Vous êtes sur la page 1sur 9

Indreto ary misy citation maromaro izay mety ilainao

Nature philosophique/ara-pilozofika
1- “L’homme est un roseau, le plus faible de la
nature , mais un Roseau pensant”. Pascal
NATURE DE L’HOMME/Ny maha izy ny olona « Ny olona dia zozoro, osa indrindra @ zavaboary, fa zozozro
Nature sociologique /Ara-piarahamonina misaina »
1- « L’homme est né pour la société ». Diderot 2- « La pense fait la grandeur de l’homme ».Pascal
« Teraka ho an’ny fiarahamonina ny olona » « Ny bfisainana no maha ambony ny olona »
2- “La societe est la ealite premiere de l’homme”.Aristote 3- “L’homme est un être doué de culture». Leiris
« Ny fiarahamonina no zava-misy voalohany eo @ olona » « Zavaboary manana kolontsaina ny olona »
3- “L’homme n’est lui-même que dans et par la societe”.Durkheim 4- “L’homme est un animal raisonnable”. Kant
« Tsy araka ny maha izy azy ny olona raha tsy ao sy @ alalan’ny « Biby misaina ny olona »
fiarahamonina ». 5- « L’homme est un animal métaphysique ».Shopenhauer
4- « L’homme est un animale politique ».Kant « Biby metafizika ny olona »
« Biby miara-miaina ny olona » 6- « Je suis une chose vraie, vraiment existante, une chose qui
5- “L’homme est naturellement bon, c’est la société qui le corrompt». pense ».Descartes
Rousseau « Tena zavamisy mariana aho, tena mitombona ny fisiako,
« Tsara ny olona tany ampiandohana, fa ny fiarahamonina no zavamisy misaina aho »
nanimba azy » 7- “L’homme est un être pour la mort”.Heidegger
6- “L’homme est un être vivant crée pour le travail, grâce à son « Miroana ny @ fahafatesana ny maha olona »
travail, l’homme peut maitriser la nature ou la societe”.Marx 8- ‘L’homme n’est ni ange, ni bête ;et le malheur veut que qui veut
« Ny olona dia zava-mananaina noforonina mba hiasa, noho ny l’ange fait la bête » Pascal
asany dia afaka hifehy ny voary sy ny fiarahamonina izy » « Sady tsy anjely ny olona no tsy biby »
7- « Les hommes font leur histoire ».Marx Et Engels
« Ny olombelona no mandrafitra ny tantarany » PHILOSOPHIE GENERALE/ FILOZOFIA @ ANKAPOBENY
1- “La philosophie, c’est le savoir totalement unifie”.Spencer
« Ny filozofia dia fahalalana voaravonea tanteraka »
2- « La philosophie c’est la pense qui se critique elle-même ».Hegel Sa nécessite /Ny tsy maintsy ilana azy
« Ny saina izay mitsikera ny tenany ihany no atao hoe filozofia ». 1- « Ne pas philosophé c’est vivre en aveugle ».descartes
3- “connais-toi , toi meme”. Socrate « Miaina anjambanay ny tsy manao filozofia »
“Fantaro ny tenanao” 2- “Se moquer de la philosophie, c’est vraiment philosophe». Pascal
Son essence/Ny maha izy azy ny filozofia « Ny tsy miraharaha filozofia no tena manao filozofia »
1- “L’essence de la philosophie c’est la recherché de la vérité”. Jasper 3- “Personne ne peut se passer de la philosophie”. Jaspers
« Fitadiavana ny marina ny maha izy azy ny filozofia » « Tsy afa-miala @ filozofia ny olona »
2- “La philosophie ne se definie pas, elle se fait”.Caranti 4- “La philosophie rend heureux car on en tire de la joie et de la
« Tsy faritana ny filozofia fa hatao » gaieté en connaissant les choses”. Spinoza
3- Il n’y a pas de philosophie que l’on puisse apprendre, on n’apprend « Mahasambatra ny filozofia, satria mitondra hafaliana sy
qu’à philosopher». Kant haravoana @ alalan’ny famataran-javatra »
« Tsy misy filozofia azo ianarana, mianatra manao filozofia no azo 5- “Le Bonheur de l’homme est le but supérieur de la philosophie».
