Vous êtes sur la page 1sur 2

SAMPANA MIADIDY NY VEHIVAVY

Ho an’ny Fiangonana eto ………………

Tatitra Fivorian’ny Vehivavy 8 Marsa tamin’ny 21 Février 2007.

Lohahevitra : FAHADIOVANA + RANO MADIO
Nampivory : -Madame Délégué Population
-Mme Rapatsalahy Présidente
-Mme du Chef de Région
-Niresaka momba ny MAP (Mme Rapatsalahy)
-Tokony hitondra amim-bavaka ny vehivavy rehetra ny @ 8 Marsa ny @ asa izay
atao.
-3 Marsa : Fotoam-pivavahana any @ Advantista ANKOROMBE @ 10.30.
-4 Marsa : Fotoam-pivavahana any @ Jesosy Mamonjy @ 3 ora tolakandro
-8 Marsa ao Antamponivinany @ 10 ora maraina : samy mitondra sakafo ny
tsirairay.
-Misy dessert iraisana (yaourt): samy mitondra 600 Ariary
600 Ariary (yaourt + savony + sakafon’ny Autorité)
-Hanao fanomezana ny vehivavy namana: olona 3 isakin’ny Fokontany omena vary +
savony ka samy mitondra vary 1 kapoaka sy vola 600 Ariary avy ny vehivavy
tsirairay.
-Farany andoavana ny vary @ 7 Marsa ao @ Résidence
ny vola @ 3 Marsa eny Ankorombe.
-Misy spectacle Groupe Daniel(tsy andoavam-bola) manomboka @ 10 ora maraina ny
8 Marsa.
-Misy Fanentanana ataon’ny HIP + Fahasalamana
-Hisy Fitiliana rà
-Samy manomana hira isam-piangonana (vehivavy na groupe)
-Mbola hisy fivoriana @ 28 Février ao Antamponivinany.

Vous aimerez peut-être aussi