Vous êtes sur la page 1sur 15

Mpahary aminny Fahasoavany sarobidy. Manasa anao Mpahary izao tontolo izao.

Amporisihina fatratra ianao arakizay tratra, mampahery anao aminny fahazotoana manao asa masina. Mankasitraka ! hampiely izao diary fanambarana manaraka izao handray anjara aminny fandovana ny fanjakanIlay

Arahaba indrindra tonga soa, samy ho tahianIlay Ray

ardemment encourag (e) une fervente promulgation du prsent diary. Daugustes initiatives recouvriront certainement leurs mrites. Merci !

cleste nest certainement pas une vaine chose. Vous tes

Crateur soit sur nous tous. Votre jonction lhritage

Meilleures salutations, que la Divine Bndiction du

A ute ur

:MNA

Tous droits rservs Dpt lgal No 02/3/11

-2-

Teny fanolorana Faly miarahaba antsika zanakity nosy tanindrazana sy lovantsika ity noho ny volana Adimizana, volana fahafito Malagasy. Mirary fahasalamana, fahombiazana ary fiainana aombam-pahasoavana avy aminANDRIANANAHARY, Zanahary izay nahary izao tontolo izao, ho antsika mianakavy. Eto am-panombohana dia tsy hay ny tsy hankasitraka sy hankatelina ireo izay liana taminireo boky diary fanisana andro telo voalohany, dia ny diarinny volana voalohany sy faharoa (Alahamady sy Adaoro), fahatelo sy fahefatra (Adizaoza sy Asorontany), ary fahadimy sy fahenina (Alahasaty sy Asombola) . Noho ny fampahafantarana maro izay entinizao fanisana andro izao dia indro haverina hatrany ny fomba nitondrana izany fanisana andro izany, izay marihina fa mifanaraka tsara aminny toetrandro maoderina, ary indrindra indrindra manamarina ny mampitombona ny fomba fijerinireo razamben -tsika taloha izay namela lova sarobidy ho antsika taranaka fara mandimby. Noho izany dia hiezaka hatrany ny mpanoratra haneho izay azo ho tolorana antsika, ary manantena fa ahaliana antsika hatrany izany. Noho ny maha tolo-Janahary izao fampianarana izao, ary araky ny efa voalaza teo aloha, dia mety hahatalanjona izay voarakitra ato, saingy ny rariny sy ny hitsiny dia ezahina ampiharina hatrany hiverenanny hasina aminny laoniny, ato anatinizao Diary izao ary no hamaliana ireo fanontaniana maro napetrakareo mpamaky hajaina mombanny Diarini MENA sy izay voarakitra ato anatiny. Ny fipoiranny volana izay tononina hoe tsinam-bolana, no manamarika ny fiatombohanny volana iray izay maharitra efatra herinandro mahery. Satria tsinanAsombola (volana fahenina) ny teo aloha, dia mazava ho azy fa miditra aminny volana fahafito isika aminity tsinam-bolana manaraka manomboka ny Md. 04 Martsa 2011 ity, dia ny volana Adimizana izany. Fankasitrahana lehibe no atolotra antsika maniry ny hanandratra avo ny haren-tsaina nentim-paharazana tsy ho voavingavinga intsony, ka ho firenena vanona no ho vantaninny taranaka fara mandimby. Masina ny Tanindrazana Maro ny haren-tsaina mahakasika ny tetikasa toy izao , ialna tsiny indrindra ny tsy fahampiana na fifanandrifiana izay mety mitranga satria misy fomba amam-panao avy aminny lovan-tsofina samihafa ihany koa no tanterina etoana. Manentana antsika izay manan-kambara sy maniry hitondra fanampimpahalalna haneho izany amim-pihavanana aminny allanny imailaka mena.manankasina@gmail.com, na koa SMS ao aminny 034 07 868 97, na antaratasy ao aminny BP 9104 Andranonahoatra Antananarivo 102 MADAGASIKARA Mazotoa indrindra! Mna `

