Académique Documents
Professionnel Documents
Culture Documents
Dossier Passeport
Dossier Passeport
- renouvellement passeport :
1. Extrait dacte de naissance moins de six mois (mineur moins de 21 ans);
2. Trois photos didentit rcente ;
3. Certificat de rsidence ;
4. Photocopie lgalise de la Carte dIdentit Nationale
5. Autorisation parentale dment lgalise ( mineurs moins de 21 ans );
6. Attestation demploi ;
7. Droit 110.000 Ar ou 550.000 FMG.
ANTONTAN-TARATASY ILAINA :
- Ho anny mbola tsy manana na very pasipaoro :
1. Kopia manontolonny nahaterahana nomena latsaky ny enim-bolana
2. Dika mitovy ny karapanondrom-pirenena ( voamarinny manampahefana
3. Fanamarinam-ponenana
4. Fanamarinana ny fanompoam-pirenena ; (ho anny lehilahy 18 taona ka hatraminny 50 taona);
5. Fanomezan-dalana avy aminny ray aman-dreny ( ho anny olona latsakinny 21 taona mbola tsy manambady
vita soratra );
6. Fanamarinana ny anton-dia (afa tsy ho anny mpitsangatsagana);
7. Sary tapaka vao tsy ela telo(3);
8. Ny haba aloa dia ato aminny birao fanaovana ny pasipaoro eto anosy aminny anaranny olona hanaovana azy
110.000 Ar (550.000 FMG );
1. Kopia manontolonny nahaterahana nomena latsaky ny enim-bolana ( ho anny olona latsakinny 21 taona
mbola tsy manambady vita soratra )
2. Sary tapaka vao tsy ela telo(3);
3. Fanamarinam-ponenana;
4. Dika mitovy ny karapanondrom-pirenena ( voamarinny manampahefana );
5. Fanomezan-dalana avy aminny ray aman-dreny ( ho anny olona latsakinny 21 taona mbola tsy manambady
vita soratra );
6. Fanamarinana ny asa;
7. Ny haba aloa dia ato aminny birao fanaovana ny pasipaoro eto anosy aminny anaranny olona hanaovana azy
110.000 Ar( 550.000 FMG ).