Vous êtes sur la page 1sur 17

TERMES JURIDIQUES EN MALAGASY

A
-Abandon d'enfant=fanarian-jaza
-Abandon de famille=fandaozana fianakaviana
-Abandon de foyer=fandaozana tokantrano
-Abattage d'arbre=fikapana hazo
-Abrogation=fanafoanana
-Abroger une loi=manafoana lalàna
-Abus d'autorité=fanararaotam-pahefana
-Abus de confiance=fivadiham-pitokisana
-Abus de fonction=fanararaotan-toerana iandraketana
-Abus de blanc-seing=fanararaotan-tsonia
-Abus de droit=fanararaotan-jo
-Acceptation de chèque sans provision=fandraisana taratasim-bola tsy misy antoka
-Accessoires=kojakoja/forongo
-Accident matériel=loza tsy nitarika ratra
-Accident corporel=loza nitarika fahavoazana ara-batana
-Accords=fifanarahana/fifanekena
-Accords internationaux=fifanekena iraisam-pirenena
-Accusation=fiampangana
-Accusation (chambre d')=rantsana fiampangana
-Accusé=voapanga
-Acte=taratasy
-Acte (original d'un)=soratra niandohana
-Acte (extrait d'un)=soratra nalaina/ampahan-tsoratra
-Acte (copie d'un)=dika soratra
-Acte de notoriété=taratasim-pandovana
-Acte impudique sur un mineur=fihetsika mamoafady atao @zaza tsy ampy taona
-Acte privé=taratasy ifanaovan'ny isam-batan'olona
-Acte public=taratasim-panjakana
-Acte sous seing privé=soratra an-trano
-Action=fitoriana/fangatahana/fahazoa-mitory
-Action civile=hetsika/fitoriana eo@ lafiny ady madio
-Action concertée à force ouverte=hetsika iarahana miaro herisetra
-Action connexe=ady mifampiankina/mifandray tendro
-Action pénale=fitoriana eo@ lafiny ady heloka
-Action publique=fanenjehana ara-heloka
-Action en justice=fitoriana en@ fitsarana
-Acte authentifié=soratra nomena lanja hanan-kery ho toy ny sora-tò
-Acte authentique=sora-tò
-Acte judiciaire=taratasim-pitsarana
-Acte récognitif=taratasy manantitra
-ADD=didy savaravina
-Adressé par erreur=diso adiresy
-Adultère=fijangajangana
-Affaire civile=raharaha ady madio
-Affaire commerciale=raharaha ara-barotra
-Affaire renvoyée=raharaha nahembotra
-Agent d'affaires=mpitandraharaha
-Aire protégée=faritra voaharo
-Alinéa=andàlana
-Alliés=havam-bady
-Altération=fandisoana/fanaovana hosoka
-Altération dans un écrit=fanaovana hosoka @soratra
-Amende=lamandy/sazy vola
-Amende ferme=sazy vola mihatra
-Amende sursis=sazy vola mihantona
-Amendement=fanitsiana
-Amnistie=famotsoran-keloka
-Annulation=fanafoanana
-Appel=fampakarana fitsarana ambony
-Appel incident=fampakarana setriny
-Appel (interjeter) =mampakatra fitsarana ambony
-Appel (acte d')=taratasy fampakaram-pitsarana
-Appel (déclaration d')=filazana fampakaram-pitsarana
-Appel (rapport d')=tati-pampakaram-pitsarana
-Appelant=mpampakatr'ady
-Apprécier=mandanjalanja
-Appréhender=misambotra
-Archives=tahiry/fitahirizana
-Arguments=fiekena
-Article=andininy
-Assassin=mpamono olona
-Assassinat=vonoan'olona nisy fanomanana
-Assesseur=mpitsara mpanampy
-Assesseur suppléant=mpitsara mpanampy mpisolo toerana
-Assignation à résidence=fameram-ponenana
-Assistance judiciaire=fanampiana ara-pitsarana
-Association se malfaiteurs=fikambanan-jiolahy
-Assurance=antoka
-Assureur=mpiantoka
-Assureur de responsabilité=mpiantoka andraikitra
-Astreinte=rahom-bola
-Atteinte à la propriété=fanohintohinana atao @fananana
-Atteinte à l'ordre public=fanohintohinana ny filaminam-bahoaka
-Atteinte à la pudeur=fihetsika mamoafady
-Attestation=taratasy fanamarinana
-A titre de compte rendu=mba ho tatitra
-Attributions=zara asa/andraikitra
-Attroupements illicites=fivorivoriana tsy ara-dàlana
-Audience=fotoam-pitsarana
-Audience correctionnelle=fotoam-pitsarana ady heloka tsotra
-Audience criminelle=fotoam-pitsarana ady heloka bevava
-Audience de grand correctionnel=fotoam-pitsarana ady heloka tsotra lehibe
-Audience foraine=fitsarana mitety vohitra
-Audience publique=fitsarana ampahibemaso
-Audience à huis clos=fitsarana tsy ampahibemaso/tsy atrehin'ny besinimaro
-Audience extraordinaire=fitsarana tsy ara-potoana
-Audience solennelle=fotoam-pitsarana manetriketrika
-Audience d'installation=fotoam-pitsarana ametrahana @toerana
-Première audience utile=fotoam-pitsarana akaiky indrindra
