Vous êtes sur la page 1sur 1

N : passe M: present H: futur

Salama tompoko o

Rainay izay any an-danitra


Hohamasinina anie ny anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao
Hatao anie ny sitraponao
Ety an-tany ho tahaka ny any an-danitra
Omeo anay anio ny hanina sahaza ho anay
Ary mamela ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay
Ary aza mitondra anay ho amin’ny fankam-panahy fa manafaha anay amin’ny ratsy
Anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra mandrakizay. Amena.

Maintenant : izao
Aujourd’hui : androany, anio
Sahaza : ce qui nous convient
anie : que … sois …
Mitondra : conduire, apporter

Andriamanitra Rainay o, misaotra anao manome fotoana anay izao hianaranay


Mamindra fo aminay, mangataka ny fanatrehanao izahay.
Amin’ny anaran’I Jesoa. Amena.

Dieu notre Père, nous te remercions pour ce moment que tu nous donnes pour étudier, sois
miséricordieux envers nous, nous demandons ta presence, au nom de Jesus Amen.

Misaotra Ray o ny amin’izay nianaranay androany, enga anie hiraikitra ao amin’ny fitadidianay izany.
Amin’ny anaran’I Jesoa. Amena

Merci Père, pour ce que nous avions appris aujourd’hui, que CA soit gravE dans nos mémoires. Au nom
de Jesus. Amen.

Vous aimerez peut-être aussi