-3-

Le mot de lauteur Je suis enchant de vous saluer, tous enfants et hritiers de la nation, loccasion de lavnement du volana ADIMIZANA, septime mois Malagasy. Je vous souhaite mes meilleurs vux de sant et de russite, par la grce dANDRIANANAHARY, Zanahary Crateur de toute chose. Pour dbuter, je tiens tmoigner ma reconnaissance envers ceux qui ont t intress par les prcdents livres agendas dAlahamady Asombola, respectivement premier et sixime volana . Cette attention mencourage aller de lavant. Au vu de limportance et de la valeur des connaissances apportes par les Diarini MENA , je reprendrai ici encore les instructions permettant dutiliser ce calendrier qui tient encore plus sa place en ces temps modernes ; et surtout, justifiant les principes de son utilisation par nos Anctres qui nous ont ddis un inestimable hritage. Ceux qui nous ont prcds sur cette le possdaient un grand savoir provenant dune relle concession divine. Cest la raison pour laquelle je mefforcerai autant que possible de vous transmettre mes connaissances qui, jespre, vous intresseront. Annonces antrieurement, les rvlations apportes par cette srie de diary peuvent tre surprenantes : la logique et la justice doivent primer afin de remettre la sacralit dans son droit. La lunaison dite tsinam-bolana marque le dbut du volana qui dure un peu plus de quatre semaines. Le septime volana : Adimizana, que nous entamons, dbute ce Md. 04 Mars 2011. Japprcie trs particulirement ceux qui projettent de rehausser les valeurs folkloriques et qui parviendront, finalement, valoriser la nation pour lhritage de nos descendants. Afin de ne pas altrer les valeurs intrinsques de certains mots, jai prfr garder certains termes que voici : Volana : cest le mois lunaire combin son destin - Andro : cest le jour lunaire combin son destin - Vintana : cest le destin Masina ny Tanindrazana Nombreux sont les thmes en rapport avec cette tude, en consquence, veuillez je vous prie, excuser les similitudes ou autres omissions puisque cest la tradition qui est ici aussi rapporte. Jencourage ainsi ceux qui souhaitent sexprimer ou apporter leur soutien aimablement ladresse e-mail : mena.manankasina@gmail.com ou par SMS au 034 07 868 97, ou aussi par lettre au BP 9104 Andranonahoatra Antananarivo 102 - MADAGASIKARA. Bonne continuation ! Mna

-4-

Izao no voalazanny Soratra Masina mikasika ny volana fahafito:


A-FANAVOTANA: ...Mitenena ny aminny fotoam-pivavahana voatendrinAndriananahary, izay antsoinareo ho fivoriana masina, dia izao no izy... Ny andro voalohany aminny tsinam-bolana dia fivoriana masina, dia tena andro fitsaharana, toy ny andro sabata... Enina andro (henemana) no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena andro fitsaharana, dia fivoriana masina, aza manao raharaha akory ianareo fa Sabata (=sabotsy) ho anAndriananahary eny aminizay fonenanareo rehetra izany... Ny andro voalohany(*) aminny volana fahafito dia ho andro fitsaharana ho anareo, dia ampatsiahivina mafy , ho fivoriana masina. Dia mitsofa anjomara avo feo aminny andro fahafolo aminny volana fahafito; dia aminny andro fanavotana no hitsofanareo anjomara eranny taninareo. Aza manao taozavatra akory ianareo, fa manatera fanatitra...Ary aminny andro fahafolo aminizany volana fahafito izany [ dia ny andro fanavotana], hisy fivoriana masina ho anareo, ary hampahory ny tenanareo ianareo (fifadian-kanina), ka hanatitra fanatitra...Ary aza manao raharaha akory aminizany andro izany, fa andro fanavotana izany,hanaovana fanavotana ho anareo eo anatrehanAndriananahary Andriamanitrareo. Fa ny olona rehetra izay tsy mety miory aminizany andro izany dia ho fongorana tsy ho aminny fireneny. Ary ny olona rehetra izay manao raharaha akory aminizany andro izany dia ho fongorako tsy ho aminny fireneny. Aza manao raharaha akory, ho lalna mandrakizay aminny taranakareo hatraminny fara mandimby izany eny aminizay rehetra honenanareo. Ho tena andro fitsaharana ho anareo izany, ary hampahory ny tenanareo hianareo (=mifady hanina) -manomboka ny fiafaranny andro fahasivy aminny volana mandra pahatapitry ny andro fahafolo- no hitandremanareo ny andro fitsaharanareo. (*)Ny andro voalohany aminny Volana fahafito no Taom -baovao Masina ao aminny Soratra Masina. B- AMPAHAFOLO-KARENA: ...Mitenena hoe: aminny andro faha dimy ambinny folo (15 e) aminny volana fahafito izany no hiatombohanny andro firavoravoana...aminny andro voalohany dia hisy fivoriana masina, aza manao tao-zavatra akory. Hafitoana no hanateranareo fanatitra, ary a minny andro fahavalo dia hisy fivoriana masina ho anareo koa; fara fivoriana izany, koa aza manao tao-zavatra akory... Ary aminny andro faha dimy ambinny folo aminny volana fahafito, raha manangona ny vokatry ny tany ianareo, dia tandremo ny andro firavoravoana hafitoana ho anAndriananahary ianareo: ny andro voalohany dia andro fitsaharana , ary ny andro fahavalo dia andro fitsaharana koa[Ary ny ampahafolonny vokatra rehetra ao aminny tany, na avy aminny tanim-bary, na avy aminny saha, dia anAndriananahary, masina ho anAndriananahary izany] Ary tandremo izany ho andro firavoravoana ho anAndriananahary hafitoana (= fito andro) isan -taona. Ho lalna mandrakizay aminny taranakareo hatraminny fara mandimby izany; aminny volana fahafito no hitandremanareo azy.

