Académique Documents
Professionnel Documents
Culture Documents
Etude
1- Domaine de définition
-M(2π+t)
Exemple 1ere methode .on utilise 2π/ϴ et on cherche le plus petit commun multiple (PPCM)
Pou x :
Ici on voit que leur PPCM est 2π car il n’y a que cette valeur qui est la même pour les deux fonctions
Pour y :
Ici on voit que leur PPCM est 2π car il n’y a que cette valeur qui est la même pour les deux fonctions
X(t)=cost+(1/3)cos3t
Y(t)=sint +(1/3)sin3t
Donc X(t) et y(t) sont 2π-périodique car X (2π+t) )= X(t) et y(2π+t) = Y(t)
Remarque :
Ilay exercice 3 zao rehefa nojerevana ny période-ny dia hita fa misy translation de vecteur 2π
X(t)=t-sint
Y(t)=1-cost
Donc comme y(t) est périodique on va faire quand même faire l’étude sur 2π-périodique mais avec
une translation de vecteur M(2π,0).izany hoe translation suivant x satria sur x no nahitana ilay
translation
Raha natao ilay 1ere methode nefa mety tsy hita ilay translation de 2π fa ity methode ity no tena
nahitana azy
Exemple de translation
Ilay bleu ny courbe azo t@nampiasa tableau de variation. Ilay rouge @ilay sary ambony droite no ilay
symétrie hita t@ reduction domaine. Ilay a,bon’ilay courbe hita @saty fahatelo kosa ilay translation
an’ilay sary fara 2. Izany hoe ilay bleu sy rouge naverimberina teo @ilao axe des x satria @x no nisy
translation
-M(-t)
-M(π-t)
Mitovy @io image ambony @M(-t) io ihany ny tokony valiny hita. Izany hoe symétrie
-M(π/2-t)
…..
Remarque
Isaky ny mahazo reduction dia reduit de moitié foana ilay domaine
Exemple
Rehefa atao @izay ilay sary dia ilay sary azo avy @ilay etude azo anaty tableau de variation aloha no
tracé-na. Rehefa vita ilay traçage dia izay vao mijery ilay symétrie rehetra hita t@réduction domaine.
Izay symétrie hita farany no hanombohana azy dia miakatra makany @ hita voalohany. Raha eo
@ilay exemple io izany zao dia ilay numéroté 1, 2, 3 anaty borobory orange ireo no filaharany.
NB :
aza miasa saina be rehefa manao traçage mijery ilay 2π ; π ; π/2 hoe lasa aiza rehefa manao traçage
fa tsy ilay ao anaty tableau de variation sisa no jerena dia ilay symétrie rehetra hita no efa
mreprésenté an’ireny na dia tsy hita misoratra aza
REMARQUE
Ity no antony mahatonga hoe mijery périodicité
Ity ny firafiny raha manaraka ilay étape de reduction teo. Izany hoe reduit de moitié foana ilay
domaine.
Eo @M(-t) lasa intervalle 0 à … satria ny symétrie azo avy @M(-t) par rapport à 0 daholo. Na 0x na 0y
Ity misy exemple kely an’io image voalohany io ahitana hoe fa maninona no jerena ilay période
- M(1/t)
C’est-à-dire y=x
et
De=Df ∩[ ]−1; 1
Exemple karazany roa @ilay intersection df sy -1 ;1
Remarque
Raha sahirana mijery ny signe de dérivée @ilay tableau de variation dia remplacéo @ilay valeur à
gauche sy à droite an’ilay x’=0 ao anaty tableau de variation ilay x’(t)
Exemple
Io ambany ny tableau de variation-ny
Raha jereko ny x’(-1) tokony hanome + dia raha jereko ny x’(1) tokony ho – ny valiny.
Tsy voatery ireo veleur eo @TV ireo nefa no raisna fa afaka atao hoe x’(-0,5) sy x’(0,75) ohatra.
Izay valeur
4- Tangente
Exemple
M’(-1)
M’(0)
M’(1/2)
M’(1)
Remarque
Mijery x’’(t) sy y’’(t) rehefa x’(t) sy y’(t) an’ilay point = 0 satria manjary tsy hita ny valeur an’ilay
tangente
Ity ny valin’ilay exercice 3
Ao @ilay video misy hoe exercice 3 no misy azy any @farany raha te haheno fanazavana
momban’azy