Vous êtes sur la page 1sur 4

Conscience sy Subconscience

 By Alex RANDRIAMIRADO
Ce document ne doit pas être copié, ni imprimé, ni reproduit d’aucune façon pour des
profits financiers.
Il peut être copié pour des amis, s’il n’y pas de profit financier en cause.

Subconscience, hanomboka hiketrika bebe kokoa ny developpement personnel sy ny loi d’attraction


sy ny namany isika fa alohan’izay ho hazavaiko kely eto ny atao hoe subconscience sy ny namany
satria hitako fa mbola betsaka isika no tsy mahalala azy,raha hiditra hanao izany loi d’attraction sy ny
namany izany mantsy isika dia io resaka subcOnscience sy méditation io no tena basen’izany,hojeren-
tsika fohifohy eto izany subconscience,conscience ary ireo teknika mifanaraka aminy ahazoana izay
iriana @ fiainana.

Alohan’ny hidiran-tsika @zany dia mila fatarin-tsika aloha fa isika olombelona dia ilay microcosme ao
anaty macrocosme,izay ilay natao hoe natao mitovy @Andriamanitra isika, miezaka ny hitovy sy
hanakaiky azy hatrany isika izay ilay hoe mi-fusionner ny Moi supérieur sy ny fanahy misaina mba ho
Andriamanitra tokoa isika,isika olombelona @ maha microcosme azy tsy maintsy mandalo ireo
principes,ireo lois rehetra, ny mental no anisan’ny maha olombelona ny olombelona,ao no miainga
ny zavatra rehetra, mizara ho roa io mentale io dia ny conscience ary ny subconscience, tsy hiditra
loatra @ anatomie isika fa raha hazavaina tsotsotra dia ny cerveau conscient (ny cortex) ilay antsoina
hoe conscience ny siège psychiqueny,ary ny cervelet raha ny siège psychique dia ny subconscience
(izay tsy dia mifanalavitra @ inconscient)

Raha jerena tsara izany dia ny cerveau conscient dia io atidohantsika io izay manana hémisphère roa
,dia ny hémisphère gauche (analytique,objective) ary ny hémisphère droit(intuitif,sensible sns…)

Izany hoe ny conscience antsika dia toy io écran sy ny subconscient io izay toy ny bobine,misy bobine
be iray ary miodina 24/24 ,ao anatin’ny subconscient no misy ny enregistrement rehetra, ary ao no
misy ny loi de l’univers rehetra, noho izany ireo eritrerin-tsika ,na positif io na négatif ,ireo tsapa sy
jerentsika am-pitoniana,izay tenenin-tsika,hinoan-tsika,izay mampietsim-po,ireo sensations,izay
tsapan’ireo sens rehetra izany hoa izay ataon-tsika na nahy na tsy nahy, na mamo ianao na tsy mamo
sns dia miraikitra ao anaty subconscient daholo ary miverimberina ao anaty cerveau conscient toy ny
film ireny ary avoakany eo @ écran mental antsika, izany no mahatonga hoe mila mitandrina foana
isika @ fomba fiteny,fihetsika ,sns eny fa na dia io tenenin-tsika @ zanan-tsika sy ny hafa io aza dia
tsy maintsy ho tanteraka rehefa miverimberina,manomboka izao izany dia mila mitandrina sy
miambina hatrany isika fa tsy hoe anontaniana vaovao dia hoe izao badolahy izao foana havaly
hihihi,ho bado eo tokoa ianao

Ny cerveau conscient izany dia mi-analyser, manao raisonnement,ary mi-filtrer izay rehetra miditra
ao anaty subconscience,raha misy zavatra iray tsy eken’ny finoantsika na manahirana ny saintsika dia
manisy sakana hatrany ilay conscient intellectuel, ary isika rehetra dia efa samy nanana izany fiainana
tany aloha tany daholo, donc ny subconscient antsika izany dia efa feno hatrany ary izay ilay ilain-
tsika hanaovana reprogrammation hatrany anio subconscience antsika io mba ho zvt positif hatrany
no averimberina ampidirina ao an-dohantsika ao

