Vous êtes sur la page 1sur 13

Momban’ny elanelana DISTANCE

(temps de réaction ,freinage et arrêt)

SY NY

RESPECT fifanajana
(règle d’or SODIAT)
1) Distance de réaction

•Temps de réaction : Fotoana lany mandritra ny


fahatsapana na fahitana toe javatra mampidi doza
sy ny fanitsahana « pédale de frein »

•Miovaova ny distance de réaction : arakaraky ny


hafainganam pandeha indrindra indrindra ny temps de
réaction ny mpamily
( miankina am toe pahasalamany)

ny temps de réaction mécanique ( miankina amn camion


citerne)
•Torohevitra : fomba hahafantarana ny elanelana vitan’ny CC mandritra ny (1) segondra

•Elanelana vita mandritra ny 1 segondra = Hafainganam-pandeha(km/h) X 1000


3 600

OHATRA: @ hafainganampandeha 40 km

Elanelana vita mandritra ny 1 = 40 x 1000 = 11,11 metatra isan_tsegondra


3 600
Fomba fahitana vetivety ny elanelana vitan’ny CC mandritra ny (1) iray segondra

Ampitomboy in telo ny isa eo amin’ « dizaines » ny hafainganam-pandeha

OHATRA: @ hafainganampandeha 40 km, ny elanelana vitan’ny CC dia sahabo


ho eo amin 'ny : 4 x 3 = 12 metatra eo eo .

Mifanakaiky am tena elanelana vita ihany izany ny valiny azo avy amnio fomba
iray io.
2) Distance de freinage

Ny distance de freinage dia ny elanelana vitan’ny CC manomboka eo


amin’ny fotoana hanitsahana ny frein hatramin’ny fijanonan’ilay CC
tanteraka.

Miovaova izy io araky ny hafainganam-pandeha, ny toetry ny lalana , ny


methode de freinage, ny havesatry ny CC, ny kodiarana, ny pente,
( fiakarana na fidinana) .
3) Distance d’arrêt

•Ny «  distance d’arrêt » dia ny elanelana vitan’ny CC mandritra ny «  temps de


réaction » sy ny «  temps de freinage » c

Elanelana vita mandritra Temps de


réaction (1 segondra) + distance de freinage

FREINAGE 
Fahitana ny loza  Arrêt total 
1 segondra 
•Torohevitra : fomba hahafantarana ny distance d’arrêt amin alalan’ny
hafainganampandeha ny CC.
Toy ny ilay mikaroka ny distance de reaction ihany fa atao fois 4 indray ny dizaine eto.

OHATRA: @ hafainganampandeha 40 km, ny elanelana vitan’ny CC dia sahabo ho eo amin


'ny : 4 x 4= 16 metatra eo eo .
FEHINY : AMBOARO NY HAFAINGANAM-PANDEHA

Ny hafainganampam-pandeha dia mahatonga ny lozam-


pifamoivoizana sy mampitombo ny voina voalohany
indrindra satria :

• Manena ny fahafahana mitondra ny CC ( volant tsy


voavily, CC tsy voajanona, sns..)

• Mampitombo voina satria mafy koakoa ny choc rehefa


mandeha mafy ianao ary ho ratsy dia ratsy ary
ampivarahontsana ny vokatr’izany

HAJAO NY INTERVALLE DE SECURITE TOMPOKO OH


4 SEGONDRA FARAFAHAKELINY
FANAMARIHANA :

Rehefa sendra PENTE na ANDRO RATSY

Ahenao ny hafainganam-pandeha ary ampitomboy 8


segondra ny intervalle de sécurité.

Rehefa sendra embouteillage na en ville/agglomération


dia tsy maintsy hita ny kodiaran’ny fiara eo anoloana
mipetraka amin’ny tany.
TOROHEVITRA

Fika anisana io 4 segondra io :

Tonga dia asio aloha ny elanelana aminao sy zay fiara eo


anoloana; avy eo .Makà «  repère » iray ohatra panneau na hazo
eny am sisindalana.
Raha vao mandalo eo @ io repère nalainao io ny fiara eo
alohanao dia manomboka manisa enao : 
« akoholay ray, akoholay roa , akoholay telo, akoholay efatra »

Raha mandalo io repère io ny CC entinao ka mbola tsy tonga


amin’ny akoho faha efatra ianao dia mbola tsy ampy zay ny
elanelana.
Toe javatra manokana

Na misy aza ny fetra hafainganampandeha hita eny am panneaux


signalisation dia Ahenao ny vitessnao arakaraky ny zava miseo
( orana,zavona, fiviliana be,sns…)

Fadio ny mampiasa Ralentisseurs eny amin’ny lalana malama


,mando be na mamotaka…
RESPECT
Rhefa sendra accident en ville ka misy filambaniny
ataon’ny hafa
•Calme tsara tsy mikoropaka

•Tsy mamaly zay teny na opa

•Manazava ampilaminana sy ampisainana tsara

•….

Vous aimerez peut-être aussi