Vous êtes sur la page 1sur 6

UNIVERSITE D'ANTANANARIVO

PRESIDENCE Fiche N° : 1/…(miova par SERIE)


DIRECTION DES EXAMENS NATIONAUX

FICHE DE RELEVE DE NOTES D' E.P.S.


CENTRE DE : Ex: ANKADINONDRY SAKAY SESSION : 2020

INTERROGATEUR: Ex: RAKOTOBE Mahay Signature: (tsy asiana cachet)

N° candidat Notes N° candidat Notes N° candidat Notes N° candidat Notes

A NOTER

- TSY MAHAZO ASIANA TAKOSONA NA RATURE KELY


FOTSINY AZA
- TSY AZO ASIANA BLANCO
- OVAINA AVY HATRANY RAHA VAO AHITANA TAKOSONA ,
NA MANJAVOZAVO NY NUMERO NA NY NOTE (TSY AZO
ATAO APROBATION)

- TSY MAMPIASA "STYLO MENA" NA "COULEUR MENA"


INTSONY FA ATAO "GRAS" NA STYLO MANGA FA
TSIPIHINA RAHA SORA-TANANA NY "ABS" SY NY "EPST"
- HAMARININA TSARA RAHA MISY MIFANDISO NY
"NUMERO" MANDRITRA NY SAISI: "ATAO TSARA NY
VERIFICATION + MALINA TSARA REHEFA MISINTONA
NUMERO @ EXCEL"(SAO MIFANDIPATRA NY NBR)

- NY FICHE DIA MIOVA ISAKY NY SERIE SY NY OPTION @


SERIE TK ex: NY OPTION "TMEL" TSY AMPIARAHINA
AMIN'NY OPTION"CCBTP" : IZANY HOE REHEFA MIFARANA
NY NUMERO @ SERIE IRAY NA NY OPTION IRAY DIA MIOVA
FEUILLE VAOVAO AVY HATRANY, AFAKA FARANANA
TSIPIKA @ REGLE NY CAGE FARANY
- NY SERIE TK DIA MARO PLAGE NUMERIQUE SAINGY TSY
AZO ATAMBATRA FEUILLE TOKANA NY PLAGE NUMERIQUE
TSY MITOVY ARAKA NY VOALAZA ETSY AMBONY NA DIA
VITSY AZA NY CANDIDAT ANATY PLAGE IRAY SATRIA TSY
MITOVY NY MPIKARAKARA AZY IREO @ TRAITEMENT
INFORMATIQUE ANY ANKATSO

Numéros manquants Numéro (Absent et EPST) Visa du Coordonnateur


Tsy ampidirina anaty cage eo atao miavaka tsara ny "ABS sy ny EPST"
ambony intsony ny numéro "Couleur unique : NOIR irery ny soratra"
"annulé" sy ny "manquant" fa ary tsy azo dinganina na iray aza
dinganina avy hatrany ex:ABS
EPST ................. ..................
.
................. ...................
Arrêtée la présente liste au nombre de (chiffres restants càd le nombre total moins les ABS -EPST)……(ex: 98)……. notes.
UNIVERSITE D'ANTANANARIVO

PRESIDENCE Fiche N° : 1/...


DIRECTION DES EXAMENS NATIONAUX

FICHE DE RELEVE DE NOTES D' E.P.S.


CENTRE DE : SESSION : 2020

INTERROGATEUR: Signature:

N° candidat Notes N° candidat Notes N° candidat Notes N° candidat Notes

Numéros manquants Numéro (Absent et EPST) Visa du Coordonnateur

Arrêtée la présente liste au nombre de notes.


UNIVERSITE D'ANTANANARIVO

PRESIDENCE Fiche N° : 2/…


DIRECTION DES EXAMENS NATIONAUX

FICHE DE RELEVE DE NOTES D' E.P.S.


CENTRE DE : SESSION : 2020

INTERROGATEUR: Signature:

N° candidat Notes N° candidat Notes N° candidat Notes N° candidat Notes

Numéros manquants Numéro (Absent et EPST) Visa du Coordonnateur

Arrêtée la présente liste au nombre de notes.

Vous aimerez peut-être aussi