Explorer les Livres électroniques
Catégories
Explorer les Livres audio
Catégories
Explorer les Magazines
Catégories
Explorer les Documents
Catégories
mg cc à
pacamad@gmail.com
« Hianatra aho handreseko ny fahantrana » (j’étudie pour pouvoir lutter contre la pauvreté)
I-TONGA NIVORY : CTS, VICTORIA, BETHLEEM, VATSY, AAF, SANTATRA, AFAFI, TAMIA INSPRO, MANAMPY MAHATONY,
AVOTRA FFF (antso natao SMS ho an’ireo eto Antananarivo sy manodidina ihany);
Tsy tonga fa tsy nahazoana fierana : VONONA, SOAFONENANA, FITAHA, LOVASOA, TSINJO, ASA, AHM, MITSINJO,
Tsy tonga fa nahazoana fierana : IVANDRY MIARADIA (nandevina), HELP (misy zavatra atao), CDA (asa), SOSVE (Ttave).
II.1-PSE_ UNICEF/MEN/MESUPRES/MEETFP
II.2-Fanatsarana ny fomba fampianarana ASAMA
II.3-Ankapobeny sy samihafa.
III-FANAPAHAN-KEVITRA
III.1-PSE_ UNICEF/MEN/MESUPRES/MEETFP
-Fanomanana ny fiovam-pandaharam-pampianarana ASAMA manoloana ny PSE :
-Atomboka ny Aogositra 2018 ny Kilasy Ambohitsoratra rehetra (8-10 taona) izay ho averina any @ EPP, (11-17 taona) ASAMA
-Fanofanana ny mpampianatra mifanaraka @ ny fandaharam-pianarana vaovao:
Cycle 1 : T1-T3 Ages : 7 à 10 ans Ambohitsoratra+Manisa « ASAMA Bolo »
Cycle 2 : T4-T6 Ages : 11 à 14 ans « ASAMA Ado »
Cycle 3 : T7-T9 Ages : 15 à 45 ans « ASAMA Boulot »
3.2.3-Fiofanana ho mpanofana:
-Miainga @ fiofanana ho mpanentana aloha izany isaky ny Alarobia hariva; ary afaka mirotsaka amin’ny sivana ny rehetra.
-Hisy fiofanana ny vakansy Paska, ao @ CDA,mbola holazaina ny daty. Ny fanamafisana ny fahaizana miteny Frantsay no singa
lehibe ao anatin’izany. Ny Mpampiofana lehibe hampiofana: Rasoafaniry Hélène, Ratiarison Hanta, Juliette, Razafimamonjy
Maurice, Rasoarimanana Olga. Hampidirina tsikelikely @ izany ny “modules” vaovao sy ny fizarana isaky ny cycle.
-Hampiakarina ny isan’ny kilasy sy mpanentana PACA ASAMA isaky ny Toby Asama mpikambana, ka tokony hiomana amin’ny
efitrano ny mpikambana rehetra. Ohatra: manokatra site hafa.
III.3-ANKAPOBENY SY HAFA
3.3.2-Manuel de procédure : Hazavaina amin’ny mpikambana ny “Tari-dàlana fomba fiasa”-n’ny PACA efa narahana sy hamafisina
9 ora ny Alarobia 5 Aprily 2017. Ohatra: Ny Karaman’ny Mpanentana ASAMA dia araka izay ifanarahany @ ireo
tompon’andraikitra ao aminy.
3.3.3-Serasera :
-Rehefa mandefa filazana amin’ny sms na mail ny Birao dia tokony mba hamaly izany isika raha voaray.
-Hamafisina ny fanokafana adiresy mail sy fijerena izany isaky ny Alatsinainy maraina hamantarana ny programan’ny PACA.
-Fotoana hisokafan’ny birao sy handraisana ny tatitra rehetra: apetraka eo am-baravaran’ny birao. Ny PV rehetra sy filazam-
baovao dia apetaka ao anaty birao ka azon’ny rehetra vakiana anatin’ny 10 andro hivoahany.
-Ny filazana rehetra dia alefa mail, ary atao apeta-drindrina ao amin’ny birao PACA mandritra ny 10 andro.
-Plateforme PACA ASAMA fa tsy ASAMA / PACA no fiantsoana antsika.
-Ny PV sy tatitra rehetra dia mila atao fichier PDF vao aparitaka fa sao misy manampy na manova.
-Ireto adiresy mail mpikambana: hamafiso, na raha misy hafa an’ny biraonareo dia alefaso.