Académique Documents
Professionnel Documents
Culture Documents
PANNEAU DE DANGER
Fiolahana maromaro mety mampidi- Làlana miatery ny sisiny roa, mety Làlana miatery ny ankavanana, mety
doza, voalohany miankavia mapidi-doza mampidi-doza
Toerana fanapahan‟ny mpianatra ka Toerana fiampitan‟ny mpandeha Toerana fanapahan‟ny biby fiompy
mety mampidi-doza tongotra ka mety mampidi-doza matetika.
DANGER
PASSAGE
PROTEGEE
A proximité d‟un aérodrone
Panneau: CEDEZ LE PASSAGE dangeurex à 200m
Passage protégée
Takelaby milaza fa tsy maintsy Afaka 200m dia hisy seranam-
mandefitra piaramanidina tena mampidi-doza Làlana voaaro.
PANNEAU D‟INTERSECTION
STOP 150 m
SIGNAL AUTOMATIQUE
SIGNAL AUTOMATIQUE
Panneau de position à voie ferrée
Passage à niveau non gardé avec unique qu‟on peut trouver aussi “Panneau de position” à voie ferrée
signal automatique aux aerodromes unique. Avec signal automatique.
Takelaby milaza làlamby tsy misy Signal hita eny amin‟ny làlamby tokana, « Panneau de position » hita eny
mpiambina miaraka amin‟ny « signal hita koa eny amin‟ny seranam- amin‟ny làlamby tokana miaraka
automatique » piaramanidina amin‟ny signal automatique
PANNEAU D’INTERDICTION
Tsy mahazo mivily ankavanana Tsy mahazo manao dia miverina Tsy azo isongonan‟ny fiara rehetra
50
Double limitation de vitesse: 30km/h pour les
véhicules de plus de 3t5 et 50km/h pour les
Limitation de vitesse à 50 km/h véhicules de moins de 3t5
Accès interdit aux véhicules plus de 5t5 Ny fiara lehibe tsy mahazo mandeha
Tsy mahazo mandeha mihaotra ny mihaotran‟ny 30km/h, ary ny fiara
Tsy azo alehan‟ny fiara mihaotra ny 5t5 50km/h madinika tsy mihaotran‟ny 50km/h
BARRIERE
DE PLUIE
1ère au 15ème
Stationnement interdit
Làlana tsy azo hifanenana ka izay
Tsy azo hijanonana Arrêt interdit mifanena no mandeha aloha
PANNEAU D’OBLIGATION
Obligation de tourner à gauche Obligation de tourner à droite Route obligatoire pour cycliste
Allumez
vos
feux
Obligation d‟aller tout droit ou Obligation d‟aller tout droit ou
Toerana tsy maintsy handrehetana jiro tourner à droite tourner à gauche
30
SERREZ
A
DROITE
UN TRAIN PEUT EN
CACHER UN AUTRE
Manambara fa misy hopitaly Manambara fa misy ala mora mirehitra Misy toeram-pitsaboana vonjimaika
TAXI
Tête de STATION
Voie sans issue Fin d‟interdiction de klaxonner Fin d‟obligation d‟allumer ses feux
Làlana tsy mitohy fa tapaka Fiafaran‟ny tsy azo hampanenoana Fiafaran‟ny tsy maintsy nandrehetana
antenantenany anjomara jiro
2- Ny fihetsika ataon’any polisy na zandary (Les signes ou gestes effectuées par le policier ou le gendarme)
3- Feux Tricolore
Mijanona (STOP)
4ème feu na feu secondaire : Mahazo mivily an-kavanana fa manaja ny havia sy ny mpandeha an-tongotra
Ny jiro mavo mipipika dia manambara loza ka tokony hitandrina sy hanery ny havanana, manambara
ihany koa fa tsy mandamina fifamoivoizana ny jiro ka tokony hijery fanambarana hafa. Rehefa tsy misy dia
priorité à droite.
