Vous êtes sur la page 1sur 2

1. Contexte (zava-misy) 4.

Olana
MINISTERE DE MINISTERE DE L’EAU,
MINISTERE DE
L’ENVIRONNEMENT ET DE L’ASSAINISSEMENT
L’AGRICULTURE ET
DU ET DE
DE L’ELEVAGE L’HYGIENE
DEVELOPPEMENT DURABLE
Manodidina ny dimampolo isan-jaton’ny
 Fanilihana ny vehivavy amin’ny dingan’ny
SECRETARIAT GENERAL
PROJET AGRICULTURE DURABLE PAR UNE APPROCHE
PAYSAGE
CELLULE D’EXECUTION REGIONALE SAVA malagasy (50 %) no vehivavy.
===== === === == ==
fampandrosoana(processus de développement)
Manana anjara asa lehibe izy ireo eo amin’ny  Tsy fitovian-jo eo amin’ny fahafaha-misitraka
sehatry ny fambolena indrindra fa ny sy mifehy (accès et contrôle) ny
fambolem-bary. loharanonkarena « ressources » izay manakana
Manoloana izany nefa dia somary voahilika ny fandraisana anjara feno ho an’ny vehivavy.
izy ireo amin’ny fisitrahana ny vidim-bokatra 5. Ohatra fampiharana
hany ka tena hianjadian’ny fahantrana izy ireo.  Fampidirana ny vehivavy eo amin’ny

VEHIVAVY MANDRAY ANDRAIKITRA (APPROCHE 2. Famaritana dingnan’ny fampandrosoana (processus de


GENRE), développement)
ANTOKY NY FAMPANDROSOANA MAHARITRA Ny miralenta na ny fitovian-jo eo amin’ny lahy
 Fampitomboana ny fahafahan’ny vehivavy
sy ny vavy dia fototra entina hametrahana
misitraka ny loharanon-karena (accès aux
tontolo mirindra, sambatra (sY milamina) ary
ressources)
maharitra
 Fanatsaranany fifan-draisana sy fampivoarana
3. Tanjona
ny fitsinjaram-pahefana (redistribution des
Fampivoarana ny miralenta (fitovian-jo eo pouvoirs)
amin’ny lahy sy ny vavy, hanehoana fa
manana anjara andraikitra lehibe ny vehivavy 6. Ny tokony atao
amin’ny fampivoarana ara-ekonomika, sy  Fampivoarana ny miralenta eo amin’ny
« stabilité » ny fampandrosoana maharitra fisitrahana sy fifehezana ny fitaovam-
pamokarana (moyen de production)

 Fampitomboana ny fandraisana anjara an’ny


vehivavy amin’ny fandraisana fanapahan-
kevitra

 Fanenana ny fitaom-piasana sy ny vesatry ny


asa andavan’andro (réduire la charge de
travail) ataon’ireo vehivavy eny amin’ny
tontolo ambanivolo

 Fanomezana karama mifanentana amin’ny asa


ataon’ny vehivavy mba hanatsaràna ny
fidiraam-bolany Manome asa azy ireo mba
hampitombo kokoa ny fidiram-bolany
(possibilités d’emplois rémunéré et de revenu)

Vous aimerez peut-être aussi