-Autorité judiciaire=fahefana miandraikitra ny fitsarana
-Aux fins=ho tanterahina
-Aux fins demandées=mba ho tanterahina ny nangatahina
-Aux fins qu'il jugera utile=mba ho tanterahina @izay heveriny fa mety
-Auteurs=tompon-keloka
-Co-auteurs=mpiombon-keloka
-Aveu=teny enti-mandresy lahatra
-Aveu extorqué par la violence=fiekena azo t@erisetra
-Avis de poursuite contre un fonctionnaire=fampandrenesana fanenjehana
mpiasampanjakana
-Avis d'incarcération d'étranger=fampandrenesana famonjana vahiny
-Avis de décision=fampandrenesana didim-pitsarana mikasika vahiny
-Avocat général=mpampanoa ambony/avokà jeneraly
-Avocat=mpisolovava
-Avortement=fanalan-jaza
-Avortement médicalisé=fanalan-jaza ara-pahasalamana
-Avouer=miaiky
B
-Bâtonnier=filohan'ny holafitry ny mpisolovava
-Billet d'écrou=taratasy fitanana am-ponja/taratasy famonjana
-Biodiversité=zava-miaina samihafa
-Blanchiment d'argent=fanadiovam-bola
-Blessures volontaires=fandratrana niniana
-Blessures involontaires=fandratrana tsy nahy
-Bois sacré=hazo manankasina -
Bon pour=mba hindramina
-Bonnes mœurs=fomban'olom-banona
-Budget=teti-bola
-Budget de l'État=teti-bolam-panjakana
-Bordereau d'envoi BE=taratasy fandefasana TF
-Bulletin (casier judiciaire) n°1 2 3=taratasy fatanisan-tsazy (TFT) lah-1 2 3 -
B1=TFT1
-B2 néant=TFT madio
-B3=TFT3
C
-Cadavre=faty
-Cadavre (recel)=fanafenam-paty
-Cadeau illicite=fanomezana tsy ara-dalàna
-Caduque=lany andro
-Calendrier d'audience=diarin'ny fotoam-pitsarana
-Capacité des personnes=fizakan-jo ny isam-batan'olona
-Cas de force majeur=sakana tsy azo ihoharana
-Casier judiciaire=taratasy fitanisan-tsazy
-Cassation (pourvoi en)=fangatahana fandravana didy -
Cause (ayant)=mahazo zo avy...
-Cause (mise en)=arotsaka @ady
-Caution=anto-pitsarana
-Certificat=soratra fanamarinana
-Cellule=efi-pitanana
-Certificat médical=fanamarinana avy@ dokotera
-Centre de placement pour enfants=toby fiarenana/fanarenana
-Chambre de détention=rantsana fiandraiketam-pamonjana
-Chambre de sûreté=efitra fitanana
-Chanvre indien (détention)=fihazonana rongony
-Charges=vesatra
-Charges insuffisantes=tsy ampy ny vesatra voatondro
-Chef d'inculpation=loham-piampangana
-Circulaire=teny midina/teny mita
-Citation=fiantsoana hiseho fitsarana @alalan'ny vaditany
-Citation directe CD=fiantsoana mivantana FIMI
-Civilement responsable CR=tompon'andraikitra
-Classement sans suite CSS=tsy asiana tohiny TAT
-Composé de (...) pièces=isan'ny taratasy ao anaty fehezana
-Clôture de débats=famaranana ny fifandaharana
-Code électoral=fehezan-dalàna momba ny fifidianana
-Code de procédure civile CPC=fehezan-dalàna momba ny paika ady madio FDPM
-Code de procédure pénale=fehezan-dalàna momba ny paika ady heloka FDPH
-Code de la route=fehezan-dalàna momba ny fifamoivoizana
-Code pénal=fehezan-dalàna famaizana FDF
-Collatéraux=mpiray tampo
-Commission rogatoire=famindram-pahefana ara-pitsarana
-Compétent=mahefa/afaka mitsara
-Complice=mpiray tsikombakomba
-Complicité=tsikombakomba
-Compulsoire=fakana sy fandrotsahana taratasin'ady FTA
-Concubine=vady tsy misoratra ara-panjakana
-Concubinage=tokantrano maso
-Concussion=fitakiana vola mihoatra ny tokony efaina ara-dalàna
-Condamné=voasazy/voaheloka
-Condition=ankina ara-tranga
-Conditions légales=fepetra voalazan'ny lalàna
-Condition casuelle=ankina
-Confidentiel=tsiambaratelo
-Confiscation=fitazomana/fanageazana
-Confiscation générale=fanageazana faobe
-Conflit=fifanoherana/fifanolanana
-Conflit armé=ady mitam-piadiana
-Conflit de compétence=fifanoheram-pahefana
-Conjoint=vady
-Consorts=tarika/namana mpiombona
-Constatation=fahitana fisiana/fizahana ifotony
-Contentieux=ady hifanolanana
-Contentieux répressif=ady heloka
-Contentieux civil=ady madio
-Contradiction (principe de la)=fitsipika ahazoana mamaly setriny
-Contradictoire=nifanatrehana
-Contravention=heloka madinika
-Contrefaçon=fanaovana hosoka
-Copie certifiée conforme=kopia nohamarinina
-Corridor=tandavan'ala
-Corruption=kolikoly
-Corruption assimilée=heloka mitovy @kolikoly
-Coups et blessures volontaires=vono sy ratra niniana