Noho izany io subconscient antsika io izany dia connecté hatrany @ matrice universelle hatrany na
hoe univers izay ao ambony ao hoy isika,izay manatanteraka ireo rehetra ao anatin’ny matériel,ny
subconscient sy ny matrice universelle izany dia mitovy ihany, ilay subconscient dia toa anio univers
ihany fa @ endrika bitika fotsiny, izay ilay hoe raha misy zavatra tokony ho tanteraka eto @ity tany
ity dia mila tanteraka ao @ olombelona aloha izy izay vao tanteraka eo @ matrice universelle,raha
hazavaina tsotsotra dia toy izao,raha ohatra isika mianatra gitara,na zavatra iray,raha tena passionné
sy mifantoka tanteraka @io fampianarana io ianao dia tsy manisy sakana izany ilay conscience (ilay
atidoha izany) na dia manao erreur hatrany aza isika dia enregistren’ny subconscience antsika foana
manadrapahatonga ilay fianarana ho toy ny seconde nature antsika foana koa io,rehafa tapitra @iny
ny fianaran-tsika ilay gitara , fa ny subconscience antsika tsy mitsahatra izany fa mitohy foana satria
ilay zavatra noenarana dia efa enregistré ao anatiny ao ary azon-tsika ampiasaina @ fotoana
ilaintsika azy satria efa ni-créer zavatra iray tao anatin’ny matrice universelle izy ary azo alaina na
antsoina @ fotoana ilàna azy, ohatra faharoa ity, rehefa lanonam-pianakaviana ireny,rehefa hariva
hande hody iny @zay ny rehetra, tsy misy afa-tsy i tonton ihany no afaka ny hitondra fiara kanefa izy
dia efa mamo tampona be,ny mahagaga dia raha apetrakao eo ambony fiara eo izy dia toy ireny
olona tsy mamo ireny fa tongany any @ ilàna azy foana io fiara io, fa rehefa tonga ka alanao ao anaty
fiara @zay i tonton dia tena vao maika mamo be tsy mahazaka tena intsony , ity koa misy ohatra
fahatelo, mahagaga fa ireny ankizy ireny mampiasa ireny téléphone misy touche ireny, ny mahagaga
sady miresaka aminao eo izy, ianao no jereny @io, ny sainy sy ny attention-ny rht any aminao daholo
fa na dia izany aza ny tanany sady mandefa message @ilay finday hatrany ary à l’aveuglette io, @ireo
cas ireo dia hitantsika fa na dia ao anaty inconscience tanteraka aza ilay olona dia miasa foana ilay
subconscience satria natsoiny tany @ matrice universelle tany ilay fahaizany ilay izy satria efa
naverimberiny ary nataony répétition matetika ka lasa tanteraka @ fiainanny,izay ilay hoe
« l’habitude est une seconde nature »,izay ilay hoe izay zavatra na teny averimberintsika ao an-
dohantsika ao dia lasa ho nature antsika ary tsy maintsy ho tanteraka foana io na ho ela na ho
haingana

Izay ny momba an’iny conscience sy subconscience iny fa raha mbola misy mila fanazavana bebe
kokoa dia ataontsika topic iray mihitsy,sinon efa misy nozaraina ohatranio any ambany any fa afaka
jerena,fa ndao isika hijery kely travail hi-perfectionnena anio satria ao anatintsika ao dia efa
voapoizina isan’andro @ireo toetra,vaovao hita isan’andro sy ny fiainana tsy mandeha @izay laoniny
intsony, betsaka ny fomba hi-travaillena io subconscient io, fa ny tena henjana sy efficace kokoa dia
ny hypnose na ny auto-hypnose (mbola ho jeren-tsika manaraka izany),misy koa anefa ireo
autosuggestion sy ny namany

- AUTOSUGGESTION CONSCIENTE :

1/ Mino aho fa efa manana phase na affirmation fampiasan-tsika avy angamba isika, ny tena tsara dia
atao affirmative foana ilay phrase fa tsy asiana négation izany mihitsy,ary atao présent ilay phrase fa
tsy atao efa lasa na mbola ho avy

2 / ho an’ireo kristianina katolika dia tsara raha mampiasa chapelet,raha tsy manana moa ianao dia
mampiasà vatokely na voankatsaka na izay tianao mba ataonao repère tsy hanelingelina ny fanisanao
ilay phrase ao anatin’ny lohanao ao , raha mampiasa chapelet ianao dia hisao vakana 21 dia asio
nœud na tady kely hoe eo @ faha 21 eo ny farany,raha vato na katsaka dia ataovy isa 21

3/ Ny hariva alohan’ny hatory,dia mandraisa ilay kahie fampiasan-tsika, eritrereto eo daholo ny


fiainana nandritra ny tontolo andro dia mifalia @zay zavatra tena nahafinaritra anao rehetra ary
soraty ao anaty ilay cahier de gratitude ao ny nahafinaritra anao nandritra ny tontolo andro rht
iny,tena important be io exercice io satria manampy anao @ fitadidiana ary manampy anao hi-
contrôler ny mental sy hi-calmer azy ary hanampy anao hanana torimaso mamy sy hanampy anao
sahady hiatrika ny tontolo andro rahampitso, tadidio fa ny torimaso alina iny no tena miantoka ny
fiainanao ampitso, raha ratsy iny dia hikorontana ny fiainanao ampitso,raha tsara iny dia ho tsara toy
izany koa ny fiainanao,jereo @ilay publication momban’ny nofy fa efa nojeren-tsika tao izany

