Vous êtes sur la page 1sur 19

Ndao hanao skoto 2

1
TENY FANOLORANA
Efa nivoaka tamin’ny taona lasa ny boky « Andao hanao skoto ». Toa mampanonta- ny teny
hoe angaha isika tsy manao skoto no mila entanina hatrany hoe «
Andao hanao skoto »?. Izao taona arivo fahatelo diavintsika izao dia mitaky fanovana toe-
tsaina amin’ny tsirairay. Mihazakazaka be manko ny lafiny fandrosoana raha eo
amin’ny lafi- ny teknolojia. Ary tsy afa-misaraka
amin’izany ny teny izay ifandraisana sy hifanerase- rana. Haingana be ny nanovana ny
teny fampiasana ao anaty finday ho teny
Malaga- sy. Haingana be tahaka izany koa ny fampidirana ny teny Malagasy tao amin’ny ww
w.google.mg. Midika izany fa tsy maintsy mila haingana koa isika miofana araka izay azo
atao mba tsy hilaozan’ny toetr’andro ny fahalalantsika.Fiofanana no antony hamoahana izao
boky izao. Niezahana hatrany ny hamaly
ireo filana sy hetahetan’ny mpiandraikitra. Ary anisan’ny tanjona napetraka
dia ny hahala- lan’ny mpiandraikitra ny fototra ijoroan’ny skotisma. Mba tsy hampiroaroa sai
na ny mpiandraikitra amin’ny fitarihana ireo zandry kely amin’ny fibeazan-tena izay
ataony.Mino izahay fa ireo boky telo izay navoakan’ny faritany Antananarivo afovoany izay
dia mba hitondra tsirim-pahalalana kely ho an’ny mpiandraikitra.Ary irina
hatrany ny tsy hionon’ny mpiandrikitra amin’ny fanofanana izay natolotry ny faritany fa mbol
a hitrandraka hatrany amin’ny tahirin-kevitra hafa sy dinika ary fifanakalozan-kevitra amin’ir
eo zoky.Eto dia mirary soa hahatontosanareo ny andraikitra izay efa noraisinareo Ary
mam- pahery anareo araka ny tenin’i Paoly hoe « Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona an
ao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny mino hianao amin’ny fiteny,
amin’ny fitondrantena, amin’ny fitiavana, amin’ny finoana, amin’ny fahadiovana.
TAKATRA MAHEFAFiloham-paritany Antananarivo Afovoany.

PUB
Téléchargez pour lire sans publicité.

Ndao hanao skoto 2


2
NY FOTOTRA IJOROAN’NY SKOTISMA (Principes fondamentaux du
scoutisme)
Raha atao indray mijery dia singa telo no mandrafitra ny fototra
ijoroan’ny skotisma:
ny tanjon’nyskotisma, ny fototra, ary ny fomba skoto
. Ary na inona na inona fikambanana skoto dia samymiorina
amin’ireo zavatra telo ireo.Hojerentsika eto ambany ny famaritana
ny atao hoe skotisma araka izay hamaritan’ny lalam-panoren’ny
skotisma eran-tany azy.