-Coups mortels=vono nitarika fahafatesana tsy nokendrena
-Cour criminelle=fitsarana ady heloka
-Cour criminelle spéciale=fitsarana ady heloka bevava manokana
-Cour d'appel=fitsarana ambony
-Cour suprême=fitsarana tampony
-Coupable=meloka
-Courrier=taratasy tonga
-Criminel=mpanao heloka bevava
D
-Débat=fifandaharana
-Décision=fanapahana
-Décision définitive=fanapahana raikitra/didy raikitra
-Décision préparatoire=didy fanomanana
-Décision sur le fond=didy momba ny fototr'ady
-Déclaration=fanambarana
-Déclaration de pourvoi=fangatahana fandravan-didy
-Déclaration universelle des droits de l'Homme=fanambarana iraisam-pirenena momba ny
zon'olombelona
-Déclarant=mpanao fanambarana
-Décret=didim-panjakana
-Décréter=mandidy
-Décret pris en conseil des ministres=didim-panjakana navoakan'ny filankevitry ny
minisitra
-Défaut=tsy fisiana/tsy fananana
-Défaut (jugement par)=didy tsy natrehana
-Défaut de visa de séjour=tsy fananana fahazahoan-dàlana honina
-Défenseur=mpiaro
-Déférer=manolotra
-Déférer au parquet=natolotra ny fampanoavana
-Déférement=fanolorana
-Définitif=raikitra
-Défrichement=famakian-tany vaovao
-Délai de grâce=fe-potoana famindram-po
-Délibération=fandinihana/dinika/fanapahana
-Délibéré rabattu=fandinihan-draharaha naato
-Délibéré prorogé=fandinihan-draharaha nohalavaina
-Délit=heloka tsotra
-Délit de presse=heloka momba ny asa fanaovan-gazety
-Demande=fangatahana
-Demande principale=matoam-pangatahana
-Demande de restitution=fangatahana famerenana
-Demande en réparation=fangatahana fanonerana
-Demande de dommages et intérêts=fangatahana onitra
-Démence=hadalana
-Dénonciation=fitorohana
Dénonciation calomnieuse=fitorohana ankasomparana
Dépens=lany @fitsarana
Détenu=olona voafonja
Détenu prévenu=olona voafonja miandry fitsarana
Détenu condamné=olona voafonja mamita sazy
-Détention=famonjana
-Détention arbitraire=fihazonana tsy ara-dalàna
-Détention préventive provisoire=fihazonana am-ponja mialoha/famonjana vonjimaika
-Désignation des pièces=fitanisana ny alefa
-Destinataire=nandefasana azy
-Descendants=taranaka
-Détournement=fanodinkodinana
-Détournement d'aéronef=fanodinkodinana fiaramanidina
-Détournement de deniers publics=fanodinkodinana volam-panjakana
-Détournement de la loi=fanodinkodinana lalàna
-Détournement de mineur=fanodinkodinana zaza tsy ampy taona
-Détournement de navire=fanodinkodinana sambo
-Devoir=andraikitra
-Dispositifs=ventiny
-Discussion=fifanazavana/ady hevitra
-Dol=hafetsena
-Doléances=fitarainana
-Droits=zo
-Droits d'auteur=zon'ny mpamorona
-Droits à l'information=zo ahafantatra vaovao
-Droits fondamentaux de l'homme=zo fototra maha-olona
-Droits (ayants)=ireo manan-jo
-ayants cause=ireo manana antony
-Duplicata=sosony
-D'une part=an-daniny
-D'autre part=an-kilany
E
-Écriture authentifiée=soratra notovina
-Écriture authentique=soratò
-Écriture privée=soratra an-trano/soratra tsotra
-Effet rétroactif=vokatra mianotra/manan-kery ho an'ny lasa
-Éléments constitutifs de l'infraction=singam-pandrafitra ny fisian'ny heloka
-Élément légal=lalàna manondro ny fisian'ny heloka
-Élément matériel=hetsika melohin'ny lalàna
-Élément moral=fisainana hanao heloka
-Empoisonnement=fanampoizinana
-En délibéré=raharaha napetraka hodinihana
-Enfant naturel=zaza tsy manan-dray ara-dalàna
-Enfant légitime=zaza ara-dalàna
-Enfant adultérin=zaza anelakelan-trano/zaza ivelan'ny tokantrano
-Enlèvement de mineur=fakana an-keriny zaza tsy ampy taona
-Engagement=ankim-bolana/fanekena
-Enquête=fanadihadiana
-Enquête (secret de)=tsiambaratelon'ny fanadihadiana
-Enquête de flagrant délit=fanadihadiana heloka tratra ambodiomby
Enquête de moralité=fanadihadiana momba ny fitondran-tena
Enquête disciplinaire=fanadihadiana momba ny fandikana fitsipi-pifehezana
Enquête parlementaire=fanadihadiana ataon'ny parlemanta
Enquête préliminaire=fanadihadiana mialoha/savaranonando
Erreur (sur fond)=fahadisoana eo@fototr'ady
-Erreur judiciaire=hadisoana ara-pitsarana
-Escroc=mpisoloky
-Escroquerie=fisolokiana
-État des prévenus détenus=taratasy fitanisana ireo voafonja vonjimaika
