Vous êtes sur la page 1sur 3

NY FIFANDRAISAN’ NY « Accord mélangé » SY « Accord normal »

Accord melangé : dia fitambaran’ny Accord roa na maromaro ka manomé couleur


amin’ny feo na Sonorité izay avoakany raha oharina amin’ny accord parfait .

Rehefa anao Jazz na gospel dia tsy maintsy ilaina ny fampiasana ny accord mélangé
Notation : Raha toa ka mahita soratra hoe : X/y, io dia midika hoe : X trindrina amin’ny
tanana ankavanana ( Main droite ) ary y dia trindrina amin’ny tanana ankavia (main
gauche)
Ohatra : Si / La
Si dia trindrina amin’ ny tanana ankavanana ary La dia trindrina amin’ny tanana ankavia
Maj = Majeur
min = mineur
Hitantsika etsy ambany ny mahakasika izany

Accord mélangé Accord normal


Accord majeur
Sol maj / Do maj == Do maj 9 na Do maj 7
Si min / Do maj == Do maj #11
Ré maj / Do maj == Do maj 13

Accord mineur
Sol maj / Do min == Do min9 maj7
Ré mineur / Do min == Do min 13
Ré #/ Do min == Do min7

Accord dominant
Si bemol / Do maj == Do 9 sus4
Sol min 7 / Do maj == Do 9 sus4
Ré# maj / Do 7 trit == Do 13 b9
La maj / Do 7 trit == Do 13 b9
Do# min / Do 7 trit == Do 7 #5 b9
La bémol / Do 7 trit == Do 7 #5 #9
Accord demi – diminué
La bémol / Do min 7 b5 == Do min 13 b5
Si bémol / Do min 7 b5 == Do min 9 b5

Accord diminué
Si maj / Do diminué 7 == Do diminué #7
Ré / Do diminué 7 == Do diminué 9
Fa / Do diminué 7 == Do diminué 11
La bémol / Do diminué 7 == Do diminué 13

Ny fampiasana azy
Accord majeur
Raha toa ka 1er dégré ny Do dia afaka ampiasaina tsara ny Do majeur 7 na Do maj 9
Raha toa ka 4em dégré ny Do dia afaka ampiasaina tsara ny Do maj #11 sy ny Do maj 13
Raha toa ka 2em na 3em na 6em dégré ny Do dia afaka ampiasaina ny Do min7

Accord mineur
Raha toa ka 4em dégré ny Do dia afaka ampiasaina tsar any Do min 9 #7
Raha toa ka 2em dégré ny Do dia afaka ampiasaina tsar any Do min 13

Accord dominant
Ny accord dominant dia eo amin’ny 5em dégré ny fampiasana azy. Raha ohatra ka Do ny
tonalité, eo amin’ny Sol no anaovana azy raha toa ka andeha hiverina amin’ny Do ny Accord

Accord demi – diminué


Ampiasaina izy ireo raha ohatra ka anao progression 251. Eo amin’ny 2 no anaovana azy
Ohatra: raha anao 251 amin’ny La zao no atao dia otrizao ny passage
Si mineur, Mi dominant , La majeur
Raha ampiarina ny demi diminué dia toy izao
Si demi-Diminué, Mi dominant , La majeur
Accord diminué :
Ampiasaina izy raha ohatra ka anao passage ½ ton
Ohatra : Sol# andeha amin’ ny La
Raha ampiarina ny Accord diminué dia toy izao
Sol # diminué, La

Vous aimerez peut-être aussi