atao » Epicure
4- “Essence de la philosophie c’est la recherché de la verite et non de « Ny fahasambarana no tanjona faratampon’ny filozofia »
sa possession”.Jaspers 6- “C’est proprement avoir les yeux fermes, sans tacher jamais de les
« Ny maha filozofia ny filozofia dia ny fikarohana ny marina fa tsy ouvrir, que de vivre sans philosopher”. Descartes
ny fananana azy » « Dia tena fanakipiana ny maso , ka minia tsy hanokatra izany ny
Sa valeur/Ny lanjany miaina tsy manao filozofia »
1- “La philosophie est une interrogation sur le réel”.Bergson 7- “La philosophie residue devrait etre eliminee de plus en plus par la
« Fametrahana fanontaniana @ tontolo amkapobeny ny connaissance scientifique. Si elle est encore , c’est parce que la
filozofia » science n’est pas encore arrivée a son terme ». Gusdore
2- “La philosophie est la recherché de la réalité par l’étude de « Ny filozofia dia efa tokony ariana ary azo ovana @ fahalalana
l’esprit”. Lagneau siantifika, raha mbola misy ny filozofia dia satria tsy mbola tonga
« Fikarohana ny zavamisy @ alalan’ny fandinihan’ny saina ny hatramin’ny farany ny siansa »
filozofia » L’esprit philosophhique/Ny toe-tsaina ara-pilozofiika
3- « La philosophie est une théorie de la connaissance ».Brunschvicg Esprit d’étonnement/toetsaina migaga
« Lamin-kevitra momba ny fahalalana ny filozofia » 1- « La philosophie éveille la conscience ».Jaspers
« Mamoafoha ny saina ny manao filozofia » 2- “Reflechir c’est nier ce que l’on sait deja” Alain
2- “C’est l’émerveillement qui poussa les homes a philosopher». « Manda izay efa fantany ny mandinika »
Aristote 3- “La philosophie doit démontrer par les arguments,elle fait
« Ny zava-mahaliana no nanosika ny olona hanao filozofia » apparaitre a al pensée critique et non à la peur ou à la
3- “S’étonner c’est tender a la connaissance”.Jaspers confiance”Ronstand
« Miroso mankany @ fahalalana ny olona gaga » « Manaporofo avy amin’ny rindrankevitra ny filozofia, mampiasa
Esprit de doute/Toetsaina misalasala saina mitsikera izy fa tsy miankina amin ‘ny tahotra sy ahiahy »
1- “Ce n’est pas le doute mais la certitude qui nous rend 4- « Nous ne voyons pas que la vérité reste encore vérité quand on
fou”,Nietzsche lui enlève ses voiles »Nietzsche
« Tsy ny ahiahy fa ny firokisan-yena no maha lasa adala » « Tsy mino izahay fa ijanona ho marina ny marina raha esorina
2- “Le doute engendre l’examen et la certitude”Jaspers ireo voaly manarona azy »
« Miteraka fanadihadiana sy fahafantarana ny marina ny 5- « Il faut obliger l’erreur à apparaitre comme telle ».Descartes
ahiahy » « Tsy maintsy haseo @ tena endriny ny hevi-diso »
3- “Il vaut mieux se pencher vers le doute que vers 6- C’est une existence banale et inauthentique que celle qui ne se
l’assurance”.Montaigne met jamais en question”. Heidegger
« Aleo miantehatra @ ahiahy toy izay @ fitokisantena » « Fiainana mandeha ho azy no tsy ara- dalana izay tsy mba misy
4- “Une grand ephilosophie n’est pas celle qui installe une veritie fametraham-panontaniana »
definitive, masi celle qui introduit une inquietude”. Peguy 7- “Philosophe revient a ceci: se comporter a regard de l’univers
« Ny tena filozofia lehibe dia tsy izay mametraka ny fahamarinana comme si rien n’allait de soi”. JANKELEVICTH
raijitra fa izay mampiditra fisalasalana » « Ny manao filozofia dia midika ho : mitondra tena manoloana ny
5- « Ne jamais recevoir aucune chose pour vraie que je ne connaisse tontolo ka mihevitra fa tsy misy zavatra mandeha ho azy sy araka
pas évidemment être telle » ny tokony ho izy ».
