Vous êtes sur la page 1sur 1

FIANGONANI JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA ----------------------FITANDREMANA FJKM ITAOSY --------------------SAMPANA VOKOVOKO MANGA TATITRA MOMBANNY FIARA MIASA

TAMINNY FITANDREMANA MAROVOTRY FINOANA 1- FIHARAHA MIASA VOALOHANY Taminny Alahady 08 AOGOSTRA 2010 no fihaonana voalohany teo aminny SAMPANA VOKOVOKO MANGA NNY Fitandremana MAROVOTRY FINOANA izay toy izao manaraka izao ny tatitra ny momba izany : Ny Sampana Vokovoko Manga dia efa nitsangana izay tarihanny Filoha : Ramatoa RALAIVOAVONJY Mirana ,ny Filoha Lefitra Andriamatoa RANDRIAMPARANY Rivo Tokiniaina, ny mpitahiry vola Ramatoa RAHARILANTO Felana ary ny Sekreteranny Vola Ramatoa Razafindrabe Orely. Marihana fa ny Sekreteranny PV no tsy misy (nisy voafidy fa tsy nanohy ny andraikiny). Mpikambana 15 Tsy mbola nisy ny fivoriambavaka Ny iray volanny Sampana no entina hanaovana adidy Ny Statut dia tsy mbola nisy 2- FIARAHAMIASA FAHAROA

Tsapa taminny fihaonana voalohany fa ilaina ny fanentanana dia nanao izao hetsika izao izahay : Fampaherezana taminny alalanny fitsidihana ny tokantranonireo mpivavaka tarihanny Diakona isam-paritra, nisy ny fizarana dpliant. .Marihana fa ANTANINANDROA, AMBATOBE AMBATARANA ARY MAROVOTRY no faritra notsidihana izay miisa tokatrano 40 . Nisy koa ny fandefasana sarimetsika mitondra ny lohateny DIABENNY FAHAFAHANA. Mampiseho ny herinAndriamanitra aminny fanafahana ny olony izay voageja ny fisotroana toaka sy fihinana zavatra mahadomelina. Fiarahana miombombavaka taminny Kristiana MAROVOTRY FINOANA , ka ny fitarihana sy ny fitondrana ny teninAndriamanitra dia anny SAMPANA VOKOVOKO MANGA FJKM ITAOSY, nitondrana ny teny fanentanana, nisy koa ny fizarana dpliant sy taratasy mirakitra ireo andiantsoratra masina mahakasika ny zavam-pisotro misy alikaola sy zava mahadomelina.. Fanomezana fihirana Vokovoko Manga ho anny SAMPANA VOKOVOKO MANGA eo an-toerana mba ahazoanny mpikambana mihaina aminny ady hatrehana. 3- FIARAHA MIASA FAHATELO

Fanatrehana ny fanokanana Mpitandrina eo an-toerana izay nanolorana fanomezana Vola 20000 Ar

Vous aimerez peut-être aussi