Vous êtes sur la page 1sur 1

FANOMEZAM-PAHEFANA

Izahay :

1°- ANDRIANJAKARIVELO Hary Solofo, teraka tamin’ny 04 Febroary 1971 tao Antsirabe,
zanak’i ANDRIANJATOVO Raymond sy RAHARINIRINA Perle, samy efa maty ; tompon’ny kara-
panondro : 108 051 001 289 natao tao Antsirabe 1 tamin’ny 11 Jolay 1989, nosoloina
tamin’ny 05 febroary 2020 tao Antananarivo 2, monina ao Lot 0114 E 265 Andranomandevy
Antsirabe I.-
2°- ANDRIANJAKARIVELO Solofonirina, teraka tamin’ny 04 Febroary 1971 tao Antsirabe,
zanak’i ANDRIANJATOVO Raymond sy RAHARINIRINA Perle, samy efa maty ; tompon’ny kara-
panondroa : 101 251 072 158 natao tao Antananarivo V tamin’ny 03 May 1989, nosoloina
tamin’ny 06 Novambra 2023 tao Antananarivo II, monina ao Logement 172, Cité Ambohipo,
Antananarivo.-
--------------------------------------MPANOME FAHEFANA ANDANINY----------------------------------------
3°- ANDRIANJATOVO Malalasoa, teraka tamin’ny 28 Aprily 1974 tao Antsirabe, zanak’i
ANDRIANJATOVO Raymond sy RAHARINIRINA Perle, samy efa maty ; tompon’ny kara-
panondro : 108 052 002 388 natao tao Antsirabe I tamin’ny 03 Aogositra 1992, nosoloina
tamin’ny 26 Septambra 2016 tao Antsirabe I, monina ao Lot 0514 E 55 Mahafaly-Tomboarivo
Antsirabe I.-
----------------------------------- --OMENA FAHEFANA ANKILANY---------------------------------------------
- Izahay ANDRIANJAKARIVELO Hary Solofo sy ANDRIANJAKARIVELO Solofonirina, izay voalaza
anarana sy fonenana ary kara-panondro etsy ambony dia manome fahefana feno an’i
ANDRIANJATOVO Malalasoa, izay voalaza anarana sy fonenana ary kara-panondro etsy
ambony ihany koa, mba hisolo tena anay ny amin’ny fikarakarana ny antontan-taratasy
rehetra ilaina amin’ny Banky hahafahana manakatona ny kaonty an’ny rainay
ANDRIANJATOVO Raymond.-
- Koa izay rehetra vitany amin’izany dia ekenay ho toy ny vitan’ny tenanay.-

Natao teto Antsirabe, anio Alakamisy 09 Novambra 2023

NY MPANOME FAHEFANA NY OMENA FAHEFANA

Vous aimerez peut-être aussi