Vous êtes sur la page 1sur 27

♤♤♤ ZAVATRA ILAINA RAHA TE

HISEHATRA @ TRADING ♤♤♤


Andriamampianina Christian sur FB

Rehefa te hanomboka @ sehatrin'ny


trading nareo, mila conscient @ ireto
zavatra ireto nareo :

■ Vonona handany (ho very) FOTOANA


■ Vonona handany ÉNERGIE @ fianarana
fona2 (efforts, niveau de concentration,
etc.)
■ Vonona handany sy ho very VOLA

Ity domaine ity dia tsy lany zavatra afaka


hianarana izany mihitsy. Résultat (gain) io
tsy tonga tonga ho azy eo fa mila ezaka
fona.

Raha ho te rentable sy te ahita mangirana


enao, mila mandany fotoana, énergie sy
vola.

Raha tsy ampy VOLA enao, ampio betsaka


ny fotoana sy energie laninao. Raha tsy
misy FOTOANA enao, mila mivonona @
vola sy énergie betsaka ho lany enao.
Raha tsy ampy ÉNERGIE enao, tsy maintsy
handany fotoana sy vola b d b enao.
Tsy misy miracle, izany hoe raha sady TSY
MISY VOLA, kamo HANDANY FOTOANA,
kanefa TSY MANAO EFFORT koa avy eo,
hanefa mieritreritra ho rentable => Kely ny
finoana aha rentable enao, na tsy misy
mihitsy.

Misy olona mety lasa rentable izy afaka


iray taona fotsiny, ny sasany 6 mois
mihitsy ary, kanefa misy koa mandany 2, 3
na 5 taona vo mahita mangirana. Ary misy
ENAO, izay mety ho rentable ao anatin
fotoana fohy kokoa satria nandany
fotoana be (isan-andro2), nandany vola
tsy foko tsy foronina (formation, capital
cramé, recherche, etc.), manana capacité
de concentration ambony be, olona tsy
mora mihetsipo, etc.

Ary possible koa hanefa enao mety afaka


5 taona mbola tsy rentable ihany satria
tsy d nanao effort betsaka na dia nandany
vola sy fotoana ary. Possible daholo
izany.

Misy ireo manana chance tsy d nandany


fotona sy vola kanefa lasa rentable ihany.
Fa vitsy tena vitsy.
Aza mi-comparé ny tenanao @ afa fa
samy manana ny FORCE any sy ny
FAIBLESSE any.

Misy boky noviako izay niteny hoe :"Tsy


natao hoan olona mahantra ny trading".
Mety mamparary fo maheno an zay, mety
tsy voatery marina izay, fa kosa, misy
fahamarinany kely ihany ilay izy satria
nahona :

■ Raha olona mbola mitady sakafo


hivelomana @ zay azo isan-andro enao
(N'avoir pour vivre que ce que l'on gagne
chaque jour), sarotra aminao ny ho
rentable satria tsy ampy fotoana
handalinana @ lay izy enao... Tsy ampy
vola na dia hanaovana recherche fotsiny
ary (connexion, formation, etc.)

■ Mora mihetsipo enao rehefa manao réel


satria tsy zatra mahita ilay vola.

Tsy midika kanefa izay hoe mahantra


enao ka tsy ho rentable mihitsy, tsy
marina izay, fa sarotsarotra ho anao, par
rapport @ olona manakarena, ny ho
rentable satria ratsy situation nao: mila
mandany fotoana misy2, mila effort
betsaka2, etc.

Kanefa possible tsara olona mahantra


lasa rentable vety2 par rapport @
manakarena ihany koa satria tsy resaka
capacité financière ihany ny trading na
fahaizana analyse technique et
fondamentale, etc. Fa tsy adinontsika ny
DISCIPLINE, PATIENCE, RÉSILIENCE,
mahay miady @ EMOTION any.

