Vous êtes sur la page 1sur 21

FOMBA FANAOVANA REBOBINAGE

20/02/2022 By Nambinintsoa
FAMPIDIRANA
Ity boky ity dia natao ho an’ireo misehatra ao anatin’ny elektronika ka maniry ny ahafehy ny fanaovana rebobinage.
Natao amin’ny teny Malagasy mazava tsara izy ity mba ahafahan’ny mpamaky azy mahazo tsara izay lazaina ary
miaraka amin’ny sary ho fanehoana ny voalaza.

Koa mino aho fa hanampy bebe kokoa anao izay mamaky ity boky ity izay voalaza rehetra ato anatiny satria tokoa
Izany no tanjonay mpamokatra.

20/02/2022 By Nambinintsoa
IREO ZAVATRA HO ITANAO ATO

 Module 1 : FANAOVANA REBOBINAGE TRANSFORMATEUR TORIQUE

 Module 2 ; FANAOVANA REBOBINAGE TRANSFORMATEUR EN EI

 Module 3 : FANAOVANA REBOBINAGE TRANSFORMATEUR A DECOUPAGE

 Module 4 : FANAOVANA REBOBINAGE TRANSFOMATEUR POSTE A SOUDER

20/02/2022 By Nambinintsoa
MODULE 3

FOMBA
FANAOVANA
REBOBINAGE
TRANSFORMATEUR
A DECOUPAGE
20/02/2022 By Nambinintsoa
IREO TSARA HO FANTATRA MIALOHA NY ANAOVANAO REBOBINAGE

Ny ankamaroan’ny appareil fampiasa amin’izao vanin’andro hiainantsika izao dia tsy dia mampiasa betsaka intsony
ireo transformateur tamin’ny module 1 sy 2 ireo, tahaka ny fahitalavitra fisaka na koa hoe Ecran plat, Subwoofer,
misy ihany koa ampli ilay modèle taty aoriana ireny mampiasa azy, sns ……….
Ny transformateur à découpage dia tena hafa mihintsy mihoatra amin’ny transformateur torique sy en EI satria
ny fréquence ampiasaina mba hampandeha azy dia tena ambony be ohatra hoe 100Khz raha toa ka 50Hz na 60Hz
tension JIRAMA no miasa amin’ny torique sy en EI.
Noho izany tena zavadehibe io resaka fréquence io ato anatin’ity module ity ka tsy azo atao ambanin-javatra mihintsy
ny feritte ampiasaina amin’ny transfo à découpage dia anatsoina hoe CORE, io ihany koa tsy azo adinoina

CORE

20/02/2022 By Nambinintsoa
IREO TSARA HO FANTATRA MIALOHA NY ANAOVANAO REBOBINAGE

Mariako tsara fa tsy handalina ny resaka momba ny alimentation à découpage isika ato anatin’ity module 3 ity fa
mety ho voaresaka kely ihany fa amin’ny ambangovangony ihany. (Raha toa ianao ka maniry ny handalina
mahakasika ny alimentation à découpage dia afaka anamboarako boky mahakasika an’izay, lazao ao amin’ny MP
raha toa ka liana ianao).
Sarin’ny Alimentation à découpage amin’ny ankapobeny fotsiny ihany:
=> Ho ana boitier 5V 2A izy ity
 Mba ahafahana mahazo ilay fréquence dia mila mampiasa ilay ataontsika hoe « Auscillatuer » isika izay
UC3843 no ampiasaintsika ato anatin’ity module ity

Entréé Filtre Pont de diode


220V Protection Redresseur DC

Prim
UC3843 Sec
Sortie
5V 2A
Aux

Optocoupleur TL431
20/02/2022 By Nambinintsoa
Mamantatra ireo zavatra hanana sy tiana ho azo
1. Mila apetrakao hoe inona no tianao ho azo
Ohatra: eto isika dia te hahazo tension 5Volt ary 2 Ampère
 SORTIE:
. Tension : 5Vdc
. Ampérage 2A
 ENTREE:
. Tension : minimum 85Vac ary maximum 265Vac (JIRAMA)
. Fréquence : minimum 50Hz ary maximum 60Hz (JIRAMA)
2. Inona no mitranga rehefa mandalo pond de diode ny tension JIRAMA
a. Miova ho mono-alternance ilay bialternance (na ihany koa mba hilazana azy
Tsotsotra dia hoe miova ho DC ilay AC JIRAMA)

