Vous êtes sur la page 1sur 2

FANONTANIANA HOSAINTSAININA

Nahoana ny Tenin’Andriamanitra no
Ahoana no
afaka manatsara ny fiainanao?
Mamaly izany ny Baiboly ao amin’ny ISAIA 48:17, 18
fiheveranao
sy 2 TIMOTY 3:16, 17.
ny Baiboly?

MILA FANAZAVANA
FANAMPINY VE IANAO?
Manandrama mianatra Baiboly
amin’ity bokikely ity.
 Mba andefaso an’io bokikely io aho.
Miaraha mandinika ny Baiboly AN K AF I ZO
MANDRAKIZAY
amin’ny Vavolombelon’i Jehovah. NY F IAI NANA!
F A N O M B O H A N A F I A N A R A N A B A I B O LY

 Mba andefaso olona aho hitsidika ahy.


Afaka mankao amin’ny www.jw.org/mg
koa ianao, raha te haka na hamaky an’io
bokikely io, na te hotsidihina.
Fiteny ˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝
Anarana ˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝
Adiresy ˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝
˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝
Aminao ve ny Baiboly...
˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝˝

Mameno sy mandefa an’ireo fanazavana ireo aho ka manaiky hoe azon’ny Vavolombelon’i Jehovah
ampiasaina araka izay ilainy ny mombamomba ahy mba hanatanterahany ny fangatahako, mifanaraka
amin’izay voalazan’ny Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo ao amin’ny jw.org.
˙ tenin’olombelona?
ALEFASO AMIN’NY ADIRESY ETO AMBANY NY FANGATAHANAO:
˙ angano?
Ao amin’ny www.jw.org/mg/adiresy-sy-telefaonina ny lisitry ny adiresy eran-tany.
˘ 2013 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
˙ Tenin’Andriamanitra?

s
Ampiasao ity kaody ity
raha te hijery an’ilay
video hoe Nahoana
T-30-MG
211006

Ianao no Tokony
Hianatra Baiboly?
INONA NO LAZAIN’NY BAIBOLY? TENA AZO INOANA
“Ny Soratra Masina iray manontolo VE IZAY LAZAIN’NY
dia avy amin’ny herin’ny fanahy masin’ BAIBOLY?
Andriamanitra.”—2 Timoty 3:16, Eny! Ireto misy antony telo:
Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao. ˙ Mirindra tsara. Olona 40 teo
ho eo no nanoratra ny Baibo-
ly, nandritra ny 1600 taona.
Tsy nifankahalala mihitsy ny
ankamaroan’izy ireo. Tsy mifa-
nipaka anefa ny zavatra noso-
ratany ary loha hevitra iray
ihany no noresahiny.

˙ Milaza ny marina. Matetika


no tsy tantarain’ny mpanora-
tra boky ny hoe resy an’ady
ny fireneny. Tsy toy izany ane-
fa ny mpanoratra ny Baiboly.
Notantarain’izy ireo daholo ny
fahadisoany sy ny zavatra tsy
nety nataon’ny fireneny.
—2 Tantara 36:15, 16; Sala-
mo 51:1-4.

˙ Tanteraka foana izay lazainy.


Roanjato taona talohan’ny ha-
haravan’i Babylona fahiny dia
efa nilaza ny` Baiboly fa ho
rava io tanana io. (Isaia 13:17-
22) Tsy ny fomba hitrangan’
izany ihany anefa no noresahi-
ny. Nolazainy koa ny anaran’
INONA NO VOKATR’IZANY ilay mpitari-tafika hanao izany.
EO AMINAO? —Isaia 45:1-3.
˙ Mahazo valiny mahafa-po amin’ireo Faminaniana maro hafa
koa no tanteraka tamin’ny an-
fanontaniana manahiran-tsaina. tsipiriany, ary tsy mahagaga
—Ohabolana 2:1-5. izany satria Tenin’Andriamani-
tra ny Baiboly.—2 Petera 1:21.
˙ Mahazo torohevitra mahasoa eo 
amin’ny fiainana andavanandro. Raha tsy manana Baiboly ianao,
—Salamo 119:105. dia afaka mamaky izany ao amin’ny
Internet, ao amin’ny www.jw.org
˙ Lasa manana fanantenana
azo antoka.—Romanina 15:4.

Vous aimerez peut-être aussi