina ilay fikambanana misahana asa
déclaration de constitution délivrée à ara-ekonomika, sosialy na ara-
l’organisme central. kolontsaina ;
c.           L’indication du ressort territorial f. Ny taratasy fanamariam-piraisana
de la section ou de la formation nomen’ny mpitondra ny rantsa-
spécialisée. maingaika foiben’ny antoko na
d.          La liste des membres qui sont fikambanana politika.
chargés de la direction et de  
l’administration de la section, avec leurs : And. 8 - Tsy maintsy atovana ny
  fanambarana ananganana sampana
      nom, prénoms ; iray :
      date et lieu de naissance (Fokontany, a.           Ny fitsipi-pitondrana ilay antoko
Firaisana, Fivondronana) ; na fikambanana politika izay iraisany ;
      filiation ; b.           Ny kopian’ilay tapakila
      profession ; nanaovana ny fanambarana fanorenana
      domicile ; nomena an’ilay rantsa-mangaika foibe ;
      numéro, date et lieu de délivrance de d. Ny fanondroana ny faritra iadidian’ny
la carte nationale d’identité ; sampana na ny sokajy manokana ;
      fonction au sein de la section du parti e. Ny lisitry ny mambra miandraikitra
ou organisation politique ; ny fitondrana ny sampana sy ny
      signature légalisée. fitantanana ny raharahany miaraka
e.          Un certificat d’apparentement amin’ny:
délivré par l’organisme central dirigeant       anarany sy fanampin’anarany ;
du parti ou organisation politique.       ny vaninandro sy ny toerana
Ces documents doivent être produits nahaterahany (Foiontany, Firaisana,
en trois exemplaires. Fivondronana) ;
        ny fiankohonany ;
Art. 9 - L’autorité compétente inscrit la       ny asa aman-draharaha ataony ;
déclaration sur un registre ad hoc et en       ny fonenany ;
délivre obligatoirement un récépissé       ny laharana sy ny vaninandro ary ny
sous huitaine. toerana nanomezana ny kara-
  panondrom-pireneny ;
        ny raharaha ataony ao ‘min’ilay
Art. 10 - Nul ne peut être élu membre sampan’ny antoko na fikambanana
dirigeant d’un parti ou organisation politika ;
politique ou de l’une de ses sections, s’il       ny sonia voamarina eo anatrehan’ny
n’est de nationalité malgache, ne jouit de lalàna ;
la plénitude de ses droits civiques et f. Ny taratasy fanamarinam-piarahana
n’est âgé de 21 ans au moins. nomen’ny mpitondra ny rantsa-mangaika
  foiben’ny antoko na fikambanana
Toutefois, tout citoyen âgé de 18 ans politika.
révolus peut être chargé d’une fonction Ireo antontan-taratasy ireo dia tsy
de gestion interne. maintsy atao sosony telo.
   
  And. 9 - Soratan’ny manampahefana
Art. 11 - Tout parti ou organisation tompon’andraikitra ao amin’ny rejisitra
politique régulièrement déclaré peut : voatokana ho amin’izany ny
      ester en justice ; fanambarana natao ary tsy maintsy
      recevoir des dons, legs et les anomezany tapakila manamarina ny
cotisations de ses membres ; naharaisana azy ao anatin’ny valo andro.
      acquérir, posséder, administrer et  
disposer des biens meubles, And. 10 - Tsy misy na iza na iza azo
immeubles, nécessaires au but qu’il fidina ho mpitondra antoko na
se propose. fikambanana politika anankiray na ny
  iray amin’ny sampana miray aminy, raha
Art. 12 - Chaque parti constitué en tsy manana ny zaom-pirenena Malagasy
application de la présente ordonnance a sy raha tsy mizaka tanteraka ny
droit à la protection de ses noms, zon’olom-pirenena no sady feno 21
emblèmes, couleur et autres signes taona raha kely indrindra.
distinctifs. Na izany anefa, ireo olom-pirenena
  feno 18 taona katroka, dia azo
  ampiandraiketina ny fitantanan-
  draharaha an-tokantranon’ny
Art. 13 - L’organisme central dirigeant fikambanana.
du parti ou de l’organisation politique ou  
de l’organisme dirigeant de la formation And. 11 - Ny antoko na fikambanana
affiliée sont tenus de faire connaître au politika rehetra nanaovana fanambarana
ministère chargé de l’Intérieur, dans un ara-dalàna dia mahzao :
délai d’un mois, tous les changements       mampaka-draharaha eo
dans sa direction, ou son administration anatrehan’ny fitsarana ;
ainsi que toutes les modifications       mandray fanomezana sy tolo-
apportées à ses statuts. pananana ary ny latsakemboka
  ataon’ny mpikambana ao aminy ;
        mividy, mitana ary mitantana sy
Art. 14 - L’organisme dirigeant de la mampiasa fanana-manaraka ny
section locale ou de la formation fanana-mitoetra izay ilainy amin’ny
spécialisée est tenu de faire connaître au zava-kendreny ka heveriny atao.
président du comité exécutif du  
Fivondronampokontany, dans un délai And. 12 - Ny antoko tsirairay miorina
d’un mois, tous les changements avy amin’ny fampiharana izao hitsivolana
intervenus dans sa direction ou son izao, dia manana zo amin’ny fiarovana
administration. ny anarana entiny ny mari-panavahana
  azy, sy lokon’ny antokony ary ny
Art. 15 - Les déclarations de famantarana hafa mampiavaka azy.
constitution de l’organisme central des  
partis ou organisations politiques seront And. 13 - Ny rantsa-mangaika foibe
rendues publiques par les soins de miadidy ny fitondrana ny antoko na
l’Administration au moyen de l’insertion fikambanana politika sy ny an’ny
au Journal officiel de la République d’un fikambanana miray dia, dia tsy maintsy
extrait précisant la dénomination du parti mampahafantatra ny minisitera
ou de l’organisation politique, son siège miandraikitra ny Atitany, ao anatin’ny fe-
social, son objet et la date de délivrance potoana iray volana, izay fiovana rehetra
du récépissé, et ce, dans les deux mois mitranga eo amin’ny fitondrana, na ny
qui suivent la délivrance du récépissé, ou fitantanan-draharahiny mbamin’izay
du dépôt de la régularisation prévue à fanovana rehetra atao amin’ny fitsipi-
l’article 17 ci-dessous, selon le cas. pitondrany.
   
