Vous êtes sur la page 1sur 3

ZANAKA AM-PIELEZANA AMBODIVATO

MIOMANA HANDRAY NY MPAMONJY


FANANTENANA ( ZAFIAFA)
Efa akaiky tokoa ny andro fankalazana ny Noely, izay
andro nahaterahan’i Jesoa Kristy Mpamonjy antsika.
Maro dia maro tokoa ny fiomanan’ny olona ho Fandaharana avoakan’i
amin’izany raha tsy hitanisa afa-tsy ny fividianana
fitafiana ohatra, ny haingo-trano, ny sakafo... . Endrika GRAAF
ivelany fotsiny ihany anefa ireo, ary mahazo atao tsara GROUPE ARTISTIQUE AKON’NY
rehefa misy ny fahafahana ; fa aoka kosa tsy ho FANANTENANA
ambanin’izany ny fiomananao handray ny Mpamonjy ‘’Inty aho, iraho aho.’’ Isaia 6.8b
satria ambara ary fantatsika tsara fa efa tonga ary mbola
ho avy ny Mpamonjy.
Alahady, 13 Novambra 2022
Eo @io fihaviany io indrindra no tena ilàna fiomanana sy
fiambenana satria tsy fantatsika izay andro ihavian’ny
Tompo araka ny Matio 24 : 42,44. Fanompom-pivavahana ho
Ny anjara asantsika izany dia miambina sy manatanteraka
ny zara fanompoana nanendren’I Jesoa antsika tsirairay fankalazana an’Andriamanitra sy
avy mandra-pihaviny. hitondrana ambavaka ny taranak’i
Misy fanontaniana 2 ary miantefa amintsika ry Havana :
RASOARIMANANA
 Efa tonga ny Mpamonjy, efa nandray Azy ve
ianao? Jao 3 : 16 / Jao 1 : 12-13
Mpitandrina: Pasteur Claudio
 Ho avy indray ny Mpamonjy, miambina ve ianao
sa matoritory? ITes 5 : 2

Koa raha izany ary dia ataovy tsara ny fiomanana ny


@fiandrasana ny fihavian’ny Tompontsika.
Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra!

LITORJIA ISIKA MIANAKAVY


Fiarahabana Apostolika
Fiderana: Sal 149 : 1-4
Am-pifaliana indray ry havana no hiarabana antsika
Hira 3 : 1-3
Vavaka fiderana mpianakavin’ny finoana nahatratra ity andro
Sitrapon’Andriamanitra androany ity ka tafahoana soamatsara eto indray. Ny
Hira 469 : 1 fiadanan’ny Tompo anie hanapaka ao am-ponareo
Vavaka fifonana tsirairay avy.
Fifohazana 407 : 1-3
Teny soa famelan-keloka
Hira 543 : 1 Mankasitraka antsika rehetra t@fitondrana am-
Fanekem-pinoana II bavaka sy fanotronana ny fotoam-bavaka
Filazan-draharaha nokakarain’ny ZAFIAFA SPORT teny Ambohimalaza
Rakitra : Fifohazana 316 + Raki-pahasoavana : Hira 307
t@iray volana androany.
Vavaka fanolorana ny rakitra
Fotoanan’ny ankizy sy ny tanora
Hira 176 : 1-3 *Amin’ny Alahady 11 Desambra 2022 dia
Vavaka sy vakiteny: Krismasin’ny ZAFIAFA izay iarahana @taranak’i
Eze 34 : 1 – 10 ; Lio 19 : 1 - 10 ; Rom 13 :11 – 14 RAKOTOMANGA. Aoka hiomana ho @izany isika
FF 6 : 1-2
(fitondrana vatomamy hifampizarana, tsianjery,
Toriteny
Hira GRAAF hira...).
- Vavaka setriny sy fangatahana
- Fiarahabana ireo nahatratra ny fitsengeranan’andro isan- *Diakona miasa : Atoa Kiady sy Rtoa Noro
karazany
*Mpitendry : Atoa Safidy
- Fitondrana am-bavaka ny taranak’I RASOARIMANANA
Fandraisana ny fanasan’ny Tompo
261 : 1, A1, FF 39, 539 Ho voninahitr’Andriamanitra ny asa rehetra.
639 : 1-3 ; Tso-drano ; 639 : 4-5

Vous aimerez peut-être aussi