20/02/2022 By Nambinintsoa
b) Lasa mitombo ny tension rehefa tafavoaka ny pont de diode
 Ity ny raikipohy : 𝑉𝑎𝑐 ∗ 2 = 𝑉𝑑𝑐
 Ohatra : 220 Vac JIRAMA dia manome toa izao
220 ∗ 2 = 220 ∗ 1,414 = 311,08𝑉𝑑𝑐
Izany hoe raha mandrefy tension eo ami’ny sortie pond diode ianao dia hahita
310V hatramin’ny 312V eo ho eo
c) Noho izany ny entree tension minimum sy maximum miditra ao amin’ny
Transformateur à découpage izany dia lasa toa izao
. Minimum : 85 ∗ 2 = 85 ∗ 1,414 = 120𝑉𝑑𝑐
. Maximum : 265 ∗ 2 = 265 ∗ 1,414 = 375𝑉𝑑𝑐

20/02/2022 By Nambinintsoa
=>Andeha ary jerentsika hoe firy ny tension moyen na koa hoe tension antonony tokony handalo
ao amin’ny transfo à découpage?
𝑉𝑟𝑖𝑝𝑝𝑙𝑒
Raikipohy: 𝑉𝑀𝑜𝑦𝑒𝑛 = 𝑉𝑖𝑛𝑚𝑎𝑥 − − 𝑉𝑑𝑖𝑜𝑑𝑒
2
• 𝑉𝑖𝑛𝑚𝑎𝑥 = 375𝑉
• 𝑉𝑟𝑖𝑝𝑝𝑙𝑒 = 15% 𝑎𝑛′ 𝑛𝑦 𝑉𝑖𝑛𝑚𝑎𝑥
• 𝑉𝑑𝑖𝑜𝑑𝑒 = 1𝑉
𝑀𝑎𝑛𝑜𝑚𝑒 𝑡𝑜𝑎 𝑖𝑧𝑎𝑜 ∶
a) Raha minimum ilay 120V :
120 ∗ 0,15
𝑉𝑀𝑜𝑦𝑒𝑛 = 120 − − 1 = 110𝑉
2

b) Raha maximum ilay 375V :


375 ∗ 0,15
𝑉𝑀𝑜𝑦𝑒𝑛 = 375 − − 1 = 345,875 𝑖𝑧𝑎𝑛𝑦 ℎ𝑜𝑒 𝑒𝑜 𝑒𝑜 𝑎𝑚𝑖𝑛′ 𝑛𝑦
2
346V eo izany.

20/02/2022 By Nambinintsoa
 Raha fintinina izany dia hoe: ny tension ho tapatapahan’ny UC3843 (izay
ilay hoe à découpage) dia manodidina ny 110V à 346V eo ho eo
 Tsara raha mba tadidinao izay volaza hatreto, raha tsy azo dia avereno
vakina
3. Fikajiana ny capacité-ny condensateur de filtrage aorianan’ny pont de
diode?
Rehefa avy madalo pond de diode ny tension dia mbola tsy tena continu
tanteraka, noho izany dia mila filtrena amin’ny alalan’ny condesateur. Mila
ainao izany ny mikajikajy sy mamantatra ny capacité-ny condensateur
tokony ampiasaina.

20/02/2022 By Nambinintsoa
Mialohan’ny ahafahanao mikajy ny capacité-ny condensateur dia misy
zavatra ro (2) tokony ho fantarinao aloha, dia tsy inona izany fa ny
« Puissance » ary ny « rendement ». Araka ny efa hitantsika tany aloha dia
5V 2A no tiantsika ho azo ary amin’ny alalan’ireo no ahafahantsika
mamantatra ny puissance amin’ny alalan’ny raikipohy izay efa itantsika tany
amin’ny module tany aloha, dia manome 10W. Ary ny rendement dia
tokony ho 80% eo foana, izany hoe :
. 𝑃𝑠𝑜𝑟𝑡𝑖𝑒 = 10W
. rendement 𝜂 = 80%
a) Fantarintsika amin’ny alalan’ireo ny puissance any amin’ny entrée:
𝑃𝑠𝑜𝑟𝑡𝑖𝑒 10
Raikipohy : 𝑃𝑒𝑛𝑡𝑟𝑒𝑒 = = = 12,5𝑊
𝜂 0,8
b) Fantarintsika amin’ny alalan’izay ihany koa ny Energie consomé :
𝑃𝑒𝑛𝑡𝑟𝑒𝑒 12,5
Raikipohy : 𝐸𝑒𝑛𝑡𝑟𝑒𝑒 = = = 0,125 𝐽𝑜𝑢𝑙𝑒
2 ∗ 𝐹𝑚𝑖𝑛 2 ∗50
20/02/2022 By Nambinintsoa
c) Fantarintsika amin’ny alalan’izay amin’izay ny capacité-ny condensateur :
2 ∗ 𝐸𝑒𝑛𝑡𝑟𝑒𝑒 2 ∗0,125
Raikipohy: 𝐶 = 2 = 2 2 = 0,000056 𝐹𝑎𝑟𝑎𝑑 = 56,54𝑢𝐹
𝑉𝑖𝑛𝑚𝑖𝑛 − 𝑉2 120 −100