-5-

Voici ce quaffirment les Saintes Ecritures sur le septime mois:


A- EXPIATION : et dis leur: les solennits que vous publierez, seront de saintes convocations Le premier jour de chaque nouvelle lune, vous aurez une sainte convocation , ce sera pour vous un jour fri, comme un sabbat... On travaillera six jours, mais le septime jour est le sabbat, le jour fri, jour du repos : il y aura une sainte convocation, vous ne ferez aucun ouvrage : cest le sabbat dAndriananahary, partout o vous habiterez Le dixime jour du septime mois, tu feras retentir les sons clatants de la trompette, le jour des expiations, vous sonnerez de la trompette dans tout le pays. Le septime mois, le premier du mois, vous aurez un jour de fri(*), rappel par une clameur : cest une sainte convocation. Vous ne ferez aucun ouvrage servile, et vous offrirez Andriananahary des sacrifices le 10e jour de ce septime mois, ce sera le jour des expiations, vous aurez une sainte convocation, vous humilierez vos mes (jene) et vous offrirez Andriananahary des sacrifices. Vous ne ferez aucun ouvrage ce jour-l, car cest le jour des expiations, o doit tre faite pour vous lexpiation devant Andriananahary votre Dieu. Toute personne qui ne shumiliera pas ce jour-l sera retranche de son peuple. Toute personne qui fera ce jour-l un ouvrage quelconque, je la ferai prir du milieu de son peuple. Vous ne ferez aucun ouvrage. Cest une prescription perptuelle pour chaque gnration partout o vous habiterez. Ce sera pour vous un sabbat, un jour fri, et vous humilierez vos mes, de la fin du 9e jour la fin du 10e jour. (*)Le premier jour du septime mois est le jour du Nouvel An selon les Saintes Ecritures. B- DIME : et dis leur : le quinzime jour de ce septime mois, ce sera la fte des huttes en lhonneur de Andriananahary, pendant sept jours. Le premier jour, il y aura une sainte convocation : vous ne ferez aucun ouvrage servile. Pendant sept jours, vous offrirez Andriananahary des sacrifices. Le huitime jour, vous aurez une sainte convocation et vous offrirez Andriananahary des sacrifices Le quinzime jour du septime mois, quand vous rcolterez les produits du pays, vous clbrerez donc une fte Andriananahary : le premier jour sera un jour fri, et le huitime jour sera un jour fri[Toute dme de la terre, soit des rcoltes de la terre, soit du fruit des arbres, appartient Andriananahary ; cest une chose consacre Andriananahary]... vous vous rjouirez devant Andriananahary votre Dieu, pendant sept jours Vous clbrerez chaque anne cette fte Andriananahary, pendant sept jours. Cest une prescription perptuelle pour toutes vos gnrations. Vous la clbrerez le septime mois.