-État civil=fiankohonana
-État civil (acte d')=sora-piankohonana
-État civil (officier de l')=mpiandraikitra ny sora-piankohonana
-État des personnes=sata
-État de nécessité=latsaka an-katerena
-État de nécessité nationale=latsaka an-katerena ny firenena
-État mensuel=fitanisana ny filazalazana isam-bolana
-Évasion=fitsoahana ny fonja
-Exception=antony maningana
-Excuse atténuante=fanalefahan-tsazy
-Excuse absolutoire=famafan-keloka
-Exécution=fanatanterahana
-Exécution immédiate=tanterahina avy hatrany
-Exécution des peines=fanatanterahan-tsazy
-Exécution d'obligations contractuelles=fanatanterahana andraikitra ateraky ny fifanekena -
Exécutions d'obligations internationales=fanatanterahana andraikitra ateraky ny
fifanarahana iraisam-pirenena
-Exécution par provision=manankery ho tanterahina avy hatrany
-Exécutoire nonobstant toutes voies de recours=tanterahina avy hatrany na misy aza
fangatahana fanovana didy
-Expert=mpahay
-Expertise=fanaporofoana ataon'ny mpahay
-Expertise balistique=fanaporofoana ataon'ny mpahay momba ny fampiasana basy
-Expertise en bâtiment=fanaporofoana ataon'ny mpahay momba ny tao-trano
-Expertise graphologique=fanaporofoana ataon'ny mpahay momba ny soratra
-Expertise médico-légale=fanaporofoana ataon'ny mpahay momba ny fitsaboana
-Expertise psychiatrique=fanaporofoana ataon'ny mpahay momba ny fahasalamana ara-
tsaina
-Exploit d'huissier=taratasin'ny vadintany
-Extorsion de fonds et de signature=fakàna an-keriny vola na sonia
-Extrait de registre d'écrou=nalaina t@ bokim-pamonjana
-Expédition=kopia
-Expédition d'un jugement=kopian'ny didim-pitsarana
-Extrême urgence=faran'izay maika
F
-Fabrication illicite d'armes=fanamboarana fitaovam-piadiana tsy ara-dalàna
-Faillite=fahaverezana tamban-trosa
-Faits insuffisamment établis=tsy ampy ny porofo ahazoana milaza fa misy tokoa ny heloka
-Faits non caractérisés=tsy heloka ny zavatra hitoriana
-Faits sans gravité=toe-draharaha maivana
-Falsification=fanaovana hosoka
-Faux=hosoka
Faux (inscription de)=fitoriana fisian'ny hosoka
Faux en écriture authentique=hosoka @taratasy to
Faux en écriture privée=hosoka @soratra an-trano
Faux spéciaux=hosoka manokana
Faux témoignage=fijoroana ho vavolombelona tsy marina
-Faveur=tombon-dahiny/tombon-tsoa
-Feux de brousse=doro tanety
-Feux de végétation=doro ala
-Fiche de renseignements=fanangonana ny momba ny zava-pantatra
-Filouterie +d'aliments ou d'hôtel)=tsy fandoavana vidin-tsakafo na saram-panofana hotely -
Fins=tanjona
-Flagrant délit=tratra ambodiomby/tra-tehaka
-Fonctions judiciaires=asan'ny fahefana ara-pitsarana
-Fonction législative=asan'ny fahefana mpanao lalàna
-Fonction exécutive=asan'ny fahefana mpanatanteraka
-Fonction institutionnelle=asan'ny andrim-panjakana
-Fonds et depens (réserve)=vola lany @fitsarana (atokana)
-Forêts classées=ala voasokajy
-Formule exécutoire=teny mibaiko fanatanterahana didy
-Frais de justice=saram-pitsarana
-Fraude=hosoka/fitaka
-Fraude (participant à la fraude)=mpandray anjara @fanaovana hosoka na fitaka
-Frauduleusement dénaturé=niniana novana ho diso
-Frauduleuses (manœuvres)=hetsika miaro fitaka
-Frauduleux=misy fitaka
-Fuite=fandosirana/lositra
-Fuire (délit de fuite)=heloka fandosirana
G
-Gage=antoka
-Garant=mpiantoka
-Garantie=antoka/fiantohana
-Garde=fihazonana/fitehirizana
-Garde des sceaux=mpitahiry ny kasem-panjakana
-Garde à vue=fitazonana atao andry maso
-Garder en instance=ampiandrasana
-Gardien=mpiambina
-Gardien chef=lehiben'ny mpiambina fonja
-Géomètre=mpandrefy tany
-Greffier=mpiraki-draharaha
-Greffier en chef=lehiben'ny mpiraki-draharaha
-Greffier de chambre=mpiraki-draharaha ao@ rantsam-pitsarana
-Grief=antony itoriana
-Grosse=matoan-didy
-Grosse de l'arrêt=matoan-didim-pitsarana ambony
-Guet-apens=miandry kendry tohina/ankodimirana/fandrika
H
-Habilitation=fanomezana làlana hanao zavatra
-Habitation=trano fonenana
-Habitude=fahazarana
-Habitude (infraction d'habitude)=fahazarana manao heloka
Harcèlement sexuel=taky firaisana ara-nofo
Haute cour constitutionnelle=fitsarana avo momba ny lalam-panorenana