« Tsy mandray zavtra iray tena ho marina aho afa tsy izay fa tena 8- « Faire de la philosophie c’est être en route , en philosophie les
izy mazava tsara » questions sont plus important que les réponses et chaque réponse
Esprit critique/Toe-tsaina mitsikera devient une nouvelle question ».Jaspers
1- “Penser c’est dire non”Alain
“Manao tsia ny mihevitra “
« Ny manao filozofia dia mizotra an-dalana eo @ filozofia ny « Ny siansa dia rindram-pahalalana mifandray tsra araka ny ny
fanontaniana no zava-dehibe kokoa noho ny valin-teny ary ny fanjohin-kevitra sy miompana @ zavatra iray »
valinteny tsirairay avy dia lasa fanontaniana vaovao » 5- « Il n’y a de science que ce qui est générale » Aristote
La vérité philosophique/Ny marina ara-plozofia « Tsy misy siansa afa tsy izay miompana @ ankapobeny »
1- « La vérité est l’adéquation de l’intelligence et de la réalité ». St 6- “Il n’y a de science que ce qui est caché ”Bernard
Thomas « Ny siansa dia zava- miafina ano ampiasy azy »
« Ny marina dia fifanojoana eo @ fisainana sy ny zava-misy » La connaissance scientifique/Ny mariana ara-tsiantifika
2- “La vérité n’est pas à moi ni à toi, elle est devant nous». 1- « Connaitre c’est mesurer » Bunschvicg
Antoine de St Exupéry « Ny atao hoe mahalala dia mandrefy »
« Ny marina tsy ahy tsy anao fa ery anoloantsika » 2- “En science rien n’est donne,”Bachelard
3- ‘Philosopher c’est apprendre a mourir”Platon « @ siansa tsy misy vonona avy hatrany vao arafitra daholo »
« Mianatra ny ho faty ny manao filozofia » 3- “La connaissance scientifique n’est pas la connaissance
PHILOSOPHIE DES SCIENCES/NY FILOZOFIA MOMBA NY sensible”Bachelard
SIANSA « Tsy fahalalana ara-tsapa ny fahalalana ara-tsiansa »
1- « La philosophie est la mere de toute les science »st Augustin Esprit scientifique/Ny toetsaiana siantifika
« Ny filozofia no renin’ny hairaha rehetra » 1- “toute science crée une nouvelle ignorance”Michaux
2- “La science est une connaissance exacte, réelle et précise” « Miteraka habadoana vaovao ny siansa rehetra »
Larousse 2- “Le douteur est le vrai savant”Descart
« Ny siansa dia fahalalana matipaika, mifanojo ary azo antoka » «izay Mpametraka ahiahy no tena siantifika »
3- “La science est la connaissance et l’explication objective et 3- ‘L’esprit scientifique est esentiellement une rectification du savoir”
rationnelle des lois de l’univers”Goblot Bachelard
« Fahalalana tsy mitanila ary ara-kevitra mikasika ny lalana « Ny toetsaina siantifika dia fanitsiana fahalalana »
mifehy ny tontolo ny siansa » 4- “l’esprit scientifique est … source , règle, mesure et contrôle de
4- “Une science est un système de connaissance liées et se rapporte toute connaissance” Boutroux
au même sujet”Goblot « Ny toetsaina siantifika dia… loharano, fitsipika , fandrefesana sy
fanaraha-maso ny fahalalana rehetra »
5- “L’esprit scientifique n’est pas quelque chose de toute fait et de « Tsy maintsy efa manampahaizana ara-tsiansa vao afaka
donnée, mais forme à mesure que la source se crée et progresse mahlala zavatra iray »
”Boutroux 5- « L’observation scientifique est toujours une observation
« Ny toetsaina siantifika dia tsy zavatra efa mipetraka na polémique Bachelard
voavolavola mialoha , fa miforona @ alalan’ny fiforonana sy « Ny fandinihina ara-tsiansa dia fandinihana miteraka ady hevitra
fivoaran ‘ny siansa » mandrakariva »
6- « Le hasard ne favorise que les esprits préparés « . louis Pasteur 6- “Le savant ne cherche pas l’essence de la chose”Kant