  And. 14 - Ny rantsa-mangaika ny
Les modifications ou changements se fitondrana ny sampana isam-paritra na
rapportant à la dénomination, au siège ny sokajy manokana, dia tsy maintsy
social ou à l’objet du parti ou de mampahalala ny filohan’ny komity
l’organisation politique doivent être mpanatanteraky ny
rendus publics dans les mêmes Fivondronampokontany ao anatin’ny fe-
conditions et délai ; ils ne sont potoana iray volana, ny fiovana rehetra
opposables au tiers qu’à partir du jour où mitranga ao amin’ny fitondrana azy na ny
ils auront été publiés. fitantanana ny raharahany.
   
  And. 15 - Ireo fanambarana mikasika
Art. 16 - Le regroupement politique ny fanorenana ny rantsa-mangaika
visé à l’article 2 de la présente foiben’ny antoko na fikambanana
ordonnance doit déposer son règlement politika, dia hampahafantarin’ny
intérieur établi en trois exemplaires Fitondram-panjakana ny besinimaro
auprès du ministère chargé de l’Intérieur, amin’ny alalan’ny famoahana ao
dans un délai d’un mois à compter de la amin’ny Gazetim-panjakan’ny Repoblika,
date de constitution. ny tsoa-tsoratra avy amin’ireo
  fanambarna ireo izay milaza mazava ny
  anarana entin’ilay antoko na
L’acte de constitution ainsi que les fikambanana politika, ny toerana misy ny
modifications ou changements apportés foibeny, ny anton-javatra kendreny ary
au règlement intérieur doivent être ny vaninandro nanomezana ny tapakila
notifiés sous huitaine au ministre chargé manamarina ny naharaisana azy ary
de l’Intérieur. izany dia ao anatin’ny roa volana
  manaraka ny fanomezana ny tapakila
DU CONTROLE ET DES SANCTIONS manamarina ny nharaisana ny
  fanambarana na ny fametrahana ny
Art. 17 - Après délivrance du fanitsiana voalaza’ny andininy faha-17
récépissé, les autorités compétentes etsy ambany, araka ny fisehoan-javatra.
vérifient si les conditions légales sont Mitovy amin’izany fepetra sy fe-
remplies. potoana izany koa no tsy maintsy
  ampahafantarina ny besinimaro ny
Les irrégularités constatées sont fanovàna sy fiovàna mikasika ny
portées à la connaissance du parti ou de anarana iantsoana ny antoko na
l’organisation politique, soit par le fikambanana politika, na ny toerana misy
Ministre chargé de l’Intérieur, soit par le ny foibeny, na ny zava-kendreny ; izany
président du comité exécutif du dia tsy azoampiharina amin’ny hafa raha
Fivondronampokontany suivant le cas. tsy manomboka amin’izay andro
Si les irrégularités concernent les namoahana azy.
documents constitutifs de la déclaration  
ou la confusion de nom, emblème, And. 16 - Ny fitambaran’antoko na
couleur et autres signes distinctifs, le fikambanana politika tondroina eo
parti ou l’organisation politique dispose amin’ny andininy faha-2 ao amin’izao
d’un délai de trois mois à compter de la hitsivolana izao, dia tsy maintsy
notification pour régulariser sa situation. mametraka any amin’ny minisitera
Passé ce délai, les autorités miandraikitra ny Atitany ny fitsipika an-
compétentes prononcent sa suspension tokantranony izay atao sosony telo, ka
jusqu’à la régularisation. ao anatin’ny fe-potoana iray volana
  manomboka amin’ny vaninandro
  nanorenana azy no anaovana izany.
Si les irrégularités concernent les Ny soratra nenti-nanorina izany
conditions posées par l’article 17 ci- mbamin’ireo fanovàna na fiovàna natao
dessus, le Ministre chargé de l’Intérieur tamin’ny fitsipika an-tokantrano, dia tsy
constate la déchéance d’office du maintsy ampahafantarina ihany koa ny
dirigeant concerné de ses fonctions au minisitera miandraikitra ny Atitany ao
sein du parti ou de l’organisme politique. anatin’ny valo andro.
   