1 Famaritana
Le Mouvement scout est un mouvement éducatif pour les jeunes,fondé sur le
volontariat; c’est unmouvement à caractère non politique, ouvert à tous sans
distinction d’origine, de race ni decroyance, conformément aux but, principes et
méthode tels qu’ils ont été conçus par le Fondateuret formulés ci-dessous.
(Article 1.1de la Constitution mondiale)Raha adika tsotra dia toy
izao : Ny fikambanana skoto dia firohotam-panabeazana ho an’ny
tanoraizay miorina amin’ny fanoloran-tenan’ny tsirairay.
Fikambanana tsy manao politika, misokatra hoan’ny rehetra ka tsisy
fanavahana ara-piaviana, na ara-pirazanana, na ara-pinoana izay
mifanara-ka amin’ny tanjona, ny fototra ary ny fomba nanorenan’ny
Mpanorina azy.Tsy hamakafaka ny famaritana izahay eto fa
fanontaniana tari-dalana kosa no omena ho an’nympiandraikitra ho
entiny mamakafaka sy miresadresaka amin’ireo mpiandraikitra na
filoha na tari-panofanana.-Inona no tiana hambara amin’ny hoe «
firohotam-pahabeazana » (mouvement éducatif) ?-Fa maninona no
notsindriana hoe « ho an’ny tanora » ?-Inona no azon’ise hambara
momba ny hoe “miorina amin’ny fanoloran-tenan’ny tsirairay”?-Inona
no dikan’ny hoe “tsy manana endrika politika”?-Misokatra ho an’ny
rehetra tsy misy fanavana ara-piaviana, ara-pirazanana na ara-
pinoana.Manomeza ohatra mifanaraka amin’ny tanjona, ny fototra
ary ny fomba nanorenan’ny Mpanorinaazy. Iza no namorina ny
skotisma? Hazavao ny tanjona, ny fototra, ny fomba?
2-tanjon’ny skotisma
Ity indray ny tanjon’ny skotisma izay nalaina tao amin’ny lalam-
panorenan’ny skotisma eran-tany:
Le Mouvement scout a pour but de contribuer au développement de jeunes en les
aidant à réali-ser pleinement leurs possibilités physiques, intellectuelles, sociales et
spirituelles, en tant
que personnes, que citoyens responsables et que membres des communautés local
es, nationales etinternationales.
(Article 1.2 de la Constitution mondiale)Raha jerena indray mitopy
maso dia ireto voalaza ireto no zavatra azo ambara :
Ara-batana :
Ilay ankizy ihany no tompon’andraikitra amin’ny fikoloana sy
fanabezana ny vata-ny.Tsy ny hanana bika tsara fotsiny anefa fa ny
hanana vatana salama mba hiatrehana ny asaandavanandro.
Ara-tsaina :
Afaka mampiasa ny sainy amin’ny famoronana. Ny fanaovana izany
dia ataony aoanatin’ny fanarahana ny rariny sy ny hitsiny. Manana
toe-tsaina afa-mamaha olana, tia karokaro-ka. Afaka mandray tsara
ny fahalalana vaovao. Manana toe-tsaina afaka miala ny mety ho
sakant-sakana rehetra. Mahatana ny teny nomeny, ary maha-ira-
tena. Mahay maka fanapahan-kevitrasamirery izay tanterahiny
amin’ny fahaiza-manao izay ananany.
PUB
Téléchargez pour lire sans publicité.

Ndao hanao skoto 2


3
Ara-pihetseham-po :
Mahalala ny fihetseham-pon’ny hafa sy ny an’ny tena, mahay
maneho nyhevitra ao anaty ary mahafehy mandanjalanja tsara ny
teny havoaka.
Ara-piaraha-monina :
Tsy miolonolona samirery fa mandray anjara feno ao anaty fiaraha-
monina.

