Vous êtes sur la page 1sur 1

FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA NY 23 JANOARY 2022

TAMIN'NY 04 ORA HARIVA

N° 08/01_MTM/SG/DGM/DEM.22
Tamin’ny 03 ora teo dia tany amin’ny 104 Km Avaratra somary Avaratra Andrefan’ny
Cap St André (Vilamatsahy) no nisy ny foiben’ilay andro ratsy. Mitombo hery miandalana izy ka
niakatra ho 55 Km/ora ny rivotra miaraka aminy izay arahina tafiotra 75 Km/ora. Mikisaka
mianavaratra somary Avaratra Andrefana ny diany ka mahafaka 20 Km/ora. Mety ho lasa rivodoza
izy ato anatin’ny 20 ora ho avy. Hizotra makany Mozambika ity andro ratsy ity.

Amin’ny ankapobeny, mbola hikorontana ny toetry ny andro amin’ny faritra sasany


ary mbola ahiana ho betsaka ny rotsak’orana izay mety hiteraka tondra-drano sy
fihotsahan’ny tany.

Ny mpampiasa ranomasina amin’ny morontsiraka rehetra dia iangaviana mba tsy


hiandriaka. Entanina ny rehetra hanaraka ny toro-marika omen’ny manam-pahefana eny
ifotony.

BULLETIN CYCLONIQUE SPECIAL DU 23 JANVIER 2022 A 16 HEURES LOCALES

A 15 heures locales, le centre de la Dépression Tropicale N°01 est positionné à 104 Km au


Nord-Nord-Ouest de Cap St André (Vilamatsahy). Elle s’intensifie lentement. Le vent moyen
monte à 55 Km/h avec des rafales de 75 Km/h. Elle poursuit son cap vers l’Ouest-Nord-Ouest à
raison de 20 Km/h. Elle est prévue atteindre le stade de Tempête dans les prochaines 20 heures.
En termes de trajectoire, ce système va se diriger tout droit vers le Mozambique.

Globalement, le temps restera maussade sur une bonne partie du territoire avec
toujours de risque de forte pluie qui peut aggraver la situation d’inondation généralisée en
cours.

La sortie en mer est déconseillée sur l’ensemble de nos côtes. Les populations sont priées
de suivre attentivement les consignes émises par les autorités locales.

Vous aimerez peut-être aussi