Vous êtes sur la page 1sur 2

LAOKA MANDRITRY NY HERINANDRO MAROMARO:

1-Herinandro Voalohany* Lundi : Hen’omby sy anatsonga * Mardi : Tsaramaso atao


saosy * Mercredi : ovy sy patsa be * Jeudi : Karaoty sy sosisy * Vendredi : anana
sy menaka * Samedi : Hen’omby sy légumes * Dimanche : Ravitoto sy hena kisoa

2- Herinandro Faharoa – Lundi : Ravim-bomanga sy patsa be – Mardi : Totokena sy


haricot vert – Mercredi : Lentille sy sosisy – Jeudi : Anandrano sy totokena –
Vendredi : Hen’omby sy anamamy sy angivy – Samedi : Akoho sy légumes – Dimanche :
Hena-kisoa sy tsaramaso lena

3- Herinandro Fahatelo . lundi: lasopy légume sy hen’omby . mardi: anana sy totom-


boanjo . mercredi: voanjobory sy henakisoa. . jeudi: trondrogasy saosy sy
ron’anamamy . vendredi: laisoa sy hen’omby . samedi: haricot vert sy totokena .
dimanche: langue sy petit pois

4-Herinandro Fahaefatra * Lundi :ovy sy hen’omby miaraka @ patsa mena *


Mardi :voatavo sy hen’omby * Mercredi :ati-kena endasina rony ravim-bomanga *
Jeudi:courgette sy toto-kena * Vendredi :ravitoto sy hena kisoa * Samedi :pirina
endasina sy ro matsatso * Dimanche:crabe sauce

5- Herinandro Fahadimy – lundi :hen’omby sy ovy ary anamalaho – Mardi :henakisoa sy


haricot vert – Mercredi :trondro endasina dia asiana rony anana kely –
jeudi :legume atao rony tsy asiana hena:ovy-carotte-tsaramaso kely -poireau-voatavo
– vendredi :hen’omby sy anandrano asiana tsaramaso sy sosisy

6- Herinandro Fahaenina . lundi : hen’omby sy anatsonga ro . mardi : catless sy


ro . mercredi : nofon’akoho pané sy frites . jeudi : courgette sy totokena .
vendredi : hen’omby sy ananambo ro . samedi : atidohan-kena saosy . dimanche :
tongo-kisoa sy tsaramaso lena

8-Herinandro Fahafito * lundi:anandrano sy hen’omby * Mardi:lamori atao sosy @ ovy


* Mercredi:vavonin-kena atao rony @ sakamalao(matsiro io an) * Jeudi:Tsiasisa atao
sosy @ jumbo * vendredi:lelan’omby atao sosy * samedi:atody atao sosy miaraka @
haricot vert * Dimanche: Poulet frit

9-Herinandro Fahavalo – Lundi: trondro tilapia frite sy ron’angivy – Mardi:


<<conseil et partage

------------------

Fahasalamana tsara malagasy


Salama daholo ny namana !
#Partage 1 = Sauver 1une personnes
Aretina ATY sy ny Fitsaboana 100℅Naturel
Mba iangaviko 1minitra ianao mba izara ito pub satria dia Bé dia Bé olona voan'io
aretina Aty io , ka sao dia ny fanaparitahanao azy no hahavonjy olona 1 andalo
fandidina , satria dia tsotra no sady natoraly 100% torohevitra , nefa ra mitsabo
io aretina io dia tena farak'izay lafo anaovana tolotanana mitsy ary fa tsy
vitan'ny fianakavina tsony...
#Smoothie : 3citron (voasana)+ 1vera rano persil +5 tangosana Céleri + 400ml rano
(3vera) =mixer na miaraka (20mn eoeo) avela mitsiranoka tsara dia vita
Sotroina in3 isanandro mandritra 2andro ary tsy mihinankanina mihitsy . Amin'ny
vidéo io ilay izy.
alohan'ny idirana amin'ny fandidina dia ataovy aloha io
MANADIO ATY SY VAVONY
Mety hahatsiaro ho mavesabesatra ianao, noho ny sakafo matsiro sy maro karazany
nifangaro. Mety niasa mafy koa ny aty, vokatr’izany. Tsara raha diovana, noho izany
ny taova. Hanampy anao amin’izany ireto torohevitra natoraly ireto :
Tantely sy tongolo gasy
Akora ilaina : tongolo gasy lohany 1, tantely mahafeno « pot » na « bocal » iray
Fikarakarana azy : voasana ny tongolo gasy dia zaraina roa amin’ny antsy maranitra
tsara. Atao ao anatin’ilay fitoerana vita amin’ny vera avokoa ny tongolo gasy dia
tondrahana tantely tsikelikely. Somary aroina amin’ny sotro mihitsy, amin’izay tsy
hisy rivotra tavela ao anatin’ilay “bocal”. Rehefa feno tsara ilay fitoerana dia
hidiana tsara. Atokana mandritra ny herinandro izy no tena tsara, amin’izay
azon’ilay tantely avokoa ny otrikaina tao anatin’ny tongolo gasy. Raha efa izay dia
azo hanina tsara izy.
Fomba hihinanana azy : mihinana iray sotro amin’ity tantely ity sady asiana singana
tongolo gasy iray ao anatiny, isan’andro.
Tamotamo sy sakamalaho
Sady manadio ny aty ity zava-pisotro ity no mampitony ny vavony, raha sendra tsy
nahalevon-kanina. Manafisaka kibo ihany koa.
Akora ilaina : tamotamo ½ sk, sakamalaho voakiky 1sf, voasarimakirana ½, rano 1
kaopy (250 ml)
Fikarakarana azy : afanaina amin’ny afo malefaka ny rano. Rehefa mangotraka dia
arotsaka ao ny tamotamo, ny sakamalaho voakiky ary ny ranom-boasarimakirana. Avela
2 minitra eo ambony afo dia vonoina ny afo. Atokana 10 minitra vao tantavanina. Azo
sotroina avy hatrany.
Ny fomba hihinanana azy : sotroina raha vao mifoha ka mbola tsy misy na inona na
inona ny vavony. 30 minitra aorian’ny hihinanana azy no misakafo maraina. Hanina
mandritra ny 1 volana.
Dite maitso amin’ny akondro
Manadio ny aty ihany koa ity zava-pisotro manaraka ity. Ny tombony dia izy manampy
ny vatana hihena haingana.
Akora ilaina : dite “thé vert” mangatsiaka ½ kaopy, voasarimakirana ½, akondro 1
Fikarakarana azy : manamboatra dite amin’ny « thé vert » dia ampangatsiahina
mandritra ny 10 minitra. Tsy asiana siramamy. Alaina ranony ny voasarimakirana.
Afangaro amin’ny akondro sy ny dite ao anaty « mixeur ».
Fomba hihinanana azy : sotroina indray mandeha isan’andro, aorian’ny sakafo izy
ity. Sotroina mandritra ny 3 herinandro tsy miato mba hahita vokatra haingana.
#Aimer et #Partager svp
#Respect
#Madagascar #Fahasalamana

----------''''''---

Vous aimerez peut-être aussi