Conditions anakiroa anie no tena


tadiavina @ tsika Trader raha te ho
rentable e :

■ Mahay mitady vola @ trading (betsaka


no mahay an ito)
■ Mitazona ilay vola azo @ trading tsy ho
very tsony (ito no betsaka tsy mahavita
azy)

Mora ny mahazo vola @ trading, satria tsy


voatery fahaizana fa chance no ahazoana
indraidray. Ilay mitazona izay azo no tena
sarotra satria iny no mila DISCIPLINE sy
EXPÉRIENCE betsaka.

Raha mahavoafehy condition voalohany


enao (mahay mahazo vola), kanefa tsy
mahatandrina ilay faharoa (very fona ilay
efa azo), mbola tsy afaka antsoina hoe
rentable enao zay.

Ary ilay rentabilité dia LONG TERME no


jerena fa tsy ANGEZAN GAIN azonao ao
anatin ny fotoana fohy...

Farany, misy fanontaniana hitako tato @


groupe na groupe afa izay sady
mampihomehy no mampatezitra no
mampalahelo : "Raha mahazo 1 million de
dollar dia aiza no afaka manakalo azy?"
ΗΖΖЮ ♂Ю  ♂Ю ♂Ю ♂

Izay mihitsy zavatra tsy azo atao @


trading, efa any @ GAIN sahady no
mampiasa loha, tsy ilay processus
ahazoana ilay vola no handaniana fotona
fa ilay fanaovana retrait. Marina fa tokony
fantatra izay, fa raha olona tsy mahavita
mandinika izay aloha kely finoako hoe
ahazo an zay izy.

Ho famaliana ilay fanontaniana aloha, efa


betsaka revendeur atokisana eto
Madagascar, na manakalo 5.000$ fotsiny
enao aloha, mandeha any andafy enao
manakalo io million de dollar nao io. Any
enao manokatra compte en banque, dia
mody avy eo.

Misy efa mahazaka h@ 50.000$ ary eto


amintsika. Ka tsy fanaovana retrait
mihitsy ny olana fa ilay fakana ilay 1
million de dollar.

Aza mi-viser million izany, aza adalain ireo


mamoka capture d'ecran ireo fa 99% an
ireny fitaka daholo sy tsy tena izy. Mbola
hanaovako démonstration ana capture d
ecran fosoka nareo (compte en live, lien
myfxbook), tsy fiable ireny fa misy faille
daholo...

Rehefa regulier enao, rehefa mahatsapa


tena hoe manomboka mety ilay trading,
manenjika kely2 ihany, manomboka @
100$/mois, miakatra kely 250$/mois, izay
vo 500$/mois... rehefa zatra mahazo
500$/mois enao zay efa maherin
2.000.000ar, efa ao anatin CLASSE
MOYENNE eto Madagascar enao zay, efa
maharesy 80% an malagasy rehetra...
rehega zatra mahazo izay enao, afaka
miakatra 750$/mois... afaka 2 na 3 taona,
miakatra 1.000$/mois... avy miakatra
5.000$/mois... rehefa ela ny ela, ho tonga
@ zany million de dollar izany, mety afaka
5 ans, 10 ans, fa aza maika... rehefa
mahavita 1.000$/mois fotsiny anie enao
dia efa manambola eto Mada e, efa
maharesy 90% an malagasy rehetra.

Samy olona @ rythme any, fa aza maika,


tsy mitovy depart an olona mampiasa
capital 10$, 50$, 1000$, 50.000$, 500.000$
sy 1.000.000$ izany...

Aza adino fa mora manao compte boritra


@ gain rehefa mbola tsy mi-trade, fa
rehefa manao réel enao, sarotra be
mahita gain na perte @ ecran io ka mora
azon fakapanahy.

Misaotra namaky h@ farany.