Haute cour de justice=fitsarana avo
Homicide volontaire=vono olona niniana
Homicide involontaire=vono olona tsy nahy
-Homologation=fanomezan-kery/fankatoavana ara-pitsarana
-Honoraire=karama
-Huis clos=tsy atao ampahibemaso
-Huissier=vadintany
-Huitaine (renvoie à)=fanemorana afaka herinandro
I
-Identité complète=fiankohonana feno
-Immunité parlementaire=tombon-jon'ny mpikambana ao@ parlemanta
-Impartialité=tsy miandany/tsy mitongilana
-Impudique=mamoafady
-Inamovibilité=tsy fahazoa-mamindra toerana
-Incarcération=fampidirana am-ponja
-Incendie volontaire=fandoroana niniana natao
-Incendie involontaire=fandoroana tsy nahy
-Incompétent sur les intérêts civils=tsy mahefa mitsara mikasika ny fangatahana onitra
-Inculpé=voampanga
-Indemnité=vola tambiny
-Indivisible=tsy mivaky
-Infanticide=famonoan-jaza
-Information sommaire (IS)=famotorana mehana (FAME)
-Infraction=fandikan-dalàna
-Infraction à la législation sur les sociétés=fandikana ny lalàna mifehy ny fikambanam-
barotra (sosaity)
-Infraction pénale=fandikan-dalàna ara-keloka
-Injures=ompa
-Injures publiques=fanompana imasom-bahoaka
-Instruction préparatoire (IP)=famotorana fanomanana (FF)
-Instruction (mesure d')=asam-pamotorana
-Intention criminelle=fisainana hanao heloka
-Interdiction (de séjour)=tsy mahazo mandia faritany
-Intérêt civil=onitra
-Inviolable=tsy azo tohinina
-Irréfragable=tsy azo tsipahina
-Ivresse publique manifeste=fimamoana imasoam-bahoaka
J
-Judiciaire=momba ny fitsarana
-Juge=mpitsara
-Juge des enfants=mpitsara ny zaza
-Juge d'instruction=mpitsara mpanao famotorana
-Jugement supplétif=didy misolo sora-piankohanana
-Jugement supplétif de naissance=didy misolo sora-pahaterahana
-Jugement supplétif de décès=didy misolo sora-pahafatesana
Jugement rectificatif (naissance/décès)=didy manitsy (sora-pahaterahana/sora-
pahafatesana)
Jugement rectificatif d'erreur matérielle=didy manitsy hadisoana tsy manova ny votoatiny
Jugement contradictoire=didim-pitsarana nifanatrehana
Jugement par défaut=didim-pitsarana tsy natrehana
Jugement réputé contradictoire=didim-pitsarana heverina ho toy ny nifanatrehana
Jugement définitif=didim-pitsarana raikitra
-Juridiction=fitsarana/antokom-pitsarana
-Juridictionnelle (fonction)=asam-pitsarana
-Juridiction d'exception=antokom-pitsarana manokana
-Juridiction (ordre de)=antokom-pitsarana
-Juridiction (privilège de)=tombon-jo eo@ fitsarana
-Juridiction de cassation=fitsarana fandravàna
-Juridique=araka ny lalàna
L
-Légal=ara-dalàna
-Légalisation de signature=fanamarinan-tsonia
-Législation=lalàna
-Législative (réforme)=fanovana lalàna
-Légitime=ara-drariny
-Légitime défense=fiarovan-tena ara-drariny
-Libération conditionnelle=famoahana arahina fepetra/fahafahana anakina
-Liberté de circuler=fahafahana mivezivezy
-Liberté d'expression=fahafahana miteny
-Liberté d'opinion=fahafahana maneho hevitra
-Liberté de religion=fahafahana ara-pinoana
-Liberté provisoire=fahafahana vonjimaika
-Liberté surveillée=fahafahana arahi-maso
-Liberté sous caution=fahafahana miankina @antoka
-Loi=lalàna
-Loi anti-constitutionnelle=lalàna tsy mifanaraka @lalam-panorenana
-Loi anti-conventionnelle=lalàna tsy mifanaraka @fifanarahana iraisam-pirenena
-Loi anti-terroriste=lalàna miady @fampihorohorona
-Loi anti-corruption=lalàna miady @kolikoly
-Loi anti-prolifération d'armes chimiques=lalàna miady @fiparitahan'ny fitaovam-piadiana
simika
-Loi cadre=lalàna lasitra
-Loi conforme à la constitution=lalàna mifanaraka @lalam-panorenana -
Loi ordinaire=lalàna tsotra
-Loi organique=lalàna fehizoro
-Loi spéciale=lalàna manokana
M
-Magistrat=mpitsara
-Magistrat du parquet=mpitsara mpampanoa
-Magistrat du siège=mpitsara mpamoaka didy
-Maison d'arrêt=tranomaizina
-Maison de force=fonjabe
-Malfaiteurs=mpanao heloka/olon-dratsy
-Mandat de dépôt (MD)=didy famonjana (DF)
-Mandat d'amener=didy mampaka
-Mandat d'arrêt=didy mampisambotra
-Mandat de comparution=didy mampiantso
-Mandement de citation=baiko mampiantso
-Mangrous=ala-konko
-Manu-militari=fanomezan-tànana avy @mpitandro filaminana