-6-

Ny volana sy ny andro Taranakireo mpihavy avy any aminny faritri Asia sy Afrika, niray taminireo teto an-toerana nantsoina hoe Vazimba, no nivondrona ho firenena tokana teto aminizao nosy izao. Maro noho izany ireo kolon-tsaina nifangaro ka tonga fomba tokana iraisanny teratany. Voalohany indrindra aminizany ny teny izay nihataka tsikelikely taminny endrika fototra niaviany, ka niova hanana endrika miavaka ka lasa tenim-pirenena. Na dia izany aza dia nisy ireo teny izay nanana ny lanjany manokana ka tsy nisy fiovana firy teo aminny fanononana, to y ny fiantsoana ny Mpahary, ny andro, ny volana, ny fiarahabna sy ny sisa, ka mampisongadina ny fototra sy ny soatoavina. Roa ambinny folo isa ny volana ary hafitoana ny faharetanny herinandro. Ny volana: Ny fipoiranny volana (astre) mifanandrify aminantokon-kitana teny anhabakabaka no nanomezana anarana ny volana (mois) tany aloha fahagola tany, izany no tsy mampisaraka ny tetiandro Malagasy aminny vintana (vintana dia avy aminny teny hoe kintana). Ireto avy ireo: Lah. Arabo Malagasy Latin Franais 1 Al-hmal Alahamady Aries Blier 2 Ath-thaur Adaoro Taurus Taureau 3 Al-dzauza Adizaoza Gemini Gmeaux 4 As-saratan Asorontany Cancer Cancer 5 Al-asad Alahasaty Leo Lion 6 As-sumbula Asombola Virgo Vierge 7 Al mizan Adimizana Libra Balance 8 Al-aqrab Alakarabo Scorpio Scorpion 9 Al-qaus Alakaosy Sagittarius Sagittaire 10 Al-djadi Adijady Capricornis Capricorne 11 Al-dalu Adalo Aquarius Verseau 12 Al-hut Alohotsy Pisces Poissons *Tsy novaina ny teny vahiny mba hahatsotra ny fikirakirana sy fikarohana NB : Diarini MENA dia mitazona ny anaram-bolana Alahamady>Alohotsy Misy ireo antokon-kitana hita any aminny ilabola-tany avaratra tsy miseho aty aminny ilabola-tany atsimo, nefa noho ny sera dia niampita teto ny fanononana ny anaram-bolana tavaratra ka tonga ho marika fandrefesana ny tetiandro Malagasy izany. Na dia teny arabo aza no fototra dia hafa mihintsy ny anaram-bolana silamo. Tsikaritra fa eo amin-drizareo monina ao anatinny faritry ny ila-bola tany avaratra, dia mitoetra hatrany manodidina ny tapatapaky ny volana Martsa ny fiatombohanny lohataona, mandritra io fotoana io kosa (ny volana Martsa ihany io), dia fotoananny Fararano no hiainan-tsika izay ao anatinny faritry ny ilabola-tany atsimo, izany hoe mifanipaka tanteraka aminny toetrandro izay miseho any aminny faritry ny ilabola-tany avaratra (lohataona) ny toetrandro eto amintsika (fararano), mandritra io volana Martsa io: eo aminny taranja jeografia no mampianatra ny momba izany.

-7-

Volana et Andro Issus du mtissage des autochtones Vazimba et des immigrs dorigine asiatique et africaine, les habitants de la Grande Ile ont constitu une nation. Nombreuses sont alors les cultures qui se sont mixes pour ne former finalement quune seule civilisation gouvernant tous les Malagasy, la langue nationale sest ainsi organise. Certains mots valeurs particulires nont pas observ de changements ou mutations, tels que lappellation du Crateur, le jour, le mois, les salutations, etc. et qui ont permis de prserver les valeurs essentielles des origines : le soatoavina . Volana : Une lunaison apparue dans le cadre dune constellation a permis dindiquer le mois dans les temps anciens. Cest la raison pour laquelle le calendrier Malagasy ne pourrait tre folkloriquement dissocie de la valeur de la destine : Vintana ou destin vient de kintana (toiles). Volana en tant que mois lunaire, symbolise directement le destin. Voici donc les 12 volana et leurs quivalences : Rang Arabe Malagasy Latin Franais 1 Al-hmal Alahamady Aries Blier 2 Ath-thaur Adaoro Taurus Taureau 3 Al-dzauza Adizaoza Gemini Gmeaux 4 As-saratan Asorontany Cancer Cancer 5 Al-asad Alahasaty Leo Lion 6 As-sumbula Asombola Virgo Vierge 7 Al mizan Adimizana Libra Balance 8 Al-aqrab Alakarabo Scorpio Scorpion 9 Al-qaus Alakaosy Sagittarius Sagittaire 10 Al-djadi Adijady Capricornis Capricorne 11 Al-dalu Adalo Aquarius Verseau 12 Al-hut Alohotsy Pisces Poissons NB : Diarini MENA retient les nominations Alahamady > Alohotsy Certaines constellations ne sont visibles que dans lhmisphre Nord, mais les traditions rapportes ont constitu lensemble du calendrier. Le nom des volana, bien que dorigine arabe, diffre des noms de mois musulmans. Nous remarquons que le signe zodiacal du Blier qui marque le dbut du printemps dans lhmisphre Nord sy situe toujours vers la mi-Mars, or dans la zone ou se trouve notre le, cette priode est celle du Fararano (quivalent de lAutomne) : c'est dire que les saisons sont diamtralement opposes.

