Vous êtes sur la page 1sur 1

1 - Miditra explorateur windows (windows + E na click droit sur menu démarrer dia

explorer)
2 - Miditra ao @ menu Outils > Option Dossier > Oglet Affichage dia ao @ fichier et dossier
caché cochéo "affiché les fichiers et dossiers cachés.

3 - Miditra ao @ ity chemin ity nareo raha disque C no misy ny system dia(sinon raha
disque hafa dia soloy fotsiny ny c lettre voalohany):
c:windowssystem32
raha disque d:
d:windowssystem32
Rehefa tafiditra ao dia tadiavo ity fichier ity "foza_orana.vbe" tonga dia suppriméo.
Raha tsy mety suppriména ilay izy dia manaova ctrl+alt+suprr dia miditra processus ary
terminer le processus "winscript.exe" dia avereno suppriména ilay fichier.

4 - Clique menu démarrer dia executer. Soraty eo hoe "regedit" dia Entrée ou Valider.
Miditra edition> dia recherche na tonga dia Ctrl F.
Soraty eo hoe "foza". Cochéo daholo "clé, valeurs, données" dia recherche @ zay.
Isaky ny mahita valeurs izy dia suppriméo dia tsindrio ny F3 mba hanohy ny recherche. Dia
supriméo foana izay hitany mandra-pahatapitra ny recherche (misy message @ farany hoe
recherche terminé) dia OK.
Fanamarihana:
Mety hahita ary mety tsy hahita n'inn n'inn nareo @ ireo dingana etsy ambony ireo. Mety
possible mantsy hoe matin'ilay anti-virus ilay izy fa kosa tsy hain'ilay anti-virus ny
mamerina ny valeur par défaut an'i windows. Ny manipulation manaraka ity dia mamerina
ny valeur par défaut an'i windows izany hoe mamerina ny bureau, clique droit bureau,
menu arreter sns ...
5 - Miverina any @ regedit ihany aloha isika.
Menu démarrer > Executer > regedit > Valider ou Entrée
HKEY_CURRENT_USERSoftwareMicrosoftWindowsCurrentVersionPoliciesExplorer
Suppriméo daholo ny valeur rehefa afa-tsy ireto 2 ambany ireto
Par défaut
NoDriveTypeAutoRun
6 - Farany ( A ou B )
A - Manaova ctrl+alt+suprr > Processus > dia terminer le processus "explorer"
avy eo miditra Fichier > Nouvelle tâche (Executer..) dia soraty eto "explorer" dia Valider ou
Entrée.
B - Na koa tonga redemarrer ny machine.
Tokony hiverina @ lohany daholo ny rehetra avy eo.

Vous aimerez peut-être aussi