Académique Documents
Professionnel Documents
Culture Documents
frappant d’expropriation pour cause d’utilité publique et constituant acte de cessibilité des propriétés et immeubles
touchés par les travaux de …….
ARRETE:
Article premier.- Sont frappées d’expropriation au profit de l’Etat et déclarées cessibles les propriétés, parcelles
cadastrales ou parties d’immeuble désignées à l’état parcellaire joint au présent arrêté et nécessaires aux travaux de
….., telles que ces propriétés ou parcelles sont figurées à l’état parcellaire et délimitées au plan parcellaire annexés au
présent arrêté.
Les dites propriétés et parcelles demeurent soumises aux servitudes prévues par l’article 08 de l’ordonnance
n°62-023 du 19 septembre 1962.
Article 2.- Le présent Arrêté sera publié au Journal Officiel de la République de Madagascar et communiqué partout où
besoin sera.
Antananarivo, le
MINISTERAN’NY (misahana ny Fananan-tany)
----------------------
DIDIM-PITONDRANA Laharana_________/
Anesorana amin’ny tompony noho ny antony fanasoavam-bahoaka ary manambara sora-panekena
fahazoana ny tany sy ireo fananana mifaka voakasiky ny asa fanamboarana …..
NYMINISITRA…..(misahana ny Fananan-tany)
,
Araka ny lalam-panorenana
Araka ny Lalàna laharana faha 2008-014 tamin’ny 23 Jolay 2008, mikasika ny Tanim-panjakana azo amidy an’ny
fanjakana foibe sy an’ireo Vondrom-paritra Itsinjaram-pahefana sy ireo sampandraharaha mahasolotena ny
fanjakana;
Araka ny Didy Hitsivolana laharana faha 60-167 tamin’ny 03 Oktobra 1960, momba ny fanajariana ny tanàna sy izay
fanovana nisy;
Araka ny Didy Hitsivolana laharana faha 62-023 tamin’ny 19 Septambra 1962, mikasika sy ny fanesorana amin’ny
tompony noho ny antony fanasoavam-bahoaka ny fizakana ireo tany na / sy tranon’olotsotra ilain’ny ny fanjakana na
ny Vondrom-bahoaka Hitsinjaram-pahefana;
Araka ny Didim-panjakana laharana faha 63-192 tamin’ny 27 Martsa 1963 manorina ny fehezan-dalana momban’ny
Fanajariana ny Tanàna sy ny Fonenana nasiam-panovana tamin’ny.Didim-panjakana laharana faha 2010-234
tamin’ny 20 Aprily 2010 sy ny laharana faha 2010-796 tamin’ny 31 Aogositra 2010;
Araka ny Didim-panjakana laharana faha 63-030 tamin’ny 16 Janoary 1963 ho fampiharana ny Didy Hitsivolana
laharana faha 62-023 tamin’ny 19 Septambra 1962 voalaza etsy ambony;
Araka ny Didim-panjakana laharana faha ….. tamin’ny ….., izay manendry ny Praiministra Lehiben’ny Governementa;
Araka ny Didim-panjakana laharana faha ….. tamin’ny ….., manendry ny mpikambana ao amin’ny Governemanta;
Araka ny Didim-panjakana laharana faha ….. tamin’ny ….. mametra ny andraikitra sahanin’ny Minisitera….(
tompon’ny tetik’asa) sy ny fandaminana ankapoben’ny minisiterany.
Araka ny Didim-panjakana laharana faha ….. tamin’ny ….. ilazàna fa fanasoavam-bahoaka ny asa
fanamboarana…...
Andininy voalohany- Voakasiky ny fanesorana amin’ny tompony noho ny antony fanasoavam-bahoaka ary ambara
ho azo alaina ireo tany, parisely na ampahana fananana mifaka voatendry ao anatin’ny fitanisana ny parisely
ampiarahana amin’ity Didim-pitondrana ity, izay ilaina amin’ny asa fanamboarana ny ….. araka ireo tany sy parisely
izay hita ao amin’ny fitanisana sy voafaritra ao anatin’ny sarintany amin’ity didim-pitondrana ity.
Ireo tany sy parisely ireo dia voakasiky ny fepe-piarovana (servitudes) voalaza ao amin’ny andininy faha 8 ao amin’ny
Didy Hitsivolana laharana faha 62-023 tamin’ny 19 Septambra 1962.
Andininy.2- Ity Didim-pitondrana ity dia avoaka amin’ny Gazetim-panjakanan’ny Repoblikan’i Madagasikara ary aely
amin’izay rehetra ilàna izany.
Antananarivo, faha