Vous êtes sur la page 1sur 9

Tuto

réparation câble vitre électrique 405





Fitaovana ilaina



-Alana daholo ny cable simba




Mila domino ilany iray atao solona attache cable. Ilay domino karazany tsara vidina ohatra
hoe (ingelec) @ izay mba azo serena mafy tsara ny vis.
Zaraina roa ny ilana domino iray.



ary alamaina @ papier verre ny sisiny notapahina (facultative)





Tapahana ny lohan’ny cable vaovao, ka ny plomb lehibe no Alana. Atao aty @ foton’ny cable
ny tapahana mba ahazahoana cable lava. Raha tsy eo no tapahana dia mety ho foy ny cable
ka sarotra apetaka @ ilay mecanisme.


Apetaka amin’ny support vitre ny lohan’ny cable iray.


Refesina amin’ny alalan’ny cable simba noesorina ny alavan’ny cable ilaina. TSY MBOLA
TAPAHINA FA REFESINA FOTSINY.



Atsofiko @ polie ampovoany ny cable ka apetraka eo ny tapaka domino mba ho lasa arret.





Aorina @ ilay poulie @ izay ny cable, ny partie ilany avy norefesina ihany no arina ary
atsofoka @ gaine ilany.


mba hitazomana ny fienjanan’ny cable efa miorina @ poulie dia mampiasa pince etaux za
eto (afaka mitady fika hafa nefa.

Ajustena tsara amin’ny izay ny alavan’ny cable ilaina. Tsara raha mienjana tsara ny cable.
Terana mba hiforitra tanteraka ny resort @ ilan’ny roa @ gaine rehefa mandrefy ny
alavan’ny cable ilaina. Ary apetaka eo ny ilan’ny domino tapaka iray.
Rehefa azo tsara ny alavany ilaina dia hidina ilay domino ary aptraka @ fitoerany ao @
support vitre.

rehefa vita izay dia averina saromana @ izay.






Vita tompoko

Vous aimerez peut-être aussi