« Ny kisendrasendra, dia tsy manomana afa-tsy ny saina efa « Ny mpikaroka siantifika dia tsy mikatsaka ny maha izy azy ny
voahomana » zavatra iray »
7- “Le hasard est la mesure de votre ignorance”Poincare 7- « Les faits ne parlent qu’à l’esprit préparé »Bernard
« Ny kisendrasendra nno andrefesana ny tsy fahalalana » « Ny zava-dinihin’ny saina dia tsy miteny afa-tsy @ siansa efa
8- “Ce qu’il veut le scientifique, c’est la vérité de la réalité, et non la voahomana »
soumission de celle-ci a la réalité a lui”Freire 8- “L’hypothèse est acte de l’esprit pour donner une solution au fait-
« Ny zavtra irin’ireo siantifika dia ny fahamarinan’ny zava-misy, fa problème”Bernard
tsy ny fileferan’ny zava-misy eo @ fahamarainana ananany » « Ny petrakevitra dia asan’ny saina manome vahaolana @ zava-
9- « Le hasard n’est pas l’absence de la nécessité , mais l’ignorance dinihina izay mametraka olana »
de la nécessité »Spinoza 9- “Vérifier c’est vérifier par une confrontation avec le fait si une
L’expérimentation / Ny fanandramana donnée est vraie ou fausse”Lalande
1- « Le fait suggère l’idée , l’idée dirige l’expérience, l’expérience juge « Ny manamarina dia manamarina @ alalan’ny fampifanatrehana
l’idée » Claude Bernard ny petrak’evitra @ zavamisy dinihina , mba hahita na marina na
« Ny trangan-javatra mitondra hevitra, ny hevitra mitarika ny tsia »
fananmdramana, ny fanandramana mitsara hevitra » Le déterminisme/Fifandraisan’ny banton-javtra sy ny vokany
2- « Ce qui n’est pas expérimentale n’est pas scientifique » Renan 1- « Connaitre vraiment c’est connaitre la cause » Bacon
« Izay tsy azo anaovana fanandramana dia tsy siantifika » « Ny tena mahalala dia mahalala ny antony »
3- “Experience s tune raison confirme” Bachelard 2- « Rien ne se perd, rien ne se crée , tout se transforme »Lavoisier
“Ny fanandramana dia fisainana nohamarinina” « Tsy misy zavtra very , tsy misy zavtra miforona miovaova ny
4- “Il faut bien être savant pour savoir un fait”Alain rehetra »
3- “Il n’y a pas de connaissance sans l’empirisme”David Hume 2- “La science sans conscience n’est que ruine de l’âme”Rabelais
« Tsy misy ahlalana ivelan’ny fahatsapana » « Ny siansa tsy misy feon’ny fieritreretana dia faharavan’ny
Valelur de la science/Ny lanjan’ny siansa fanahy »
1- « Une connaissance sans science est une ignorance » Goblot 3- “Il n’y a de science que du measurable” Le Dantec
« Tsy fahalalana ny fahalalana tsy misy siansa » « Tsy misy afa tsy izay azo refesina ao @ siansa”
2- “Par la science, l’homme deviant maître et possesseur de la LA PHILOSOPHIE MORALE/FILOZOFIA MORALY
nature”Descartes 1- “La vraie morale se moque de la morale”Pascal
« Noho ny siansa dia lasa tompo sy mpifehy ny zavaboahary ny « Ny tena valahara dia tsy voafehim-balahara”
olona” 2- “Là où commence une vie en groupe, commence la
3- “La science n’est pas seulement une connaissance, c’est une morale”Durkheim
education”Boutroux « Miara-manomboka @ fiarahamonina ny moraly »
« Ny siansa dia tsy fahlalana fotsiny fa fanabeazana ihany koa » Définition de la morale/famaritana ny moraly
4- “La science seule peut fournir à l’homme la chose nécessaire à la 1- La morale est une théorie raisonnée sur le bien et le mal »Schifres
vie”Renan « Lamin-kevitra voasaina momba ny tsra sy ny ratsy ny moraly »
« Ny siansa ihany no afaka hioantoka ny zavatra ilain’ny olona eo 2- “La morale repose tout entière sur la dignité de la personne” Alain