:*::":*:*::*:*:*::*:*&*&*&:#:#&#&#:#&#&#
♧♧♧ RAPPEL KELY RESAKA PATIENCE
SY FANDANIANA FOTOANA BETSAKA @
FIANARANA TRADING ♧♧♧

■ Olona te hanao pilote : mianatra 3


taona + 1.200h de vol
■ Olona te hanao dokotera : mianatra 8
taona + any @ hôpital fona ny androm-
piainana manopboka 2ème année
■ Olona te hanao architectes : mianatra
8 ans + misy stages taona maro @ 3ème
sy 5ème année etc.
■ Olona te hanao avocat : mianatra droit
4 taona + mianatra @ IFPA 2 taona + 3
taones stages
■ Olone te hanao inspecteur du trésor/
douane/impôt : mianatra 4 taona + 2 any
grandes écoles + 1 taona stage

=> Trader débutant : mianatra androany d


afaka une semaine efa miheritreritra
hanakarena tampoka... γ  ♂γ ♂γ 
♂Ю ♂Ю ♂Ю ♂

Trader rentable kanefa mahazo vola


betsaka kokoa @ ireo asa voatanisa ireo
rehefa rentable sy ampy exprience tsara.

Nahona mou enao mianatra une


semaine, un mois, na 1 an fotsiny ary
kanefa efa miheritreritra ahazo vola
betsaka kokoa nohon ireo olona ireo???
Miheritreritra fa mora ny trading...

Possible ny ho rentable alohan iray taona


olona anakiray, fa mila ezaka ngeza be,
mila olona efa manana discipline innée,
etc. Fa aza mieritreritra an zay mihitsy
aloha, raha tonga @ zay enao, arahaba
tsara, sinon normal raha mandany fotona
sy vola (surtout raha mampiana-tena).

Tsara ity domaine ity, tena tsara, mahazo


liberté financière sy géographique enao,
izany hoe miasa @ zay fotoana
mampazoto enao (rehefa misokatra ny
marché), tsy voatery mi-trade isan-andro,
araka mi-trade @ ville misy enao, tsy misy
olona mibaiko enao...

Fa alohan'ny ahatongavana @ zay étape


izay, AZA MAIKA, aza mbola mandinika
VOLA aloha fa ilay FAHAIZANA no
handaniana vola sy fotoana... tonga eo
fona ouz ahy io vola io rehefa mahay sy
ampy experience enao. Na ilay mandany
fotoana mijery graphique fotsiny anie ka
efa experience eeee
Farany, aza mora adalain'olona @ capture
mipopoka ireny, lainga ny betsaka @ ireny,
aza mividy signal izany fa mianara, aza
mitady indicateurs na robots magique
izay hampanambola enao izany fa 99,99%
an ireny soloky... Aza mora matimatin'ny
"argent facile" fa manjart ny vola nao no
azon'ireo olon-dratsy facilement...

Mandaniana fotoana mianatra, ankafizo


ilay "processus" fampianaranao, objectif
voalohany ny fahaizana aloha fa vola.
Rehefa mahay, mihezaka mitazona ilay
capital tsy ho cramé... ela ny ela,
manomboka manenjika profit kely, izay
ampiakarina tsikelikely...

Courage hoan'izay mihezaka fona, aza


adino fa mbola lavitra ezaka tsy maintsy
atao, fa tsy maha-kivy izany... rehefa
mahita mangirina anie ka mandramaty io
fahaizana io e... rehefa lasa rentable eo
enao, enao no patron nao, efa tsy d
resaka vola tsony mampiasa loha enao fa
zavatra afa mihitsy... malalaka ny
fotonanao, milamina resaka volanao
satria manaraka @ fiaiananao
andavanandro ireo discipline tsy maintsy
arahinao @ trading...

PS: sary fanehoana fotsiny


'*'*:*:&*::*:*:*:":";";";;";";";";";";";";";";";
itako fotsiny tao anaty groupe FB
Youtube alony raha formation gratuis
(Français)

Benjamin deleuze na Roland trading


jerena.

Raha payant indry Dia mada tools media


jerena (teny gasy) Sur FB.
♧♧♧ PSYCHOLOGIE EN TRADING ♧♧♧

Fanontaniana mipetraka amiko matetika


indray : "Ahona atao ahafako mi-maitriser
ny psychologie ako coach?"