-8-

Ho tsapatsika miandalana eny ihany ny lanjanny fametrahana ireo fandaharana ireo aminny hitsiny. Ny mpanjaka Andrianampoinimerina no nampihtra ny fanononana ampiasaina ankehitriny. Misy ihany koa fanononana hafa ka mety hifanandrify toy izao: Lah. 1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12 Merina Alahamady Adaoro Adizaoza Asorontany Alahasaty Asombola Adimizana Alakarabo Alakaosy Adijady Adalo Alohotsy Sakalava Asara be Vatravatra Manjoloko Hatsihia Biray Via bikiky Tihihia Sakave Antsotry Viabe Fanjava mantsaka Asara maimbo Antemoro Asara be Vatravatra Asotry Hatsihia Volasira Fosa Maka Hiahia Fisakamasay Fisakavy Volambita Asara masay

Noho ny fitombonny fahalal na sy ny fivoaranny fitaovam-pandrefesana dia tsy manahirana intsony ny hamantarana ny ora marina hipoiranny volana, ka hisongadina izany ato anatinizao diary izao. Ny andro: Mitovy aminny anaram-bolana ihany dia niavy mivantana avy aminny teny arabo ny anaranny andro Malagasy. Ny Sabotsy, aminny teny hebreo hoe: sheh-bah, dia mitovy dika : Fahafito. Lah. 1 2 3 4 5 6 7 Arabo El-ahad El-ithin Thalata El-arbaa El-khamis Djummat Es-sebt She-bah (hebreo) Malagasy Alahady Alatsinainy Talata Alarobia Alakamisy Zoma Sabotsy Dikany Voalohany Faharoa Fahatelo Fahefatra Fahadimy Fivoriana Fahafito

Ny dikanireo teny ireo kosa no tsy misy hifandraisany aminny dikanny anaran ny andro avy aminny teny latin: ohatra, ny an ireo frantsay sy anglisy nanjanaka antsika fotoana maharitra, izay nampifanandrifiana kapo-be manta taminny anaranandro teto an-toerana, ka nanova tanteraka ny soatoavina: a)-ny fanisana andro nentim-paharazana Malagasy manaraka ny volana manaja ny rindra aminny tontolo iainana sy manome lanja ny sehatra ara-panahy; b)-ny fanisana andro gregoriana miankina aminny masoandro sy ny planeta: siantifika sy ekonomika.

-9-

Nous constaterons au fur et mesure limportance tant matrielle que spirituelle de lordonnancement adquat de ces volana que le roi Andrianampoinimerina avait instaur. Voici quelques quivalences rgionales :
Rang

1 2 3 4 5 6 7 8 9 10 11 12

Merina Alahamady Adaoro Adizaoza Asorontany Alahasaty Asombola Adimizana Alakarabo Alakaosy Adijady Adalo Alohotsy

Sakalava Asara be Vatravatra Manjoloko Hatsihia Biray Via bikiky Tihihia Sakave Antsotry Viabe Fanjava mantsaka Asara maimbo

Antemoro Asara be Vatravatra Asotry Hatsihia Volasira Fosa Maka Hiahia Fisakamasay Fisakavy Volambita Asara masay

Lessor de la connaissance et des progrs technologiques permettent aujourdhui de dterminer prcisment lheure de la lunaison sur une zone donne. Cette connaissance aura son importance dans cette srie de livres agendas Diarini MENA . Andro: Comme la nomination des volana, celle des andro provient aussi de la langue arabe. Les andro arborent les destines des volana. Sabotsy, nom du septime andro, drive aussi de lhbreux she-bah qui signifie Septime.
Rang

1 2 3 4 5 6 7

Arabe El-ahad El-ithin Thalata El-arbaa El-khamis Djummat Es-sebt She-bah (hbreux)

Malagasy Alahady Alatsinainy Talata Alarobia Alakamisy Zoma Sabotsy

le le le le le la le

Signification Premier Deuxime Troisime Quatrime Cinquime Runion Septime

La signification de ces noms na aucun rapport avec la signification des noms des jours dorigine latine, do lerreur de limposition arbitraire dune concordance qui a profondment entam la valeur sacre de landro et indubitablement dtrior le soatoavina.

