Vous êtes sur la page 1sur 12

 Tena ilaina tokoa ny fampiasana ireo accord ireo satria manomé couleur

tena tsara tokoa izy ireo raha oharina amin’ny accord parfait. Indrindra
rehefa ilalao Jazz sy Gospel

Rappel :

Raha isaina ny Gamme de Do majeur dia fito (7) ny isany

( Do Re Mi Fa Sol La Si ) = 7

NB : Raha isaina ny gamme majeur n’ny tonalité rehetra dia fito (7) iany ny isany
Ohatra : Gamme de Ré majeur

( Ré Mi Fa# Sol La Si Do# ) = 7

Gamme de Sol majeur

( Sol La Si Do Ré Mi Fa# ) = 7

Gamme de La majeur

( La Si Do# Re Mi Fa# Sol# ) = 7

Gamme de Fa# majeur

( Fa# so# Lab Si Do# Re# Fa ) = 7

Rehefa manisa ny gamme majeur dia atao misy dégré eo afaran’ ny « Chiffre »
izay tononina

Ohatra : Do Ré Mi Fa Sol La Si

1er degré 2e dgr 3e dgr 4e dgr 5e dgr 6e dgr 7e dgr

NB : Rehefa manisa gamme majeur dia manisa hatramin’ ny 7 no farany, Fa


rehefa itady accord dia manisa hatramin’ ny 13 em no farany

Izany hoe ny accord majeur no ampina 7em dégrée

Application: Do majeur 7
1 2 3 4 5 6 7

Rehefa itady accord majeur 7 dia isaina hatramin’ ny fito (7) ny gamme majeur

Rehefa itendry azy dia accord de Do majeur hiany no ampiana 7eme degree

Ny fampiasàna azy :
Eo amin’ny 1er dégré sy 4e dégré no fampiasaina azy

Izany hoe ny accord mineur iany no ampina 7e mineur

Ohatra: Do mineur 7

7em mineur

Do mineur
Remarque: Raha jerena tsara ny sary dia ny 3 em sy 7em dégrée no nihemotra ½
temps

Ny fampiasàna azy
Azo ampiasaina amin’ny accord mineur rehetra izy

Ny accord 7e dominant dia somary miavaka kely, Izany hoe accord majeur iany
no ampina 7em mineur

Ohatra: Do 7em dominant

7e mineur

Do majeur

Ny fampiasàna azy
Azo ampiasaina tsara ny accord 7em dominant rehefa anao resolution.

Raha eo amin’ ny 1er dégré andeha anao resolution amin’ny 4em dégrée

Ohatra : Do no depart ka andeha amin’ny Fa


Eo amin’ny Do no anaovana ny accord de 7em dominant.

Izany hoe accord majeur hiany no ampina 9em

Rehefa itady ny accord 9eme dia isaina hatramin’ny sivy (9) ny gamme majeur

NB: tsy atao misy dégrée intsony ny filazana azy rehefa manisa mihoatran’ny 7

Ohatra: Do 9em

Do majeur 9em

Ny fampiasàna azy:
Rehefa majeur ny notes trindrina dia afaka ampiasaina ny accord majeur 9.

Izany hoe accord mineur iany no ampiana 9em

Application: Do mineur 9
Do mineur 9em

Ny fampiasàna azy
Azo ampisaina amin’ny notes mineur rehetra.

Izany hoe rehefa mineur ny notes trindrina dia afaka ampiasaina tsara ny accord
mineur 9

Rehefa itady azy dia ny accord mineur iany no ampina 11eme

NB: Amin’ny accord mineur no tena fampiasana azy

Application: Do mineur 11

Do mineur 11em
 Tsara kokoa rehefa mitendry accord 11 em dia apiarahina miarak’ amin’ ny
7em mineur

Ohatra:

Do mineur 7 11em

Rehefa itady ny accord 13 em dia isaina hatramin’ny 13 ny gamme majeur

Remarque : Raha jerena ny accord 6eme sy 13 eme dia mitovy iany.

Ohatra: Do 13eme

Application: Do 13em

Do majeur 13 em
Do 6em

Do majeur 6eme

 Raha jerena tsara ireo accord ireo dia mitovy.

Donc,

Do 13em = Do 6em

Fampiasàna azy
Rehefa majeur ny note trindrina dia afaka ampiasaina ny accord majeur 13 na
accord 6 eme.

Izany hoe accord mineur iany no ampina 13em na 6em

Application: Do mineur 13
Fampiasàna azy:
Afaka ampiasaina eo amin’ny 2em dégrée sy 4em dégrée ny accord mineur 13

 Ny accord suspendue dia misy karazany roa(2)

Suspendue de 2 ary suspendue de 4

Ny atao hoe suspendue de 2 dia adoso ny tièrce dia soloina 2em dégré.

Application :

Remarque :

Raha jerena ny accord sus2 sy accord 9em dia mitovy iany.

Ny fampiasàna azy
Afaka ampiasaina amin’ny note majeur sy mineur ny accord Sus2
 Ny atao hoe sus4 dia adoso ny tierce dia soloina 4èm dégrée.

Application:

Ny fampiasàna azy
Rehefa anao progression no tena fampiasàna azy.

Ohatra: Do ny tonalité, ka anao progression 251 eo amin’ny Do

Izany hoe: Ré min, Sol, Do

2em° 5em° 1er°

Eo amin’ny Sol eo no atao Sol sus4

Ny atao hoe accord diminué dia ny tièrce majeur sy quinte no midina ½ temps.

Application : Do diminué
Ny fampiasàna azy
Tsara kokoa ny mampiasa accord diminué rehefa anao passage chromatique.

Ohatra : Do anao resolution andeha Ré mineur

Donc: ( Do majeur Do# diminué Ré mineur ) Passage


chromatique

Ny atao hoe accord augmenté dia ny quinte no miakatra ½ temps.

Application : Do augmenté
Ny fampiasàna azy
Afaka ampiasaina ny accord Augmenté raha ohatra ka anao resolution andeha
amin’ny 4em dégrée.

Ohatra : Do majeur anao resolution amin’ny Fa majeur

Donc : ( Do augmenté Fa majeur )

By Brillant DM Arranger et compositeur

Vous aimerez peut-être aussi