Samy novonjena
tamin’ny aretiny
i Simona sy Maria.
Mba nanao ahoana ny
toetran’izy ireo
taorian’izany namonjena azy
izany?
Fanontaniana
IREO TRANGA
• TSY AMPOIZINA
Tranga Voalohany : Jesosy
Histoire de la redemption,p.370
Fotoana. Aza
mangatak’andro lava.
Ohabolana komorianina
Histoire de la redemptio,p.730
« Fariseo iray izay nanaraka an’i Jesosy.
Nanaiky Azy ho Mpampianatra
fotsiny fa tsy nanaiky Azy ho Mesia ka
dia tsy nandray Azy ho Mpamonjy ».
VOKANY
• Tsy niova ny toetrany sy ny fiainany
• Voasintona ho eo amin’i Jesosy noho
ny fahasitranany fotsiny.
• Naniry haneho fankasitrahana Azy
tamin’ny alalan’ny fanasana(fety)
Fahavoazana lehibe izany
•
Kristiana
nefa tsy voaova
= Kristiana anarany
Mofonaina,Trim2:p.7
• Novakiny ny tavoara
ka
naidiny tamin’ny lohan’i
Jesosy ny menaka
Maria:
Histoire de la Redemptio,p.731
• Nihaino ny feon’i Kristy tao an-tranony
nandritra ny fandalovany tao Betania.
• Nandre ny amin’ny fitiavany ny mpanota
• Babon’ny fitiavan’Andriamanitra azy
manokana.
• Ka dia nanolotra fanomezana sarobidy ho
fankasitrahany Azy manokana.
Inona no hevitra fonosin’izany?
1. Histoire de la Redemption,p.732
« Marie ne comprenait pas toute la
signification de son acte d’amour.
Le Saint Esprit avait tout disposé
pour elle, et elle obéissait
simplement à ses suggestions »
Feno fanoloran-tena Maria
1. Nitondra menaka hanosorana:
Lohan’i Jesosy
Tongony
2.Dia novakiny.
3. Nandohalika ka namonto ny tongotry Jesosy
tamin’ny ranomasony
4. Namafa izany tamin’ny ranomasony.
« Tsy azon’i Maria akory ny
hevitr’ireo fihetsiny ireo. Baikon’ny
Fanahy Masina izany ka tsy nisy
nataony
afa-tsy ny nankato »
Mofon’aina, Trimestra Faharoa-2012:p.3
A.Nitondra menaka ho fanomezana.
« Atolory an’Andriamanitra ny fanatitra sarobidy
indrindra azonao omena; atolory azy ny fonao.
Ny fo izay itoeran’i Kristy dia ho feno aina sy
voadio ary hotantanan’ny Fanahy Masina sy
hotarihiny ».
B. Novakiny ny tavoahangy
• Histoire de la Rédemption,p.733
« De même que ce vase d’albâtre
brisé avait inondé la maison de
son parfum, de même le Christ
allait mourir, son corps serait
rompu;mais Il sortirait du
tombeau et remplirait la terre
du parfum de sa vie »
Histoire,p.733
• « Le parfum qu’elle offrit
était une image de son
cœur. C’était la
démonstration extérieur
d’un amour que des
courants célestes faisaient
déborder »
Histoire,p.733
• « Le parfum qu’elle offrit
était une image de son
cœur. C’était la
démonstration extérieur
d’un amour que des
courants célestes faisaient
déborder »
MARIHO TSARA FA
Taorian’ny Fahalavoany,
rehefa nafahana tamin’ny
fanapahan’i Satana, dia
Maria no olona voalohany
nahafoy menaka sarobidy
indrindra ho an’i Jesosy.
• Maria dia nahafoy fotoana
ka nipetraka teo an-
tongotry Kristy mba
hihaino ireo fampianarany
na dia nomelohin-
drahavaviny tamin’izany
aza izy.
• Maria no namonto ny lohan’i
Kristy tamin’ny menaka
manitra. Nandraraka izany
koa tamin’ny tongony sy
namaoka izany tamin’ny
volony na dia nomelohin’i
Jodasy tamin’izany aza izy.
Izy ihany koa no voalohany
nihazakazaka tany amin’ny fasana
nandevenana an’i Jesosy.
Izy koa no nilaza voalohany fa
nitsangana Jesoy.
• Samy efa novonjena sy
nandray famonjena ka
natao batisa koa izaho sy
ianao.
Andeha isika
• Voalohany: Hanao toa an’i Maria : Hanararaotra
ny fotoana mety fa madalo izao fiainana izao mba
hanatonana an’i Jesosy hihainoana ny feony.
• Faharoa: Hanolon-tena tanteraka ka hanolotra ny
fontsika ho Azy mba hodioviny.
• Fahatelo: Hanolotra izay tsara indrindra avy
amintsika ho Azy, mety tsy hanananao ny menaka
sarobidy fa afaka hanolotra ireo hafa ho mariky
ny fanolorantenanao sy ny fitiavanao Azy hianao.