=>raha fintinina izany dia 56,54uf no capacité ny condensateur tokony


ampiasaina kanefa izy io afaka 47uF 400V na 68uF 400V. Marihako fa
« Condensatur Electrolytic » no ampiasaina.
3) Mila fantarina ny intensité-ny primaire :
a) Mialohan’ny hamantarana ny intensité dia ilaintsika aloha ny mamantatra ny
inductance –ny bobine primaire
2
𝑉𝑖𝑛𝑚𝑖𝑛 ∗ 𝑡𝑂𝑁
Raikipohy : 𝐿𝑝𝑟𝑖𝑚 = ∗ 0,9
2,5 ∗𝑡 ∗ 𝑃𝑠𝑜𝑟𝑡𝑖𝑒
Miaraka amin’ny hoe : 𝑡 = 1 𝑓 = 1 200 000 = 0,000005𝑠𝑒𝑐 = 5𝜇𝑠𝑒𝑐
1
𝑡𝑂𝑁 = 𝐷𝑢𝑡𝑦𝑚𝑎𝑥 ∗ 𝑎𝑣𝑒𝑐 𝐷𝑢𝑡𝑦𝑚𝑎𝑥 = 48% = 48 ∗ 0,01 = 0,48
𝑓𝑜𝑝
20/02/2022 By Nambinintsoa
1
𝑡𝑂𝑁 = 0,48 ∗ = 0,0000024𝑠𝑒𝑐 = 2,4𝜇𝑠𝑒𝑐
200 000
 Raha aseho antsary izany dia izao:
t
𝑡𝑂𝑁

Izany hoe:
110 ∗ 2,4 ∗ 10−6 2
𝐿𝑃𝑟𝑖𝑚 = −6
∗ 0,9 = 0,0005018112𝐻 = 501,81𝜇𝐻
2,5 ∗ 5 ∗ 10 ∗ 10
𝐿𝑝𝑟𝑖𝑚 = 501,81𝜇𝐻

b) Fantarina ny intensité maximale

20/02/2022 By Nambinintsoa
𝑉𝑖𝑛 ∗𝑡𝑂𝑁 110∗0,0000024
𝑚𝑖𝑛
Raikipohy: 𝐼𝑝𝑒𝑎𝑘 = = = 0,5261𝐴𝑚𝑝è𝑟𝑒
𝐿𝑝𝑟𝑖𝑚 0,00050181
𝐼𝑝𝑒𝑎𝑘 = 0,5261𝐴
c) Fantarina ny intesité RMS
𝐼𝑝𝑒𝑎𝑘 𝑡𝑂𝑁 0,5261 2,4𝜇𝑠𝑒𝑐
𝐼𝑅𝑀𝑆 = ∗ = ∗ =0,2104Ampère
3 𝑡 3 5𝑠𝑒𝑐
𝐼𝑅𝑀𝑆 =0,2104A

4. Fantarina ny habean’ny fil tokony ampiasaina :


1. PRIMAIRE :
=> Rehefa itantsika ny Intensité dia afaka mamantatra ny habean’ny fil isika
amin’ny lalan’ny fampiasana ilay tabilao efa nomena anao tany main’ny module
1 sy module 2. (manasa anao mba hijery izany ao amin’ireo module ireo mba
ahafahanao mamantatra ny habenan’ny fil tokony ampiasainao amin’ny
primaire)
20/02/2022 By Nambinintsoa
1. SECONDAIRE :
 Satria ny hilaintsika dia 5V 2A dia amin’ny alalan’ilay tabilao izay ihany no
ahafahantsika mamantatra ny habean’ny fil tokony ampiasaina koa manasa
anao hatrany hijery izany ao amin’ny module 1 sy module 2.

Raikipohy ho an’ny transformateur à découpage :

𝑉𝑝𝑟𝑖𝑚 ∗ 108
𝑁𝑝𝑟𝑖𝑚 =
4 ∗ 𝑓𝑠𝑤𝑖𝑡𝑐ℎ ∗ 𝐵𝑚𝑎𝑥 ∗ 𝐴
=>𝑉𝑝𝑟𝑖𝑚 ∶ 𝑡𝑒𝑛𝑠𝑖𝑜𝑛 𝑑′ 𝑒𝑛𝑡𝑟é𝑒 = 310𝑉
=>𝑓𝑠𝑤𝑖𝑡𝑐ℎ : fréquence de coupure an’ilay CI ampiasainao eto dia raisintsika ohatra
hoe 100kHz
=>𝐵𝑚𝑎𝑥 : miankina amin’ny core ampiasaina fa eo anelanelan’ny 1200Gausse
hatramin’ny
20/02/2022 2000Gausse, fa amin’ny ankapobeny
By Nambinintsoa dia 1800Gausse no ampiasaina.
=>A ∶ 𝑎𝑖𝑟 𝑎𝑛′ 𝑖𝑙𝑎𝑦 𝑐𝑜𝑟𝑒 𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑠𝑎𝑖𝑛𝑎𝑜
 Fikajiana ny A:
Raikipohy: 𝐴 𝑚2 = 𝑎 ∗ 𝑏 a

