Vous êtes sur la page 1sur 2

FANGATAHANA ANDRAIKITRA

FARITANY TILY :____________________________________________


Photo
1- MOMBA NY MPIANDRAIKITRA MANAO FANGATAHANA:
- Anarana : ……………………………………………………………..………………………………
4x4
- Fanampiny : …………………………………………………..………………………………………
-Totem na fiantso : ………………………………………………….…………………………………
- Daty sy Toerana nahaterahana : ………………………………………..…………………………
- Manambady : ENY – TSIA - Isan’ny zanaka : ………………Lahy:…….……… vavy…………
- Zanak’I: …….…………………………………………….………………… sy : ……………………….……..……………………………….
- Asa : ……………….……………………………….…..…………… - Adiresin’ny toeram-piasana:……………………………………….
- Tél.: ………………..……/………………..…………/………..………..………/………….…….… Adiresy Mailaka: ………………………
- Adiresy mazava : ……………………………………………...………………………………………………..………………………………..
- Raha mpianatra dia kilasy faha : …………………….……..…………- Ao: …………..……………………………………..……………...
- Fiangonana : ………………………………………………..……………………………………………………………….…………………..
- Fivondronana : ………………………...………….. - Laharana faha : …………… - Faritra faha :……………………………………….
- Sampana sy andraikitra hafa raisina ao am-piangonana : ………………………………………..…...…………………………………..
- Fikambanana hafa : ……………………………………………..……………………………………………………………………………..
- Mpandray ny fanasan’ny Tompo : ENY – TSIA (tsipio izay tsy izy) sa Mpanatona : ENY – TSIA (tsipio izay tsy izy)
2- MPIANDRAIKITRA SY NY FIKAMBANANA :
- Taona nidirana ho :
Lovitao / Voronkely :…………..…- Tily / Mpanazava:…..……...…- Mpiandalana/ Afo:……...……
Mpiandraikitra :……………………. - Tao amin’ny Fivondronana :………………………………….……….………………………..…
- Daty nanaovana Fanekena Tily : ……………………..…. - Tao : ………………………………...………..…..…..……………….………...
3- MOMBA NY FIOFANANA ARAHINA :
- Fiofanana arahina amin’ity taom-panabeazana ity : FANOMANANA – FANATERANA – RAVINALA(1)
- Teti-piofanana vita :
A B D E F
DATY

TOERANA

FILOHAN’NY LASY

4- ANDRAIKITRA ANGATAHINA : VAO MANGATAKA – MANAVAO (tsipio izay tsy izy)


- Andraikitra noraisina teo aloha : …………………………...…… - Sampana : ………………………….
- Andraikitra angatahana : ……………………………………….... - Sampana : …………………………
- Daty Fanekena Mpiandraikitra : ……………………………….... - Tao : ………………………………..
Natao androany faha ………………………………
Sonia sy anaran’ny Mpiandraikitra
5- FIVONDRONANA:
Ny Fivondronana dia efa nahaloa ny CIBLE ka toa izao izany:
- Anaran’ny Fivondronana:
- Daty nandoavana:
- Laharana:
Araka izany ary dia hamafisinay Komitim-pivondronana fa I ……………………………………………………………………………………. ..
Dia atolotray ho Mpiandraikitra / Tonia (tsipio izay tsy izy) sampana ……………………………………….. eto amin’ny Fivondronanay.

Natao androany faha : …………………….……………..


Sonia sy fitomboky ny Filohan’ny KP :

Anaran’ny Filohan’ny Komitim-pivondronana : …………………………..………..………………Karatra n° : ……………….

6- FARITANY:
Voarain’ny Faritany androany faha : ……………………………………
FILAZAN’NY FARITANY MIKASIKA NY MPIANDRAIKITRA
……………………………………………………………………………………………………………………………………………………………..
……………………………………………………………………………………………………………………………………………………………..
Natao androany faha : ……………………………………
Sonia sy Fitomboky ny Filoham-paritany :

Anaran’ny Filoham-paritany : ……………………………………….……..……………………….Karatra n° : …...............................................

Laharan’ny karatra vaovao : ı_____________________ı


__________________________________________________________________________________________________________________

FANAMARIHANA
1. Ho an’ny MPIANDRAIKITRA : Asiana sary tapaka ary tsy maintsy ankatoavin’ny Komitim-pivondronana ity fangatahana andraikitra ity vao alefa any amin’ny
Filohan’ny DFaV.
2. Atao “recto-verso” ity fangatahana andraikitra ity.
3. Ampiarahina amin’ny vola fandoa isan-taona (1.500Ar) sy ny KARATRA.
4. Efa voaloa ny Cible ny Fivondronana vao manao ny fangatahana Andraikitra ny Mpiandraikitra.
5. Ho an’ny FARITANY : Alefa mankaty amin’ny Foibe ny dika 03 mitovin’ity Fangatahan’andraikitra ity ary aza adino ny fanolorana ny Mpiandraikitra. Averin’ny
Foibe ny dika 02 ary homena ny Mpiandraikitra ny dika 01, mijanona ho n’ny DFaV Faritany kosa ny iray.

Vous aimerez peut-être aussi