Ireto résumé kely an ilay valiny :

■ Mila manana confiance @ stratégie nao


ianao : raha vita backtest tsara ilay
stratégie, tokony hanana confiance @ io
stratégie nao io enao satria fantanao ny
statistiques sy probabilité fisehoany.
Fantanao ny taux de réussite sy ratio RR
omeny.

■ Mila mi-gerer risque tsara enao : limiteo


ny perte/trade ary mahaiza mijanona
rehefa misy perte misesy (nombre de
perte Journalier maximum). Respecteo ny
money management. Na dia sûr 1000%
enao hoe hiakatra ny ihidina ilay prix, aza
ovaina ny risque/trade.

■ Mila mahay mandray décision rationnel


enao na dia mi-stress sy frustré ary. Aleo
tsy mi-trade mihitsy no tena tsara raha
mahatsiaro reraka, stress, frustré, tezitra,
falifaly lotra, etc.
Ny trader rentable dia any @ fotoana
maha-perte azy no mampiavaka azy @
trader perdant : mahay mi-gerer ilay perte
izy, mahay mandray bonne décision izy
rehefa perte (izany hoe mijanona, maka
aina kely, manao remise en question ary
miala kely ny écran).

Misy interdépendance izany ny zavatra


telo (3) importants @ conditions de
rentabilité :

● Analyse technique : 10% ihany no


impact an ito @ resaka rentabilité, fa raha
stratégie tsy atokisanao no ampesainao,
tsy vita backtest tsara, sarotra be ny ho
rentable enao. Fa na izany, aza mitady
stratégie parfaite izany mihitsy fa tsy
misy. Jereo ny zavatra mety sy tsy mety @
lay stratégie dia calculeo ny profit moyen
omeny ilay stratégie isaky ny actif
ampesainao.

● Money management : 20% indray


hoentiny ouz zareo manampahaizana.
Kanefa raha jerena, io no conditions
ahafana mi-controler sy mi-maitriser ilay
psychologie tena important. Mitombo na
mihena ny capital, izay ihany
mampihetsika ny emotion nao en
general... ka mila maitrisena ny
nampihena ny capital nao dia maitrisenao
koa ny psychologie nao. Izany hoe, perte
acceptable par trade sy perte successive
acceptable par jour nao mila mipetraka
tsara sy zakanao (mampandry sainao).

● Psychologie : Io no mampiavaka ny
trader rentable sy perdant satria betsaka
ny mahay analyse technique, fa vitsy kely
ny rentable nohon ity psychologie ity. 70%
ana trading rentable izany miankina @
fifehezana ny psychologie nao. Fa
maninona enao mampiasa demo rentable
fona matetika, kanefa miditra réel kely dia
perte? Noho n'io psychologie io, noho ny
fahatahorana ho perte na excité ahazo
vola, etc.

Tsy mora kanefa mifehy io psychologie io


satria mila manana confiance @ stratégie
nao enao, mila manaiky manaja ny money
management nao enao, ary mila manana
experience betsaka enao izay vo
manomboka rentable.

Afaka atao tsara ny mampianatena fa


mila vonona mandany fotona izany... efa
presque hita @ youtube ao daholo ny
zavatra important, fa mila mahay misafidy
fa ny zavatra tsy mety sy mandany fotona
koa no tena betsaka. Noho izany, tsy
hitovy koa ny mianatra @ olona sy
mampianatrna raha tena olona mahay no
mampianatra.

Farany, débat matetika mipetraka anaty


groupe : maninona olona iray efa rentable
kanefa mbola mampianatra ?

Voalohany, tsy voatery ho gain fona olona


iray na dia rentable ary, kanefa
mampianatra io zavatra sûr à 100% fa
ahazo vola izy. Mitovy @ diversification de
domaine izany ilay izy, karazana
assurance...

Faharoa, mety manana intérêt personnel


izy @ lay izy, ohatra, mba manana
namana na communauté kely anazy
manokana. Kanefa sady mahazo vola
ihany izy.

