Vous êtes sur la page 1sur 3

FEDERASIONA MADAGASIKARA AFOVOANY

DEPARTEMANTAN’NY TANORA

FISORATANA ANARANA GRAND RALLYE JA FMC – 14, 15, 16 Septembre 2018


« Koa raha misy olona ao amin'i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo. » (2 Kor 5:17)

Fiangonana : ………………………………………… Distrika : …………………………………………… Région : ……………………………………………

ANARANA SY FANAMPINY/TOTEM GRADE TAONA LAHY VAVY


MPISAVALALANA
ENCADREURS & C.G

TOTALIN’NY MPILASY REHETRA (LAHY + VAVY):


NB: Frais généraux: 3000 Ariary. Atao dika efatra mitovy (photocopie) ity, aterina ao amin’ny Caisse FMC, farafahatarany
ny Zomà 07 Septambra 2018. Sous tente, ny Fiangonana na ny Distrika no manao ny fandaminana ny amin’ny sakafo.
Ny Pasitoran’ny Distrika Ny Komitin’ny Fiangonana Ny Filoha Ankapobeny
FAMPAHAFANTARANA NY PROGRAMA AMIN’NY ANKAPOBENY

Tanjona : Mba hahafahan’ny Mpisavalalana maneho ny maha-izy azy (“Identité”) : Fiangonana, Distrika, Région.

A. FANDAHARAM-POTOANA

 Zomà 14 Septambra 2018 : - Accueil & Installation

 Sabata 15 Septambra 2018 : - Commencement : Louanges et Adoration (Fotoana voarindra

misokatra ho an’ny Mpisavalalana sy ny mpiandraikitra rehetra : solo, duo, Fiangonana, Distrika, sns)
- Maraina : Sekoly Sabata - Fananganan-tsaina – Culte : Explos avokoa, miampy invité amin’ny Culte.
- Folakandro : Matso lehibe (défilé) andraisan’ny JA rehetra (mpilasy + mpanatrika) manao fanamiana

ara-dalàna : bannières & fanions, banderoles ary drapeaux maneho ny maha-izy azy ny Distrika na
Région no entina manao défilé – Fisafoana ny andiany (Revue des Troupes hataon’ireo manam-pahefana)

– Programa manokana (Talen’ny Departemantan’ny Tanora) – Festival des Talents – Programa samihafa.

 Alahady 16 Septambra 2018 : - Afon-dasy + Festival des Talents fanao amin’ny alina (hand shadow,

Comédie Musicale, Projection Lovan’ny Fiangonana, saynettes, animations, etc)

- Maraina + folakandro : Fanokafana ny fampiratiana (Exposition) + Visites des stands + Festival des Talents

B. MIKASIKA NY FESTIVAL DES TALENTS

- Amporisihina ny handraisan’ny Distrika rehetra anjara. Distrika iray = fandraisana anjara iray. Ny CR no

manangona ny fandraisana anjar’ireo Distrika ao anatin’ny Région tsirairay. Ny Zomà 07 Septambra 2018 no

fara-fandraisana izany aty amin’ny FMC. Mariho mazava tsara ny fotoana hanehoanareo ny talentanareo

(alina/afon-dasy na atoandro). Mba hahamaty paika tsara ny programmation & timing, dia tsy horaisina

intsony ny fandraisana anjara alefa aorian’ny daty voalaza etsy ambony.


- Ireto misy soso-kevitra azon’ny rehetra handraisana anjara: drill, hand mime, hand shadow, kabary,

vako-drazana, kolon-tsaina/fomban-tany, comédie musicale, fampiarahana mitendry zava-maneno, sns.

- Faharetan’ny fampisehoana iray = 5 minitra hatramin’ny 10 minitra. Aoka mba samy hanaja ny timing ny
mpandray anjara tsirairay, mba hahafahan’ny rehetra maneho ny talentany: fohy, tsara, voamana tsara!

C. MIKASIKA NY FAMPIRATIANA (EXPOSITION)

- Fampiratiana voamana mialoha: asa tanana, sary na vidéos activités JA, vokatra (produits) na services, sns.
- Mitovy avokoa ny stands rehetra (uniforme) fa tsy samy manao ny azy ka ny Région tsirairay no manao ny

fandaminana amin’ny isan’ny stand hofandrihany. Aoka mba ho matotra amin’ny isan’ny stand fandrihana.
- Ny stand ihany no iantohan’ny Camp. Anjaran’ny mpanao fampiratiana kosa ny ao anatiny rehetra.

- Aoka mba hilaza mialoha ireo stands hampiasa herinaratra (électricité): écran plat, vidéoprojecteurs, sns.
Azon’ny mpanao fampiratiana atao ny manatona ny Animation @ fampahafantarana ny zava-misy @ stand-ny.

Fanazavana fanampiny : Cocker Efficient (Directeur de Camp) : 034 41 412 42

Chamois humble (Superviseur) : 034 20 064 20 033 28 628 27

Vous aimerez peut-être aussi