Manana fahaiza-miara-miasa sy mitarika. Liana sy mahay mihaino ny


hafa ary memelaazy haneho hevitra.Tsy mionona fotsiny amin’ny
fanaovana asa soa fa efa mandray an-tanana nyasa imbonana ao
anaty rafi-piaraha-monina. Ny teny enti-manatanteraka izany dia ny
hoe“manompo”.
Ara-panahy :
Mahafantatra tsara izay inoany. Mikatsaka an’Andriamanitra ary
miaina izanyamin’ny fiainana andavanandro amin’ny alalan’ny
fanokanana fotoana iresahana Aminy sy nyfanampiana ny hafa.
3- Fototry ny skotisma (les principes du scoutisme)
Ny fikambanana skotisma dia miorina amin’ireo zavatra telo
ireo :Adidy amin’AndrimanitraAdidy amin’ny hafaAdidy amin’ny tena
Adidy amin’Andrimanitra :
Raha dinihantsika tsara dia mifamatotra amin’ny fivelarana ara-
panahy izay voalaza tao amin’ny tanjon’ny skotisma izy ity. Indray
andro rehefa nanontaniana IBaden Powell momba ny hoe aiza ny
hampidirana ny resaka fivavahana amin’ny skotisma, diahoy izy : «
Elle n’y entre pas du tout, elle est déjà là. C’est un des facteurs fondamentaux à la
basedu scoutisme et du guidisme.» (Allocution à la Conférence mixte des
Commissaires, High Leigh,1926)
Baden Powell dia mametraka ny lanjan’ny finoan’ny tsirairay ho
ambony, hoy izy :
«Une organisa-tion comme la nôtre manquerait son but si elle ne donnait à ses
membres une connaissance de lareligion. Mais en général on se trompe sur la
manière de faire. Si l’on traitait davantage la religioncomme faisant partie de la vie
quotidienne, elle n’y perdrait rien de sa dignité et elle y gagneraitsur l’emprise des
hommes.» (La Route du succès, page 221)«Le devoir envers Dieu, le devoir envers
le prochain et le devoir envers soi-même en tant queserviteur de Dieu sont la base
de chaque forme de religion. Les moyens du devoir envers Dieuvarient selon les
confessions, mais nous insistons sur un point: le garçon doit observer et mettreen
pratique la religion qu’il professe, quelle qu’elle soit.» (Aids to Scoutmastership, page
36)«Dieu n’est pas un personnage à l’esprit étroit, comme certains semblent
l’imaginer, mais un Es- prit d’Amour, (…) qui bénit tous ceux qui cherchent vraiment
à faire de leur mieux, à son service,suivant les lumières qu’ils reçoivent.» (Éclaireurs,
page 326)
Ireo tenin’i BP ireo dia ampy hanazavana ny adidy
amin’Andriamanitra. Anjarantsika kosa ny mire-saka sy manadihady
ary mampivelatra bebe koa hatrany ny fahalalana izay ananantsika.
Adidy amin’ny hafa :
Tsy mionona fotsiny amin’ny fanampiana ireo namana akaiky na
havanaakaiky (rahalahy , anabavy, ray aman-dreny) fa tena
mirotsaka bebe kokoa amin’ny vondronasamihafa eo anivon’ny
fiaraha-monina (fiangonana, sekoly, fokontany) miitatra izany ka lasa
afakamiara-miasa amin’ny kaominina, ny faritra, ny firenena ary ny
sehatra iraisam-pirenena. Ohatra nyady amin’ny sida, doro ala, ady
amin’ny tondra-drano sns … Manalavitra ny fitiavan-tena fa
minisylanja kokoa ny mahasoa ny hafa. Marina loatra anie ry zalahy
ilay hiran’ny Mpanazava Afo manaohoe
«...mampandefitra ny mahasoa ny tena … hikaroka sy hitolona ho an’ny
fahasambarana hoan’ny fahasambaran’ny olona... »

Ndao hanao skoto 2


33
Tetik’asa ho an’ny sampana mena
Ny fandaharam-panabezana ho an’ny mpiandalana dia
tokony hahitana taratrasahady
ny fahaizany manatanteraka tetik’asa;Ny mpiandraikitra izany dia
tokony hahafehy tsara ny fomba fanarahamaso syfampiaharana
tetik’asa hahafahany manantanteraka ny andraikiny.Indro atolotra
ary fomba fanatanterahana
tetik’asaNy tetik’asa resahina dia tsy fitadiavam-bola satria ny
beazina dia tsy nataohitady vola fa andraikitry ny mpanohana
izany. Fa kosa hafahan’ny tsirairaymivelatra sy maneho amin’ny
fiarahamonina fa misy sy miaina ny sampana;
nyfileovana; ary ny fokonolona.Ireto ny tetika ampiasana raha
hanangana tetik’asa
1- Fanangonana filana

Jerena ireo olana misy amin’ny mpikambana tsirairay ka iny
nohitadiavana vahaolana tanterahina amin’ny alalan’ny tetik’asa

Inona avy ireo tian’ny beazina mba ho trandrahina ka azotanterahina
amin’ny alalan’ny tetikasa

Misy koa ireo hetsika hirotsahan’ny fikambanana ka asehoamin’
ny alalan’ny tetikasa
2- Fandravonana sy fanomanana

Fametrahana ny hahamehana: fanivanana ireo
filana ka tsirihanaizay azo tanterahina sy tokony hahazoan’ny ts
irairay tombony

Fametrahana tanjona iray mazava sy matotra

Fitsirihana ny fitaovana mety hampiasaina rehetra mandritry
nyhetsika

Teti-bola
3- Fandrafetana
Inona :
faritana eto ny zavatra atao. Ny karaza’ny asa mety ho hitam
andritry ny tetikasa
Iza :
no manatanteraka ny asa tsirairay sy ny hiantefan’ny asa.
Aiza:
ny toerana rehetra hanatanterahana ny hetsika tsirairay avy

PUB
Téléchargez pour lire sans publicité.

