Vous êtes sur la page 1sur 1

Lycée privé catholique Examen du premier trimestre, année scolaire 2023-2024

Saint Jean Paul II


Classe : 1ère A et D Matière : EVA
Durée :

Ny fisaoram-bady

« Raha misy lehilahy naka vady sy efa nampakatra azy, ka avy izay tsy hahitan-
dravehivavy fitia eo imasony indray, fa misy zava-mahadikidiky hitany aminy, dia aoka
hanoratra taratasy fisaoram-bady ho an-dravehivavy izy, ka rahefa voatolony eo an-tànany
izany, dia halefany hiala ao an-tranony izy. Ary rahefa niala tao aminy izy, dia handeha ka
afaka hanambady olon-kafa. Raha tsy tia azy koa ity vadiny faharoa, ka nanoratra taratasy
fisaoram-bady ho azy, sy efa nanolotra izany eo an-tànany, sady efa nampiala azy tao an-
tranony, na sendra maty izany lahilahy manambady azy fanindroany izany, dia tsy mahazo
manambady azy intsony ilay vadiny voalohany efa nisaotra azy, rahefa voaloto izy, satria
fahavetavetana eo imason’ny Tompo izany, ka aza mampiditra fahotana amin’ny tany
omen’ny Tompo Andriamanitrao ho lovanao. »

Deteronomy 24, 1 – 4

Fanontaniana :

1) Arak’io lahatsoratra io, fahotana ve ny misao-bady ? Satria nahoana ? (5pts)


2) Inona no tian’ny Tenin’Andriamanitra ambara amin’ny hoe : « ka aza mampiditra
fahotana amin’ny tany omen’ny Tompo Andriamanitrao ho lovanao. » (5pts)
3) Azavao ao anaty an-dalana 15 ka hatramin’ny 20 eo ny hoe : « Misao-bady tanora ka
manome zara ho an’ny hafa. » (10pts)

Vous aimerez peut-être aussi