Vous êtes sur la page 1sur 2

COMMUNE URBAINE D’ANTANANARIVO Antananarivo, faha-

****************
DELEGATION SPECIALE
*********** NY SAMPAN-DRAHARAHA MISAHANA NY FIFAMOIVOIZA
SECRETARIAT GENERAL NY FITATERANA AN-DRENIVOHITRA
******
DIRECTION DU DEPLACEMENT URBAIN Ho
*****
SERVICE DES TRANSPORTS URBAINS an’ANDRIAMATOA RANDRIARANAZANANY Victor La
*** FILOHAN’NY KAOPERATIVA KOMAFILA
N°- - /CUA/DS/SG/DDU/STU.13 Zotra F - Suburbaine

- ANTANANARIVO -

ANTONY : Fangataham-panazavana

Tompoko,

Ampahafantarina ianareo Kaoperativa KOMAFILA Zotra F fa ny làlan-jotra mahazatra


anareo hatramin’izay dia Ambatofotsy – CNAPS Ampefiloha. Araka ny loharanom-baovao izay
azo tamin’ny haino aman-jery sy ny fanadihadiana nataon’ny tompon’andraikitra misahana ny
fitaterana eto an-dRenivohitra ny andron’ny 13 Febroary 2013, dia manam-pikasana ianareo
ny hanitatra ny làlan-jotranareo. Noho izany dia mangataka fanazavana feno avy aminareo ny
Fiadidiana ny Tànana.

Tsara ho marihina fa raha misy ny fikasana ny hanao izany fanitarana làlan-jotra izany
eto amin’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra dia tokony hanantona ny tompon’andraikitra
akaiky voakasik’izany.

Eo am-piandrasana valiny mahafa-po sy fiaraha-miasa matotra avy aminao dia raiso,


Tompoko, ny haja ambony atolotro anao.

Andefasana :
 CUA/DS/SG

Vous aimerez peut-être aussi