- 10 -

Lah. 1 2 3 4 5 6

Franais Lundi Mardi Mercredi Jeudi Vendredi Samedi

Latin Lunae dies Martis dies Mercurii dies Jovis dies Veneris dies Saturnales dies Sabbati dies

Dikany Andronny Volana Androni Mars Androni Mercure Androni Jupiter Androni Vnus Androni Saturne Andro Sabata

English Monday Tuesday Wednesday Thursday Friday Saturday

Di Manes Andronireo razana Sunday (Romains) lasan-ko zanahary Dies dominicus Andronny Tompo Tsy hiditra lalina aminny fanazavana ny dikanny teny vahiny isika eto, saingy tsetsatsetsa tsy aritra ihany no hanazavana izao: - Ny SAMEDI mivantana avy aminny latin no midika hoe androni Saturne. Teo amin-drizareo romana dia misy dika roa ny teny hoe Saturne, ireto avy izany: a)- Saturne dia planeta manaraka ani Jupiter aminny fahalavirana aminny Masoandro. b)- Saturne dia andriamanitra italique sy romain mitovy laharana amini Cronos grika. Rehefa noroahani Jupiter hiala tany an-danitra hono i Saturne dia tonga nialokaloka tao Latium izay nataony niroborobo fatratra ka tojo teo aminny fara-tamponny fahombiazana. Saturnales no lanonana enti mankalaza ani Saturne. - Niavianny DIMANCHE ny Di Manes. Di: azo adika hoe andriamanitra (dei) na koa andro (die) Manes:(frantsay:mnes) teny manondro ny avelonireo nodimandry - Ny die: (englisy:day) enti-manambara ny andro dia mazna nafangaro aminny dei izay midika hoe andriamanitra. Ny andro dia diunum" no filaza azy. Arakizao dia tsy mety ary tsy tokony ho hampitoviana mihintsy ny tetiandro tena Malagasy manaraka ny Volana, izay manana ny lanjany ara-panahy, sy ny anny vahiny miantehatra manontolo aminny Masoandro. Manana ny hasiny manokana ny tetiandro tena Malagasy. Ohatra : 7 Dimanche
-ny Vendredi(1) 04 Martsa 2011, andro(2) voalohany(3) tsinana(4) Adimizana(5) dia ambara hoe : - V.(1) 04 Martsa 2011 : Alahady(3) vava adimizana(2), tsinana(4) Adimizana(5)

Ny fahalalna dia enti-misoroka ny fahadisoana tsy mitondra voka-tsoa. Amin-tsika Malagasy dia ny fanahy no maha olona.

- 11 -

Rang

1 2 3 4 5 6

Franais Lundi Mardi Mercredi Jeudi Vendredi Samedi

Latin Lunae dies Martis dies Mercurii dies Jovis dies Veneris dies Saturnales dies Sabbati dies

Signification Jour de la Lune Jour de Mars Jour de Mercure Jour de Jupiter Jour de Vnus Jour de Saturne Jour du Sabbat

English Monday Tuesday Wednesday Thursday Friday Saturday

Di Manes Dieux Mnes Sunday (Romains) Jour dominical Dies dominicus Sans verser dans une explication nbuleuse, voici une remarque que je tiens souligner : Samedi provient du latin Saturnales dies qui signifie littralement jour de Saturne . Pour les romains, Saturne possde deux significations : - a) Saturne est une plante du systme solaire. b) Saturne est un dieu italique et romain correspondant Cronos , dieu grec. Selon la lgende, aprs que Jupiter ait chass Saturne des cieux, ce dernier trouva refuge Latium quil rendit par la suite trs prospre. Les festivits tendant honorer le dieu Saturne sont les saturnales . Dimanche provient du latin Di Manes : Di peut signifier jour ( day en anglais) ou comme dans le cas prsent peut tre assimil dieu. Lutilisation du terme Di est souvent rendue floue, car de mme quil a le sens de jour (latin dies), ce terme est suppos indiquer dieu (latin dei ) ; ce qui engage une confusion volontairement dsire. - Manes , en franais mnes , indique lesprit des outrepasss. Dimanche peut donc avoir le sens initial de Jour des mnes ou aussi Dieux mnes. Nous constatons quen analysant la signification originelle de ces noms de jour, la juxtaposition des noms de jour dorigine latine et de s noms de jour Malagasy est une manuvre quasiment insense. Andro pour le Malagasy possde ses propres valeurs sacrales tout comme son calendrier lunaire. En exemple : -le Vendredi(1) 04 Mars 2011, premier(2) jour(3) de la lunaison(4) Adimizana(5) sera interprte : - V.(1) 04 Mars 2011 : Alahady(2) vava adimizana(3), tsinana(4) Adimizana(5) En conclusion, la connaissance permet de corriger les erreurs nfastes. Pour nous Malagasy, ny fanahy no maha olona , littralement : cest lesprit qui fait lHomme.