-Marais=tany horaka
-Mauvaise foi=haratsiam-panahy (bonne foi=madio fo)
-Menace=fandrahonana
-Menace verbale de mort=fandrahonana ho faty
-Meurtre=famonoan'olona niniana
-Meurtrier=mpamono olona
-Mineur=zaza tsy ampy taona
-Ministère public=fampanoavana
-Ministère public (officier du)=mpisolo fampanoavana
-Minute=matoan-didy
-Motifs (par ces)=antony (noho ireo)
-Moyens=fomba enti-miady
-Moyens de défense=fiarovan-tena
-Moyens frauduleux=fomba misy hosoka/miaro fitaka
-Moyens légaux=fomba manara-dalàna
-Moyens fondés=fomba enti-miady mitombina
-Munitions=bala
N
-Nature des faits=karazan'ny toe-draharaha
-Non assistance à une personne en danger=tsy famonjena olona tra-doza
-Non assistance de parents dans le besoin=tsy fanampiana ray aman-dreny sahirana
-Non bis in idem=tsy averina in-droa ny fanenjehana na ny fitsarana raharaha iray
mahakasika ady iray ahitana mpiady tsy miova ka efa voatsara na nanaovana fanenjehana -
Non exécution d'une décision de justice=tsy fanatanterahana didim-pitsarana
-Non lieu (ordonnance)=fampihatoana (didy)
-Non lieu partielle (ordonnance)=fampihatoana ampahany (didy)
-Notaire=notera
-Note d'audience=raki-tsora-pitsarana
-Notice d'audience=vokatry ny fotoam-pitsarana
-Note de service=teny midina
-Notification=fampahafantarana didy
-Notifié=nampahafantarina
-Noyau dur=faritr'ala arovana tanteraka
-Nul et non avenu=foana tsy manan-kery
-N'y avoir lieu à poursuivre=tsy ilaina ny fanenjehana
-Nullum crimen nulla poena sine lege=tsy misy heloka tsy misy sazy raha tsy misy lalàna
O
-Objet=antony
-Objet remplis=tanteraka ny nangatahina
-Obligation=adidy/andraikitra
-Observations=fanamarihana
-Opposer (s')=mandà/manohitra/misakana/manohana
-Opposition=fanoherana/fisakanana/fanohanana
-Opposition sur opposition ne vaut=fanohanana miampy fanohanana tsy manan-kery
-Opposition de mauvaise foi=fanoherana ankaratsiam-panahy
-Option=safidy
Ordre des avocats=holafitry ny mpisolovava
Ordre d'extraction=taratasy fakana olona voatana
Ordre public=filaminam-bahoaka
-Ordre public non intéressé=tsy voatohina ny filaminam-bahoaka
-Ordre public (porter atteinte à l')=manohintohina ny filaminam-bahoaka
-Ordonnance d'arbitrage=didy famerana
-Ordonnance de soit communiqué=didy fanolorana hojerena
-Ordonnance de règlement=didy famaranana
-Ordonnance mixte de non lieu partielle et de renvoi devant=didy fampiatohana ampahany
sy fandefasana hotsaraina
-Ordonnance commettant un expert=didy manendry mpahay
-Ordonnance d'incompétence=didy milaza tsy fananana fahefana hanao famotorana
-Ordonnance de transport sur les lieux=didy fidinana eny an-toerana -Ordonnance
de transmission dew pièces de la procédure devant la chambre d'accusation=didy
fandefasana ny antotan-taratasin'ady any @rantsana fiampangana
-Ordonnance de refus d'informer=didy fandavana tsy hanao famotorana
-Original=matoa
-Outrage=fanivaivana
-Outrage à l'honneur=fanivaivana famendrehana
-Outrage à un agent de la force publique=fanivaivana mpitandro ny filaminana
-Outrage à magistrat=fanivaivana mpitsara
-Outrage aux bonnes mœurs=fanohintohinana fomba amam-panaon'olombanona
-Outrage public à la pudeur=fanaovana fihetsika mamoafady imasom-bahoaka
P
-Pacte international=fifanarahana iraisam-pirenena
-Parc national=valam-pirenena
-Parc naturel=valan-javaboahary
-Parenté (lien de)=rohim-pihavanana
-Parquet=fampanoavana
-Parties=mpiady
-Partie civile (PC)=mpangataka onitra (MO)
-Partie gagnante=mpiady nandresy
-Partie jointe=mpiady mpanaraka
-Partie perdante=mpiady resy
-Partie poursuivante=mpanenjika
-Partie principale=tompon'ady
-Parvenu par erreur à mon parquet=lasa tsy nahy eto @fampanoavana
iandraiketako -Patrimoine=fananana -Peine=sazy
-Peine d'amende=sazy vola
-Peine d'emprisonnement=sazy an-tranomaizina/sazy famonjana
-Peine amnistiée=sazy voafafan'ny famotsoran-keloka
-Peine alternative à l'incarcération=sazy hafa ankoatra ny famonjana
-Peine avec sursis=sazy mihantona
-Peines inhumaines et dégradantes=sazy mampihetry ny zo maha-olona
-Peines principales=sazy fototra
-Peines accessoires=sazy manara-poana
