Vous êtes sur la page 1sur 1

FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA NY 18 JANOARY 2023

TAMIN'NY 10 ORA MARAINA


N° 02/05_MTM/SG/DGM/DEM/SMO.23
Nitombo hery ka lasa Dépession Tropicale ilay andro ratsy niforona ao amin’ny
ranomasimbe Indiana. Nikisaka niakandrefana izy tato anatin’ny 06 ora farany ka nahafaka 28
Km/ora.
Tamin’ny 09 ora maraina teo dia tany amin’ny 485 Km Atsinanana somary Avaratra
Atsinanan’Antalaha no nisy ny foibeny. Niakatra ho 55 Km/ora ny rivotra entiny izay arahina
tafiotra 75 Km/ora.
Tombanana hiditra an-tanety rahampitso Alakamisy eo anelanelan’ny Vohémar sy Cap
Est ity andro ratsy ity ka mety hitondra tafiotra anodidina ny 100 ka hatrain’ny 120 Km/ora.
Noho izany dia miova ho toy izao ny filazana loza:
1. Filazana loza manambana miloko mavo : DIANA, SAVA, ANALANJIROFO
ary ATSINANANA;
2. Filazana fanairana miloko maintso : ALAOTRA MANGORO sy SOFIA.
Ahiana mafy ny rotsakorana betsaka izay mety hitarika tondra-drano ho an’ireo faritra
marefo sy mora tondraka. Mety hiitatra any Boeny sy ny afovoan-tany izany rotsakorana izany
hatramin’ny Alahady. Entanina ny mpampiasa ranomasina eo anelanelan’ny Cap d’Ambre sy
Mahanoro mba tsy hiandriaka intsony.

BULLETIN CYCLONIQUE SPECIAL DU 18 JANVIER 2023 A 10 HEURES LOCALES


La Perturbation Tropicale en cours d’évolution au large de la région SAVA s’est
intensifiée en Dépression Tropicale. Elle s’est déplacée vers l’Ouest à 28 Km/h durant les
dernières 06 heures.
A 10 heures locales, son centre est positionné à 485 Km à l’Est-Nord-Est d’Antalaha. Le
vent moyen est estimé à 55 Km/h avec des rafales de 75 Km/h.

Elle devrait toucher terre entre Vohémar et Cap Est demain en cours de journée au stade
de Forte Tempête Tropicale. Des rafales de vent autour de 100 à 120 Km/h seront donc possibles
dans les environs du point d’impact.

Le niveau d’alerte est modifié comme suit :


1. Alerte Jaune (menace) : DIANA, SAVA, ANALANJIROFO et ATSINANANA;
2. Alerte Verte (Avertissement) : : ALAOTRA MANGORO et SOFIA.

Un risque d’inondation généralisée est à craindre surtout pour les zones basses et
inondables. Les fortes pluies pourraient s’étendre sur Boeny et les terres centrales et pourraient
persister jusqu’à Dimanche.
Les usagers maritimes entre Cap d’Ambre et Mahanoro sont ainsi priés de ne plus
s’aventurer.

PROCHAIN BULLETIN : A 16 heures locales

Vous aimerez peut-être aussi