Vous êtes sur la page 1sur 1

FIFAMPIVAROTANA FIARA

Izaho , Atoa : RAKOTOMANARIVO H. Fabrice


Monina ao: Lot IIE 32 DB Nanisana
Tompon’ny kara-panondrom-pirenena: 101 211 189 423
Nalaina tao: ANTANANARIVO I tamin’ny 30 Mai 2007

Dia manaiky marina fa nivarotra fiarakodia tamin’i:


Atoa / Rtoa
Tompon’ny kara-panondrom-pirenena:
Nalaina tao: tamin’ny:

Fiara n°: Marque: Genre:

Numéro dans la série du type:


 Ny vidiny nifanarahana dia :
 Vola voaray dia :
 Ny ambim-bola dia :
 Izay aloa amin’ny :

Ary ny fiara dia véhicule « OCCASION » fa tsy « VAOVAO », dia efa lasan’ny
mpividy rehefa natao « essai » miaraka amin’ny taratasin’ny fiara rehetra, ary nifanarahanay
roa tonta ka iarahanay manao sonia eto ambony izany. Noho izany hiseho momba io fiara io
ary ny vola voaray dia tsy azo averina intsony.
Nifanaraka tsy nisy an-teny izahay roa tonta.

Natao teto: Daty:

Ny mpivarotra Ny mpividy
(anarana feno sy Sonia) (anarana feno sy Sonia)

Vous aimerez peut-être aussi