-Peines complémentaires=sazy fanampiny
-Perquisition=fisavana
-Personne morale de droit public=olon-tsy am-batana mizaka ny zom-panjakana
Personne en danger=olona tandindomin-doza
Pièces d'exécution=taratasim-panefan-tsazy
Pièce d'identité=taratasy famantarana
-Pillage=fandrobana
-Plaidoiries=teny fiarovana
-Plaignant=mpitory
-Plein droit (de)=avy hatrany
-Plainte=fitoriana
-Plumitif d'audience=fitanana an-tsoratra @fotoam-pitsarana
-Police judiciaire=mpikaroka fandikan-dalàna
-Police judiciaire (officier supérieur)=mpiandraikitra ambony ny fikarohana ny
fandikandalàna
-Police des mœurs=mpikaroka fandikan-dalàna momba ny heloka mamoafady
-Port illégal de port d'armes/uniformes=fitanana fiadiana tsy nahazoana alalana/fitondrana
fanamiana tsy ara-dalàna
-Pour attribution=mba iandraiketana
-Pour autorisation du compulsoire=mba hanomezana alalana ny handrotsahana ny FTA
-Pour classement au casier=mba hampirimina ao@ firaketan-tsazy
-Pour classement au greffe=mba hampirimina ao@ firaketan-draharaham-pitsarana
-Pour incompétence=atolotra ho an'izay mahefa
-Pour éléments d'information=mba hilazana ny mombamomban'ny raharaha
-Pour entendre statuer sur le mérite de...=mba hihaino ny vokatry ny fanapahana mikasika
ny...
-Pour enquête et interpellation de R... à remplir ses obligations familiales dans un délai de
15 jours sous peine de poursuite correctionnelle=mba ho fanadihadiana sy fanaingana
andR...hanatanteraka ao anatin'ny 15 andro ny adidiny ara-pianakaviana raha tsy tiany ny
hanenjehana azy eo anatrehan'ny fitsarana ady heloka
-Pour être statué sur l'opportunité de la détention=mba handinihana ny maha-mety na tsia ny
famonjana
-Pour examen=mba ho zahana (dinihina)
-Pour expertise=mba ho zahan'ny mpahay
-Pour information=mba ho fampandrenesana
-Pour liquidation des frais d'instance=mba hamerana ny lany t@fitsarana
-Pour ses instructions=ho fangatahana toromarika
-Pour signification=mba ho fampahafantarana
-Poursuites pénales=fitoriana araka ny lalàn'ny ady heloka
-Pour valoir instructions=ho raisina ho toromarika
-Pourvoi=fangatahana fandravana didy
-Pourvoi en annulation=fangatahana fanafoanana
-Pouvoir judiciaire=fahefam-pitsarana
-Préliminaire=mialoha
-Préméditation=voahevitra mialoha, efa nomanina mialoha
-Prescription (action publique éteinte par la)=maty paik'andro ny fanenjehana
-Preuves=porofo
-Prévenu=olona enjehina, voampanga
-Principes=fototra iorenana/foton-kevitra/tsangan-kevitra/fenitra
-Priorité absolue=tontosaina alohan'ny rehetra
-Procédure=fomba arahina/fombam-pitsarana arahina/paik'ady
-Procédure pénale=paik'ady heloka
-Procès pénal=fitsarana ady heloka
Procès verbal (PV)=firaketana an-tsoratra/fitanana an-tsoratra
Procureur de la République=tonia mpampanoa
Procureur général=tonia voalohany mpampanoa
-Profit=tombony
-Prohibition=fandrarana
-Provisions=vola fanao an-tratra
-Proxénète=mivelona @vokatry ny fivarotan-tenan'ny hafa
-Proxénétisme=asa mampivaro-tena ny hafa
-Pupille de la nation=zaza natsangan'ny firenena
-Publique (ivresse)=hamamoana ampahibemaso
R
-Rebellion=fikomiana
-Recel=fihazonana zavatra azo avy @heloka
-Recel de malfaiteur=fanafenana olon-dratsy
-Recéleur=mpihazona zavatra azo avy @ heloka
-Récidiviste=mpamerin-keloka
-Reconstitution=famerenana ny zava-nitranga nandritra ny fotoana nanatanterahana ny
heloka
-Recours en amnistie=fangatahana famotsoran-keloka
-Recours en grâce=fangatahana famelan-tsazy
-Recours (voie de)=fangatahana fanovana didy
-Récusation=fandavana tsy hitsara
-Référence=tsiahy/jereo
-Référence : votre PV n°=tsiahy : firaketana an-tsoratra lah...nataonao
-Réhabilitation=famerenan-jo
-Relaxé=nafahana
-Renvoi=hahemotra @
-Renvoi le MP à se pourvoir ainsi qu'il avisera=alefa ny fampanoavana hanao izay heveriny
fa mety
-R.E.P (registre d'exécution des peines)=rejistry ny fanefan-tsazy
-Réputé contradictoire=heverina ho toy ny nifandaharana/heverina toy ny nifanatrehana
-Requérant=mpangataka
-Réquisition de main levée de fourrière : d'une voiture, d'un bovidé=baiko mamoaka avy
eo@ toeram-pihazonana : fiarakodia, omby