Ndao hanao skoto 2


34
Oviana:
tanisaina eto no fotoana rehetra hanatanterahana ny asa
Fomba:
tanisana ireo fomba enti-manatanteraka ny asa
Vokatra andrasana :
inona avy ny vokatra andrasana isaky ny asa tsirairaymba
hahafahana manao tomban’ezaka
4- Tomban’ezaka
Ny tomban’ezaka dia tanterahina foana mandritra sy aorian’ny
hetsika kany fahatratrarana ny vokatra nadrasana no arofenitra ho
an’izany

Inona no nety sy tomombana ara-dalana

Inona no lesoka tokony ho hatsaraina

Inona no fanatsarana mbola azo hanampiana azy hahazaoanavokatra
tsaratsara kokoa

PUB
Téléchargez pour lire sans publicité.

Ndao hanao skoto 2


35
FANEKENA TILY :
Manatanteraka ny fanekeny ny Tily iray rehefa nampahafantarina
azyary ekeny ireto :MOMBA AN’ANDRIAMANITRA :

Mino ny fisian’Andriamanitra ary manaiky an’I Jesoa kristy
ho mpamonjy

Mahafantatra ny rafitry ny fiangonana sy ny mampiavaka ny
fiangonanamisy azy

Mahafantatra ny fitaizam-pinoana ataon’ny fiangonana

Manaiky ny fitaizam-pinoana ary mazoto mivavakaMOMBA NY
TANINDRAZANY :

Mahafantatra ny Tantaran’ny Firenena Malagasy

Mahafantatra ny Rafi-pitondrana misy

Mahafantatra ny Fizaram-paritra , ny foko sy izay fomba mampiavaka
azyireo

Mahafantatra ny zon’olom-belona sy ny zon’ny ankizy

Mahafantatra ny fomba sy ny soatovina Malagasy indrindra fa
nyfahendrena mampiavaka ny Malagasy

Mahafantatra izay tantaram-pianakavianyMOMBA NY FIKAMBANANA :

Mahalala ny Fototra sy zava-kendren’ny fikambanana

Mahafantatra ny Rafitry ny fikambanana sy ireo fitsipika mifehy

Mahafantatra Ireo sampana misy ato amin’ny MTEM sy ny
mampiavakaazy

Mahazo tsara ny Votoatin’ny Fanekena Tily

Mahay tsianjery ny lalàn’ny Tily ary mahazo tsara ny hevitr’izany.

Mahafantra ny Tantaran’ny Skotisma , Tily sy Mpanazava , Sampana
Mena

Mahay ireo Tetika sy Teknika Fototra ( Vona , Tombana , Morse ,
tsongo-dia , vonjy voina )

Mahay tsara ny Hira faneva sy hika isan-karazany

Mahafantatra ireo Tarazo fototra eto amin’ny fikambanana
( famoriana ,fifampiantsoana , fanamiana ..)

PUB
Téléchargez pour lire sans publicité.

