*ny petra-bola amin’ny kaonty Orange Money dia tsy maintsy ataon’ny tompony. Orange Money dia afaka maka fepetra raha toa ka misy fampiasana tsy mifanaraka amin’ny tokony ho izy.
Saran’ny tsy fampiasana ny kaonty : 2000 Ar isam-bolana (afaka 12 volana tsy niasan’ny kaonty)