1
Anisan’ny fanompoam-pivavahana atolotra an’Andriamanitra any amin’ny Kianjan’ny lanitra ny
HIRA. Noho izany dia :
• tokony HIEZAKA isika HANATRATRA ARAKA IZAY AZO ATAO ny HIRA RODOBE ataon’ny
ANJELY rehefa manao hira fiderana.
• Ny FANOLOKOLOANA ny FEO dia lafiny lehibe eo amin’ny fanabeazana ka TSY
TOKONY HATAO AN-TSIRAMBINA.
• MBA HAMPILANTO TSARA ny HIRA dia AOKA HIFANDRINDRA aminy koa ny FO
Patriarka sy Mpaminany p 630 §1
REHEFA HIANATRA HIRA @ PARTITION IRAY DIA MISY DINGANA 4 TOKONY ARAHINA :
ISAIA 6 : 3b
« …MASINA, MASINA, MASINA JEHOVAH
TOMPON’NY MARO… »
REHEFA
« Amin’ny EO JEHOVAH
fivoriana DIA
tsirairay MASINA IZAY
ataon’ireo
Masina ety ambany ILAY
etyTOERANA
dia eo ireo anjelin’
Andriamanitra mihaino ny fijoroana, ny hira
ary ny fivavahana. Aoka hotsarovantsika fa
ny fiderantsika dia hamafisin’ny antoko
I Kor 14 : 40
mpihiran’ny anjely marobe ao ambony ».
«Kanefa aoka
Fiambenana ny zavatra
Maraina 7 marsrehetra
2014 atao
(EGWamin’ny
fahamendrehana
God’s sy ny filaminana»
amazing grace)
«REHEFA EO JEHOVAH
Andriamanitry DIA FILAMINANA
ny filaminana Andriama- NO
nitra. MifandrindraTSAPA EO izay zavatra
tanteraka
atao any an-danitra. Manatontosa ny anja-
rany amin’ny fanarahan-dalàna fatratra ny
I Kor 14 : 33 ». PM p 387 2§
tafik’anjely
« Fa Andriamanitra tsy tompon’ny fikotranana fa
tompon’ny fiadanana »
MITONDRA FIADANANA MANDRAKARIVA
NY FANATREHAN’I JEHOVAH
ALOHA AORIANA
FAMERENANA : APETRAKA
Miaraka amin’ny Chorale MIVAVAKA
Tenanao manokana MANGINA – TSY MIRESAKA
MIVAVAKA « FEED-BACK » avy @ CHEF
MANAFANA FEO
9.00 ora
MANDRITRA 12.00 ora
ALTI sy BASSES
T T1 T2 T3 T4
« Hitako tao amin'ny fahitana iray ny filaminana tonga lafatra izay
TOMBONTSOA AMIN’IZAO TOERANA FIHIRANA IZAO :
manjaka any an-danitra ary teo am-pihainona ny mozikan’ny
1. MIFANKAHENO FEO TSARA NY ISAN-TARIKA (Afaka mampitovy feo)
lanitra dia safononoky
2. MORA ny fahafinaretana
AMIN’NY MPIBAIKO aho. Hitako
NY MITARIKA NY CHORALE ireoNY
MANDRITRA anjely
HIRA
mpihira mitsangana TSARA
3. MIVONDRONA teo an-kianja MANAOISAN-TARIKA
NY FEO TSIRAIRAY EFAJORO, samy manana
4. MORA KOKOA HO AN’NY SONORISATEUR NY MANAO BALANCE
lokanga volamena teny an-tanany… »
5. METY AMIN’NY ACOUSTIQUE REHETRA IZAO TOERANA IZAO
E.G. WHITE EVANGELISER P 454 § 4
1. JONA 2:10 a FANATITRA HO AN’I JEHOVAH NY FEO
« Fa izaho dia feo midera no entiko mamono zavatra hatao
2. fanatitra
HIKOLOKOLOANA
ho ANAO… »NY FEO
PATRIARKA sy MPAMINANY p 630 § 2
« Ny
3. fanolokoloana ny FEO
HAMPITOVIANA feo dia lafiny lehibe eo amin’ny
fanabeazana ka tsy tokony atao an-tsirambina »
NY CHORALE TENA TSARA INDRINDRA eto an-tany
ABDOMEN
Ny TANJONA
1. Manao izay hahatongavan’ny rà ao @ cordes vocales
2. Manao izay hampihovitrovitra tsara ny cordes vocales
NY ATI-VAVA NO AHITANA AZY IREO
1. FARA-TENDA
2. NY VALANORANO
3. NY LELA
4. NY MOLOTRA
NY ATI-ORONA
NY LELA
Ny lela no mamokatra ny zana-peo sy reni-feo amin’ny
fitenintsika
Mila avadibadika tsara izy rehefa miteny na mihira
Mila hanaovana fanazarana matetika izy
La! Le! Li! Lo! Lou - Rorororororo - La Bla – LoBlo …
Clac! Clac! Clac!
NY MOLOTRA
Maro sahanina ny molotra :
1. IZY no mandrindra ny fisokafan’ny vava rehefa misefo na mihinan-kanina
2. IZY no hahafahana misioka sy milalao zava-maneno tsofina
3. AMIN’NY HIRA dia manana anjara asa lehibe izy :
IZY NO MANDOKO NY FEO HO TSARA
MIDITRA AN-TSEHATRA KOA IZY amin’ny FIHETSIKY NY TAVA MANEHO NY HIRA
FA MANINONA NO RE MATETIKA AO AMIN’NY CHORALE NY HOE :
« BORIBORIO NY VAVA REHEFA MIHIRA »?
1. Manampy betsaka eo amin’ny
HIRA ny sofina satria izay
renao ihany no avoakan’ny
vavanao
2. Mila tezaina tsara koa izany
ny sofina fa sarobidy izy eo
amin’ny HIRA izay redoni-
tsika CHORALE
CHOCOLAT CONFISERIES