Ndao hanao skoto 2


36
Raha efa vita Fanekena tany amin’ny Sampana Maitso ny sampana
Mena dia tsymamerina fanekena Tily intsony , fa raha mbola tsy
nanao fanekena Tily kosa fampikambana vaovao dia fara-fahekeliny
03 volana aorian’ny nidirany no
tokony hanaovany fanekena raha resy lahatra izy.Tsy azo atao
velively ny manery ny Tily hanao fanekena fa ANTSITRAPOtanteraka
no hanaovana izany.Ireo Mpiandraikitra efa nahavita fanekena Maha-
mpiandraikitra ihany noafaka mampanao fanekena Tily ary
ankalamanjana no hanatanterahinaizany.Toy izao ny votoatin’ny
Fanekena :“
Eo anatrehan’Andriamanitra sy ny olona ary noho ny fahasoavan’I Jesoa
Kristytompon’ny Fiangonana no anekeko amin’izao ilatsahako ho Tily
etomadagasikara izao fa :

hanompo an’Andriamanitra

hiasa ho an’ny tanindrazana sy ny Namana

hanoa ny lalan’ny Tily.
Aorian’ny fahavitan’ny fanekeny vao afaka mitondra ny fehitendam-
pivondronana ilay Tily ary mametraka eo amin’ny paosiny avanana
nymarika RAVINALA
.
LALAN’NY TILY :
Folo ny lalan’ny Tily :1. Toka-
teny ny Tily2. Mahatoky ny Tily3. vonona hanasoa namana ny
Tily4. Havan’ny olona rehetra ary mpirahalahy daholo ny Tily5.
Manaja olona ny Tily6. Antra biby sy tia zava-maniry ny Tily7.
Mpankato ny Tily8. Mihira sy mitsiky ny Tily raha sendra ny sa
rotra9. Sahy,mahery fo , maharitra amin’ny asany ny Tily.10. Ma
dio tena,eritreritra,fiteny ,fihetsika ny Tily.
Ndao hanao skoto 2
37
DINAN’NY MPIANDALANA :

Amin’ny maha-fianana tena izy ny sampana Mena , dia mila manana
fitsipi-pitondran-tena ho arahiny ny Mpiandalana. Fitsipika izay
mifehy ny fiaraha-monina sy amin’ny maha-kristianina azy ka ezahiny
ho tandremana.


Arakaraka ny fitsipika sy ny dina hifampifehezan’ny fiaraha-monina
misyazy no hanaovana Laniera ka hananganana DINA
hifampifehezan’nyMpiray Fileovana.

Ohatra : Ny Mpiandalana dia

Manaja ny Tontolo iainana ka tsy mikapakapa na mandoro- alafa
miaro izany

Ny Mpiandalana dia tsy Mifoka sigara na mamo eny andalam-be

Ny Mpiandalana dia tsy miteny ratsy eny imasom-bahoaka

Mari-potoana mandrakariva ny Mpiandalana

Araka izay azony atao dia mandeha antongotra nyMpiandalana mba
ho fitaizam-batana sy fiarovana ny Tontoloiainana

Sns …Araka izay fitsipika mifehy ny fiaraha-monina no hamoahana
io ary tsy mifanohitraamin’ny Lalan’ny Tily. Tsy lalana vaovao koa
anefa fa DINA hifampifehezanamba hitaizana ny Mpiandalana ho
olona tandalana.Amin’ny maha DINA azy , dia misy
hatrany sazy kely na fepetra iraha-manaikyho an’izay tratra
mandika izany.Azo atao ny mametraka izany eo anivon’ny
Faritany ,Fileovana , Fokonolona
IZAY KENDRENA AMIN’NY FANABEAZANA SAMPANA MENA :
Amin’ny fiafaran’ny fandalovany ato amin’ny Sampana Mena iria
na nyhahaomana lehilahy :

Tompon’ny ho aviny ka afaka hanana sy hametraka safidy eo
amin’nyfiainany, ary afaka hitantana izany,
PUB
Téléchargez pour lire sans publicité.

Ndao hanao skoto 2


38

Olon’ny fiaraha-monina (fianakaviana, firenena,
fiangonana,fikmbanana,...) ka mahay mitandro izany. Afaka
mivelatra anatin’nyfiaraha-monina sy afaka mampandroso izany,

Tompon’andraikitra, ka sahy mijoro amin’ny maha-izy azy,
tompon’antokafeno amin’ny fianany andavanandro,

Manana foto-kevitra ijoroana ho fiatrehany ny fiainany.Izany dia
haseho araka ireto seha-mpanabeazana ireto :

