Académique Documents
Professionnel Documents
Culture Documents
(1999 à 2015)
HISTOIRE - GÉOGRAPHIE
HG A 2011
N.B: Tsy maintsy ataon’ny mpiadina ireo laza adina roa (02)
atolotra azy
LAZA ADINA I: Jeografia: Famoaboasan-kevitra (Isa 10)
Tontolo voajanahary sy mponina Amerikanina, fototra roa lehibe iorenan’ny fampandrosoana ny
firenena. Hazavao.
HISTOIRE - GÉOGRAPHIE
HG A 2010
Baccalauréat de l'enseignement général
Madagascar
Session 2010
La marche à la guerre froide. Insister sur l’organisation politique, économique et militaire de deux
blocs après la rupture de 1947.
La puissance des Etats-Unis résulte de leur dimension, de leurs ressources naturelles et leurs
hautes technologies. Elle apparaît aussi dans le domaine monétaire, leurs influences politiques,
économique et surtout dans les échanges extérieurs.
Mais tout cela change après 1970 car une phase de crise apparaît avec une croissance très
ralentie de la production, aggravée par les deux chocs pétroliers.
in Géographie du Temps Moderne,
Edition Hachette.
N.B: Tsy maintsy ataon’ny mpiadina ireo laza adina roa atolotra azy
Ny firosoana mankany amin’ny ady mangatsiaka. Hazavao amin’izany ireo lamina ara-polotika,
ara-toekarena, ara-tafika nisy teo amin’ny vondrona roa taorian’ny fivakisana tamin’ny 1947.
Miseho amin’ny fananany velaran-tany, amin’ireo harena voa-janahary ary ireo teknolojia avo
lenta ny fahatanjahan’i Etazonia. Mitranga ihany koa izany eo amin’ny lafiny ara-bola, ny
fanjakazakana ara-politika, ara-ekonomika ary indrindra amin’ireo fifanakalozana amin’ny any ivelany.
Nefa miova izany rehetra izany taorian’ny taona 1970, noho ny fisehon’ny vanim-potoana
itrangan’ny olana, arahin’ny fihenan’ny harikarena amin’ny famokarana, nanampy trotraka izany ny
dona-tsolitany indroa.
in Géographie du Temps
Moderne,
Edition Hachette.
Hadihadio ity tahirin-kevitra ity ary ampiasao amin’izany ireto tari-dalana manaraka ireto :
- Asongadino ireo antony nahatonga ny fahatanjahana amerikana.
- Asehoy ireo olana ara-toekarena amerikana taorinan’ny taona 1970.
HISTOIRE - GÉOGRAPHIE
HG A 2009
N.B: TSY MAINTSY ATAON’NY MPIADINA IREO LAZA ADINA ROA ATOLOTRA
AZY
Tsy ampy dimampolo taona akory dia laharana faharoa eran-tany eo amin’ny tanjaka
ara-toe-karena i Japon. Io fahombiazan’i Japon io, i Japon izay mampitolagaga an’izao tontolo izao dia
noho ny faharisihan’ny mponina ao aminy, izay maro tokoa ary sady tsara ofana no manana firaisan-
tsaina; noho ny fahombiazan’ny lamina misy eo amin’ny firafitry ny taozava-baventy ary noho ny
tetik’ady enti-mihary izay tsy mitsaha-mivoatra ihany koa.
HISTOIRE - GÉOGRAPHIE
HG A 2008
N.B. Tsy maintsy atao ireo laza adina ROA atolotra ny mpiadina
--------------------
HISTOIRE - GÉOGRAPHIE
HG A 2005
HISTOIRE - GÉOGRAPHIE
HG A 2004
HISTOIRE - GÉOGRAPHIE
HG A 2003
Ny firosoana mankany amin’ny ady mangatsiaka. Hazavao amin’izany ireo lamina ara-politika, ara-toekarena,
ara-tafika nisy teo amin’ny Vondrona roa taorian’ny fivakisana tamin’ny 1947.
Tsy ampy dimampolo taona akory, dia i Japon no laharana faharoa eran-tany eo amin’ny tanjaka ara-toekarena.
Nampitolagaga ny fivoaran’i Japon, antony maro no nahatonga izany, ny fahavitrihan’ny mponina, mpiasa tsara
ofana sady manara-dalàna, fisian’ny lamina sy tetika mahomby ho fampandrosoana hatrany ny indostria.
Notsoahina avy amin’ny boky – L’Organisation de l’espace mondial,
Collection Magnard, p.
153.
HISTOIRE - GÉOGRAPHIE
HG A 2002
-------------------------------------------------------------------------------------------------------------
2 – Fanadihadiana tahirin-kevitra.
Ny filefahana : 1962 – 1975.
Nandritra ireo taona 1960, niroso nankany amin’ny fitresatresahana ny firidiridin’ny vondron-tany
roa, nanomboka ny fiaraha-miasa ara-barotra sy ny dinika mikendry ny famerana ny hazakazaka amin’ny
fanamboarana fitaovam-piadiana ny Ngeza roa tonta : izany no vanim-potoan’ny filefahana. Io foto-pisainana
vaovao mankany amin’ny fisokafana io anefa, dia tsy nahasakana velively ny fifandonana, izay marihina fa
tena nahery vaika tokoa nandritra ny ady lavareny tany Vietnama, izay nijanona ho toe-draharaha maharitra
teo amin’ny fifandraisana iraisam-pirenena.
Nalaina tao amin’ny ‘‘Collection GREHG / Terminales (A, B, C, D).
Histoire, le monde de 1939 à nos jours p.128.
HISTOIRE - GÉOGRAPHIE
HG A 2001
HISTOIRE-GEOGRAPHIE – SÉRIE : A
HISTOIRE - GÉOGRAPHIE
HG A 2000
HISTOIRE - GÉOGRAPHIE
HG A 1999
---------------