Dimanche

- 12 -

Efa hatry ny ela no tsikaritry ny olombelona fa misy fiantraikany eo aminny zavaboahary ny herinny masoandro, volana sy kintana. Manana ny toerany izany fandinihana izany any am-pitan-dranomasina. Tsy latsa-danja aminizany ny fandalinana nataonireo izay nivelona teto aminity nosy mamintsika ity ka nampita ny vokatrinny fahalalny tamin-tsika taranaka fara mandimby. Ireo kolon-tsaina tena nentim-paharazana ireo no ezahina ho tanterina ato anatinizao Diarini MENA izao, satria ny volana, ny andro ary ny ora tsirairay dia samy manana ny lanjany avokoa eo aminny tetiandro Malagasy, noho izany, tsara ny mamantatra ny fotoana mety anaovan-javatra. Ny olombelona no mpanjakanny zava-mananaina ary nomenny Mpahary fahefana hife hy ny voahary manontolo. Tsy ny fanararaotana be fahatany izany fahefana izany anefa no hahitana fahombiazana, fa ny ezaka atao hisianny firindrana eo aminny tontolo iainana sy ny fiaraha-monina. Ilay Nahary ny zava-drehetra no efa nametraka ny rindrandamina sahaza hatrany am-boalohany satria manana ny hasiny ny voahary tsirairay ka mitahiry hery miafina. Fanisana andro mifandraika aminny tany Malagasy no hampianarina antsika ato anatinny Diarini MENA, fitaovana tokana antany sy tsy manan-tsahala, ary indrindra hitondra ho aminny fampahalalna ny tsiambaratelonny faminaniana maro ao aminny Soratra Masina. Hiteraka vokatra soa indrindra ny fanarahan-tsika izany. Tsy fotoana raikitra toy ny fanisana gregoriana no fiatombohanny volana malagasy fa miovaova araky ny fahatsinanny Volana. Miankina aminny fizaranny taona kosa no famaritana ny fiandohanny volana voalohany, dia eo aminny lohataona izany. Fanaontsika ny mampizara efatra ny taona iray: ny Lohataona, manaraka ny Fahavaratra, ny Fararano ary ny Ririnina. 29 andro sy 12 ora sy 44 minitra sy 2,8 segondra hatrany no elanelanny tsinam-bolana. Ireto avy ireo volana roambinifolo mandrafitra ity taona Malagasy 2010-2011 ity: Lah. Volana Daty ny tsinam-bolana Ora 1 Alahamady Mercredi 08 Septambra 2010 13 h 40 mn 2 Adaoro Jeudi 07 Oktobra 2010 21 h 55 mn 3 Adizaoza Samedi 06 Novambra 2010 08 h 02 mn 4 Asorontany Dimanche 05 Desambra 2010 20 h 47 mn 5 Alahasaty Mardi 04 Janoary 2011 12 h 14 mn 6 Asombola Jeudi 03 Febroary 2011 05 h 42 mn 7 Adimizana Vendredi 04 Martsa 2011 23 h 57 mn 8 Alakarabo Dimanche 03 Aprily 2011 17 h 43 mn 9 Alakaosy Mardi 03 May 2011 10 h 01 mn 10 Adijady Jeudi 02 Jona 2011 00 h 13 mn 11 Adalo Vendredi 01 Jolay 2011 12 h 04 mn 12 Alohotsy Samedi 30 Jolay 2011 21 h 49 mn