-Réquisition/réquisitoire=taky
-Réquisitoire introductif (RI)=taky famotorana
-Réquisitoire supplétif=taky famotorana fanampiny
-Réquisitoire de non lieu=taky didy fampiatoana
-Responsabilité pénale=andraikitra ara-keloka
-Réserves forestières=faritra rakotr'ala voaharo
-Réserves naturelles intégrales=tahirin-javaboahary tanteraka
-Réserve spéciale=faritra voaharo manokana
-Ressort (en premier)=dingana voalohany/azo anaovana fampakarana
-Ressort (en dernier)=dingana farany/fara-fiefana/tsy azo anaovana fampakarana
-Ressort (en premier et dernier)=dingana voalohany sady farany
-Ressort du tribunal de première instance=faritra iadidian'ny Fitsarana ambaratonga
voalohany
-Restitution=famerenana
-Résultat d'audience=vokatry ny fitsarana
-Révision d'un procès=famerenana fitsarana
S
-Saisie=fanagiazana
-Section=sampana
S'en rapporte=apetraka @fahendreny
-Sépulture (violation)=fanimbazimbana fasana
-Séquestration=fitazonana an-keriny
-Service administratif=sampana miadidy ny fitondrana
-Signature=sonia/fanaovan-tsonia/fanasoniavana
-Signification=fampahafantarana/fampandrenesana
-Signifier=mampahafantatra
-Situation pénale des détenus=filazalazana momba ny voafonja
-Soit transmis (ST)=indro alefa (IA)
-S'oppose=misakana
-Ne s'oppose pas=tsy misakana
-Soupçon=ahiahy
-Soupçonné=ahiahiana
-Sous couverts=ampandalovina
-Station forestière=toby fikarakarana ny ala
-Statistiques=antontan'isa/statistika
-Statuant en premier et en dernier ressort=mitsara amboalohany ary tsy azo akarina fitsarana
ambony
-Statuer ce que de droit=mitsara araka ny lalàna
-Stellionat=heloka momba ny fanamarinam-pananan-tany
-Stupéfiants=zava-mahadomelina
-Subséquent=aoriana/taty aoriana
-Substances nuisibles à la santé=karazan-javatra manimba fahasalamana
-Substitut=mpitsara mpampanoa
-Substitut du Procureur général=mpitsara ambony mpampanoa/mpampanoa ambony
-Sursis=mihantona
-Suspect=ahiahiana
-Suspicion légitime=fiahiahiana ara-drariny/fiahiahiana mitombina
T
-Tapage nocturne=tabataba @alina
-Télégramme-lettre-officielle (TLO)=taratasy-telegrama-ofisialy (TTO)
-Témoin=vavolombelona
-Témoignage=fijoroana ho vavolombelona
-Témoin à charges=vavolombelona mpiampanga
-Témoin à décharges=vavolombelona manamarina ny voampanga
-Tentative=andrana
-Trafic d'influence=fivarotana fanapahan-kevitra raisin'ny hafa
-Trafic d'armes=fivarotana fitaovam-piadiana
-Trafic de stupéfiants=fivarotana zava-maha-domelina
-Trafic de femmes=fivarotana na fanondranana vehivavy
-Trafic d'enfants=fivarotan-jaza
-Travaux forcés à perpétuité=sazy anterivozona mandrapahafaty
-Travaux forcés à temps=sazy anterivozona mandritra ny fe-potoana
-Tribunal de première instance=fitsarana ambaratonga voalohany
-Tribunal militaire=fitsarana miaramila
-Tribunal pour enfants=fitsarana zaza tsy ampy taona
-Tribunal de simple police=fitsarana heloka madinika
U
-Ultra petita=mihoatra ny nangatahina
-Infra petita=latsaka ny nangatahina
-Urgent=maika
-Usage de faux=fampiasana hosoka
-Us et coutume=fomba amam-panao
-Usure=fanjanaham-bola mihoampampana
-Usurier=mpampanjanabola mihoampampana
-Usurpation=fisandohana
-Usurpation de fonction=fisandohana andraikitra
-Usurpation de titre=fisandohana fahefana
V
-Vagabond=mpirenireny
-Vérification=fanamarinana
-Vérité (en vue de la manifestation de la vérité)=ilaina @fikarohana ny marina
-Violation de la loi=fandikan-dalàna
-Violation de domicile=fidirana an-keriny an-tranon'olona
-Violation de sépulture=fanimbazimbana fasana
-Violation de secret de correspondance=fandikana lalàna mifehy ny
tsiambaratelompifandraisana
-Violences ou voies de fait=herisetra sy hetraketraka
-Voies de recours=fanovana didim-pitsarana/paika arahina ho fanovana didy
-Voie hiérarchique=ambaratongam-pahefana ambony
-Vol=halatra
-Vol de bovidés=halatr'omby
-Vol de récoltes sur pieds=halatra voly am-potony
-Vol d'ossements humains=halatra taolam-paty
-Vu au parquet=hita teto @fampanoavana
-Vu et transmis=hita sy alefa
-Vu pour écrou=hita mba ho fonjaina
Z
-Zébu (vol de)= halatr'omby

Vous aimerez peut-être aussi