Art. 18 - Le défaut de déclaration MOMBA NY FANARAHA-MASO SY
prévue aux articles 6, 7 et 8 entraîne IREO FAMAIZANA
l’interdiction de toute activité politique  
sans préjudice de poursuite pénale. And. 17 - Aorian’ny fanomezana ny
  tapakila nanaovana ny fanambarana
  fanorenana, dia hamarinin’ireo manam-
  pahefana tompon’andraikitra raha toa ka
Art. 19 - Sur rapport du Ministre feno ireo fepetra voalazan’ny lalàna.
chargé de l’Intérieur, tout parti ou Ny tsy ara-dalàna hita fototra, dia
organisation politique qui contrevient aux ampahafantarina ny antoko na ny
dispositions de l’article 4 de la présente fikambanana politika ka, na ny Minisitra
ordonnance sera dissous par décret en miandraikitra ny Atitany na ny Filohan’ny
conseil des Ministres après consultation komity mpanatanteraky ny
du Conseil Suprême de la Révolution. Fivondronampokontany no miadidy izany
  araka ny fisehoan-javatra.
  Raha toa ny tsy ara-dalàna ka
  mikasika ny antontan-taratasy
Art. 20 - Sera puni d’un iompanan’ny fanambarana, na ny
emprisonnement de six mois à cinq ans fifangaroan’anarana, niari-panavahana,
et d’une amende de 180 000 à 1 800 000 loko ary famantarana hafa mampiavaka
FMG quiconque aura participé au ny antoko na fikambanana politika, dia
maintien ou à la reconstitution directe ou manana fe-potoana telo volana aorian’ny
indirecte d’un parti ou organisation nampahafantarana izany azy ilay antoko
politique dissous en application de la na fikambanana politika mba hanitsiana
présente ordonnance. ny tsy mety. Aorian’io fe-potoana io, dia
  ambaran’ny manampaherana
  tompon’andraikitra ny fampihatoana ny
Art. 21 - Sera puni des mêmes peines asany mandra-pahavitan’ny fanitsiana.
tout dirigeant qui contrevient aux Raha mikasika ny fepetra tondroin’ny
dispositions de l’article 18 ci-dessus. andininy faha-10 etsy ambony ny tsy ara-
  dalàna, dia zahan’ny Minisitra
DISPOSITIONS DIVERSES miandraikitra ny Atitany fototra sy
  fanesorana avy hatrany ny mpitondra
Art. 22 - En cas de dissolution les voakasik’izany, amin’ny raharaha ataony
biens du parti ou organisation politique eo anivon’ilay antoko na fikambanana
seront dévolus conformément aux statuts politika.
ou à défaut de dispositions statutaires,  
suivant les règles déterminées en And. 18 - Ny tsy fanaovana ny
assemblée générale de dissolution, ou à fanambarana voatondro ao amin’ireo
défaut d’assemblée générale de andininy faha-6, faha-7 ary faha-8, dia
dissolution suivant les règles fixées, pour mahatonga ny fandrarana ny fisahanana
chaque cas, par décret pris en Conseil izay rehetra asa ara-politika ary izany
des Ministres. akory tsy misakana ny fitoriana ho
  famaizana araka ny lalàna.
   
  And. 19 - Avy amin’ny tatitra atao ny
Art. 23 - Lorsque l’assemblée générale Ministra miandraikitra ny Atitany, izay
du parti ou organisation politique est antoko na fikambanana politika mandika
appelée à se prononcer sur la dévolution ireo fepetra voalzan’ny andininy faha-4
des biens et quel que soit le mode de entin’izao hitsivolana izao, dia horavana
dévolution, elle ne peut attribuer aux amin’ny alalan’ny didim-panjakana
membres du parti ou organisation raisina eo amin’ny mpivorian’ny Ministra,
politique dissous, une part quelconque aorian’ny fangalana ny hevitry ny Filan-
des biens de l’association. kevitra faratampon’ny Tolom-piavotana.
   