Fahatelo, tsy hoe tsy rentable dia tsy


mahay mampianatra, diso izay. Misy
olona mahay tsara analyse technique, fa
tsy renrable mihitsy, fa mahay mampita
fahalalana tsara... tena betsaka olona
fantako mahay be analyse technique, fa
resaka rentabilité aloha resiko lavitra,
satria za manana maitrise de psychologie
kokoa noho izy (experience ako, etc.). Tsy
midika izay fa tsy mahay mampianatra
izy.
Fa lacune mpianatrany @ zay mety any @
psychologie sady mety hanana tendance
hi-negliger psychologie io izy. Kanefa,
trader rentable mi-focuser kokoa any.

Misy etape telo ny resaka formation


matetika :

■ Mivarotra formation : matetika olona


tsy rentable no manao azy rehefa tsy izy
no mamorona ilay formation. Ny
ankamaroany aloha dia mivarotra
formation an olona afa. Otran mividy
zavatra hita @ youtube sy @ internet
fotsiny enao izany, tsy afaka manontany
zavatra tsy azo. Misy mahatsara azy raha
olona autodidact enao.

■ Mampanao formation : mety olona


rentable fa mety tsy rentable koa, fa
matetika olona mahay analyse technique
etc. Efa manomboka tsara misafidy ity
raha tena mahay misafidy olona mahay
enao. Na tsy rentable ary ilay olona, mety
efa mahavita mampita ny experience kely
hananany, fa any @ psychologie sy
expérience izany tsy ampy @ lay
formateur.

■ Mampanao coaching : ity indray sady


mampanao formation no manaramaso
tsara évolution an ilay mpianatra, mi-
forcer ilay mpianatra hanaraka ny lalana
tsy maintsy arahana. Ity no malaky
indrindra raha tena mahay misafidy coach
enao. Ilay malaky koa tsy question ana 1
na 2 mois fa lava2 an zay. Raha i Thamis
Khabbaj zao 6 mois eo nenazy (eo @
3.000€ eo ny vidiny).

Betsaka ireo formateur any andafy


mampanao coaching io ary ity no
mahatonga saina vetivety ny tena
important @ trading. Tsy masa manao2
fona ilay mpianatra @ zay satria akaiky
ilay coach fona. D lasa fahazarana ny
fanarahana ny plan de trading.

Efa misy gasy mampanao io coaching io


ary ao anisan izay ny tenako , misy
namana afa koa fa aleo tsy mitonona
anaran'olona.

Tsy voatery marina @ rehetra zavatra


teneniko ireo satria samy manana
formation any, experience any sy ny
zavatra important aminy... Avis personnel
ako ireo izay azoko t@ boky, formation,
etc narahako ary indrindra2 experience
ako.

Tsy mora ny trading, fa rehefa mahita


mangirina enao, aza adino fa
mandrakizay. Mety handany 6 mois, 1 an,
2 ans, 5 ans na mihoatra enao, tsy mila
kivy satria rehefa rentable enao,
mandrakizay iny (raha tsy manaonao fona
eo indray mou zany).

Rehefa tonga saina @ zavatra kely izay


fotsiny enao (fahaizana mi-gerer risque sy
mino fa tsy stratégie parfaite no maha-
rentable, etc.), efa @ lalana tsara enao ka
efa akaiky izay, miampy experience
fotsiny sisa dia lasa..
€€%&€%%&&%&&"':::;;;;;;;;;:::'€€€#######
́
.
1. Moyennes mobiles: Les moyennes
mobiles permettent de visualiser la
tendance actuelle du marché en suivant la
direction générale des prix sur une
certaine période donnée.

2. Indice de forcRSI): Le RSI est un


indicateur technique qui mesure la force
des tendances actuelles sur le marché
Forex.

3. MACD: L'indicateur MACD combine les


moyennes mobiles pour aider les traders
à repérer des retournements de tendance
et des points d'entrée potentiels.

4. Bandes de Bollinger: Les bandes de


Bollinger sont des bandes qui encadrent
la plupart des mouvements de prix du
marché Forex.