Olon’ny fiaraha-monina (fianakaviana, firenena,
fiangonana,fikmbanana,...) ka mahay mitandro izany. Afaka
mivelatra anatin’nyfiaraha-monina sy afaka mampandroso izany,

Tompon’andraikitra, ka sahy mijoro amin’ny maha-izy azy,
tompon’antokafeno amin’ny fianany andavanandro,

Manana foto-kevitra ijoroana ho fiatrehany ny fiainany.Izany dia
haseho araka ireto seha-mpanabeazana ireto :ARA -BATANA ARA-
TSAINA ARA-PANAHYMahalala ny toe-batan’nyZatovo 17 –20
taonaMahakolokolo symitaiza mitohyny vatany
hotomadymandrakarivaMahafehy nytenanyMahay sy maha-fantatra
fombatsotra enti-mamonjy voi-na
ο
Liam-baovao
ο
Tia-kikaroka,tia-misedra,tia-mandalina
ο
Tia zava-baovao arymahay mametrakatanjona ka mamadikaizany ho
tetik’asa
ο
Mahay manatratratanjona amin’nyalalan’ny Tetik’asa
ο
Malala-tsaina kaafaka-mamakafaka symandray ny zava-miseho
ο
Manana fomba fijerymivelatra
ο
Miorina ary masakaara-pinoana izay narahiny
ο
Afaka manambara symitory an’I Jesoa Kristy
ο
Maneho ny fiainanyho fanasina syfahazavana kavavolombelon’I
JesoaKristy amin’ny fitondran-tena izay anananyManana fitaizam-
pinoanamatotra ( vavaka ,famakiana soaratramasina , sahy
mijorovavolom-belona)

ORA SAHAN’ASA TOMPON’ANDRAIKITRA


2.30 Fifamoriana :hikan-tsokajy + hirahira sapaoritra : indreto vononavaovao
samihafaFanompoam-pivavahanaL.S.2.45 Fijerena ny fahadiovan’ny mpikambana : vatana, fa
namiana … LS sy ny SLS2.50 Hira : Sambosa mafana arahina fihetsika:
Manao fihetsika ny LSka izay fihetsika ataony no hirain’ny mpiray
sokajyL.S3.00 Lalao : Mitsoka litera morsa @ sifile ny SLS ny mpiray sokajykosa manoratra
tsipika na teboka amin’ny kahieny na taratasy.,Tsy jerena aloha ny dikany fa izay mahamarina
tsy misy diso nomaharesySLS3.10 Lalao : Rehefa vita ilay lalao tetsy ambony, ka miara-
milalao nyrehetra. Misesy manisy dikany ilay tsipika sy teboka, ohatraDia manisy soratra A
ilay boaikely. Raha tsy hay kosa diamiteny izy hoe « Afa-po » tsy tenina akorry ilay valiny fa
izay efavoatondro ho an’ny manaraka ihany no
teneniny.L.S3.45 Ambaratonga sy talenta : Abidy maorsaLalao : Mitady ohabolana momba
ny rano ny mpampilalao kaavadika ho abidy maorsa izany avy eo (Ohatra :Ny mamba
nymandoto rano ka ny amalona no tsy mahita rano hosotroina)Zo
(Mpikatroka)4.00 Hira : Rainay any an-danitra any Petera (Mpikatroka)4.15 Teny indraim-
bava avy amin’ny LS : Manome toro-marika hoan’ny mpiray sokajy ny zavatra tokony ho
hainy.Manomana ny fivoriana manarakaLS4.25 Famaranana :Hikan-tsokajy + hiraHira
sapaoritra : Ho tiavinay mandrakizayHafatraFanompoam-pivavahana.LS
FIVORIAN-TSOKAJY (ASABOTSY IRAY)VONTOATINY : MORSA
Ndao hanao skoto 2
39
ARA-PIARAHA-MONINAARA-PIHETSEHAM-PO ARA - MORALY
ο
Manana ny maha-izy azy eo anivon’nyfianakaviany ary andryazo
ianteherana
ο
Azo ametrahanafitokisana rehefamandray andraikitra
ο
Mahay miaro nyzony sy ny manodidinaazy
ο
Mpitarika sympanentana amin’nyhetsika izay atao eoanivoan’ny
fiaraha-moninaOlon’ny fihavanana syfahandriam-pahalemana
ο
Afaka maneho symandanjalanja nyfihetseham-pony
ο
Manaiky sy manajany tenany amin’ny hafaamin’ny fanehoana
nyfitiavany
ο
Afaka maneho nyheviny ao anatyfitoniana
ο
Mahay mihaino , tsymora tezitra ary maha-tsindry fo
ο
Mahaymandanjalanja ny tenyavoakany mba tsyhandratra ny hafa.
ο
Matotra sy marina
ο
Mahay miania arymanaja ny hafa
ο
Mahafantatra symahay manaja nysoatoviana misy eoamin’ny fiaraha-
monina
AMBARATONGA SAMPANA MENAAMBARATONGA MPIOMANA :Famaritana :
Tovolahy vao miditra ato amin’ny Sampana Mena no ato
amin’nyambaratonga MpiomanaMety ho efa nanao Tily Sampana
Maintso izy nefa mety vao izao ihanykoa vao niditra Tily
PUB
Téléchargez pour lire sans publicité.