@ fiainany » « Miorina tanteraka @ hasina maha olona ny moraly »
5- “Savoir pour prévoir, prévoir pour pouvoir” Bacon 3- “La morale est une chose intérieure, c’est une affaire de
« Mahalala mba ahafahana miomana , miomana mba ahazoana connaissance et de raison” Spinoza
mifehy » « Zavatra avy amin’ny olona ihany, miankina @ fahalalana sy ny
6- « Le but unique de la science est l’honneur de l’esprit humain » saina moraly »
Jacobi 4- “La morale se définit : l’ensemble des règles suivant lesquelles on
« Ny tanjona manokan’ny siansa dia hajan’ny sain’olombelona » doit agir et juger des actions au point de vue du bien et du
Limite de la science/fetran’ny siansa mal”Lalande
1- « Dans la détresse de notre vie , la science n’a rien à nous « Ny moraly dia fitambaran’ireo fitsipika izay tokony arahina
dire »Husserl rehetfa hanao zavatra na hitsara izay atao mikasika ny tsara sy ny
« @ fahoriana manjo antsika , tsy manankambara @tsika ny ratsy »
siansa »
« La morale est la science de ce qui doit être la conduite humaine » 5- “La conscience absolument parlant est la relation du juge à l’objet,
« Ny moraly dia siansa momba ny tokony ho fitondratenan’ny soit intérieur, soit extérieur”Hegel
olona » « Ny ahiahy rehetra tena marina dia ny fifandraisan’ny izaho sy ny
5- “Il n’y a d’autres dans la morale que le sentiment de la zava-misy na io anatiny na io ivelany »
dignité”Alain 6- “La conscience est le meilleur livre de la morale que nous ayons
La liberté morale/Ny fahafahana celui qu’on doit consulter le plus” Pascal
1- « La condition première de l’action, c’est la liberté »Sartre « Ny tsiarontsaina no boky tsara indrindra mikasika ny moraly
« Ny fepetra voalohany hahazoana mihetsika dia ny fahafahan » izay ananantsika ka tokony ho dinihina mihoatra noho ny hafa”
2- “L’homme est condamne à être libre”Sartre 7- « Il n’y a pas de crime, même de mal en soi »Durkheim
« Voaheloka ho afaka ny olona » « Tsy izany hoe habibiana na ratsy efa mipetraka mialoha izany »
3- “La liberté marque la nature humaine”Sartre Droit et devoir/Ny zo sy adidy
« Manooritra ny maha izy azy ny olona ny fahafahana » 1- « Sans contrat pas de droit »Nietzsche
La conscience morale/Ny tsiarontsaina « Raha tsy misy fifanarahana tsy ny zo »
1- « La conscience marque la présence de DIEU en nous »Swedenborg 2- “Tu dois donc tu peux”Kant
« Manamarika ny fisian’Andriamanitra ao amin’ny olona ny « Tsy maintsy manatanteraka noho izany afaka ny
tsiarontsaian » hanatanteraka »
2- « La conscience morale est une instinct divin, un juge infaillible du 3- « Le droit est le pouvoir faire son devoir »Kant
bien et du mal »Rousseau « Ny zo dia ny fahazoana manao ny adidin’ny tena »Kant
« Ny tsiarontsaina dia fironana avy @ Andriamanitra mpitsara tsy 4- “Le devoir est la necessite d’accomplir une action par respect pour
mety diso ny tsara sy ratsy » la loi » Kant
3- “La conscience morale est le sentiment immediate du bien et du « Filana hanatontosa asa ho fanajana ny lalana ara-pitondrana-
mal’Didier Julia tena ny adidy »
« Fihetseham-po eo no eo momba ny soa sy ny ratsy ny 5- “Etre home c’est etre responsable” exupery
tsiarontsaina » “Ny maha olona dia ny fandraisana andraikitra”
4- “La conscience est la raison pratique qui montre à l’homme son LA PHILOSOPHIE POLITIQUE/FILOZOFIA POLITIKA
devoir”Kant DEFINITION/Famaritana
« Ny tsiarontsaina dia ilay saina mampiseho @ olona ny adidiny.