5. Oscillateurs Stochastiques: Les


oscillateurs stochastiques utilisent des
niveaux de prix passés pour fournir des
signaux d'achat ou de vente sur le marché
Forex.
#trading #trader #trading #stockmarket
#forextrader #forextrading #forex #stocks
#stocktrading #options #optiontrading
#money #cash #investor #investing
#futures #daytrader

#€€%%&---++-€###€€€%&&€€€€%%%
♧♧♧ AVANTAGES OMEN'NY TRADING
♧♧♧

Androany aho dia hiresaka indray ireo


antony mampiavaka sy mahatsara ny
fanaovana trading.

Asa anisan'ny tsara indrindra ny trading


satria :

■ Liberté financière na fahaleovan-tena


arabola

Rehefa tena rentable enao


(statistiquement et mindset mifanaraka @
zay), efa tsy miasa loha resaka vola lotra
tsony enao. Manao izay tianao atao ary
mividy izay tianao vidina.

Manaraka, tsy miasa loha resaka


findanganan'ny vola "ariary" tsony enao
satria manao retrait en devise (raha
broker ivelany). Tsy miasa loha @ resaka
inflation sy crise eto @ tsika tsony enao.
Liberté financière tsy midika hoe efa
milliardaire, fa hoe mahavelona enao ny
vola azonao ary mifanaraka @
faripiainana izay hoentinao.

Matsiro tena matsiro anie rehefa tena


rentable e, rehefa tonga @ point hoe
tongasaina enao "izay fa azoko ilay
zavatra tena tadiavina @ lay resaka
trading ity"... izany hoe ilay "mindset"
maha-rentable (tsy resaka stratégie
velively hoy aho no tena maha-rentable.

Tsy voatery manenjika million de dollar na


milliers de dollar akory dia efa tena tsara
ny miaina ny fiainan'ny trader izany.

Afaka mampiasa zavatra tinao hiasana


enao na ampiasaina : resaka technologie,
resaka fiara, resaka trano, resaka
fanampiana fianakaviana, etc.

Afaka manampy tsara ny fianakavianao


enao rehefa tafa, manampy ny
manodidina, etc.

■ Liberté géographique

Efa tsy voatery manenjika bureau @ 8h


dia mirava @ 17h tsony enao. Efa ao
antrano fona enao na izay toerana misy
enao dia efa afaka miasa enao. Afaka
mideplace @ toerana izay tianao aleha sy
tinao hiasana enao.

Androany enao eto Tana, rapitso enao any


Toamasina, semaine ambony enao any
tulear, etc. Afaka 2 semaines enao any
Maurice, avy eo Dubai, etc.

Tsy dépendant @ toerana anakiray tsony


enao, izay toerana mety @ sainao rehefa
misy connexion sy materiels dia mety...

Vola izany efa tsy tokony problème tsony


satria rehefa rentable enao, tokony efa
mahay mi-gerer volanao enao, etc.

■ Liberté temporelle

Manana fotoana betsaka enao manao


zavatra tianao. Tsy manenjika fotona
tsony enao eo @ fiainanao, miasa @ zay
ora tianao hiasana (fa mila mifanaraka @
stratégie sy session indray mou zany zay),
fa tsy voatery isan-andro koa anie mi-
trade e.
Tena manana fotoana betsaka enao
mankafy ny fiainanao sy manao zavatra
maha-falifaly ny fonao.

Matetika raha mijery ireny trader


formateur tena rentable @ youtube ireny
nareo, misy points communs daholo
zareo : olona mankafy fiainana, olona
manana mindset miavaka tsara @
communs des mortels izy ireo... misy
antony izy ireny (efa nandalo combat
enjana be @ fiainana ka matetika olona
tia fiainana tsy compliqué be izany sy tsy
tia problème, mi-eviter problème evitable,
etc.)

Au contraire, tia fiaiana milamina izy ireo...


olona tia fiainana serein, manao
meditation na mivavaka... Olona tsy tia
mandray zavatra pour acquis izany
mihitsy, olona tia fivoarana, mianatra fona
ary mitady fomba hitadiavana vola fona.