Ndao hanao skoto 2


40
Raha izay vao niditra ho Tily :

Ato no hianarany ny Fototry ny skotisama ( Toe-tsaina sy ireo
teknikaskoto)

Enim-bolana ka hatramin’ny herintaona no hanalany ny
AmbaratongaMpiomana

Telo-volana aorian’ny nidirany dia tokony ho efa hainy avokoa
nymahakasika ny fanabeazana Tily ka tokony atao fanekena izy.

Aorian’ny nanovany fanekena Tily , dia izay izy vao tena
miditramamantatra ny fiainan’ny Sampana Mena ka miomana sy
mitrandraka izayfahaiza-manao tiany hivelarana
Raha efa nanao Tily :

Iray volana no fotoana omena azy hizarany ireo tarazo sy
fombafomba atoamin’ny Sampana Mena ( Fanamiana , hika ,
hira sn ) sady hizaranymiaraka amin’ireo mpiray fokonolona aminy

Azony atao ny manamafy ireo talenta efa nananany tao amin’ny
SampanaMaintso ka hisafidiany izay fibeazantena ataony ahazoany
TalentaSampana Mena

Ampahafantarina ilay Tily ireo Talenta na fahaiza-manao ratovin
a atoamin’ny sampana Mena.

Kendrena aorian’ny Dingana maha-mpiomana ny hisafidianany
Fahaiza-manao iray ho hibeazany tena mandritra ny maha-mpiatrika
azy.
Mandritra ny Ambaratonga Mpiomana no hijereny ireto :
Inona no zavatra tiako atao manokana

Miezaka ilay mpiandalana mandehandaha araka izay azo
atao.Mandehandeha mahita raha hoy ny fitenenana. Ao anatin’izany
diamiezaka izy mandeha mijery ireo karazana seha-pihariana
isankarazany ,mijery ireo fomba-fiainan’ny olona rehetra , mijery ireo
fomba fanao Aoanatin’izany no mety ahitan’ilay mpiandalana izay
zavatra manaitra azy katiany ho tanterahina.

Mety manana safidy maro ilay mpiandalana eto .

Tsarovy fa ny maha-mpiandalana ny Mpiandalana dia izy tia
mandeha.Noho izany dia kendrena ny ahavitan’ny Mpiandalana iray
ny tontalin’nylalana vitany .

PUB
Téléchargez pour lire sans publicité.

Ndao hanao skoto 2


41
Misafidy izay fahaiza-manao tiany horantovina :

Asehon’ilay mpiandalana ny Mpiandraikitra ireo safidiny.
Anjaran’nyMpiandraikitra no manampy azy ka mamakafaka izay
tetik’asa ho atao

Ilay Mpiandalana avy eo no mametraka ny safidiny manokana
am’zaytetik’asa manokana ataony.

Fijerena amin’ny Antsimpiriany ny fanatanterahina ilay
tetik’asa :Manomboka eto dia mandamina ny tetika rehetra
hanatrarana ilay tanjona noatao. ( Fahaizana takiana ,
vola, fotoana , fitaovana , sns..).Izany hoe mametraka ny Planina
maty paika rehetra hiatrehany ny asaizay ho ataony.