Le feu jaune qui clignote indique qu‟il y a des dangers et on doit faire attention et serrer à droite, il indique
également qu‟il ne coordonne plus la circulation donc on doit observer d‟autres signalisations si non c‟est la
priorité à droite.
4- Ny takela-by (panneaux)
Mandrara (Interdiction)
Mandidy (Obligation)
5- Ny Balizy (Balises)
Bande blanche 25 cm
CEDEZ
Rond-point
B
Ligne discontinue
Azo hitsahina sy tapahana
U
S Bande blanche 10 à 15 cm
Làlana kely roa mifanapaka
(Priorité à droite)
Bande de cérame
(Trottoir miloko)
Flèche de rabattement
Ilot directionnel
Ilot séparateur
On ralenti
On serre bien à droite
Allumer le feu code pour la nuit
Il ne faut pas stationner et dépasser
Avertir de sa présence si nécessaire (Klaxon, appel de phare)
Voir les signalisations et respecter la priorité
Allumer le clignotant si on a l‟intention de tourner
+
Isaky ny sampanana
(à chaque intersection)
+
PRIORITE A
GAUCHE
- Bande blanche 25cm na 50cm mitapatapaka isaky ny sampanana ka tsy misy fanambarana
hafa miaraka aminy
(Bande blanche 25cm ou 50 cm discontinue à chaque intersection et sans autres indications)
B- Priorité à droite
- Rehefa mahita sampanana tsy misy fanambarana mihitsy
(Qu‟on voit une intersection sans aucune indication)
- Rehefa misy jiro mavo mipipika (feu tricolore), ka tsy misy fanambarana hafa
(Quand le feu jaune clignote et qu‟il n‟y a pas d‟autre indication)
- Rehefa sampanana mitovy hery no mifanapaka
(Quand il y a une intersection de 2 routes à égal valeur)
DANGER
Na na
DANGER PRIORITE A DROITE
D- Priorité Gauche-droite
Famaritana ny « Permis B »
Ny « Permis B » dia fahazoan-dàlana omen‟ny Centre Immatriculateur hafahana mitondra fiara
latsaky ny 3,5t miaraka amin’ny entana, mahazaka olona 9 miaraka amin’ny mpamily raha be
indrindra ary ahazoana mitarika remorque latsaky ny 750kg. Ny « permis B » dia maharitra, feno
18 taona no afaka maka azy raha kely indrindra.
Doit se faire pour le permis de conduire des voitures utilitaire, dans les hôpitaux publics (Ex : BMH
–HJRA)
Renouvelable tous les : 5 ans pour une personne de moin de 40 ans
3 ans pour personne entre 40 – 52 ans
2 ans pour une personne entre 52-60 ans
1 an pour la personne + de 60 ans
13- Sortes de véhicules qu’on peut conduire avec le « Permis B »
- Véhicules particuliers : Permis B
- Véhicule de transport de marchandises moins de 3,5 tonnes : avoir 18ans et un certificat
médical
- Taxi : avoir 21 ans au moins, 1 an de permis au moins, capacité de taxi, certificat médical, 1 an
de permis
- Auto-école : 21ans, Cap (Certificat d‟Aptitude Professionnelle), visite médical, 1an de permis
- Ambulance : 21 ans, capacité communale, Certificat médical, 1an de permis
- Transport d‟enfant : 21 ans, certificat médical
Ireo karazam-piarakodia azo entina amin’ny « Permis B »
- Fiara manokana ilaina ny “Permis B”
- Fiara mpitatitra entana latsakin‟ny 3,5 t, 18 taona, mila certificat médical
- Taxi : feno 21 taona, mila certificat médical, capacité taxi, 1 taona mahery ny permis
- Auto-école : 21 taona, manana CAP, certificat médical, 1 taona mahery ny permis
- Ambulance : 21 taona, capacité communale, certificat médical, 1 taona mahery ny permis
- Fitateran-jaza : 21 taona, certificat médical
Visitin’ny fiara :
- Fiara « particulier » atao visite afaka 5 taona ao aorian‟ny nivoahany, avy eo isan-taona
- Fiara mpitatitra entana latsaky ny 3,5t : atao « visite » raha vao mivoaka ary isan-taona
mandritry ny 5 taona , avy eo isan‟enim-bolana.
