Vous êtes sur la page 1sur 2

ZAVATRA MILA ALAINA SARY

SOKAJY MOMBAMOMBA AZY FANAMARIHANA


NY ENY IVELAN’NY TRANO -Tamboho sy Fefy Manodidina:Biriky, Hazo,
REHETRA Zava-maniry ambolena, Grillage, Vato.
Tatatra na canal famoahana ranonorana Zay misy ao ihany
-Vavahady: Vy, Hazo, Sady misy vy no misy alaina
hazo
-Zaridaina: Lalana fidirana sy lalankely;
Toerana fitobian’ny fiara na koa hoe
Parking.
FIVARINAN’NY RANO AVY AO -Fosse septique Makiplast
AMIN’NY TRANO FIVOAHANA -Fosse septique vita amin’ny Béton
NA WC -Toerana milevina fanarian-drano na koa
régard
-Lava-piringa na WC (jerena tsara ao anatiny
sy ny ivelany)
FIDIOVANA SY NY KOJAKOJA -Fidiran’ny rano madio eo an-toerana Alaina sary tsara ny
REHETRA -Fantsona mitondra ny rano madio anatiny sy ivelan’ny
-Lava-drano WC : ny rindrina sy
-Fanasana tanana varavarana sy izay
-Toerana fandroana (fisehagna) rehetra azo
-Toerana fivoahana kojakojaina ao
NY VATAN-TRANO SY NY -Fototra Izay misy ihany alaina
TAFO -Rindrina ivelany sary
-Tafo sy Valin-tafo
-Fantsona fitantazan-drano (gouttières)
-Ny mandrafitra ny trano (tafiditra
amin’izany ny fototra, poteaux, chainnage)
-Gorodona na koa hoe dallage
-Varavarana sy Varavarankely
-Rindrina anatiny
-Valin-drihana (Plafond)
-Fermes
-Pannes
FANAKA -Polipitra
-Latabatra
-Seza
-Dabilio na banc
-Boaty ho an’ny fanomezana an-tsitrapo
-Fanaka famoahana zavatra vitan-tsoratra
(comptoire)
-Lamban-databatra sy ridao
HERINARATRA – FITAOVANA- -Kaontera ny Jiro
JIRO -Fitaovana fiarovana aro-loza aorian’ny
kaontera (tafiditra amin’izany ny
disjoncteur, fusible)
-Taribin’ny herinaratra na koa cable
-Prizy fangalana herinaratra
-Jiro ao anatin’ny efitrano
-Jiro eny ivelan’ny efitrano
-Jiro ao anatin’ny WC
-Jiro eny ivelan’ny WC
-Jiro eny ivelany amin’ny Tokotany
-Jiro eny ivelany amin’ny vavahady
-Plaque solair sy ny kojakoja miaraka aminy:
regulateur, convertisseur, stabilisateur.
-Baterie

FANAMAFISAM-PEO SY NY -Fanamafisam-peo “Ampli” na ilay Unity


KOJAKOJANY player (Radio misy lecteur carte sy usb ary
mikrȏ miaraka aminy)
-Mikrȏ
-“Cable” mikrȏ
-Tongotra mikrȏ
-Fiche mikrȏ
FITAOVANA FANDEFASANA -Projecteur lehibe
VIDEO -Projecteur kely mandeha amin’ny batterie
power bank roa
-Efijery lamba manokana (Ecran) sy ny
tongony
-Stabilisateur

Fanamarihana: Raha sitrakareo dia tena ankasitrahana raha sary afaka mampiseho tsara ny
toetoetrin’ny zavatra alaina no alefa aty (mbola tena tsara ve, sa efa ratsy, sa efa simba tanteraka).
Dia tena mankasitraka indrindra amin’ny fahavononareo hiara-miasa aminay.

Ny Solontenan’ny SFA sy ny Mpampiofana momba ny Fikojakojana

Vous aimerez peut-être aussi