1- « La politique c’est la science du gouvernement »Littre Liberté politique/Ny fahafahana ara-politika
« Ny politika dia haiary entina mitantana ny fanjakana » 1- « La liberté politique est le droit de faire tout ce que les lois
2- “La politique est art de mentir”Marx♣ permettent »Montesquieux
« Ny politika dia fahaiza-mandainga » « Zo ahafahana manao izay araka ny lalana ny fahafahana ara-
3- « La politique est une course au pouvoir »Foulan politika »
« Ny politika dia azakazaka ho eo @ fitondrana ny fanjakana » 2- “Le fondement de l’état ne réside pas dans la contrainte mais dans
L’etat de nature et l’etat social/Ny toetra ara-boajanahary sy ara- la liberte”Spinoza
piarahamonina « Tsy ao @ fanerena , fa ao @ fahafahana no fepetra iorenan’ny
1- « L’homme est ne bon mais c’est la societe qui le fanjakana »
deprave »Rousseau 3- “Entre le faible et le fort , c’est la liberté qui opprime et c’est la loi
« Teraka tsara ny olona fa ny fiarahamonina no nanimba azy » qui libere”Lacordaine
2- “L’etat libere l’individu de l’etat de nature”Spinoza « Anelanelan’ny osa sy ny matanjaka , ny fahafahana no mangeja
« Manafaka ny tsirairay amin’ny toetra voajanahary ny ary ny lalana no manafaka »
fanjakana » Les doctrines politique/Ireo firehan-kevitra ara-politique
3- “L’homme est un loup pour l’homme”Thomas Hobbes 1- « Ni dieu, ni maitre »Jean Grave
« Ny olona dia ambohodia ho an’ny olona » « Tsy manana Andriamanitra, ary tsy manan-tompo »
L’etat et le pouvoir de l’etat/Ny fanjakana sy ny fahefam- 2- “Laisser-faire, laisser passer” Adam Smith
panjakana « Avelao hanao, ary avelao andeha »
1- « L’etat est une organisation d’une communaute historique »Eric 3- “Si l’etat est fort il nous écrase, s’il est faible, nous perissons”Paule
Weil Valery
« Ny fanjakana dia fandaminana ankohonam-piarahamonina ara- « Raha matanjaka ny fanjakana dia mamoritra antsika, raha osa
tantara iray » kosa izy, dia simba isika »
2- “L’etat est une machine qui permet aux uns d’opprimer les 4- « La democratie est le gouvernement du peuple, par le peuple et
autres”lenine pour le peuple »Lincoln
« Milina ahafahan’ny sasany mamoritra ny hafa ny fanjakana » « Ny demokrasia dia fanjakana an’ny vahoaka avy amin’ny
3- “Tant que l’état existe, il n’y a pas de liberte”Lenine
« Raha mbola misy fanjakana dia tsy misy ny fahafahana » vahoaka ary ho an ;ny vahoka » ♣
Conception:Tiana Anjahariliva
Mazotoa mianatra

Vous aimerez peut-être aussi