b Ohatra : 𝑎 = 6,5 𝑚𝑚
𝑏 = 6,5 𝑚𝑚
𝐴 = 6,5 ∗ 6,5 = 42,25 𝑚𝑚
𝐴 = 0,4225𝐶𝑚

PRIMAIRE
Noho izany :
310 ∗ 108
𝑁𝑝𝑟𝑖𝑚 = = 101,9 𝑇𝑜𝑢𝑟𝑠
4 ∗ 100 000 ∗ 1800 ∗ 0,4225

Raha fintinina izany dia ho an’ny primaire dia tokony mahavita 102 fiodonana ianao.
 Fiodonana firy noho izany ho an’ny 1V (Volt/tours)
Satria 102 fiodonana ho an’ny 310V
Manome toa izao :
𝑉/ 𝑇 = 310 102 = 3,039 𝑉𝑜𝑙𝑡/𝑡𝑜𝑢𝑟𝑠
=> Izany hoe ny 3 tours eo eo izany ny mahazo 1V ianao

20/02/2022 By Nambinintsoa
PRIMAIRE
=> Fomba roa (2) nno afaka anaovana ny kajy :
1.Araka ny hitantsika teo aloha, ny raikipohy dia manome toa izao :
𝑉𝑠𝑒𝑐
𝑁𝑠𝑒𝑐 = ∗ 𝑁𝑝𝑟𝑖𝑚
𝑉𝑝𝑟𝑖𝑚
5
𝑁𝑠𝑒𝑐 = ∗ 102 = 1,64 𝑡𝑜𝑢𝑟𝑠
310

2. Araka ny itantsika eo ambony dia :


𝑉𝑠𝑒𝑐
𝑁𝑠𝑒𝑐 =
𝑉/𝑡𝑜𝑢𝑟𝑠
5
𝑁𝑠𝑒𝑐 = 3,039 = 1,618 tours

 Raha fintinina izany dia hoe : mba azahoana ilay 5 Volt dia mila manodina 2 tours eo eo isika.

AUXILIAIRE
Amin’ny transfo à découpage dia ity zavatra iray ity no mampiavaka azy dia tsy inona izany fa ny fiodonana auxiliaire izay miditra
makao amin’ny CI manapatapaka ny tensio (izay ilay hoe découpage) izy io dia miankina amin’ny CI ampiasainao fa mazana izy
io dia 12Volt to ilaina aminy. Noho izany dia tokony atao ambonimbon’izay ny tension azo dia amin’ny alaln’ny resistance no
hampidinana azy ho 12V.
Raisintsika ohatra hoe 16V izany no ataontsika amin’ny auxiliaire, manome toa izao ny kajy :

20/02/2022 By Nambinintsoa
𝑉𝐴𝑢𝑥
𝑁𝐴𝑢𝑥 =
𝑉/𝑡𝑜𝑢𝑟𝑠
16
𝑁𝐴𝑢𝑥 = = 5,26
3,039

 Izany hoe raha fintinina dia mila eo eo amin’ny 5 fiodonana eo isika mba azahoana ilay 16V ho an’ny
fiodonana auxiliaire

FINTINA ARA-TSARY

20/02/2022 By Nambinintsoa
Volt : 310V
Ampérage : 0,2104A Volt : 5 V
Tours : 102 tours Ampérage : 2A
Tours : 2 tours

Volt : 16V
Ampérage : 0,2104A
Tours : 5 tours

20/02/2022 By Nambinintsoa
NY FOMBA HANDRAFETANAO NY FIODONANA

Ho an’ny transfo à découpage dia misy fomba fanaovanao ny fiodonana fa tsy mitovy amin’ny transfo torique sy ny en EI koa dia
araho tsara ny sary etsy ambany :

Antsasaky ny primaire Secondaire Auxiliare Antsasaky ny primaire

Scotch Isolation

20/02/2022 By Nambinintsoa
 Ireo voalaza rehetra tato anatin’ny boky ireo ny dingana rehetra arahana raha manao
rebobinage transformateur à découpage ianao.

Ao amin’ny Module 4 farany indray ny mahakasika ny fomba fanaovana rebobinage


Transformateur Poste soudure éléctrique.

20/02/2022 By Nambinintsoa

Vous aimerez peut-être aussi