Firosoana amin’ny fanatanterahana ka miatrika ny Dingana
Mpiatrika.

Rehefa resy lahatra ilay Mpiandalana , dia miroso amin’ny
DONAK’AFOizy ary mivonona hiatrika ny asa fibeazantena izay ho
ataony.

MANDRITRA NY FANATANTERAHINA NY DONAK’AFO NOHANOLORANY
amin’ny endrika TETIK’ASA ny fibeazan-tena ataony.Aorian’io
fanolorana io no HAMETRAHANA aminy ny MARIKAAMBARATONGA
MPIATRIKAAnkoatran’ireo dia ireto misy zavatra izay tsy maintsy
tanterahiny :Raha vao miditra ao amin’ny Sampana Mena dia
manaraka ny ambaratongan’nyMpiomana mandritra ny 5 na 6
volana :Raha mbola tsy nanao Tily :Ampianarina ireto :

Momba ny Skotisma sy ny Skotisma Tily

Momba ny Fikambanana MTEM

Hevitry ny lalàna sy Fanekena Tily

Ireo Hira sapaoritra

Fomba sy tarazo TilyMahay ireo teknika tokony ho
tanterahinaManaraka ny Fiainan’ny MpiandalanaRaha toa ka efa
nanao Tily ( S maintso ) , dia ferana ho 3 volana
ny AmbaratongaMpiomana ka ijerena ireto :

Fanamafisana sy famerenana izay azo tao amin’ny Fikambananana

Fanomanana ny donak’afo

Fanarahana ny Fiainan’ny Mpiandalana

PUB
Téléchargez pour lire sans publicité.

Ndao hanao skoto 2


42
AMBARATONGA MPIATRIKA :

Mandritra ny Herintaona dia manatanteraka ilay tetik’asa kely
ataony ilaympiandalana.

Ny Mpiray fokon’olona aminy sy ny mpiandraikitra no manampy azy
eto.

Mety samy manana ny tetik’asany ny mpiandalana tsirairay ao
anatyfokonolona koa dia mifandamina izy ireo amin’ny fifanampiana
mba samyahavita azy.

Ary satria asa mitohy sy maharitra no ataony , dia ny
andavan’andron’ilayMpiandalana mihintsy no alaminy
hanatanterahiny io asany io fa tsy isakyny asabotsy na alahady
akory.

Mba ahatanteraka azy io koa , dia heverina ny
fanampian’nyRaiamamndreny na namana ilay mpiandalana , noho
izany dia zava-dehibe ny fampahafantarana ny Raiamdreny ny asa
ataon’ilayMpaindalana.

Tsara ho marihina anefa fa tsy sehatra hitadiavam-bola akory no
atao fafanabeazana ka hianaran’ilay Mpiandalana zavatra maro.

Ny fahavitan’ilay tetik’asa no hirosohany amin’ny Dingana Mpihary.

Tokony efa vita donak’afo vao miroso amin’ny ambaratonga
Mpiatrika kamaharitra eo amin’ny Herintaona ny faharetany ary
takiana aminy ireto :

Famitana ny Ambaratonga Tily

Fanomanana asa fikarohana ho an’ny fokonolona

Mahay teknika skoto rehetra

Marihina fa ny fahavitan’ny Mpiandalana ny zavatra ataony
( tetik’asa ,fiofanana ,..) dia tokony hanomezana azy marika
manokana ( Brevets).

Ohatra raha nandalina manokana momba ny Fiompiana ilay
Mpiandalanadia Mariky ny Mpiompy no atolotra azy. Tsy omena
fotsiny anefa io fazavatra tena voafolany no omena azy.
AMBARATONGA MPIHARY :
Ato amin’ny mpihary dia Mpiandalana efa nahavita tetik’asa
manokana , ka afakamizara sy manampy ny hafa.Eto dia fiomanany
handao ny fianan’ny Mpiandalana no ataony ka hanehoanyvokatra
mazava :

Vous aimerez peut-être aussi