- Taxi : Atao « visite » raha vao mivoaka, avy eo isan‟efa-bolana.
- Auto-école: Atao “visite” vao mivoaka, avy eo isan‟enim-bolana mandritry ny folo taona, ary
avy eo isan-telo volana.
- Ambulance: atao visite raha vao mivoaka, avy eo isan‟enim-bolana
- Transport d‟enfant: mitovy amin‟ny ambulance.
16- A qui délivre-t-on le permis de conduire ?
On délivre le permis de conduire à toute personne satisfaisant aux conditions qu‟il exige et ayant
passé avec succès les épreuves pratiques et théoriques pour sin obtention.
- Cortège nuptial
- Convoy de troupe
- Tout véhicule escorté par la police ou la gendarmerie qui avertit
- Tout véhicule qui avertit à l‟aide d‟un klaxon, feu de détresse, feu
Ny Fiarakodia manam-pahefana :
- Pompiers
- Ambulance
- Police secours
- Gendarmerie Raha mampilaza
- Fiaran‟ny JIRAMA
- Fiara milahatry ny filoham-pirenena
- Fiara milahatry ny mpandevina
- Fiara milahatry ny mariazy
- Fiara milahatry ny miaramila
- Fiara rehetra hilalovan‟ny police na zandary
- Ny fiara rehetra ka mampilaza amin‟ny njiro, anjomara, feu de détresse
Fampiasana ny « Phares »
Ny phares dia tsy azo ampiasaina mihitsy raha tsy ivelan‟ny tanàna ary amin‟ny toerana tsy misy
fiara mifanena na fiara arahina avy ao aoriana, tsy azo ampiasaina ko aizy eny amin‟ny toerana
mampidi-doza toy ny sampanan-dàlana, fiolahana, tampom-piakarana.
Fampiasana ny « Codes »
- Anaty tanàna
- Raha misy mifanena
- Raha manaraka fiara avy ao aoriana
- Amin‟ny loza samihafa
- Sampanan-dàlana
- Fiolahana
- Tampom-piakarana
- Tunnel
- Làlana ambanin‟ny tany
- Na atoandro aza ny ka tsy ampy ny fahitana
Ohatra (exemple)
V= 50 km/h
( ) ( )
Ohatra (Exemple)
( )
TEMPS DE REACTION
Fotoana lany manomboka eo amin‟ny ahitana trangan-javatra iray mandra panapaka hevitra
ny « Temps de réaction » dia manodidina ny « 1 segondra »
( )
Ohatra (Exemple)
V= 50 km/h
( )
Ohatra (Exemple)
DF=25-15=10m
Eny amin‟ny :
- Fiolahana, sampanana
- An-tampom-piakarana
- Tunnel
- Fiampitan‟ny mpandeha an-tongotra
- Lalam-by
- Lalana tery
- Mandrehitra clignotant gauche ny fiara eo aloha mba hivily any an-kavia ary malalaka ny an-
kavanana (Droite)
- Amin‟ny lalana “Sens unique” misy “voie 2” ka misy “embouteillage » avy any an- kavia ary
malalaka ny havanana.
Azo leferina raha voazaran „ ny ligne continue sy discontinue ny làlana ; ary azo hilaharan‟ny
fiara 2 ny faritra misy anao.
Tolérable si la route est séparée par une ligne continue et discontinue et si elle peut contenir deux
véhuciles côté à côté
Fanamarihana :
Ny fisongonana dia tokony ho vita ao anatin‟ny 8 à 10 segondra
Anjaran‟ny fiara izay songonana no mandeha mora sy manamora ny fisongonan‟ny fiara hafa.
Remarque:
Dépassement doit se faire pendant 8 à 10 secondes et il incombe au véhicule à dépasser de réduire sa
vitesse et de faciliter le dépassement.