4 / rehefa vita ny fandikanao izay nahafinaritra anao rht tao anatin’ny cahier de gratitude iny,eo no
tena miasa ny fahaizana ny méditation , mipetraha @ toerana calme tsy misy manelingelina
,manaova akanjo tsy teritery , mipetraha mahitsy tsara, position lotus na demi-lotus,raha tsy zatra
moa dia position pharaon atao(mipetraka mahitsy tsara ambony seza ,mahitsy tsara ny colonne
vertébrale,ny tanana roa mipetraka ambony fe ), mi se-détendre tsara, mi-relaxe tanteraka,alana
tanteraka izay manelingelina sy izay mavesatra rht, tkn tsy hisy tension ho henonao mihitsy, manaova
ilay respiration rythmique na ilay respiration profonde (tandremo tsara ny fahaizany mampidina ilay
rivotra an,tsy mihetsika ny vatana sy ny tratra fa ny HARA na ilay chakra eo ambanin’ny foitra no
misefo , izany hoe mitroka rivotra ianao dia mibontsina farak’izay tratra io, rehefa mamoaka rivotra
ianao dia milempona farak’izay tratra io, ny tratra tsy mihetsika na dia kely aza, tsy misy manao
respiration afa-tsy ao @ Hara ao , tandremo fa tsy dia tsara ny manao respiration ankoatra ny ao
satria mety hiteraka bronchite na tuberculose izany ,manao eo @ 21 respirations miadana tsara dia
ampy izay) rehefa tsy zatra ny respiration ianao dia tsara koa ny mi-fixer point iray eo @ 2m miala
anao eo , tsy ankimpy izany ny maso fa atao zara fa mihiratra fotsiny (efa hitantsika iny méthode iny
satria iny ilay teknika mampifamadika ny hémisphère gauche sy ny droit ny cerveau antsika no
tanjona) ,aza maika fa ataovy miadana ireo teknika ireo ,eo @ 15min eo ny moyenne hanaovana azy
mba ahatongavanao ao @ subconscience anao

5/ Rehefa rélaxé tsara ianao,dia ataovy @izay ilay affirmation anao,araho ilay chapelet 21 iny, ny
tsara fanaovana anio dia @ toerana mangina sy tokana irery ao ianao, ary tsara raha eo anoloan’ny
fitaratra, averimbereno eo ilay affirmation ary asio feo mba ho henonao tanteraka ohatran’ireny
ianao miteny @ tenanano ireny, raha tsy mety moa dia ataovy any an-tsaina any, ataovy am-
pifaliana, somary mistiky kely feno fitiavana be izany ianao, ampitomboy ben y fahatokisan-tenanao
toy ireny olona motivé be ireny ianao mitanisa azy , rehefa ny tsy azo hanoharana ianao dia afaka
manao relaxation eo ambony fandriana eo ,mitsilany mahitsy tsara (tandremo tsy hatory fa
mampatory be io ) dia averimbereno ao an-tsaina ao ilay affirmation,ho an’ny olona manambady
io,aza atao sakana fa ho zatra miadana eny ianao

6/ Rehefa manao affirmation dia atambaro @ visualisation ilay izy,ataovy ohatran’ny miaina ilay izy
mihitsy ianao , ohatra hoe « manankarena aho,sambatra aho,feno fiadanana aho,mpandresy hatrany
aho » ohatra hoe io ny affirmation anao dia eritrereto hoe miaina anaty trano tsara tarehy ianao,feno
harena sy fiara,ao anaty fahasambarana tanteraka miaraka @ fianakaviana,alao fafiny tanteraka dia
makà fy be,ho hitanao fa ianao manao ilay izy aza dia feno tsiky sy fahasambarana tanteraka ary
fifaliana tanteraka,rehefa vita ny affirmation dia manaova respiration intelo dia mifindra vaonin’ny
chapelet faharoa indray dia manao ilay affirmation mandrapahatonga anao any @ilay 21 misy
marika tady kely iny,averimbereno iny mba hiraikitra tanteraka ao @ subconscience anao ao

7/ izay ny alina fa raha vao mifoha maraina koa ianao dia ataovy iny teknika iny, midira méditation
lalina dia averimbereno indray iny affirmation iny, ataovy eo @ 21jours eo iny dia rehefa vita izay dia
ovay hafa indray ny affirmation anao ary ataovy fomba fiaina mandra-maty anao io,ataovy toy ny
kilalao fa aza atao obligation izany,rehefa kamo dia ajanony kely aloha fa tsy hoe tsy maintsy manao
an’ity aho, ho hitanao fa ho saturé ny affirmation positive ny subconscient anao sy ny fiainanao, ary
ho hitanao fa raha sendra zavatra négatifve aza ianao dia ho tsapanao ilay positive ao anatiny

8/ Mba hampiety tsara anio autosuggestion io dia mila mifantoka tsara ireo affirmation ataonao
ianao ary mila mino tanteraka ny fiasany, ary ianao koa dia mila misokatra @ positif foana mba hiova
ho positif hatrany ny fiaiinanao satria mihatra aminao ilay loi d’enregistrement sy répétition
hitantsika tery ambony tery,mety hanana olana @ fiainanao ianao satria nitranga ilay karma taminao
fa aza matahotra manomboka izao fa hivaha haingana io satria efa feno positif eo @ fiainanao

Dia izay sy izay indray ary aloha ny androany fa dia mankasitraka sy mandrosoa hasina daholo

Vous aimerez peut-être aussi