Vous êtes sur la page 1sur 1

EKLESIA EPISKOPALY MALAGASY

DIOSESIN’ANTANANARIVO
DISTRIKAN’I MAHITSY
----------X----------
PAROASY MISIONERA ANKAZOBE
Fiangonana Ankazobe
----------

Ho an’ny Mpitondra sy ny kristiana rehetra


Eto amin’ny Fiangonana .

ANTONY : FANKALAZANA NY FAHA-30 taona NAHA-KLERJE


Révérend RAKOTONDRAZANANY Philbert mivady
1992 - 2022
« Tompo ô, … omeo anay mpanomponao ny hery hitoriana ny teninao amim-pahasahiana tokoa. »
(Asa 4 : 29)
Ho aminareo anie ny fiadanana!
Ny Presbytera sy ny kristiana rehetra eto amin’ny Fiangonana Anglikana Ankazobe dia manasa antsika
rehetra mpiara-manompo eto amin’ny FFKM Ankazobe, mba handray anjara amin’ny « Opération
CAKE »izay ataonay ny Asabotsy 03 Septambra 2022 amin’ny 11ora ao amin’ny Fiangonana Anglikana.
Koa indro misy Billets miisa ……………… atolotray anareo.
Fandraisana anjara : 3.000Ariary

Maneho ny fisaorana feno ho antsika rehetra.

Samia ho tahian’Andriamanitra.
Ny Presbytera

Vous aimerez peut-être aussi