- Piéton : 1m
- Bicyclette : 1m
- Motocyclette : 1m
- Véhicule à traction humaine : 1m
- Véhicule (automobile) à l‟arrêt : 1m
- Véhicule à traction animale : 50cm à 1m
- Véhicule (Automobile) en marche : 50cm
Les vérifications à faire pour une voiture avant son démarrage chaque matin
Ny eo amin’ny sakany : Tsy mahazo mihoatra ny 20cm amin‟ny andaniny 2, tsy atao
mitaritarika amin‟ny tany fa tokony tsy ho latsaky ny 45cm
Sur le côté : ne doit pas dépasser de20cm des deux côtés. Les bagages ne doivent pas trainés
par terre mais par contre, doivent être suspendus à une hauteur d‟au moins 45cm.
Ny avy ao aoriana : Tsy mahazo mihoatra ny 3m miala amin‟ny fiara ny alavany, fa na dia
mihoatra 1m fotsiny aza dia tsy maintsy asiana lamba menamena raha atoandro na jiro /
Catadiope mena raha alina mba ahamora ny fahitan‟ny ao aoriana.
Conduite en état d‟ivresse ou sous l‟emprise d‟un état alcoolique : 0,8g/l de sang ou 0,5 g/l de sang
alcootest
- 1 mois à 1an d’emprisonnement et / ou amendes
Délit de fuite
- 1 mois à 1 an d’emprisonnement et / ou amendes
Non respecter des dispositions concernant les barrières de pluies et le passage sur les ponts et les bacs
- 3 mois à 2 ans d’emprisonnement et / ou amendes
Conduite sans avoir le permis de conduire valable pour la catégorie du véhicule considère.
- 10 jours à 1 an d’emprisonnement et / ou amendes
Conduite malgré une décision d‟annulation ou suspension de permis de conduire ou refus de restituer
le permis suspendue ou annulé.
- 1 jour à 1 an d’emprisonnement et / ou amendes
Les autorités peuvent immobiliser la voiture avec un taquet d‟arrêt lors d‟un
stationnement irrégulier ou abusif.
FAMPIDIRANA « FOURRIERE »
Miditra « fourrière » ny fiara alefan‟ny manampahefana any amin‟ny toerana voatondro iray,
ary tanany eo mandram-panapahany hevitra. Ny tompon‟ny fiara no miantoka ny lany amin‟izany.
(Maximum : 10 jours de retenu : 2.000 Ar / chevaux/jour) fara fahakeliny 3 andro (03mf / ch / j)
Ireo manam-pahefana afaka mampiditra « fourrière »
- Tout officier de police judiciaire territorialement compétent (OPJ) ou Maire
- A défaut, par le maire rural territorialement compétent
Mipetraka eo amin‟ny toerana tsy azo ijanonana mety hitera-doza indrindra raha tsy ao ny
mpamily,
akaikin‟ny fihaonan-dalana na eny amin‟ny tampom-piakarana,na any amin‟ny fiholahana
nefa tsy ampy ny fahitana ny lalana, na tsy mety manala ny fiarany amin‟io fijanonana tsy
ara-dalana io na dia efa nobaikon‟ny manam-pahefana aza.
Misakana ny fifamoivozana na ny fidirana ao an-tranon‟olona na birao nefa ny mpamily tsy
mety manala ny fiarany
Fiara mijanona mihoatra ny fe-potoana voalazan‟ny lalàna eny amin‟ny lalana.
Tsy vita visite technique na tsy nanaraka baiko azo avy amin‟ny manam-pahefana mikasika
ny fahasimban‟ny fiara
Ny tsy fandoavana amende ao anatin‟ny 48h
Tsy fisian‟ny ceinture de sécurité
RQ: Io fampidirana fourrière io dia tsy maintsy vitan‟ny tompon‟ andraikitra an-tsoratra.
Ny manam-pahefana dia afaka manajanona ny fiara amin‟ny alalan‟ny “taquet d‟arrêt” rehefa
mijanona tsy ara-dàlana na mijanona ela loatra eo amin‟ny fipetrahana.