■ Activités discrètes

Anisan zavatra nahatiavako ny trading ity


dia discrétion... tsy voatery fantatr'olona
enao manao azy. Afaka tsy fantan
fianakavianao enao manao azy...afak tsy
fantan fanjakana ihany koa... tsy fantan
banky nao etc.

Efa mandeha be izao resaka crypto sy


money électronique rehetra ireny... fa mila
mitandrina fona na dia izany.

■ Activités entrepreneuriales

Enao no patron nao : tsy misy compte à


rendre @ olona afa enao, enao no mi-
decider hoe hiasa sa tsia, enao misafidy
hoe mbola hiasa sa tsia, enao mandray de
Decisions hoe efa ampy enao ve ilay
azonao sa mbola ampiana (sous réserve
ana money management bien sûr).

Tena tsy misy limite mihitsy anie izy ity


eee : "Sky is the limit" ouz propfirm
anakiray izay rehefa afaka challenge ao
aminy enao... tena izay mihitsy :" ny lanitra
no limite". Marina fa mila mahay mi-gerer
risque sy capital, fa tena tsy misy limite ity
zavatra ity...

Tsy misy plafond hoe izao maximum dia


tsy midepasse iny tsony : raha maharaka
ny fahaizanao, ny experience nao sy
capital nao, tena possible mahazo volabe
izay mety karaman'olona manambola iray
taona ao anatin'iray andro fotsiny...

Efa tena ny experimenteko izany nahazo


vola karama 6 mois an olona classe
moyenne izany tao anatin'ny 15mn
fotsiny... tena tsy ny trade tsony za tao
anatin'ny iray volana...

Ny tiako ambara dia izao : TENA


MAHAVELONA NY TRADING. Fa kanefa,
mbola enjana be lalana ahatongavana @
izany Liberté financière izany ka aza
maika...

Io fahaizana sy expérience io tsy very


tsony rehefa azo. Une fois enao rentable,
tongasaina tsara sy mahavita manaraka
tsara ny plan de trading nao, efa tsy very
mandeha mandrakizay tsony enao (raha
tsy hoe hiverina hanao gambling indray):
tena na dimy taona izany anie "en vaut le
coup" raha avantages rehetra omeny.

AZA MAIKA VOLA izany, ankafizo ilay


fianarana azy, aza maika ahazo vola izany
fa rehefa mahay enao sy discipliné tsara :
conséquences automatiques an zany dia
"VOLA"...
Tsy mora anie izy ity e fa rehefa
PERSÉVÉRANT enao dia tsy maintsy ho
tonga @ tanjona irina fona : MANAMBOLA
ka afaka manao sy mividy zavatra tianao,
manampy ny fianakavianao, mi-rendre
fière ny raiamandreninao sy ny
ankohonanao.

Fa alohan izay, mila mandany fotoana sy


vola @ fahaizana sy expérience. Mila
mandalo "jaly", "fahakiviana", "frustration",
"fahatahorana", "doute", sns sns. Misy
fotoana enao tena mahatsiaro very
tanteraka, mahatsiaro tena hoe tsy ho
avotra mihitsy... aza adino fa mandalo
fotsiny ireny ka mila tohizana fona ny
ezaka, efa betsaka nandalo teo ary
betsaka no tafa :" VITAN'OLONA VE TSY
VITANAO EEE?"

Tohizo ny ezaka ary aza mora


adalain'olona @ vola malaky izany fa
nenao indray no lasany any. Zavatra tsara
@ fiainana izany tsy azo mora velively...
tsy misy zavatra mahasoa sy tsara mora
azo izany : na sipa/bandy io, na vola io, na
tany io, na fiara io, etc.
Otran zay koa ny trading, mafy2 mihitsy
ary nenazy ka maro no tsy tonga @
tanjona dia mi-abandonne.
#################€€%%%%&&&&&%

Vous aimerez peut-être aussi