  And. 20 - Hofaizina sazy am-ponja
Art. 24 - Les statuts du parti ou enim-bolana ka hatramin’ny dimy
organisation politique sont soumis aux taona sy handoa sazy vola 180 000
droits de timbre et d’enregistrement lors Iraimbilanja ka hatramin’ny 1 800 000
de la déclaration auprès du ministère Iraimbilanja, na iza na iza mandray
chargé de l’Intérieur. anjara amin’ny fampijoroana hatrany na
Les statuts déposés auprès du ny fanarenana indray amin’ny fomba
président du comité exécutif de mivantana na ankolaka ny antoko na
Fivondronampokontany au moment de la fikambanana politika efa noravana
déclaration de constitution d’une section tamin’ny fampiharana ity hitsivolana ity.
locale ou d’une formation spécialisée  
sont exemptés de la perception des And. 21 - Hofaizina mitovy amin’izany
droits de timbre et d’enregistrement. sazy izany ihany koa izay rehetra
  mpitondra mandika ny fepetra
Art. 25 - Sont dispensés de voalazan’ny andininy faha-18 etsy
l’accomplissement des formalités de ambony.
déclaration de constitution prévues par la  
présente ordonnance les partis ou FEPETRA SAMIHAFA
organisations politiques suivants :  
      MONIMA ; And. 22 - Raha sendra nisy
      MFM/MFT ; fandravana, ny famindrana tompo ny
      VONDRONA SOSIALISTE fananan’ny antoko na fikambanana
MONIMA ; politika, dia atao araka ny
      UDECMA/KMTP ; voalazalazan’ny fitsipi-pikambanana na
      VONJY IRAY TSY MIVAKY ; raha tsy misy fepetra voalaza ao amin’ny
      AKFM/KDRSM ; fitsipi-pikambanana, dia hatao araka izay
      AREMA ; fitsipika ferana ao amin’ny fivoriambe
      AKFM/FANAVAOZANA. fandravana azy, na raha tsy misy
  fivoriambe fandravana, dia araka izay
Art. 26 - Sont et demeurent abrogées fitsipika voatondro isaky ny fisehoan-
toutes dispositions antérieures contraires javatra, amin’ny alalan’ny didim-
à la présente ordonnance, notamment panjakana atao eo ampivorian’ny
l’ordonnance n° 76-008 du 20 mars Ministra.
1976, l’ordonnance modifiée n° 76-050  
du 29 décembre 1976, l’ordonnance n° And. 23 - Rehefa asaina manapaka
81-016 du 7 août 1981 et l’ordonnance momba ny famindra-tompo ny fananany
n° 89-009 du 13 août 1989. ny fivoriamben’ny antoko na
  fikambanana politika, ary na toa inona na
toy inona fomba famindran-tompo ny
fananana, dia tsy azony omena ireo
mambra ao amin’io antoko na
fikambanana politika noravana io izay
mety ho ampahan’izany fananam-
pikambanana izany.
 
And. 24 - Andoavana hajia sy saram-
pisorotana amin’ny bokim-panjakana ny
fitsipi-pitondrana ny antoko na
fikambanana politika rehefa anaovana
fanambarana any amin’ny minisitera
miandraikitra ny Atitany.
Ny fitsipi-pitondrana apetraka any
amin’ny filohan’ny komity
mpanatanteraky ny
Fivondronampokontany rehefa manao ny
fanambarana ny fanorenana sampana
isam-paritra na sokajy manokana iray,
dia tsy andoavana hajia sy saram-
pisoratana amin’ny bokom-panjakana.
 
And. 25 - Afaka amin’ny fanatontosana
ireo fombafomba arahina mikasika ny
fanambarana ny fanorenana
voalazan’izao hitsivolana izao ireto
antoko na fikambanana politika
manaraka ireto :
      MONIMA ;
      MFM/MFT ;
      VONDRONA SOSIALISTE
MONIMA ;
      UDECMA/KMTP ;
      VONJY IRAY TSY MIVAKY ;
      AKFM/KDRSM ;
      AREMA ;
      AKFM/FANAVAOZANA.
 
And. 26 - Foanana ary dia foana ireo
fepetra rehetra teo aloha mifanohitra
amin’izao hitsivolana izao, indrindra
indrindra fa ny hitsivolana laharana faha-
76-008 tamin’ny 20 marsa 1976, ny
hitsivolana nasiaam-panovàna laharana
faha-76-050 tamin’ny 29 desambra 1976,
ny hitsivolana laharana faha-81-016
tamin’ny 7 aogositra 1981 ary ny
hitsivolana laharana faha –89-009
tamin’ny 13 aogositra 1989.
 

Vous aimerez peut-être aussi