- 13 -

Depuis les anciens temps, les humains ont constats les effets induits par le soleil, la lune et les astres sur toute la nature, par rapport la position de notre globe. Ailleurs, des tudes trs pousses ont t et sont encore entreprises pour percer nombre de mystres. A Madagasikara, le constat de faits tals sur une trs longue priode (plusieurs gnrations), a permis aux Anciens de dcrire avec certitude tous les aspects relatifs chaque priode, ce qui leur permettait de composer efficacement et harmonieusement avec la nature qui constitue la base de son environnement. Ces savoirs qui ont t transmis trs souvent oralement et gnralement par attribution de dons, de gnration en gnration, font dans ce diary , non seulement lobjet de rapports thoriques, mais surtout un entranement pratique des diffrentes combinaisons qui savre logique, efficace et ncessaire. Le Crateur a assign la domination de lhumain sur toute crature terrestre, pouvoir que lon est amen utiliser efficacement si lon veut bnfique. ANDRIANANAHARY, Seigneur Crateur de toute chose a planifi cette harmonie ds le commencement puisque chaque crature possde son nergie spcifique. Lagenda Diarini MENA est un outil exceptionnel, efficace pour la pratique de dcompte des andro Malagasy , et, surtout fait unique au monde, nous rvlera linterprtation de nombreuses prophties issues des Saintes Ecritures. Le volana Malagasy, et partir de l, les andro qui le constituent, jusqu' chacune des 24 heures qui composent le andro possdent leurs propres valeurs et nergies. Chaque lunaison se produit une intervalle rgulire de : - 29 jours 12 heures 44 minutes et 2,8 secondes. Le premier volana nomm ALAHAMADY, la tte de tous les suivants, se situe logiquement dans la priode de Lohataona (quivalent du printemps), et tmoigne du recommencement du cycle saisonnier qui pour le Malagasy, comporte quatre divisions : Lohataona {littralement : tte de lanne}, Fahavaratra (quivalent de lt), Fararano (quivalent de lautomne), et Ririnina (quivalent de lhiver). Les 12 volana qui constituent lanne Malagasy 2010 -2011 : Volana Date de lunaison Heure Rang 1 Alahamady Mercredi 08 Septembre 2010 13 h 40 mn 2 Adaoro Jeudi 07 Octobre 2010 21 h 55 mn 3 Adizaoza Samedi 06 Novembre 2010 08 h 02 mn 4 Asorontany Dimanche 05 Dcembre 2010 20 h 47 mn 5 Alahasaty Mardi 04 Janvier 2011 12 h 14 mn 6 Asombola Jeudi 03 Fvrier 2011 05 h 42 mn 7 Adimizana Vendredi 04 Mars 2011 23 h 57 mn 8 Alakarabo Dimanche 03 Avril 2011 17 h 43 mn 9 Alakaosy Mardi 03 Mai 2011 10 h 01 mn 10 Adijady Jeudi 02 Juin 2011 00 h 13 mn 11 Adalo Vendredi 01 Juillet 2011 12 h 04 mn 12 Alohotsy Samedi 30 Juillet 2011 21 h 49 mn

- 14 -

Teo aminny Ntaolo dia manana ny toetrany sy sahany avy ny volana tsirairay, dia ny Afo, ny Tany, ny Rano ary ny Rivotra, ka miantraika eo aminireo andro entiny izany. Mifamono ny afo sy ny rano, mifandratra ihany koa ny tany sy ny rivotra, misafotofoto raha miaraka ny rivotra sy ny rano. Mifamelona kosa ny afo sy ny rivotra, ny tany sy ny rano; tsy mifanoto ny tany sy ny afo. Eo ihany koa ny vintana lahy sy vavy ka voalaza fa mifanambina raha vintana sahala no tafaraka. Hahamora ny fijerena ireo izay mifanaraka sy mifanipaka dia aseho kisary toy izao ny fandaharana ireo volana ireo: 10-Adijady vavy tany 9-Alakaosy lahy afo 8-Alakarabo vavy rivotra 6-Asombola vavy tany 5-Alahasaty lahy afo 1-Alahamady lahy afo 2-Adaoro vavy tany 3-Adizaoza lahy/vavy rano

11-Adalo lahy/vavy rano

12-Alohotsy vavy rivotra

4-Asorontany vavy rivotra Ny vintana mifanipaka no atao hoe tetezan-tsy efa. Napetraky ny Malagasy manaraka ny lafin-drindrina efatra aminny trano fonenany ireo volana ireo. Ny eny aminny zoron y efatra, mitrotro andro telo (vavany vv, vontony vt, vodiny vd) no ahitana ny: - Avaratra-Atsinanana: ALAHAMADY - Atsimo-Atsinanana: ASORONTANY - Atsimo-Andrefana: ADIMIZANA - Avaratra-Andrefana: ADIJADY - Ireo volana valo ambiny kosa dia mitrotro andro roa avy (vavanyvv; vodinyvd). - Atsinanana: ADAORO , ADIZAOZA - Atsimo: ALAHASATY , ASOMBOLA - Andrefana: ALAKARABO , ALAKAOSY - Avaratra: ADALO , ALOHOTSY

7-Adimizana lahy/vavy rano

- 15 -

Vous aimerez peut-être aussi